Mbola misy ve ny voaloham-bolana?

101. ranthson ( 18/09/2015 07:01)

Hajarilala7:

Isaia 66/ 23 : =>>> Ny olona mbola ao amin'ny nofo no miankohoka isaky ny voaloham-bolana sy sabata! Ny ao amin'ny Fanahy kosa dia isan'andro miankohoka foana eo amin'ny Tenin'Andriamanitra!!!

Inona ary ny porofo fa ao amin'y Fanahy ingahy Hajarilala7 e?
102. Hajarilala7 ( 18/09/2015 16:12)
ranthson:

Hajarilala7:

Isaia 66/ 23 : =>>> Ny olona mbola ao amin'ny nofo no miankohoka isaky ny voaloham-bolana sy sabata! Ny ao amin'ny Fanahy kosa dia isan'andro miankohoka foana eo amin'ny Tenin'Andriamanitra!!!

Inona ary ny porofo fa ao amin'y Fanahy ingahy Hajarilala7 e?
103. RBNIR ( 19/09/2015 04:02)

Hajarilala7:

Isaia 66/ 23 : =>>> Ny olona mbola ao amin'ny nofo no miankohoka isaky ny voaloham-bolana sy sabata! Ny ao amin'ny Fanahy kosa dia isan'andro miankohoka foana eo amin'ny Tenin'Andriamanitra!!!

Efa nazavaina fa ireo karazan-tsabata hafa no voalaza eto fa tsy ny andro fahafito namana...

Au pluriel ny sabata resahina eto :
Louis Segond Bible
Que personne donc ne vous juge au sujet du manger ou du boire, ou au sujet d'une fête, d'une nouvelle lune, ou des sabbats: Col.2:16

Fa raha ny andro fahafito manokana kosa dia izao no voalaza ny momba aminy
« Koa dia mbola misy sabata fitsaharana ho an'ny olon'Andriamanitra. » (Heb.4:9)
Tsara rehefa mahafantatra fa aloka ireny zavatra taloha ireny kanefa aza diso fandray fa tsy tafiditra amin'iny ny Sabata andro fahafito fa ireo Sabata hafa vakio ny Levitikosy 25......
104. Hajarilala7 ( 19/09/2015 05:55)
RBNIR:

Rehefa mitandrina ny lalàna ry Ingahy Pasy dia tandremana daholo a! Aiza daholo ny sabata taona manao ve ianareo? Des sabbats no soratra io izany hoe ireo sabbats rehetra no dikany, tsy nanavaka Izy hoe hafa tsy ny andro sabata!!! Ianareo no manao izay tianareo! Ny fampianaran'ilay manao azy ho mpaminanivavy Ellen G. White ao amin'ny Apok 2:20 no arahinareo!

Ny lalàna dia natao ho an'ny mpanota! Ary raha ny fitandremanareo ny lalàna dia TSY MIHOATRA NOHO NY FAHAMARINAN'NY FARISEO NY FAHAMARINANAREO. Tsy mihoatra noho ny fahamarinan'i Saoly (lasa Paoly Apostoly) ny fahamarinanareo raha ny amin'lalàna sy ny hafa koa.

Hamaly anao eto aho fa toa bloqué ilay lohahevitra ary am FANEKENA TALOHA sy FANEKENA VAOVAO

Hoy ianao RBNIR: Namana hajarilala, aleo tsy miteny hoy aho toy izay miteniteny foana....
Izao teny izao v dia tokony ho lazain'ny olona milaza ho mpanompon'Andriamanitra?
Citation ity
" Tsy izaho intsony no velona, ka raha izaho no asainao mitandrina ny andro sabata, mitandrina ny hoe Aza mijangajanga" sns.... dia miala tsiny fa ny Tompon'ny Sabata, dia Kristy Jesosy, sady faran'ny lalàna no efa velona ato amiko sady ivelomako. Diso adresse ianareo izay mampitandrina ny lalàna raha izaho no asainareo mitandrina izany.

