1er septembre : Journée mondiale de prière pour la Création

1. rhaj0 ( 27/08/2015 10:52)
http://lmgtfy.com/?q=pape+francois+journee+mondiale

Dia io izany ny andro eran-tany (katolika) hivavahana ho @ Zava-boahary hono izany, manombok'izao, hozy ny Papa Fransisy..

Tordu ihany (sa tena tordu mihintsy) ilay izy, satria te-hamely "journee mondiale" ingahy Fransisy, nefa pehany ho "priere" sy "Creation" indray koa ilay izy, ka dia avy dia manilika ny olona TSY manao "priere" sy ny olona TSY mino ny "Creation".

Fa dia atsipazo avo dia avo any an-danitra izany ny tananareo kristiana katolika @ io andro io, fa mety hihidy ihany ny lavaky ny ozone ao ambony ao eee...

Ho ana(re)o serieux kokoa, dia efa misy ny Journee Mondiale TSIMIALONJAFY toa ny

22 avril : Journée Mondiale de la Terre
5 juin : Journée Mondiale de l'environnement
novalian'i rhaj0 ny 04/09/2015 11:18
2. Strong3 ( 27/08/2015 11:58)
:-) ... tsy mahatsindry fo mihitsy ve rhaj0 ah hihihih
3. rhaj0 ( 27/08/2015 12:05)
:-) misaotra manome feedback ee... ngo dia ho lazain-dRakrisy fa mihetsika demony eo :-)
4. Strong3 ( 27/08/2015 12:26)
hahaha :-)

lehibe izany ilay baiboly io ka mahatonga ny maro alaim-panahy hitsongotsongo izay mahafinaritra sy mahadiavolan'ny sainy ao eh

ka raha hitsaotsaoka voahary ny katolika dia mahita tokotoko sy andininy hanamarinan-tena ao izy ka dia tsy misy fahadisoana hoe izany! :-)

fa enao no harary fo eto tokoa fa ilay hoe mihetsi-demony ohatrany tsy hinoanao kou :p hahaha
5. rhaj0 ( 27/08/2015 14:50)
Strong3:
ka raha hitsaotsaoka voahary ny katolika dia mahita tokotoko sy andininy hanamarinan-tena ao izy ka dia tsy misy fahadisoana hoe izany!

Raha ny fahitako azy, dia ilay Didy fototra voalohany mihintsy no olana ho an'ny Fivavahana Kristiana (sy Jiosy koa raha mifototra @ TT izy).. Hoe "Anjakao ny Tany"..

Dia "nanjakan'izao adala sy hendry izao" tokoany moa ny Tany..

Nefa ny Grand Manitou ho'a, nilaza hoe, "mpindrana daholo ianareo", dia nohajain'ny Amerindiana ny Tany.
6. Fiffi ( 27/08/2015 19:10)

rhaj0:

Fa dia atsipazo avo dia avo any an-danitra izany ny tananareo kristiana katolika @ io andro io, fa mety hihidy ihany ny lavaky ny ozone ao ambony ao eee...

.....inn ihany re no mba mahafaly an'rhajO eh ?

soahiany fa miss an'pape manao zao fotoam-pivavahana zao....
7. hery ( 27/08/2015 20:13)
Tsy dia vavaka hampikatona ny ozone na hampilatsaka orana any amin'ny desert de Sahara ilay izy ka :-)

« [Cette journée mondiale] offrira à chacun des croyants et aux communautés la précieuse occasion de renouveler leur adhésion personnelle à leur vocation de gardiens de la création, en rendant grâce à Dieu pour l’œuvre merveilleuse qu’Il a confiée à nos soins et en invoquant son aide pour la protection de la Création et sa miséricorde pour les péchés commis contre le monde dans lequel nous vivons ».
En savoir plus sur http://www.lemonde.fr/religions/article/2015/08/10/le-pape-francois-lance-une-journee-mondiale-pour-l-environnement_4719621_1653130.html#1FuBz2T4QtG9GGUE.99

Mamintina ny atao hoe vavaka ho an'ny Katolika izay tsy tora-po fa fiainana. (Tolona fa tsy sento hoy izay Mompera Navone izay). Koa amin'io andro io ny Kristianina (izay te hanao) dia mandini-tena (méditation - fivavahana koa izany), manolo-tena (offrande de soi-meme - vavaka koa izany), misaotra noho ny zavatra iainana sy raisina (tsy voatery creationiste vao mahatsapa hoe mahazo fahasoavana vokatry ny zava-boahary), mifona noho ny fihetsika tsy manaja tontolo ataon'ny tena sy ataon'ny hafa (mbola vavaka ihany) sns.

