Mbola misy ve ny voaloham-bolana?

81. RBNIR ( 02/09/2015 08:01)
P.S : otran'ny nisy valiteninao nofafaina ngamba teto raha tsy diso aho :)
82. ranthson ( 02/09/2015 08:23)

RBNIR:

P.S : otran'ny nisy valiteninao nofafaina ngamba teto raha tsy diso aho :)

IE, nofafaiko ilay izy fa io no valinteniko farany
83. ranthson ( 02/09/2015 08:28)

RBNIR:

Mivadibadika koa ange isika izany mamaly namana ranthson e! indraindray ianao manaiky fa tsy nitandrina ara-potoiana Izy, indraindray ianao mandà fa otran'ny nitandrina ihany Izy, ka dia inona no marina e!
Hamafisiko hatrany tena tsy nitandrina Izy (mbola hoentina ny porofo raha sitrapon'ny Tompo)
Tsy azoko loatra ilay fampifandraisanao ilay fanasan'ny Tompo amin'ilay resan-tsika eto....

Ka valio fotsin alo ilay fanontaniako oe mandray ny fanasan'i Tompo ve i RBNIR?
Izao mantsy ny anton'io fanontaniana io,
==> kolo 2 :16 " Koa aza avela hisy hitsara anareo ny amin’ ny fihinana, na ny fisotro, na ny andro firavoravoana, na ny voaloham-bolana, na ny Sabata;"

Fihinana na ny fisotro = fandraisana ny fanasan'ny Tompo.

Ka mandray ny fanasan'ny Tompo ve i RBNIR?, izay ilay anton'ny fanontaniana
84. RBNIR ( 02/09/2015 08:57)
ranthson:

Izany v ry namana ranthson? Izaho nieritreritra hoe nisy nitsaratsara otran'i Jesosy ihany koa ireo mpianatra ireo rehefa nihinana sy nisotro!!!
« Tonga ny Zanak'olona mihinana sy misotro kosa, ka hoy ianareo: Indro, olona fatra-pitia hanina sy mpisotro divay, sakaizan'ny mpamory hetra sy ny mpanota. » (Lio.7:34)

(Na izany aza tsy mpimano ny zanak'Andriamanitra an!!!)
85. ranthson ( 02/09/2015 09:02)

ka mbola tsy novalian'i namana RBNIR iany nge le fanontaniako e!

Ka ilay aloka anie eto no resahina e! fanga aloka ilay fihinana sy fisotro noteneninao io ambony io?

86. RBNIR ( 02/09/2015 09:11)
ka ilay aloka ny fomba fihinanana sy fisotroan'ny Jiosy dia ny vaovao kosa ny fomba fihinanana sy fisotron'i Jesosy (izay nianaran'ireo mpianany....)
87. RBNIR ( 02/09/2015 09:16)
Iny fomba fihinanana sy fisotron'i Jesosy vaovao iny anie "ilay nahazo fitsaratsarana e", dia hoy i paoly hoe "aza avela hisy hitsara anareo"
ka tsy aleo hovaliana amin'izay ie efa mpandray fanasan'ny Tompo aho izao!!!
88. ranthson ( 02/09/2015 11:39)
RBNIR:

Iny fomba fihinanana sy fisotron'i Jesosy vaovao iny anie "ilay nahazo fitsaratsarana e", dia hoy i paoly hoe "aza avela hisy hitsara anareo"
ka tsy aleo hovaliana amin'izay ie efa mpandray fanasan'ny Tompo aho izao!!!

Ka efa fantatro fa efa mpandray ny fanasan'ny Tompo i RBNIR fa mbola mandray ve amin'izao fotoana izao? tsy foana izany ny fandraisana ny fanasan'ny Tompo raha mandray ianao?
Ka nahoana Tompoko ny andro firavoravoana sy voaloham-bolana no lazainao fa aloka dia efa tsy atao intsony , fa nahoana no avahana ny fandraisana ny fanasan'ny Tompo?
NB: hoy mantsy ianao hoe aloky ny zavatra hoavy ireny, ireny = fihinana sy fisotro = fanasan'ny Tompo, firavoravoana, sabata, voaloham-bolana.

Fa maninona ny sasany foananareo fa ny sasany tsy foanana?
89. RBNIR ( 02/09/2015 12:27)
ranthson:

NB: hoy mantsy ianao hoe aloky ny zavatra hoavy ireny, ireny = fihinana sy fisotro = fanasan'ny Tompo, firavoravoana, sabata, voaloham-bolana.
Fa maninona ny sasany foananareo fa ny sasany tsy foanana?