Dia nampianao hoe : Hazavaiko fa sao tsy azonao RBNIR ilay hoe "Fa Kristy no faran' ny lalàna" = Izy no arrivée

Raha ireo no raisina dia hoe : tsy nitandriana ny lalàna intsony i Kristy ary tsy notandremany intsony ilay hoe "Aza mijangajanga".........
Mba menatra e!!!!! Aleo mangina hoy aho fa miteniteny foana!!!!

VALINY

Ilay Jesosy-nareo angaha mbola mila mitandrina ny hoe "Aza mijangajanga"???

Lay Kristy-na(re)o izany ry Ingahy RBNIR dia mbola mitandrina ny hoe "Aza mijangajanga" MIANGAVY ANAO AHO , omeo eto ny toko sy andinin-tSoratra Masina milaza fa Ilay Jesosy Izay nohombohonareo teo amin'ny hazo fijaliana iny dia nila nitandrina ny hoe "Aza mijangajanga!, Notorotoroina tamin'ny Fanahy Masina Izy, ary izay ilay atao hoe ateraky ny Fanahy. Raha ny nofonareo tsy mbola notorotoroina tamin'ny Fanahy Masina dia tandremo ny hoe "Aza mijangajanga" ary hiditra ny fanjakan'ny lanitra ianareo raha tsy ateraky ny Fanahy koa!

Fa natao ho an'iza ny lalàna ary iza no nanome ny lalàna????
TENA MAMPALAHELO IANAO ry ilay nohosoran'ilay kerobima voahosotra! AVERIKO ETO : MIBEBAHA IANAO! Fa manao blasfemia!!!!! Atsaharo ny fampianaranao sy ny fitaka ataonao!!!!!!

Eto dia isan'ireo izay mankafy ilay film hoe : "La dernière tentation du christ" iana're)o!!! Ary iny no kristy-nareo!!! iO "kristy" io no mila mitandrina ny hoe "Aza mijangajanga!"

Ny Kristy izay ato anatiko dia ilay ao amin'ny Galatiana 2:20 "Voahombo miaraka amin’i Kristy amin’ny hazofijaliana aho, ary tsy izaho intsony no velona, fa Kristy no velona ato anatiko; fa izay ivelomako ankehitriny eo amin’ny nofo, dia ivelomako amin’ny finoana ny Zanak’Andriamanitra Izay efa tia ahy, ka nanolotra ny tenany ho ahy."

Fa iza no velona ao anatinao ry RBNIR??? Nahoana ianao mbola mahita fa nanosotra diloilo anao ilay kristy-nao??? Ny tsy manam-pahalalana no mety voafitakao amin'izany hosotra izany! Alefaso eto koa ny adi-hevitra momban'ny hosotra raha maha-sahy ianao!

Ny Fanahy ato anatiko dia Ilay voalaza ao 1 Korint 6:19 Ahoana àry? Moa tsy fantatrareo fa ny tenanareo dia tempolin’ny Fanahy Masina, Izay ao anatinareo sady efa azonareo tamin’Andriamanitra ka tsy tompon’ny tenanareo ianareo?
Io ilay HOSOTRA!!! Tsy misy Fanahy Masina hitarika any amin'ny fijangajangana izany fa ianao RBNIR dia efa manao BLASFEMIA!!!
Ary ny anao ry RBNIR / . Iny ao amin'ilay film "La dernière tentation du christ" iny ilay kerobima voahosotrananosotra anao !!!! Iny mantsy ilay kristy mila mitandrina ny hoe "Aza mijangajanga"

Mbola mitandrina ny lalàna Ingahy Pasy an!!!! F'angah mbola........???? Tandremo tsara ary an!!!! 1 Timoty 1 :8-10. Ny lalàna dia natao ho an'ny mpanota, mpijangajanga, sodomita, mpangalatr'olona (kidnapper) an!!!

Manoro hevitra anao aho MIBEBAHA IANAO!!! Atsaharo tsy misy hatak'andro ny fampianaranao sy ny fitaka ataonao!!!!
105. RBNIR ( 21/09/2015 05:00)
Hajarilala7:

Efa niteny aho hoe farany iny namana hajarilala....

