mapafatra ny momba an'yahoshuah

21. saaori ( 06/10/2015 13:48)
raha te hafantatra ny momban'yahoshuah ianao de henoy sy jereo ny site internet ao @www.rtvyahoshuah.com de ho fantatrao daholo ny tena fahamarinana. fa ra ohatra ka misy zavatra tsy mazava @nao de anotanion ihany za fa afaka mamaly anao tsarra za refa malalaka.
22. Yahl ( 02/11/2015 12:31)

[quote=saaori]
raha te hafantatra ny momban'yahoshuah ianao de henoy sy jereo ny site internet ao @www.rtvyahoshuah.com de ho fantatrao daholo ny tena fahamarinana. fa ra ohatra ka misy zavatra tsy mazava @nao de anotanion ihany za fa afaka mamaly anao tsarra za refa malalaka.

[/quote=Yahl]
Resaky ny tsy mandinika sy be fialonana ny an'ireo saaori f'aza taitra enaw fa vita ny anjarantsika raha ny aminy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.221