Ka ahoana Strong3 - efa TSY mino Baiboly intsony va ianao
21. rhaj0 (
16/10/2015 10:39)
O ry Strong3 a.. Nikita ve no lazainao fa "manam-pahaizana" ? asa mihintsy ho'a fa mety izay tokoany angamba ny araka ny famaritana ny teny araka ny Baiboly ao.
Fa efa noresahina lava ohatra i Einstein eee... jereo eto
http://www.cnn.com/2015/06/15/us/einstein-letters-auction/index.html
"I have repeatedly said that in my opinion the idea of a personal God is a childlike one"
hoe "Andrmntra dia revirevin-jazakely"...
Asa raha mba takatr'i ... Caillou ihany izany resaka izany :-)