Nefa tsy maninona fa averiko farany ity ho anao......
Efa nambarako fa i Kristy Jesosy dia nitandrina izay rehetra voasoratra fahiny ka mbola tokony tandremana aty amin'ny fanekena vaovao....
Ireto no porofo hoy aho (ary efa nandray sy feno ny Fanahy Masina Izy tamin'io fotoana io)......
« Fa Izy kosa namaly ka nanao hoe: Voasoratra hoe: Tsy mofo ihany no hiveloman'ny olona, fa ny teny rehetra izay aloaky ny vavan'Andriamanitra (Deo. 8. 3). » (Mat.4:4)
« Ary ny devoly nitondra Azy nankany amin'ny tanàna masina ka nampitoetra Azy teo an-tampon ny tempoly, » (Matio 4:5)
« dia nanao taminy hoe: Raha Zanak'Andriamanitra Hianao, mianjerà any ambany any; fa voasoratra hoe: Izy handidy ny anjeliny ny aminao; Ary eny an-tànany no hitondran'ireo Anao, fandrao ho tafintohina amin'ny vato ny tongotrao (Sal. 91. 11, 12). » (Matio 4:6)
« Hoy Jesosy taminy: Voasoratra hoe koa: Aza maka fanahy an'i Jehovah Andriamanitrao (Deo. 6. 16). » (Matio 4:7)
« Ary ny devoly nitondra Azy Indray nankany an-tendrombohitra avo dia avo ka naneho Azy ny fanjakana rehetra amin'izao tontolo izao mbamin'ny voninahiny, » (Matio 4:8)
« dia nanao taminy hoe: Izao rehetra izao dia homeko Anao, raha hiankohoka eto anatrehako Hianao. » (Matio 4:9)
« Fa hoy Jesosy taminy: Mandehana ianao, ry Satana: fa voasoratra hoe; Jehovah Andriamanitrao no hiankohofanao, ary Izy irery ihany no hotompoinao (Deo. 6. 13). » (Matio 4:10)

Ny hoe Aza mijangajanga dia tena notandremany (ary mbola nasainy notandremana marina tokoa......

« Ary, indro, nisy anankiray nanatona Azy ka nanao hoe: Mpampianatra ô*, inona no tsara hataoko hahazoako fiainana mandrakizay?[*Na: (Mpampianatra tsara ô)] » (Mat.19:16)
« Fa hoy Jesosy taminy: Nahoana Aho no anontanianao ny amin'izay tsara? Iray no tsara*; fa raha te-hiditra any amin'ny fiainana ianao, tandremo ny didy.[*Na: (Nahoana Aho no ataonao tsara? Tsy misy tsara afa-tsy iray ihany dia Andriamanitra.)] » (Mat.19:17)
« Hoy ralehilahy taminy: Inona avy moa? Dia hoy Jesosy: Ny hoe: Aza mamono olona, Aza mijangajanga, Aza mangalatra, Aza mety ho vavolombelona mandainga, » (Mat.19:18)

Ny atao hoe ambany lalàna hoy aho dia olona iray mihezaka ny manantanteraka ny Sitrapon'Andriamanitra (ilay ambaran'ilay lalàna) "eo ambany fitarihan'ilay lalàna izay hita sy re ety ivelany nefa ny ota tsy afaka fa mbola ao anatiny".....
Vokany tsy mahay manao ilay sitrapon'Andriamanitra izy satria mbola eo ambany fanandevozan'ny ota====> tsy mety tanterany ilay lalàna....

