Ny Katolika ... amerikana

41. Strong3 ( 08/09/2015 12:05)
ka raha efa tonga fotoana ve izy tsy ho bevohoka , fa na izany aza source diso ny hiapanganao ny maria sy kitana ...
42. rhaj0 ( 08/09/2015 15:56)
Strong3:
raha efa tonga fotoana ve izy tsy ho bevohoka

marina ny anao.. "tsy ho bevohoka" tokoany ve izy... ka maninona no nosavihan'ny FM hoe, izy no naha-bevohoka an-drazazavavy...

Fa 12 sa 14 taona ho'a... ntsss... hitako no malahelo foana i Maria eny @ sary sy sary sikotra eeee... very ny enfance-ny..
43. Strong3 ( 09/09/2015 07:29)
nalahelo ve izy hoe : tsy nanao akory dia bevohoka? hahaa :-)
aza mba mampné hoa

ka izay aloha no zava-nisy ny FM no nonina tao hamoaka Ilay Endrik'ATra hamonjy izao ttolo izao amin'ny ozo-pahotana mamatotra azy
ary an'izany izany i rhaj0 izay ; tsy nisy nampianatra mandainga nefa mahay mandainga
mahay mangalatra nefa tsy nisy nampianatra angalatra
mahay mitsiriritra nefa tsy nisy nampianatra hitsiriritra

... sns
44. rhaj0 ( 09/09/2015 10:27)
rhaj0:
hitako no malahelo foana i Maria eny @ sary sy sary sikotra eeee... very ny enfance-ny..
Strong3:
nalahelo ve izy hoe : tsy nanao akory dia bevohoka? hahaa :-)

izaho mieritreritra hoe zaza 12 taona, mbola tsy mahalala izany misipasipa izany akoriny, dia bevohoka.. any no mampalelo ahy, na mampalelo an'i Maria... ilay hoe zaza sy ny enfance-ny...

fa ny an'i Strong3 moa... ploum-ploum no nampalelo azy... fa marina ny anao.. dia tsy ni-ploum-ploum tokoany intsony koa izany i Maria taorian'izay ? Hoe nanana rahalahy i Jesoa, i James izy teo, fa ilehio kay zanak'i Josefa t@ vadiny taloha..

Ary inona indray ity "Endrik'ATra" lazainao ity ? zanak'Atra, sa EndriNY eee ??? Satria ve oainina fa absurde ilay hoe ZanaNY, dia ovaina ho EndriNY indray ?

[size=8]Ary aiza tokoany azany i Endriny no tsy hitahita tato ho ato :-)[/size]

45. Strong3 ( 09/09/2015 12:15)
ka efa voalazanao daholo ny tiany lazaina kou, i endriny nge toa kaopikaolé aminao izany eh! :-)

aaa niploumploum i zaozefa sy maria taorian'io ka ,dia niteraka telo lahy sy vavy iray , vakio tsra

ka tsy hitako izay hampalahelo an'i maria sy enao ka; izy aza faly be hoe mitondra ny Fisehoan'Atra eto antany!

tsy misy hoe oainina aloha fa teolojia tsy iraisako amin'ny katolika io zanany io satria tsy hain-dreo ny manazava hoe :
Atra ve hiteraka .
46. rhaj0 ( 09/09/2015 12:52)
Strong3:
Atra ve hiteraka...
hi hi hi.. voalazanao... :-)

Fa mba alefako azany ny imagination-ko e... i Jesosy izany, dia zanak'i Maria sy Josefa ihany : tena ni-ploum-ploum i bainina 70 sa 90 taona sy ny adolescente 12 sa 14 taona, ary tera-dahy.

Fa kosa, ilay zaza teraka teo no ... nilatsahan'ny FM, ary dia hotry ny hoe niteny a travers-n'ny vatan'i Jesosy izany IZY eeee...

Dia satria sarotra be izany concept izany, dia notsotsorin'i Jesosy (na A.tra miteny a travers-n'i JC), notsotsorina hoe... "zanaNY" aho e.. sady IZY ihany koa anefa...

Io izany ilay 3 sy 1 : "Ray-Zanaka-FM"... raha tsy takatrao izany dia minou fotsy fotsiny aloha izay lazain'ny teolojiana .. i Strong3 anisany... izy ireo no mahatakatra ilay izy tsara...

[size=6]manomboka eto: mahazo mivanitika @ izay ve? :-)[/size]

47. Strong3 ( 09/09/2015 13:13)

mivitia mafy irery ao kou, sao misy mpivavaka eo akaiky eo vao lazain'ol ho mietsika devoly eo hahaha

diso aloha ilay imagination hatreto satria raha raisina ho 70-90 i zaozefa dia tsy ahatosika intsony sady zaza 12 no hapoaka hahaha

ka dia fivanitiana marina no mety aminao ao fa tsy ny handray ny baiboly amin'ny saina tony
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2551