Mbola misy ve ny voaloham-bolana?

121. RBNIR ( 06/10/2015 10:57)
Tsy voatery hoe manana ny FANAHY MASINA ny olona iray dia handeha ho azy araka ny lalàna rehetra!!!
Tena mitondra an-tsika marina IZY saingy avelany hisafidy hatrany ny tsi11 fa tsy ataony tahaka ny robot akory, eo no hilàna famalinana mba tsy ho tafalatsaka ao amin'ny fitaka (teny tokony hotandremana toy ilay heb.4:9 lasa tsy tandremana noho ny fampianaran-diso ataon'ny sasany!!!

Tsy aiko fa dia teny efa mazava be io (mety hoe mila mahay teny anglisy aloha e, nefa na izany aza isika malagasy efa nomena ny dikanteny Diem hanamarinana ny teny)!!!!
122. Hajarilala7 ( 06/10/2015 15:02)

RBNIR:

MBA VAKIO AZAFADY NY 1 Korint 6:19 raha mbola manana safidy izany ny tena zanak'Andriamanitra fa mafy loha be ianao RBNIR!
123. Hajarilala7 ( 06/10/2015 15:04)
Maninona ny andro Sabata, ka efa hoe ny Fanahy Masina no mitarika ahy, tsy ny lalàna indray no ambony noho ny Fanahy Masina!
124. Hajarilala7 ( 06/10/2015 15:12)
RBNIR:

Vaovao amiko hoy aho satria izao no nambaranao ary amin'ny lohahevitra fanekena taloha sy fanekena vaovao ary!!!

"" Tsy izaho intsony no velona, ka raha izaho no asainao mitandrina ny andro sabata, mitandrina ny hoe Aza mijangajanga" sns.... dia miala tsiny....."

Tsy aiko aloha ny famakin'ny sasany an'io teny io fa amiko dia hoe sady tsy mitandrina ny sabata ianao no tsy mitandrina ny hoe aza mijangajanga.....
Ahoana ary no hitandremako izany andro Sabata izany sy ny fijangajangana sy ny mandainga sy ny mamono olona????? Ho anao RBNIR " Aza mijangajanga ianao an! Aza mamono olona koa, tandremo anI dia manaova ianao eny tompoko! Mbola hanao ianao sa tsy hanao intsony??? Rahampitso koa mbola asaiko mitandrina an! Rehefa mbola mpanota ianao dia tsara hampitandremana ny lalàna! Amin'ny Sabotsy indray ianao madeha mivavaka an! Mba misy andro iray mba hivavahanao fa mijaly ny fiaraha-monina amin'ny ditranareo!
125. RBNIR ( 07/10/2015 04:45)
Hajarilala7:

MBA VAKIO AZAFADY NY 1 Korint 6:19 raha mbola manana safidy izany ny tena zanak'Andriamanitra fa mafy loha be ianao RBNIR!
[/quote]
Koa maninona ary ianao no tsy manaiky ilay heb.4:9 izay efa mazava be raha izany fa tsy mamorona Sabata (izay foronin'ny eritreritrao fa tsy araka izay voasoratra).

Satria mbola misafidy ianao hoe ny ahy aleoko ilay araka ny heritrerito (Sabata fitsaharana = mitsahatra isan'andro) na dia voasoratra aza fa hoe :

8 If Joshua had led them into this place of rest, God would not later have spoken of another day.
9 There must still be, therefore, a seventh-day rest reserved for God's people,

« Koa dia mbola misy sabata fitsaharana (andro fahafito dikan-teny Diem) ho an'ny olon'Andriamanitra. » (Heb.4:9)

BAIBOLY KATOLIKA.....
http://www.catholic.org/bible/book.php?id=65&bible_chapter=4
126. RBNIR ( 07/10/2015 05:10)
Hajarilala7:

Ahoana ary no hitandremako izany andro Sabata izany sy ny fijangajangana sy ny mandainga sy ny mamono olona????? Ho anao RBNIR " Aza mijangajanga ianao an! Aza mamono olona koa, tandremo anI dia manaova ianao eny tompoko! Mbola hanao ianao sa tsy hanao intsony??? Rahampitso koa mbola asaiko mitandrina an! Rehefa mbola mpanota ianao dia tsara hampitandremana ny lalàna! Amin'ny Sabotsy indray ianao madeha mivavaka an! Mba misy andro iray mba hivavahanao fa mijaly ny fiaraha-monina amin'ny ditranareo!