Ny atao kosa hoe ambany fahasoavana dia olona iray "efa nohafahana tamin'ny ota" ary manantanteraka an'ilay sitrapon'Andriamanitra (ilay nambaran'ny lalàna teo aloha iny ihany) eo ambany fitarihan'Ilay Fahasoavana indray kosa (eo ambany fitarihan'ny Fanahy Masina)...
Vokany lasa mahay manao ny sitrapon'Andriamanitra satria AFAKA TAMIN'NY FANANDEVOZAN'NY OTA NO SADY NOMENA HERY AVY AMIN'NY FANAHY MASINA.....
======> LASA TANTERAK'ILAY OLONA NY FANAOVANA ILAY LALANA....« Aza ataonareo fa tonga Aho handrava ny lalàna na ny mpaminany; tsy tonga Aho handrava, fa hanatanteraka. » (Mat.5:17)

Ny tokony ataon-tsika ankehitriny hoy aho dia ny mamantatra hoe
1- iza avy ireo lalàna efa rava aty amin'ny fanekena vaovao :
* fitoraham-bato ireo nanota (izay fitinina amin'ny hoe ireo lalàna izay ateraky ny fandikan-dalàna)
* ireo lalàm-pisoronana rehetra (manatitra zana-kondry sns) satria ny tabernakely efa nafindra any an-danitra ary ny mpanalalàna dia efa nofoanana fa IRAY SISA dia i Jesosy Kristy....

2- Iza avy no lalàna mbola notandreman'i Jesosy sy ny mpianany taty amin'ny fanekena vaovao : dia efa noporofoiko fa anisany ny Sabata izay tena mbola notsindrina mafy any amin'ny heb.4.9 hoe « Koa dia mbola misy sabata fitsaharana ho an'ny olon'Andriamanitra. » (Heb.4:9) « Koa dia mbola misy sabata fitsaharana (na ny andro fahafito vakio ny baiboly DIEM) ho an'ny olon'Andriamanitra. »

Mila fantarina ihany koa hoy aho hoe ahoana marina no atao mba hanesorana ilay OTA ao anaty sy andraisana ILAY FANAHY MASINA mba hahatonga antsika hahay hanantanteraka ilay sitrapon'Andriamanitra marina ka dia hovoavonjy isika araka ilay hoe « Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra. » (Mat.7:21)

SECRET N'NY FIAINANA MANDRAK'IZAY :
1- AFAKA AMIN'NY FANANDEVOZAN'NY OTA « Koa raha ny Zanaka no hahafaka anareo, dia ho afaka tokoa ianareo. » (Jao.8:36)
2- FANDRAISANA NY FANAHY MASINA « Fa ianareo tsy ao amin'ny nofo, fa ao amin'ny Fanahy, raha ny Fanahin'Andriamanitra no mitoetra ao anatinareo. Fa raha misy kosa tsy manana ny Fanahin'i Kristy, dia tsy Azy izy. » (Rom.8:9)

Izay olona tonga amin'ireo no ho afaka hanao ny sitrapon'Andiamanitra ary afaka miarahaba tena fa nandray ny fanjakan'Andriamanitra......

« Ary ny olona tsy hanao hoe: Indro, ety! na ery ! fa, indro, ny fanjakan'Andriamanitra dia ao anatinareo*.» (Lio.17:21)

P.S : ny tiako holazaina aminao dia sady mampijangajanga an'i Kristy ianao no mampijangajanga ny olona amin'ny fomba fitorianao satria tsy hainao intsony ny zavatra teneninao fa faly hanohitra fotsiny ianao......

IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!!Ilay Jesosy-nareo angaha mbola mila mitandrina ny hoe "Aza mijangajanga"???

Lay Kristy-na(re)o izany ry Ingahy RBNIR dia mbola mitandrina ny hoe "Aza mijangajanga" MIANGAVY ANAO AHO , omeo eto ny toko sy andinin-tSoratra Masina milaza fa Ilay Jesosy Izay nohombohonareo teo amin'ny hazo fijaliana iny dia nila nitandrina ny hoe "Aza mijangajanga!, Notorotoroina tamin'ny Fanahy Masina Izy, ary izay ilay atao hoe ateraky ny Fanahy. Raha ny nofonareo tsy mbola notorotoroina tamin'ny Fanahy Masina dia tandremo ny hoe "Aza mijangajanga" ary hiditra ny fanjakan'ny lanitra ianareo raha tsy ateraky ny Fanahy koa!

