Ny Katolika ... amerikana

21. Strong3 ( 04/09/2015 07:20)
ary i rhaj0 io aza sao mba te hisaraka amin'ny vadiny ao fa mba te ahazo ilay virijiny vao mifono sasé mikasokasoka ireny hahaha...
efa hoy ny gasy hendry hoe: aza manari ny akoho tamatrano ... :-)
22. rhaj0 ( 04/09/2015 11:06)
hi hi hi... ny ahy ange ny modele-ko tsy i Abrahama na koa ho'a i Josefa eee... Ianaro ho'a ny tantaram-piainan'i Josefa sy Maria.. TSY ao anaty BAiboly izany fa eraky google.. dia safidio ny tianao inoana eee.. ny "inoako" izao dia Josefa 70 taona, ary i Maria 14 taona... Ka dia raha bevohoka i Maria, dia tena... nolatsahin'ny FM tokoany eeeee... ary tokony amena ny paradisa tsy misy adi-hevitra fa avyhatrany koa izy raha izany... hi hi hi... Ka toa mitovy hevitra @ Katolika ihany koa aho izany raha ny @ ireo lafin-javatra roa ireo kouh...
23. Strong3 ( 04/09/2015 11:48)
dia gaganao iaho iza izay ry sakaiza hahaha ... mitady panafana fandriana fotsiny izany sisa ao an !? ok ok :-)

ho lasa katolika ihany ny farany kou, sendra mba hanolotsaina ny vatikano aza no tena mety
24. rhaj0 ( 04/09/2015 12:03)
tena tsy azoko.. hotry ny tsisy vodiny sy vodiny koa izany resak'i Strong3 izany...

Fa i Strong3 ve k'lou ao ngo dia te-ho toa an'i Joseph eee... Ka TSY ho toa an'i Jesoa mihintsy tsinona ianao, dia mba i Josef no modely tsara manaraka... ny ankizy wanna be like Mike, ianao wanna be like josef.. sa ahoana? ?

Dia ngo dia misy Josef koa ny anaranao ao, toa an-dry Karol Józef Wojtyla, na i Joseph Aloisius Ratzinger, na i Josef Wesolowski,... entre-pa fa ao Kebek ao, dia misy surnom Joseph daholo hono ny zazalahy, ary Maria daholo ny zazavavy taloha..

ka ahoana ry Strong3 Zefa aaa..... :-)
25. Strong3 ( 04/09/2015 12:48)
za no tsy nampisy vodiny ny resaka sa enao eh?! mdr

taiza no nahitanao ity 70taona ity , de manin i mari?
raha izaho izao no hiditra kely hitsara dia ny mpamoroporona zavatra toa izany no atao razefasaoina ... lol :-)
26. rhaj0 ( 04/09/2015 13:05)
Tena aleo mihiintsy velarina eto ny @ i Joseph... mampihomehy anie nareo Kristiana ireto fa hotry ny matahotra ny zava-marina izay "tsy voasoratra anaty Baiboly" dia mihodikodina manao tampi-maso ao eee...

Mandehana ho'a mi-google: tsindrio eto.

Inty izao dia Kristiana (Katolika) mihintsy no nandalina
fandalinana katolika:

http://www.newadvent.org/cathen/08504a.htm
When forty years of age, Joseph married a woman called Melcha or Escha by some, Salome by others; they lived forty-nine years together and had six children, two daughters and four sons, the youngest of whom was James (the Less, "the Lord's brother"). A year after his wife's death, as the priests announced through Judea that they wished to find in the tribe of Juda a respectable man to espouse Mary, then twelve to fourteen years of age.