Io ilay fomba fiteny tsy ampy fahendrena avy aminao namana !!! Insulte ange io fa tsy azonao e!!! Sady fanandratatena no insulte, Ianao etsy ankilany masina be tsy misy kianina, ny olona kosa tsy misy dikany (tsy nampianatra an'izany JESOSY fa ny mifanohitra amin'izany aza namana!!!)
Ny tena mpanompon'Andriamanitra tsy mamely olona ankolaka na mivantana fa manazava araka ny fahamarinana fotsiny ihany (tsy misy hidiran'ny fo mihitsy na dia kely aza satria olona tsy mahafantatra no eo anoloana ary mampahafantatra no atao...)
127. RBNIR ( 07/10/2015 05:24)
« Nisy roa lahy niakatra teo an-kianjan'ny tempoly hivavaka, ny anankiray Fariseo, ary ny anankiray mpamory hetra. » (Lio.18:10)
« Ilay Fariseo nitsangana ka nivavaka nitokana hoe: Andriamanitra ô, misaotra Anao aho fa tsy mba tahaka ny olona sasany, izay mpanao an-keriny, tsy marina, mpijangajanga, na tahaka io mpamory hetra io aza. » (Lio.18:11)
« Mifady indroa isan-kerinandro aho; mandoa ny fahafolon-karena amin'izay azoko rehetra aho. » (Lio.18:12)
« Fa ilay mpamory hetra kosa nijanona teny lavitra eny, sady tsy nety niandrandra ny lanitra akory, fa niteha-tratra ka nanao hoe: Andriamanitra ô, mamindrà fo amiko mpanota. » (Lio. 18:13)
« Lazaiko aminareo: Izany lehilahy izany nidina tany an-tranony efa nohamarinina noho ny anankiray; fa izay rehetra manandra-tena no haetry, ary izay rehetra manetry tena no hasandratra. » (Lio.18:14)
IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!!!
128. Hajarilala7 ( 07/10/2015 09:02)

Tsy misy mamely ankolaka izany eo! Tsy misy safelika ny fitoriana ny Fahamarinana, ary ny teninay sy ny toriteninay dia tsy amin'ny fahendrena mahataona tahaka ny ataonareo aoa amin'ny Télévision .

Olona firy no fitahinareo dia hanafosafo anareo ve izahay???
129. Hajarilala7 ( 07/10/2015 09:07)

RBNIR:

« Nisy roa lahy niakatra teo an-kianjan'ny tempoly hivavaka, ny anankiray Fariseo, ary ny anankiray mpamory hetra. » (Lio.18:10)
« Ilay Fariseo nitsangana ka nivavaka nitokana hoe: Andriamanitra ô, misaotra Anao aho fa tsy mba tahaka ny olona sasany, izay mpanao an-keriny, tsy marina, mpijangajanga, na tahaka io mpamory hetra io aza. » (Lio.18:11)
« Mifady indroa isan-kerinandro aho; mandoa ny fahafolon-karena amin'izay azoko rehetra aho. » (Lio.18:12)
« Fa ilay mpamory hetra kosa nijanona teny lavitra eny, sady tsy nety niandrandra ny lanitra akory, fa niteha-tratra ka nanao hoe: Andriamanitra ô, mamindrà fo amiko mpanota. » (Lio. 18:13)
« Lazaiko aminareo: Izany lehilahy izany nidina tany an-tranony efa nohamarinina noho ny anankiray; fa izay rehetra manandra-tena no haetry, ary izay rehetra manetry tena no hasandratra. » (Lio.18:14)
IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!!!
Iza izany ianareo eto ry RBNIR??? Ilay mpanota tamin'ny roa, telo sns... taona dia mbola isan'ny mpanota ihany hatramin'izao ka mbola asaina mitandrina ny hoe Aza mandainga, aza mijangajanga sa ilay Fariseo izay tsy misy toa anareo fa ianareo ihany no nomena ny FAHAMARINANA ary misy 12 lahy ianareo no hitory izany????
130. RBNIR ( 07/10/2015 09:30)
Dia tsy aiko fa ny mpitazana no mahita namana hajarilala7 a!! Mampalahelo izato ianao e!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.7253