Fa natao ho an'iza ny lalàna ary iza no nanome ny lalàna????
TENA MAMPALAHELO IANAO ry ilay nohosoran'ilay kerobima voahosotra! AVERIKO ETO : MIBEBAHA IANAO! Fa manao blasfemia!!!!! Atsaharo ny fampianaranao sy ny fitaka ataonao!!!!!!

Eto dia isan'ireo izay mankafy ilay film hoe : "La dernière tentation du christ" iana're)o!!! Ary iny no kristy-nareo!!! iO "kristy" io no mila mitandrina ny hoe "Aza mijangajanga!"

Ny Kristy izay ato anatiko dia ilay ao amin'ny Galatiana 2:20 "Voahombo miaraka amin’i Kristy amin’ny hazofijaliana aho, ary tsy izaho intsony no velona, fa Kristy no velona ato anatiko; fa izay ivelomako ankehitriny eo amin’ny nofo, dia ivelomako amin’ny finoana ny Zanak’Andriamanitra Izay efa tia ahy, ka nanolotra ny tenany ho ahy."

Fa iza no velona ao anatinao ry RBNIR??? Nahoana ianao mbola mahita fa nanosotra diloilo anao ilay kristy-nao??? Ny tsy manam-pahalalana no mety voafitakao amin'izany hosotra izany! Alefaso eto koa ny adi-hevitra momban'ny hosotra raha maha-sahy ianao!

Ny Fanahy ato anatiko dia Ilay voalaza ao 1 Korint 6:19 Ahoana àry? Moa tsy fantatrareo fa ny tenanareo dia tempolin’ny Fanahy Masina, Izay ao anatinareo sady efa azonareo tamin’Andriamanitra ka tsy tompon’ny tenanareo ianareo?
Io ilay HOSOTRA!!! Tsy misy Fanahy Masina hitarika any amin'ny fijangajangana izany fa ianao RBNIR dia efa manao BLASFEMIA!!!
Ary ny anao ry RBNIR / . Iny ao amin'ilay film "La dernière tentation du christ" iny ilay kerobima voahosotrananosotra anao !!!! Iny mantsy ilay kristy mila mitandrina ny hoe "Aza mijangajanga"

Mbola mitandrina ny lalàna Ingahy Pasy an!!!! F'angah mbola........???? Tandremo tsara ary an!!!! 1 Timoty 1 :8-10. Ny lalàna dia natao ho an'ny mpanota, mpijangajanga, sodomita, mpangalatr'olona (kidnapper) an!!!

Manoro hevitra anao aho MIBEBAHA IANAO!!! Atsaharo tsy misy hatak'andro ny fampianaranao sy ny fitaka ataonao!!!!
106. Hajarilala7 ( 21/09/2015 06:59)

RBNIR:

Hajarilala7:

Isaia 66/ 23 : =>>> Ny olona mbola ao amin'ny nofo no miankohoka isaky ny voaloham-bolana sy sabata! Ny ao amin'ny Fanahy kosa dia isan'andro miankohoka foana eo amin'ny Tenin'Andriamanitra!!!

Efa nazavaina fa ireo karazan-tsabata hafa no voalaza eto fa tsy ny andro fahafito namana...

Au pluriel ny sabata resahina eto :
Louis Segond Bible
Que personne donc ne vous juge au sujet du manger ou du boire, ou au sujet d'une fête, d'une nouvelle lune, ou des sabbats: Col.2:16

Fa raha ny andro fahafito manokana kosa dia izao no voalaza ny momba aminy
« Koa dia mbola misy sabata fitsaharana ho an'ny olon'Andriamanitra. » (Heb.4:9)
Tsara rehefa mahafantatra fa aloka ireny zavatra taloha ireny kanefa aza diso fandray fa tsy tafiditra amin'iny ny Sabata andro fahafito fa ireo Sabata hafa vakio ny Levitikosy 25......