Ka ataovy ny adisanina:
- Joseph = 40 + 49 + 1 = 90 taona i Joseph no nanambady an'i Maria
- Maria = 12 - 14 taona

Ka ahoana... aza ny ataon'i Joseph no arahina (manambady in-2, manambady zazakely, fanambadiana arrangement), fa ny halemem-panahiny namela nony bevohoka i Maria.
27. gasy1zay ( 04/09/2015 13:20)
mahagaga tokoa fa rehefa zavatra ivelan'ny baiboly na dia tsy misy "porofo siantifika" aza dia haingana be ilay namantsika rhaj0 dia mino an! Sa efa nisy étude adn sy archeolojika ito tantara inoanao io?
28. rhaj0 ( 04/09/2015 13:34)
hanontanio ny katolika namanao... nanao recoupement-na boky maromaro zareo @ io "fandalinanana" nataony io : ao anatiny ny soratra ao @ Baiboly, na ny niarakaraka taminy tao fa tsy nosoratana tao @ Baiboly...

dia izay ifanarahanareo ao eeee... izaho mitatitra dia ... mivanitika fotsiny :-)
29. Strong3 ( 04/09/2015 13:36)
dia inoy araka izay boky mety aminao ao izany kou...!

tsy ampy fikarohana na diso entimpo lohatra ny mpandinikao , ka tsy mahita ny ambany maso eh

izay no ilazako hoe : raha hikaroka dia ny an'ny olombe teolojiana no tadiavo fa tsy izao mpanao mpamakafaka haratsy rehetra izao dia atao wi misé daholo :-)

30. rhaj0 ( 04/09/2015 13:48)
ataok'ty "olombe teolojiana"-n'i Strong3 sy karoka "arkeolojika"-n'i Gasy1zay no arguments-n'ilay newadvent.org ?? na koa ireo ampitain'i google ireo ????

Fa dia ao nareo Strong3-Joseph sy Gasy1zay-Josef izany eeee... manao "wi misé Beboli" ao.. efa nanarin'i Jomo Kenyatta efa ho 50 sa 60 taona lasa, fa tsy mety tonga saina.. ny taona ity efa 2015
31. gasy1zay ( 04/09/2015 14:25)
"Fa tsy menatra ny filazantsara aho; fa herin’ Andriamanitra ho famonjena izay rehetra mino izany, amin’ ny Jiosy aloha, dia vao amin’ ny jentilisa koa"

Tena nety tamiko sy t@ fiainako manokana ny fanarahana ny fampianaran'ny baiboly sy ilay Andriamanitra ambarany ao ka tsy hitako hoe inona no hanovako izany raha tsy nety tamina(re)o tsy mino, na tsy hinoana(re)o.

32. rhaj0 ( 04/09/2015 16:22)
gasy1zay:
Sa efa nisy étude adn sy archeolojika ito tantara inoanao io?

Strong3:
tsy ampy fikarohana na diso entimpo lohatra ny mpandinikao

an an... dia mifototra aminareo sy ny Finoanareo iray manontolo io vavanareo io eeee...

Fa ilay "facts" k'lou mba tsara atomboka resahina kosany ihany, fa tsy tonga dia pehana lay "mpandinika" na ny "etude" nataony ee....

Sady @ izay anie Katolika mpino tahaka anareo ihany anefa no itrikitrihanareo eto io eeee... izaho kosa aloha dia tsy hisolo-vava azy eto, satria tokoany, tsy haiko hoe mba ahoana ny "fandalinana ataon'ny Mpino tahaka anareo" izany...

Fa dia ... ao ho'a izany nareo eee... reveo ao fa "tsisy mahamenatra izany" ary "mety tsara" mihintsy... ao 'nareo tsarain'ny Ankizy ao.
33. gasy1zay ( 04/09/2015 16:56)

rhaj0:

rhaj0 > Ka ianao koa anie kay mitovy anay hoe mino na dia tsy misy porofo aza e! Fa ianao koa io ambony io milaza fa mino ny lazain'ilay mpikaroka katolika fa 70 taona Josefa, 14 taona Maria sns...

Ka averiko ny fanontaniko hoe nisy porofo ve ny antony ninoanao ilay nosoratany sa mba mino zavatra tsy misy porofo toa anay ihany ianao :D
34. rhaj0 ( 04/09/2015 17:57)
misy recoupement be dia be re ao @ google, tsindrio eto, dia jereo izay tianao inoana eee... mahamay mihintsy angamba ny sofin'ilay Katolika ao @ newadvent.org hanaovanareo azy eto io..

