Rahoviana ny FARANY ?

21. rhaj0 ( 25/08/2015 15:08)
Ekena.. Fa izay mahasoa anao atao izany eee..
Fa fotsiny, ilay "ngo dia hanenina", "tara.. tara..." filazanao, dia ... ataovy self-motivation anao irery ao izany izany eee... :-)
22. ranthson ( 26/08/2015 07:16)

rhaj0:

Ekena.. Fa izay mahasoa anao atao izany eee..
Fa fotsiny, ilay "ngo dia hanenina", "tara.. tara..." filazanao, dia ... ataovy self-motivation anao irery ao izany izany eee... :-)

ok ok, ts asina problème izany, fa ianao ian no tompon'ny finoanao sy ny fanampahan-kevitrao :-)
23. Hajarilala7 ( 16/09/2015 15:36)
Andro farany :

1 - Fahazavana=andro farany, Asa 2/ 17 :"Ary izao no hiseho amin' ny andro farany, hoy Andriamanitra: Handatsaka ny Fanahiko amin' ny nofo rehetra Aho; ary ny zanakalahinareo sy ny zanaka-vavinareohaminany,ary ny zatovonareo hahita fahitana, ary ny lahiantitrareo hanonofy,"

2 - Faran'ny andro= mazava araka Mat.24:14« Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany. » Ary izay ilay nambaran'i Kristy hoe :Jaona 12:35 "Dia hoy Jesosy taminy: Kely anefa sisa no itoeran' ny mazava aminareo. Mandehana, raha mbola manana ny mazava ianareo, mba tsy hahatratra anareo ny maizina; fa izay mandeha amin' ny maizina dia tsy mahalala izay alehany."

Ny fahataperan'izao tontolo izao indray hafa mihitsy fa dia misy mampianatra diso!

Mba ampitao any ry sakaiza izany à! Iazhay indray dia tsy mba mankany amin'ny OMDA fa nomena maimaimpoana dia mba mizara maimaimpoana é!

Tsy mitaona olona hanaraka anay fa mitory ny filazantsara, mampianatra ny fahamarinana. Izay miaraka aminay dia miaraka aminay! Izay tsy miaraka tsy problème kanefa tsy maitsy mitory izahay!

Ny fahasoavan'ny Tompo ho aminareo izay manan-tsofina entina mihaino!
24. rhaj0 ( 16/09/2015 15:53)
Hajarilala7:
tsy maitsy mitory izahay!

Dia zahay koa mamaly eee... dia manavoitra ny absurditE-n'izay mivoaka eo.. dia mivanitika.. :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3313