Aza avilivily ny resaka fa ny lalàni Mosesy dia alok'i Kristy! Ny tany Kanana dia aloky ny Fiainana Mandrakizay. Ny lalàna (mpitaiza) dia nampanantena ny fandovana ny tany Kanana ho an'ny zanak'Israely fa ny finoana kosa Fiainana Mandrakizay ho an'ny zanak'Andriamanitra! Aza fitahinareo ny olona!
107. RBNIR ( 04/10/2015 06:35)
Strong3:

Jereo kely nge ity verset ity eh: « Fa mivavaha ianareo mba tsy ho amin'ny ririnina na ho amin'ny Sabata no handosiranareo. » (Matio 24:20)

Io teny io dia manamafy fa tena mbola misy ny sabata tokony hotandremana ka raha amin'ny andro Sabata no hotonga ny fanenjehana ataon'ny bibidia sy ny namany (fa tsy ny fiavian'ny Tompo) dia hijaly izay ho tratran'izany, ka izay no nahatonga an'Jesosy milaza hoe mivavaha mba tsy ho amin'ny Sabata no handosiranareo....

Toy izao no mety hanjo ny olona raha toa ka andro Sabata no hahatongavan'ny fanenjehana...

Bokin'ny makabeo (baiboly katolika) Mak.2:32-38
32Niaraka tamin'izay, dia lasa maro izy ireo nanenjika azy. Nony trany izy, dia nitoby teo an-trandrifiny, nivonon-kamely azy amin'ny andro sabata. 33Hoy izy taminy: Aoka izay amin'izao. Mivoaha hianareo, tanteraho ny didin'ny mpanjaka, dia ho velona hianareo. 34Hoy ny navalin'ny Jody: Tsy hivoaka izahay, ary tsy hankatò ny didin'ny mpanjaka, fa ho fandikana ny andro sabata izany. 35Niaraka tamin'izay dia nandraikitra ny ady taminy ny Siriana. 36Tsy namaly azy na nitora-bato azy iray akory, na nanampina ny fiereny izy ireo. 37Aoka isika ho faty avokoa amin'ny fahatsoram-pontsika, hoy izy ireo! Ny lanitra sy ny tany no vavolombelona mahita anay, fa vonoinareo tsy an-drariny izahay. 38Dia nasian'ny miaramila tamin'ny andro sabata izy ireo, ka maty avokoa izy mbamin'ny vady aman-janany, sy ny biby fiompiny, sahabo ho arivo no isan'ny olona.

ZAVA-MIAFINA IZAO MIFOHAZA DAHOLO ANDEHA HANOMPO ILAY AVO INDRINDRA ARAKA ILAY FANOMPOANA MARINA!!!!
108. Hajarilala7 ( 05/10/2015 07:26)

MAMPALAHELO ahy ianareo ry RBNIR sy izay voafitakareo! Ny olona rehefa voapetaky ny vy mahamay ny fieritreretany dia tsy misy hevitra intsony ny mbola hibebahany!
109. Strong3 ( 05/10/2015 07:47)
mahay maka côté positif zany izy eh hahaha!!!

raha mbola misy sabata amin'izany andro izany dia hoy ny Tompo tokony tsy amin'izany no hiavian'ny androny ...

mba logique ve izany aminao??
110. RBNIR ( 05/10/2015 08:29)
Aza adinonareo mivavaha mba tsy ho amin'ny andro Sabata no [size=20]handosiranareo[/size]
handosirana amin'ny inona moa???
VAKIO MAT.24:15-21
Fandosirana amin'ny henjika hataon'ilay bibidia VAKIO ATO
111. Hajarilala7 ( 05/10/2015 15:42)

RBNIR:

Aza adinonareo mivavaha mba tsy ho amin'ny andro Sabata no [size=20]handosiranareo[/size]
handosirana amin'ny inona moa???
VAKIO MAT.24:15-21
Fandosirana amin'ny henjika hataon'ilay bibidia VAKIO ATO

Efa tena mirediredy sisa ry RBNIR!