Fa izaho ho'a rahefa miteny hoe "mino aho", dia kamo ny saiko hanome porofo ny antony eee... (raha tsy hoe sarcastique) :-)

Asa ny anao raha "kamo lava koa ny saina" rahefa "mino" lava ao... :-)
35. gasy1zay ( 04/09/2015 18:22)

Ka io rehefa mampetipety ny sainao ao dia hinoanao ihany kay fa rehefa misy manontany fotsiny ny hafa dia aleon'i rhaj0 mihonona hoe kamo ny saiko hanaporofo (mba tsy hilazany hoe tsy misy porofo) na dia hoe misy recoupement dia zay, mazava ilay fihevitrao fa noheveriko fa tena hoe siantifika iringiriny kay siantifika rehefa tsy te hino fa rehefa te hino dia kamo ny saina e!

Novakiako ity récoupement nolazainao fa toa boky apocryphe hono ty izy fa saingy raha ny fahitako an'i rhaj0 aloha dia ohatrany moramora aminy ny mino rehefa zavatra manohitra na mifanohitra ny voalazan'ny baiboly, aleo za tsy hanontany be loatra fa sao mbola kamo ny sainao ( mety tsy mahita avaly koa ngamba izy no marina an! lol)
36. rhaj0 ( 04/09/2015 18:47)
Ka tsy mahaliana anie ny fiainan'i Josefa sy Maria t@ taona 0 izany ee.. Sady tsy mampihomehy fa toa lahiantitra manambady erotrerony kely, sipakely nanaovana mariazy arrangE, sipakely nefa bevohoka sahady... Izany ve nama no mampa-fan(atique) be anao ao...

Fa raha mazoto azany ny saina(o) dia ... mbola resaka Josefa sy Maria ihany, ahoana ho'a ilay Regulus sy Jupiter tao ambony tao araka ny noresahina tato... Dia izay koa nefa no ankalazaina(o) isan-taona ao..

rhaj0:
hitanao.. ilay "kintana" hitan'ny Magy anie efa mazava be ny momba aminy izao ee.. hoe, nifanojo Regulus sy Jupiter (sy Venus akoriny azany).
- I Regulus dia 79 annees-lumieres, na 79 x 9.461 milliards de km = efa ho 750 milliards de km avy eto @ Tany,
- ary i Jupiter izay ao anaty system solaire, dia raha alavitra indrindra dia 778 million km..
Fa nifanojo izy roaroa ireo rehefa jerena avy aty @ Tany t@ izay fotoan'androny izay.

Ka rehefa nifanojo dia nanjelajelatra be ireto izy roaroa ireto, dia ... tonga dia... lasa gaigy ny Magy, fa hoe "fambara" tian'IZ(A)Y ANY AMBONY ANY io manjelajelatra be io...

Izany no hivanitihanay lava eto hoe, raha vao misy "conjonction planetaire sy etoile" toa io indray izany "any ambony any", dia ... "ara-baiboly" dia ... misy teraka indray hono any eee... :-)
37. gasy1zay ( 04/09/2015 19:09)

Fa mino ve i rhaj0 sa tsia e? toa mifangarongaro be ilay fomba fijerinao ao.
Toa tsy mino ny baiboly nefa mino ihany fa nisy Josefa 70 taona nanambady Maria 14 taona
Toa tsy mino an'i Jesoa Kristy nefa mino ny fahitan'ny Magy
tandremo sao tara laotra vao hahita ny marina fa variana mivanitika ao! :)
38. rhaj0 ( 04/09/2015 19:32)
Tsy azoko izany lojikanao izany... MIsy dia nisy tokoa ilay olona hoe Maria Josefa Jesoa Marka Matio Lioka ary jaona ka h@ ... Ratzinger sy Wojtyla ary Bergoglio sy Strong3 ary Gasy1zay... Koa na i Abrahama sy Lota azany, raha hoz'ianao hoe nisy dia izay izany.. Fa rahefa hoe, hypothetiquement ohatra, hozy i Ratzinger hoe, tena "minoa fotsiny" fa sitrak'A.tra ny nanolanan'ny pretra ny Ankizy, fa misy "fambara" tiany ampitaina, @ izao tany feno ota izao...