Izao ary namana,:
hitan'ireo jiosy fa tsy nitana intsony ilay "fomba fihinanana sy fisotroana" fahiny (ilay aloka) ireo mpianatra fa kosa efa nanova ny fomba fihinanany hitovy amin'ilay vaovao nentin'i Jesosy (ilay nitsarana an'i Jesosy ihany koa) dia teraka ilay fitsarana, ka izay ilay nahatonga an'i paoly niteny hoe aza avela hisy hitsara anareo amin'ny fihinanana sy ny fisotro (izay fomba vaovao nentin'i Jesosy) fa efa aloky ny zavatra taloha ireny fomba fihinanana sy fisotro (taloha ireny)......
Hitan'izireo koa fa tsy nanao voalohambolana ireo mpianatra dia hoy koa i paoly hoe aza avela hisy hitsara anareo amin'ny voalohambolana fa (tsy atao intsony ireny) satria aloky ny zavatra ho avy ihany koa, dia otran'izay e, mila fantarina tsara ilay aloka dia fantarina tsara koa ilay vaovao dia izay mety foana io na dia tsy notanisain'i paoly tamin'ny antsipirihany aza....
90. ranthson ( 02/09/2015 12:59)

Aza manao tery vay manta ohzany ry namana RBNIR :-) , aiza ho aiza ao anaty baiboly na koa ao amin'ny asan'ny Apostoly no misy an'io zavatra tantarainao io hoe itan'ireo Jiosy izy ireo tsy nitana ilay fandraisana ny fanasan'ny Tompo hafa dia....?mba iteneno toko sy andininy hoe manambara izany fa tsy ny imagination hanamarinanao ny teninao fotsiny
91. RBNIR ( 02/09/2015 13:02)

Izaho tsy miresaka fanasan'ny Tompo fa ianao no miresaka azy eto....Ilay lio.7:34 no resahiko...
92. ranthson ( 02/09/2015 13:47)

RBNIR:

Izao ary namana,:
hitan'ireo jiosy fa tsy nitana intsony ilay "fomba fihinanana sy fisotroana" fahiny (ilay aloka) ireo mpianatra fa kosa efa nanova ny fomba fihinanany hitovy amin'ilay vaovao nentin'i Jesosy (ilay nitsarana an'i Jesosy ihany koa) dia teraka ilay fitsarana, ka izay ilay nahatonga an'i paoly niteny hoe aza avela hisy hitsara anareo amin'ny fihinanana sy ny fisotro (izay fomba vaovao nentin'i Jesosy) fa efa aloky ny zavatra taloha ireny fomba fihinanana sy fisotro (taloha ireny)......
Hitan'izireo koa fa tsy nanao voalohambolana ireo mpianatra dia hoy koa i paoly hoe aza avela hisy hitsara anareo amin'ny voalohambolana fa (tsy atao intsony ireny) satria aloky ny zavatra ho avy ihany koa, dia otran'izay e, mila fantarina tsara ilay aloka dia fantarina tsara koa ilay vaovao dia izay mety foana io na dia tsy notanisain'i paoly tamin'ny antsipirihany aza....

Tena tsy mazava amiko mihintsy ilay tianao ambara eto,inona ary ny hidiran'ilay aloka @resaka fihinana sy fisotro Lio 7 :34 io? raha mandinika mantsy isika ny aloka dia resaka fivavahana (fivavahana aloka), resaka fiainana mandrakizay ohatra paska, firavoravoana, fandraisana fanasan'ny Tompo sns... fa ny anao toa zavatra hafa mihintsy. mba afaka hazavainao tsara ve ilay izy?
93. RBNIR ( 02/09/2015 14:05)

Ka ilay fomba fihinanana sy fisotro taloha niova koa : Izay nataon'i Kristy no tena Izy....Indro avaoziko ny zavatra rehetra Apok.21:5....
Ilay fomba fihinanan'i Kristy anefa dia voatsara vakio tsara fa hoy i Jesosy : « Tonga ny Zanak'olona mihinana sy misotro kosa, ka hoy ny olona: Indro, olona fatra-pitia hanina sy mpisotro divay, sakaizan'ny mpamory hetra sy ny mpanota. Fa ny fahendrena dia hamarinin ny asany*.[*Na: (ny zanany)] » (Mat.11:19)
Tsy fitsarana ve ny nataon'ny olona an'i Jesosy teto????
Dia toy izay koa no nahazo ireo mpianatra (rehefa nanao toy ny fanaon'i Jesosy) « Fa raha ataony amin'ny hazo maitso izany hatao ahoana amin'ny maina? » (Lio.23:31)
Hazo maitso = Kristy = voatsara, hazo maina = mpianatra , ka raha i Kristy aza voatsara, maika ve ka ireo mpianatra???