Mety bibidia any anaty ala mihitsy ny an-dry RBNIR! Hiakatra an-tanàna angamba izany! Ka tsy afaka mandositra satria ny lalàna ny amin'ny andro Sabata mantsy tsy mahazo mandeha làlana mihoatran'ny 1 stadio na 1200mètres! Aza mampihomehy ianareo ry RBNIR a!

Raha bibidia ara-panahy ao amin'ny Apokalypsy 13 mantsy dia ny fandosirana tsy misy afa-tsy ny fitandremana ny teni'Andriamanitrafanamasinan-tena ihany !
112. RBNIR ( 06/10/2015 04:27)

Raha izaho ianao tsy miresaka momba ny Sabata satria tsy misy fantatrao ny momba azy raha tsy tianao izy aloha!!!!
113. Hajarilala7 ( 06/10/2015 08:28)

Tsy afaka mitory amin'ny mpijangajanga koa aho izany hoe aza mijangajanga satria tsy tiako ny mijangajanga??? Tsy afaka miteny amin'ny mpifoka rongony koa aho izany hoe Aza mifoka rongony satria tsy tiako ny rongonyy??? Raha izany voalazanao izany ary "Aleo ary izaho tsy hiresaka aminao ny amin'ny fitandremana ny andro Sabata sy ny fijangajangana aminao intsony é! satria zavatra tsy ataoko ireny! Fa ianareo tokoa no afaka miresaka an'ireny satria ianareo no tia an'ireny! Na dia izany aza mamelà ahy hiteny aminao hoe "MIBEBAHA IANAREO"
114. Strong3 ( 06/10/2015 08:37)

dia miaiky ny fanohananao hevitra aho izay, ... izao ngamba ilay hoe hevitra taingina :-) :-)
115. RBNIR ( 06/10/2015 08:43)

Hajarilala7:

RBNIR:

Hajarilala7:

RBNIR:

Aza adinonareo mivavaha mba tsy ho amin'ny andro Sabata no [size=20]handosiranareo[/size]
handosirana amin'ny inona moa???
VAKIO MAT.24:15-21
Fandosirana amin'ny henjika hataon'ilay bibidia VAKIO ATO
Efa tena mirediredy sisa ry RBNIR!
Mety bibidia any anaty ala mihitsy ny an-dry RBNIR! Hiakatra an-tanàna angamba izany! Ka tsy afaka mandositra satria ny lalàna ny amin'ny andro Sabata mantsy tsy mahazo mandeha làlana mihoatran'ny 1 stadio na 1200mètres! Aza mampihomehy ianareo ry RBNIR a!
Raha bibidia ara-panahy ao amin'ny Apokalypsy 13 mantsy dia ny fandosirana tsy misy afa-tsy ny fitandremana ny teni'Andriamanitrafanamasinan-tena ihany !

Raha izaho ianao tsy miresaka momba ny Sabata satria tsy misy fantatrao ny momba azy raha tsy tianao izy aloha!!!!
Tsy afaka mitory amin'ny mpijangajanga koa aho izany hoe aza mijangajanga satria tsy tiako ny mijangajanga??? Tsy afaka miteny amin'ny mpifoka rongony koa aho izany hoe Aza mifoka rongony satria tsy tiako ny rongonyy??? Raha izany voalazanao izany ary "Aleo ary izaho tsy hiresaka aminao ny amin'ny fitandremana ny andro Sabata sy ny fijangajangana aminao intsony é! satria zavatra tsy ataoko ireny! Fa ianareo tokoa no afaka miresaka an'ireny satria ianareo no tia an'ireny! Na dia izany aza mamelà ahy hiteny aminao hoe "MIBEBAHA IANAREO"

Vaovao amiko izany hoe "tsy tianao ny mijangajanga"???, lalàna anie io e!

===>Mitandry amin'ny ampahany ianareo izany no tena marina!!!

