Bien sûr qu'on peut se moquer des religions

21. rhaj0 ( 03/09/2015 11:25)
Za nge mba hotry ny manao fanandramana hoe, hotry ny ahoana izany mi-raisonne sahalan'i Strong3 izany... dia ihomehezan'i Strong3 nefany aho... dia ao ianao izany eee e :-)
22. Strong3 ( 03/09/2015 12:30)
efa hitako misy fandrosoana be toi eh!
tonga soa amin'ny maondin'nymino :p

hitako mikaroka be izay baiboly mety hamangoana eto mihitsy! tiko eh

faharoa : za mba miezaka mirezona ohatranao kay enao koa mba te hanahaka ahy hahahaha

nofy anie izany hoy izao ny sainao miketriketrika sy mivaninika ao hahaha :-) :-)
23. rhaj0 ( 03/09/2015 14:33)
hi hi hi... ngo dia heverinao fa mievoka ao anaty boky tontanao toa anao ao azany aho... izaho re miara-matory @ google eee :-)

mi-google fotsiny aho hoe, "absurdity and bible" ohatra, dia efa an'arivony ny resaka: betsaka no nievoka tao dia nihoaka... dia ampitaiko eto fotsiny...

entre-pa fa tena ilaina ilay mizatra mitsikarokaroka, ary mitsikarokaroka @ teny anglisy, fa dia ampirisiho i Fara sy i Dimby @ io.. raha @ teny frantsay ny karoka ataonao dia ao ianao sy ny box-kely faharoa-nao ao koa... :-)
24. Strong3 ( 04/09/2015 07:33)
wiwi ... ilay entre-pa_ (y)

tsy mievoka enao fa misikotsikotra kou :p

fa mba tiako zarainao eto izany hoe: inona no nahatonga anao ho tsimisiAtra tamin'ny voalohany?

efa nolazainao kely ihany ny ampahany fa tsy dia mazava , fa toa nitsambikina ny filazana.
misaotra!!

25. rhaj0 ( 04/09/2015 11:21)
Efa noresahiko tatsy tokoa azany fa dia io averiko io indray izany eeee...

rhaj0:
dia lazaiko anao fa ny ahy izao ny ni-click ahy t@ izaho mbola kely, tany @ T3 tany, na T2 akoriny azany, dia nahita ny boky series-na "Contes et Legendes" an'ny firenena isan'isany aho... tadidiko tsara ny fonon'ireo boky, miloko beige, dia misy sari-na amerindiana, indiana, sinoa, afrikana ets...

Dia ny ni-click tato an-tsaiko rahefa namaky ireo aho, dia hoe, ka tsy "Contes et Legendes" koa ve io Baiboly io e ??

Andraso hiezaka mafy aho hitady ireo boky ireo ao @ google, dia ho ampitaiko eto.. sao mba mi-click aminao koa

rhaj0:
wow.. tena hitako ireo series-na Contes et Legendes-n'ny fahazazako. Ohatra ity
http://www.priceminister.com/offer/buy/78768512/bajdaev-a-contes-et-legendes-de-bulgarie-contes-et-legendes-de-bulgarie-livre.html

heeee... fahiny hany izany

[/quote]
26. Strong3 ( 04/09/2015 12:16)
toa milaza angano fotsiny kou...

fa raha samy angano hoa izany no resahina dia tsy atakaloko ny baiboly io mihitsy.
boky azo iainana, hamehezan-tena , mandamina fiarahamonina

mba miaina izany hercul izany hoe ianao jerena
27. rhaj0 ( 04/09/2015 13:19)
IIiiiieeeee.... te-hiray hevitra aminao aho, fa (mety) manja tokoany ny revirevinao io, fa saingy ... sarotra be ny miverina T2 na T3
28. Strong3 ( 07/09/2015 09:43)
fa le revirevinao ve efa tonga eny ambovonana? :-) :-) hahahah

29. rhaj0 ( 08/09/2015 10:37)
hi hi hi.. dia mitingitingina eny ambovonana eny izany ny mpandrevirevy... nataoko hoe mihanin-kazo kay mihanika vovonana :-)

T@ T1 na talohany akoriny azany aho no niala revirevy t@ pere noel... T2 na T3 izany afaka t@ revirevim-Beboly... ary ianao kosa mba ahoana ? :-)
30. Strong3 ( 08/09/2015 12:19)
ny ahiako hoe efa lahiantitra vao hiverina T1 mihitsy mba azahoana ny baiboly hihihhi :-)
31. rhaj0 ( 08/09/2015 12:22)
K'efa hoe ihomehezan'i Mandela (am-panajana) fotsiny n'enao

http://www.theonion.com/articles/nelson-mandela-admits-thoughts-prayers-of-millions,32853/
“All that prayer stuff is, frankly, pretty useless.” Mandela said...

32. Strong3 ( 08/09/2015 12:52)
he he he ...
rehefa mipararetra dia tampina ny hery anaty ka miantehitra amin'ny materialy kou
33. rhaj0 ( 08/09/2015 14:04)
F'ianao izany raha (sanatria) voan'ny nahavoa an'i Mandela tao, dia
- "mivavaka" mafy ao fotsiny, dia lasa "mafibe" an... (na dia mipapapapa tahak'n'inona azany)... ny "herin-tsainao" dia mahery kokoa noho ny herin-tsainan'i Mandela an...
- "mivavaka" mafy ao fotsiny koa dia sitrana an... TSY mila dokotera sy ny materialiny, fa "fanahy" fotsiny dia mety an... Dia rahefa "maty" ianao, dia "sitrapoNY" tsaratsara koa izany an...