Koa ho an'izay mahay mivavaka rehetra io.

Raha tsy azoazonareo ilay hoe journée mondiale (satria mety hoe manery anareo) dia ataovy amin'ny andro hafa na isanandro mihitsy fa vao mainka tsara. Ny tanjona dia ny fahatsapan-tenan'ny tsirairay. Fa ho an'ny Kristianina dia miaraka amin'Andriamanitra ilay fahatsapan-tena.

------------
H.S. Marihina fa misy ny journée maromaro izay ivavahan'ny Katolika ho an'ny zavatra hafa. Ohatra hoe Journée mondiale pour les malades, Journée mondiale de prière pour les vocations sns. Ny Journées mondiales des Jeunes moa (JMJ) dia fotoana maromaro iarahan'ny tanora mivavaka sns.
8. Fiffi ( 28/08/2015 07:13)
....zah zao tena faly satria

"L'Église anglicane se joint à l'appel du pape François à prier le 1er septembre"

hery:
Raha tsy azoazonareo ilay hoe journée mondiale (satria mety hoe manery anareo) dia ataovy amin'ny andro hafa na isanandro mihitsy fa vao mainka tsara. Ny tanjona dia ny fahatsapan-tenan'ny tsirairay. Fa ho an'ny Kristianina dia miaraka amin'Andriamanitra ilay fahatsapan-tena.

journée mondiale.... marina ny an'i hery...tsy misy fanerena io fa anjaran'tsirairay no miheritreritra raha mba te hivavaka am io andro io.....
9. Strong3 ( 28/08/2015 09:02)

Fiffi:

tokony nasiana journée mondiale de l’éxhumation koa eh...

amin'izay mba samy manararao-paty eo daholo :-)
10. rhaj0 ( 28/08/2015 10:28)
OKey dokey... tsara rahefa mampirisika "fahatsapan-tena"... fa dia tiako avoitrako tsara fotsiny hoe:
- (mety) "proselytisme" koa no paika ambadika ao, ngo dia voa-pieger ao mantsy ny innocent ka mampalahelo..
- ilay "TSY fahatsapan-tena" h@ izay angaha moa, tsy "inspiration" tao @ Baiboly (sy ny doctrine-Vatican) teo ihany..

Fa rahefa mivavaka ao azany, dia eritrereto tsara ihany ny an'ny hafa sy ny "fahatsapan-tenany @ tontolo iainana" eeee... TSY ao anaty Baiboly ilay izy, ary TSY @ doctrine-n'i Vatican (raha ny fahatakarako azy).

rhaj0:
Raha ny fahitako azy, dia ilay Didy fototra voalohany mihintsy no olana ho an'ny Fivavahana Kristiana (sy Jiosy koa raha mifototra @ TT izy).. Hoe "Anjakao ny Tany"..

Dia "nanjakan'izao adala sy hendry izao" tokoany moa ny Tany..

Nefa ny Grand Manitou ho'a, nilaza hoe, "mpindrana daholo ianareo", dia nohajain'ny Amerindiana ny Tany.

Jereo tsara fa TSY kolotora na fombafomba ny an'ny Amerindiana, fa tena latsaka lalina anatin'ny system-na Finoany (izay TSY mitovy @ system-na Finoana Kristiana).

11. Strong3 ( 28/08/2015 12:07)
ny baiboly kosa nge mba niteny hoe tandremo ny saha edena eh! :-)
12. Fiffi ( 28/08/2015 18:02)

rhaj0:

fa dia tiako avoitrako tsara fotsiny hoe:
- (mety) "proselytisme" koa no paika ambadika ao, ngo dia voa-pieger ao mantsy ny innocent ka mampalahelo.

ianao dé tsy mahita afatsy ny ratsy.....c'est lassant.....
13. rhaj0 ( 28/08/2015 18:21)
Fa ahoana azany no lazainao "ratsy" ny proselytisme azany eee...
14. rhaj0 ( 28/08/2015 18:28)
Fa ilay "tsara" ataon'ny Amerindiana koa hotry ny (safidianao) TSY hita an!...

Satria ve mifanohitra @ soatoavina Kristiana, na hoe tsy ao anaty Baiboly, dia akipaka (ignorer-na) ?
15. Strong3 ( 31/08/2015 09:10)
izany hoe tsy mifampijery izany isika kou hihih :-)

aza kivy eh
16. rhaj0 ( 31/08/2015 11:37)
Hery:
« [Cette journée mondiale] offrira à chacun des croyants et aux communautés la précieuse occasion de renouveler leur adhésion personnelle à leur vocation de gardiens de la création, en rendant grâce à Dieu pour l’œuvre merveilleuse qu’Il a confiée à nos soins et en invoquant son aide pour la protection de la Création et sa miséricorde pour les péchés commis contre le monde dans lequel nous vivons ».