94. ranthson ( 03/09/2015 05:36)

Absurde be oa le raisonnement , fa io toko sy andininy io foana no entin'ny olona manafoana ny lalàn'A/tra. Ianao ve ry RBNIR dia tsy mandinika hoe varié be le hevitra? indray2 resaka firavoravoana, indray2 resaka sakafo sns...(raha ny hevitrao)

Ary manarak'izany ny aloka tokony resaka zava-panahy fa tsy sakafo sy hanina tsotra arak'io hevitrao io. (diso ilay hevitra)

Ny aloka dia : fandraisana ny fanasan'ny Tompo (satria atao any an-danitra), firavoravoana (paska) voaloham-bolana, pentekosta, sabata. (aloky ny zavatra ho avy = izay mbola atao any an-danitra)

==> resaka famorana tompoko ny kolosiana 2 ny olana teto dia ny Jentilisa mbola hasain'ny Jiosy foraina ara_nofo vao mahazo mandray ny fanasan'ny Tompo, vao mahazo manao firavoravoana, 1er volana, sabata. ==> porofo Asa Asa 15 :1- 8 " nisy fifandirana sy ady hevitra teo t@izany.

Ary ny hafatra dia hoan'ny Jentilisa fa tsy hoan'ny Jiosy, mba tsy hisy hitsaratsara azy ireo intsony raha miditra amin'ireo andro masina ireo izy ireo satria efa voafora amin'ny fo tamin'ny batisa.

Ka izao, io ny hevitro ry RBNIR, tsy miova amin'io aho satria diso tanteraraka ny raisonnement-nao. Tsy mety tapitra ity resaka ity satria ianao mihivingivina amin'ny hevitrao izaho ko tsy hiova amin'ny hevitro fa aleo ngamba isika hifampitso-drano.

Fa ny hafatro dia i Jehovah A/tra tompon'ny Sabata anie ampisokatra ny sainao ka hahalalanao ny marina mba tsy ahavoafitaka anao. Tia anao Jesosy.

95. RBNIR ( 03/09/2015 06:13)
Mba hampahazava azy angamba namana dia izao: Kol.2:16,17
« Koa aza avela hisy hitsara anareo ny amin'ny fihinana, na ny fisotro, na ny andro firavoravoana, na ny voaloham-bolana, na ny Sabata; » (Kol.2:16)
« aloky ny zavatra ho avy ireny, fa ny tenany dia an'i Kristy. » (Kol.2:17)

Nisy ny fomba taloha izay nampianarina tamin'ny Jiosy, ireny fomba taloha ireny anefa dia nataon'i Jesosy sy ny mpianany tsinontsinona ka nahatonga ny olona nitsara azireo...

Inona avy ireo fomba taloha natao tsinontsinona ireo satria nolazaina fa aloka fotsiny ihany ? ny fanaovana andro firavoravoana (anisany ny paska), ny fanaovana voalohambolana, ny fanaovana ireo karazan-tsabata hafa ankoatran'ny andro fahafito(ianao tokoa moa izany izao mbola mitandrina ireo karazan-tsabata hafa ankoatran'ny andro fahafito koa????) ny fomba fihininana sy fisotro taloha (izay tsy nitovy tamin'ny fomba fihinanana sy fisotron'i JEsosy ao amin'ny lio.7:34)......
Dia izay ilay izy namana, nampahery azireo i paoly hoe aza avela hisy hitsara anareo fa ireny fomba taloha izay hitsaran'ny olona anareo ireny fa ireny dia aloka fotsiny ihany.....
NY TOMPO ANIE HANAZAVA NY FON-TSIKA NAMANA!!!
96. Hajarilala7 ( 03/09/2015 11:35)
Ranthoson ô! Ianareo manaraka aloka fa tsy ny tenany dia i Kristy! Kolosiana 2:16-17 "Koa aza avela hisy hitsara anareo ny amin’ny hanina, na ny fisotro, na ny fanajana ny andro firavoravoana, na ny voaloham-bolana, na [b]ireo andro sabata[/b];" Aloky ny zavatra ho avy ireny fa ny tenany dia an’i Kristy.

raha izao no dinihina dia tsy mbola manaiky ianareo fa efa tonga nofo Kristy izay ataon'ny ANTI-KRISTY, ka tsy manaiky fa efa tonga ny tenany ka alokan'i Kristy no arahinareo sy tompoinareo!!!
97. RBNIR ( 04/09/2015 01:57)