Mety izany kah... raha "sambatra" ao ve ianao (nefa marary) dia maninona moa... raha tena efa mararibe ianao, ka hoe, any @ soins palliatifs ianao, dia... mety metimety kokoa anao tokoany ny mankany @ "hopitalin'i Mother Teresa", fa tsotsofin'ny FM ao fotsiny ianao, dia mety ho tsaratsara tokoany eeee...


Ny zaza any @ T1 izao, toa anao izao io, rahefa marary koa, dia laingana kely hoe, tena iresaho i Lutin Georges fa izy no manana pouvoir majika hampasitrana anao.. Dia avy eo dia hoe, inty ny fanafody namen'i G ahy fa hohano... na hoe, hoz'i G hoe, tsofina hono ny handrinao dia sitrana io...
34. Strong3 ( 09/09/2015 06:23)

rhaj0:

F'ianao izany raha (sanatria) voan'ny nahavoa an'i Mandela tao, dia
- "mivavaka" mafy ao fotsiny, dia lasa "mafibe" an... (na dia mipapapapa tahak'n'inona azany)... ny "herin-tsainao" dia mahery kokoa noho ny herin-tsainan'i Mandela an...
- "mivavaka" mafy ao fotsiny koa dia sitrana an... TSY mila dokotera sy ny materialiny, fa "fanahy" fotsiny dia mety an... Dia rahefa "maty" ianao, dia "sitrapoNY" tsaratsara koa izany an...

Mety izany kah... raha "sambatra" ao ve ianao (nefa marary) dia maninona moa... raha tena efa mararibe ianao, ka hoe, any @ soins palliatifs ianao, dia... mety metimety kokoa anao tokoany ny mankany @ "hopitalin'i Mother Teresa", fa tsotsofin'ny FM ao fotsiny ianao, dia mety ho tsaratsara tokoany eeee...


Ny zaza any @ T1 izao, toa anao izao io, rahefa marary koa, dia laingana kely hoe, tena iresaho i Lutin Georges fa izy no manana pouvoir majika hampasitrana anao.. Dia avy eo dia hoe, inty ny fanafody namen'i G ahy fa hohano... na hoe, hoz'i G hoe, tsofina hono ny handrinao dia sitrana io...


Tsy hino mihitsy ianao satria efa tsimisiAtra ary tsy mpino...
Mahery ny Tompo Atra , ny hoe vavaka dia firesahana Aminy. ka io dia mampiova ny fotom-pisainana ka ahafahana miaina ankahalalana
tsy ananana tahotra amin'izay miseho
_ olana
_ fahafatesana
_ ... sns

fa ny anao moa izany mbola ireo kristiana mpiandry valimbavaka no ampitahanao aminay, ka dia vaka ny sainao hoe : ... adala ireto mpivavaka ireto
... fa Atra dia manova ny toe-javatra rehetra
ny tsy misy mba hisy, ny misy mba tsy hisy.
ny baiboly dia fiainganana , fa ny andrana sy fiainana aminy no ahalalako ahalalan'ny hafa fa Misy ATra.
35. rhaj0 ( 09/09/2015 10:40)
Strong3:
ny hoe vavaka dia firesahana Aminy. ka io dia mampiova ny fotom-pisainana ka ahafahana miaina ankahalalana tsy ananana tahotra...

hay va re ka ilay ao @ "foto-pisainana" ihany no "miova" eeee...

Io izany ilay "imagination" ??

Rahefa "mafibe" ny "imagination" ao, dia inona tokoany moa no "atahorana olana, fahafatesana sns..."


Tairo ao azany ny anao ee...

Fa asa raha ho takatrao ihany @ farany fa, toatoa an'i Caillou sy ny namany imaginaire Georges anie ianao io eee... Angaha nataonao fa natahotra i Caillou rahefa, "nino" izy fa nobitsihin'i G fa ... tsy quoi raha... "menamena be iny fara-vodilanitr'iny..."
36. Strong3 ( 09/09/2015 13:07)
izay aloha no ahatakaranao azy dia lazaiko amin'izay izy satria ianao siantifika (boritra ao) hihihi

fa ny finoana dia tsy takatrin'ny saina mahaolona fa miala miova natiora aloha vao mahalala ny vavaka ara-panahy!

ka izay no ilazako amin'i rhaj0 foana hoe : midira lalaina kely aloha vao mba mivoaka toa an'i luther

raha tsy izany dia mivaninika toa hendry misary adala eto hahahah :-) :-)
37. rhaj0 ( 09/09/2015 13:18)
Strong3:
miala miova natiora aloha vao mahalala ny vavaka ara-panahy!

"miova natiora" ???

ha zalahy... ngo dia surmenE azany ianao ao ranamana dia manomboka miteniteny foana... sa tena toetra karakteristika-n'ny mpino be io mahita resaka misavoana ambony be io... "miova natiora" raolombelona ??? dia lasa "inona" ???
38. Strong3 ( 09/09/2015 13:32)
hahaah .... matoria aloha fa sao toi no tena ho surmenE voalohany eto fa tsy maharaka ilay resakin'ny mpino

... mbola ataoko mifanahatsahana amin'ny fahatakaranao aza izany fa mba mamaky ny resakan-dry RBNIR sy ry gasy sy ry rafieritreretana ao enao fa tonga dia mitapy ngamba hahah

Miova natiora __ io no resantsika rahampitso fa aleo aloha andeha hivorivory kely

mazotoa manonofy miaraka amin'ny google ao hoe inona ary izany "miova natiora" izany :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8185