Kabary matavibe-na politisiana no fihainoako an'izany... Ny foto-kevitra fototra sy lalina anao ao dia zavatra hafa, fa ny kabarinao dia matavy be jabora.

Ny "Tso-Drano" voalohany dia hoe..
Genesisy 1:28 Anjakao ny tany...
29 Ary hoy koa Andriamanitra: “Efa nomeko anareo ny zavamaniry rehetra ...
Genesis 1:28 ... remplissez la terre, et l'assujettissez; et dominez ...
29 Et Dieu dit: Voici, je vous donne toute....

Ka "EFA NOMENY", "DONNER", izany ilay izy, koa maninona no aholana sy avilivily, dia hoe "no-CONFIER"-ny hono ????

Ny "confier", hozy Ralarosy, dia hoe
Remettre quelqu'un, quelque chose aux mains de quelqu'un, à sa garde : Confier les clefs de son appartement au gardien.

Ka "donner" TSY midika hoe "confier"... Dia tsy takatro ve fa raha hoz'ianao hoe, "donner les cles", dia bye bye no dikan'izany ??

Izay no lazaiko hoe, tena kabary fataon'ny politisiana fatsora gaigy ity, fa .. nareo moa jamban'ny "mino" lava ao, dia ao izany nareo eeee...
17. Strong3 ( 31/08/2015 12:45)
fa amin'ny eritreritrao izany dia tokony ho tezitra Atra raha nopotehina ilay nanolorana azy ilay zavatra anjakana sa hijery fotsiny.

ka sao ny mpino mba matahotra amin'ity fanampotehana ataon'ny siantifika ity dia mba nandray andraikitra ny papaly hoe antao mba asiana andro fankasitrahana sy fitsaofana itony voahary ito :-)
18. rhaj0 ( 31/08/2015 13:47)
Ny Atry ny Kristiana anie no te-"HANOME" fa tsy "NAMPINDRANA" eee..

Jereo tsara ho'a fa i Grand Manitou, izay crane sy mahatsinjo lavitra kokoa, dia "nampindrana"...

Ka tsy tokony ho "tezitra Atra" (an'ny Kristiana) fa IZY ihany no erany tao.
i Grand Manitou izao no tokony ho tezitra @ ... Atry ny Kristiana... fa tsy mba mahay manoro ny "zanaNY".
19. Strong3 ( 01/09/2015 08:54)
ka efa hoe ny baiboly dia milaza fa misy devoly dia ny ota no nahatonga ny olona hanimba zavatra toa io devoly io.. tsy mba mahay mikajy. :-)

moa ilay zavatra koa natao hanjakana sy hiainana...

ny hazo sy ny vy ohatra dia hanaovana fanorenana, handrahoana sakafo , sns

ka akory ary atao? ritra ny zava-boahary
ohatran'ny tsy tokony ho hisy bedy tokoa eh hihihihi

fa ny misaotra fa nisy nanome izany eto no atao , fa ny hoe nampindramina mantsy toa manahirana , tsy maintsy zavatra tsy nipika no averina fa tsy zavatra efa simba
20. rhaj0 ( 01/09/2015 11:09)
Strong3:
nampindramina mantsy toa manahirana , tsy maintsy zavatra tsy nipika no averina fa tsy zavatra efa simba

Azonao tsara izao ny fataon'ny Amerindiana "araka ny FInoany" (ny Grand Manitou)...
- RAhefa mankany an'ala izy, dia miezaka ny TSY hamela trace fa mitsaitsaika...
- Ny tany dia TSY asiany fefy, ilazana fa hoe TSY an'azy io, fa "mpindrana" daholo ny rehetra ary mahazo miriaria eny daholo...
- Ny mampiasa ny entan'i Grand Manitou, fa hoe tsy maintsy misakafo ohatra, dia izay ilainy ihany no kitihiny fa tsy mirobaroba sy mandravarava @ n'a pas, na koa @ cupiditE....

Dia ny azy ny Devoly dia .. TSY misy an'izany @ kolotorany (jereo ohatra eto)

Ny Kristiana no mamorona io Devoly io, ataony "sidekick" an'i Andriamanitrany, ka dia @ Devoly daholo no ifoteran'izay ratsy rehetra izao, rahefa tsy mahavita azy ny A.trany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1538