Hajarilala7:

Misy koa anefa olona tsy mahay mandray an'io teny io dia lasa mihinana zavatra tsy nohanin'i Jesosy, misotro zavatra tsy fisotron'i JEsosy ary lasa tsy mitandrina ilay Sabata (andro fahafito) izay notandreman'i Jesosy......Izany hoe diso fandray ihany izy....
98. Hajarilala7 ( 04/09/2015 07:15)

Hoy indray ianao hoe : "lasa tsy mitandrina ilay Sabata".
Eo foana no mahadiso anareo mpitandrina lalàna. Mitandrina ilay Sabata, ny Sabata= Fitsaharana. Ny voalaza ao amin'ny Eksodosy 20/8 anie ka andro sabata fa tsy Sabata é!
Andro no tandremanareo fa tsy ny Tenin'Andriamanitra!

Romana 8:3-4 : Fa izay tsy hain' ny lalàna natao, satria ny nofo no nahalemy azy, Andriamanitra dia naniraka ny Zanany naka ny endriky ny nofo ota sy ho amin' ny ota ka nanameloka ny ota tao amin' ny nofo,Mba hahatanteraka ny fahamarinana ilain' ny lalàna amintsika, izay tsy mandeha araka ny nofo, fa araka ny Fanahy.

Ny hoe "Aza mijangajanga" ataoko inona ho tandremako izany??? Ho an'ny olona mijangajanga izany fa tsy ho anay izay tsy manao izany sady tsy ho amin'izany. Ny Fanahy no mitarika ahy ka tsy ho amin'izany aho. Ianareo izany lalàna izany matoa mbola mitandrina izany dia mbola mpanota fa tsy miaiky ianareo.
Ny hoe "Aza mamono olona" araka ny lalàna izay lazainareo ho tandremana, tsy mitandrina izany aho ary tsy manana eritreritra hanao izany, tsy mahakasika ahy izany SATRIA ny fanahin'i Kristy no mitarika ahy fa tsy ny nofo. Ho anareo izay mbola mamono olona izany.

Ny hoe "Mahatsiarova ny andro sabata hanamasina azy." Ho anareo izay tsy mbola tarihin'ny Fanahy izany ka nomena ihany ny andro iray ho anareo dia ny Sabotsy na Alahady SAO DIA mba hibebaka ihany ianareo. Ny Fanahy Masina no mitarika ahy isan'andro ka inona no azon'ny mpiampanga atao amiko amin'ny resaka andro??? Kristy no famantarana ho anay sady ekenay fa tsy ANDRO.
Isaky ny andro sabata i Kristy mankany amin'ny synagoga. Eny , tompoko, MARINA IZANY, fa tsy mbola fanekena vaovao anie tamin'izany é! Nateraka teo ambanin'ny lalàna anie Izy mba hanavotany izay mbola eo ambanin'ny lalàna é! Araka ny Galatiana 4:4-5 Fa rehefa tonga tokoa ny fotoan’andro, dia nirahin’Andriamanitra ny Zanany, nateraky ny vehivavy, nateraka tao ambanin’ny lalàna, Hanavotany izay ambanin’ny lalàna, mba handraisantsika ny fananganan’anaka.

Romana 7:4 Ary amin' izany ianareo koa, ry rahalahiko, dia efa natao maty ny amin' ny lalàna noho ny tenan' i Kristy, mba ho vadin' ny hafa ianareo, dia Izay natsangana tamin' ny maty, mba hahavokarantsika ho an' Andriamanitra.
Efa natao maty ny amin'ny lalàna izahay ka efa tonga VADIN'i KRISTY.

Mba fantatrareo ve lazain'izany hoe : efa natao maty ny amin' ny lalàna noho ny tenan' i Kristy???. Tsy manakery intsony aminay ny lalàna. Toy ny hoe efa maty ny amin'ny ota.

Tsy mbola tonga ao amin'i Kristy ianareo raha mbola mitandrina ny lalàna. Satria araka ny Romana 10:4 Fa Kristy no faran' ny lalàna ho fahamarinana ho an' izay rehetra mino.

100. Hajarilala7 ( 17/09/2015 16:32)
Isaia 66/ 23 : =>>> Ny olona mbola ao amin'ny nofo no miankohoka isaky ny voaloham-bolana sy sabata! Ny ao amin'ny Fanahy kosa dia isan'andro miankohoka foana eo amin'ny Tenin'Andriamanitra!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.316