Dia izay "tenin'i Ratzinger no fahamarinana" izay, hypothetiquement ho'a an, ngo dia misy tezitrabe eto indray fa mandray am-bolony... dia izay no ... ivavahanao (na ivanitihanay) ohatra eee...

Raha ny fahitan'ny Magy indray, dia nisy ny Magy, ary nisy koa ny conjonction planeta sy etoile.. Fa avy eo, hoe, izay conjonction izay, hozy ny Magy, no "fambara" fa tonga ny Mesia, dia izay no ... ivavahanao (na ivanitihanay) ????

Dia tena tsy hitanao ve fa sahala @ horoscope no ifotoran'ny FInoanao ???
39. Strong3 ( 07/09/2015 09:37)

rhaj0:

ataok'ty "olombe teolojiana"-n'i Strong3 sy karoka "arkeolojika"-n'i Gasy1zay no arguments-n'ilay newadvent.org ?? na koa ireo ampitain'i google ireo ????

Fa dia ao nareo Strong3-Joseph sy Gasy1zay-Josef izany eeee... manao "wi misé Beboli" ao.. efa nanarin'i Jomo Kenyatta efa ho 50 sa 60 taona lasa, fa tsy mety tonga saina.. ny taona ity efa 2015

La Réforme luthérienne
Martin Luther en 1529, par Lucas Cranach l'Ancien.

La réforme luthérienne est introduite par le moine augustin Martin Luther. Celui-ci vit dans l'anxiété de son époque. Depuis son entrée au couvent, Luther cherche par tous les moyens à acquérir la certitude de son salut. Mais ni la dévotion, ni les jeûnes, ni les exercices spirituels, ni la théologie n'apportent à Luther l'apaisement et la certitude de son salut. En 1512, il retrouve enfin la réponse à ses questions, Il écrit à ce moment-là : « le juste vivra par la foi. Dieu donne, sa justice infinie est un don »13. La bonté de Dieu, son amour, sa générosité sont la clé de voûte de la doctrine chrétienne. Le chrétien répond à l'amour de Dieu par la foi. Tous les préceptes se trouvent uniquement dans l'écriture sainte. Et c'est en suivant les lois divines que le chrétien montre sa foi. Luther est connu pour avoir accentué et développé le sens de l'idée que « le juste vivra par la foi ».

efa tany aloha be tany no efa nifandiso tao ny katolika re ringahy rhaj0 oh!!! :-)

ka tsy dia hitako hoe ; inona moa no hiresahana be hoe maninona ny katolika. fa taty aoriana dia nanaiky ireo piretra sy ny papa fa marina ny fanambaran'i Lotera (nadia naratsiana sy nosorapotaka aza tamin'ny fotoanandrony)
fa ny sakirameta vitsivitsy dia notazonin'izy ireo mafy mba hampiavaka azy ihany.
toa ny sorona masina
toa ny olomasina
sns...

ka raha misy manaratsy katolika dia tsy ampy fandinihana koa izany mihoatra io Luther io, satria ny masony no nahita ary niaina tao ampolotaona. ka marina ny fanambarany fa tsy misy honohono. ary boky maro no natota tamin'izany.

40. rhaj0 ( 08/09/2015 10:34)
Na Loterana io na Katolika io na Strong3 io, dia niorina Finoana @ i Kristy izay teraka t@ nifanojo i Regulus sy Jupiter daholo nareo, ary dia miara-miankohoka (araka izay fombafombany ao) ao daholo, miaraka @ Magy sy Josefa (70 sa 90 taona) ary Maria (12 sa 14 taona) ao ... Ary dia "inoanareo" rehetra fa ilay Regulus/Jupiter dia nampirehetin'IZY tao ambony tao hitsilo ny Magy, ary ny zazakely 12-14 taona dia bevohoka tao...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2188