Ho an'ny olona tahaka an'ny namana hajarilala ary dia aoka ho fantany fa....
« Fa na iza na iza mitandrina ny lalàna rehetra, nefa diso amin'ny iray loha dia meloka amin'izy rehetra. » (Jak.2:10)
« Fa Ilay nanao hoe: "Aza mijangajanga" no nanao hoe koa: "Aza mamono olona" (Eks. 20.13, 14). Fa raha tahìny tsy mijangajanga ianao, kanefa mamono olona ihany, dia mpandika ny lalàna ianao. » (Jak.2:11)
116. Hajarilala7 ( 06/10/2015 08:58)

Tsy azonao izany ny mitandrina sy tsy tia. Ny olona mitandrina dia ny olona mety ho voa. Raha ianao lehibe io no mivoaka ny trano ka tenina hoe tandremo sao mianjera dia mety ve??? Ny zaza mbola kely no lazaina izany! Asaina tandremany daholo ny zavatra maro sns....

Ny fijangajangana misy fa ny Fanahy Masina ato anatiko tsy hitondra ahy amin'izany. Ka inona ary no hitandremako izany hoe "Aza mijangajanga????
117. RBNIR ( 06/10/2015 10:03)
Vaovao amiko hoy aho satria izao no nambaranao ary amin'ny lohahevitra fanekena taloha sy fanekena vaovao ary!!!

"" Tsy izaho intsony no velona, ka raha izaho no asainao mitandrina ny andro sabata, mitandrina ny hoe Aza mijangajanga" sns.... dia miala tsiny....."

Tsy aiko aloha ny famakin'ny sasany an'io teny io fa amiko dia hoe sady tsy mitandrina ny sabata ianao no tsy mitandrina ny hoe aza mijangajanga.....
118. RBNIR ( 06/10/2015 10:04)
http://forum.serasera.org/forum/message/m54cc29c680e1f/140
119. RBNIR ( 06/10/2015 10:48)
Hajarilala7:

Ny fijangajangana misy fa ny Fanahy Masina ato anatiko tsy hitondra ahy amin'izany. Ka inona ary no hitandremako izany hoe "Aza mijangajanga????

Marina tokoa aloha fa ny ny FANAHY MASINA tsy hitondra ny olona hijangajanga mihitsy araka ity teny ity....«Ary ny Fanahiko no hataoko ao anatinareo, ka hahatonga anareo handeha araka ny lalàko sy hitandrina ny fitsipiko ka hanaraka azy. » (Ezek.36:27)

Araka io teny io tokoa ny antony hanomezana ny FANAHY MASINA dia "mba hahatonga ilay olona handeha araka ny lalàko sy hitandrina ny fitsipiko ka hanaraka azy."

Mahagaga ny tsy hahatakaranao an'io rehefa Sabata no resahina,

Araka ilay Jak.2:10 dia mitovy ny lanjan'ireo lalàna ireo Mahatsiarova ny andro Sabata = Aza mijangajanga = Aza mamono olona...
Ary ny momba ny Sabata dia notsindrina tsara fa heb.4:9 « Koa dia mbola misy sabata fitsaharana (andro fahafito (baiboly diem na baiboly katolika version anglaise) ho an'ny olon'Andriamanitra. » (Hebr.4:9)

Ilay FANAHY MASINA mitondra anao tsy hijangajanga nefa tsy mitondra anao hanantateraka ilay voasoratra ao amin'ny heb.4:9????
Sao dia mba mety mitondra ihany kosa IZY fa ianao mihitsy no mandà satria tsy tianao ilay Sabata fa ilay hoe tsy mijangajanga no tianao kokoa????...Diniho ny tenantsika ry namana, fa tsy misy afaka hiala eo "EFA VOASORATRA NY TENY TSY MISY AFAKA MIKOSOKA IO"

8 If Joshua had led them into this place of rest, God would not later have spoken of another day.
9 There must still be, therefore, a seventh-day rest reserved for God's people,

« Koa dia mbola misy sabata fitsaharana(andro fahafito DIEM) ho an'ny olon'Andriamanitra. » (Heb.4:9)
120. RBNIR ( 06/10/2015 10:50)
http://www.catholic.org/bible/book.php?id=65&bible_chapter=4
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.232