FMBM chômage technique :'(
1. miarana
(
19/09/2015 08:27)
Voatery hiroso amin'ny chômage technique ny FMBM na ny Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy. Ny Antony dia nohon'ny fasahiranana ara-bola satria tapaka ny fanampiana ara-bola avy amin'ny Fikambanana mampiely Baiboly eran-tany. Ny Baiboly izay vokarin'ity fikambanana eto amintsika ity moa dia voalaza ombieny ombieny fa amidy amin'ny fatiantoka mba hanan'ny rehetra Baiboly. Noho izany dia manao antso avo ho antsika Kristiana rehetra ny FMBM satria dia voalaza fa ny fanomezana avy amin'ny Kristiana sy ny fiangonana izany izao sisa no ahafahan'izy ireo miasa ho amin'ny famokarana ny Baiboly.
Hanahoana ny tohiny ?
Hanahoana ny tohiny ?
novalian'i Strong3 ny 29/10/2015 13:57
2. rhaj0
(
21/09/2015 12:41)
- mety hoe, hadinoy any io Baiboly io, fa ireo fampianarana fototra (na ireo Didy) fotsiny ihany no "tena izy" fa ny sisa ao io dia "blah blah..."
- mety hoe, tena izay no "sitra-pon'Andriamanitra".. dia miverina @ taloha, sahala t@ fony TSISY nanana Baiboly ny vahoaka, fa ny pretra/Papa ihany no fitaratra... Dia tsisy ala potehina intsony hanaovana taratasy anontana Baiboly..
- mety hoe "fambara" io... na hoe izay no lahatr'Andriamanitra...
Ka (mety) efa izay no izy f'aza toherina eee...
hotry ny tadiavinao toherina @ "vola" ny sitrapo na koa ny lahatr'Andriamanitra... loza-nao...

4. rhaj0
(
22/09/2015 12:47)
Ka efa lava kosany ny resaka teto hoe : "DISO ny (mpandika) Baiboly"
http://forum.serasera.org/forum/message/m55cc9d12e2fa6
http://forum.serasera.org/forum/message/m53d2b2b5b0295
http://forum.serasera.org/forum/message/m53a08211a7510
Izany hoe, zavatra DISO no aparitak'i FMBM.. ka dia tena mety "sitra-poNY" ary "lahatraNY" mihintsy izao maha-faillite ny FMBM izao.
Ataovy eo fa ilaozanao Strong3 mihomehy eo mouh kouh... :-)

5. miarana
(
23/09/2015 06:57)
tsy handiso aho na hanamarina ny fandikana ny Baiboly, fa mba manao antso ho an'izay nahita soa tamin'ny Baiboly Malagasy.
6. Strong3
(
23/09/2015 08:53)
Na toin'ny ahoana ny fandikana diso ao na toin'ny ahoana tsy fahafenoan'io baiboly io
ny ahy dia tsotra; andinin'ny iray dia afahafahako miaina sy mahalala izay Ivavahako
ny olana amin'ny famarotana ny baiboly izay ataon'ny FMBM fotsiny dia izay lasa bizina
tapitra vetivety ny baiboly ao nefa ety ivelany mitohaka , saingy amin'ny vidiny lafo kokoa.
any ka malaina ny olona hividy io baiboly io
toa tsy mino izaho hoe miditra fantiantoka ny FMBM amin'ny vidin'izy io!

7. endriny
(
23/09/2015 10:52)
miarana:
Ka io mbola somary azaka kely izao satria mivaky roa Katolika sy ny Protestanta ankehitrio. Dia baibolin'iza aza no ahely amin'ny volan'iza?
Ny Katolika tsy hanaiky mihintsy hoe baiboly protestanta no ahely amin'ny volany. Ny Protestanta koa toa izay.
Maika moa ankehitriny efa misy ireo baiboly roa amin'ny internet dia aoka fotsiny...
Nisy ilay hoe fanapariahina baiboly itambarana moa izy izay sa dikateny iombonana (Izay hoe iarahan'ireo sampam-piangonana roa lehibe). Saingy izao hetsika fiatsaram-belatsihy nisehoana teo imason'ny olona fotsiny ilay izy fa hoe afaka miaraka ny samy hafa finoana. Fa ny marina ny Katolika tsy maintsy maka ny tenimidina avy any Roma.
Dia ho hita eo e. Mivavaka ho anareo
8. rhaj0
(
23/09/2015 13:02)
Ka raha feheziko araka ny fazahoako azy izany dia - diso ny fandikana - lasa 2 ilay Boky tokana - lasa bizina ilay izy - tsy tia hanome vola sy hanohana ilay izy intsony ny sasany, hatrany ivelany ka hatreto an-toerana - ...
Ka tena mety "sitrapoNY" anie izany io maha-faillite ny FMBM io eee... raha m(amp)isahotaka toa izany ve ilay izy, nefa zavatra tokony mampiray... dia tena "lahatr'A.tra" io ry Miarana aaa...
Ka dia hoy aho ho'a hoe, tena loza-nao raha mitady sy mampirisika ny hanohitra ny "sitrapoNY" sy lahatraNY" ianao manao antso avo mitady "vola" io... "vola", "vola".... ento am-pinoana sy am-bavaka fotsiny eeee... :-)

11. Strong3
(
24/09/2015 10:16)
maninona raha mba manambaka amin'izay moa enao ity rhaj0 fa tena efa mahay tsara ny fandehany :-)
12. rhaj0
(
24/09/2015 12:11)
Ahoana kosa azany no hotry ny ilazanao Strong3 (sy Bor2lais) hoe, azo atao, na hoe lasa "fanambakana" ny fametrahana ny fi(s)ainana @ "finoana an'Atra" sy "vavaka" (fa tsy m)amp)itady vola toa an'i Miarana io)...
Toa hotrahotran'ny hoe, hoz'ianao Strong3 (sy Bor2lais) hoe, TSY mamokatra izany f'aza taritina na ampirisihina @ izany ny olona eee...
Izay ve? :-)

13. Radavison
(
24/09/2015 12:58)
Salama aby é,
Tsetsatsatsa tsy aritra ny ahy, fa asa namivaona amin'ny resaka FMBM, fa alefako ihany:
Boky vitsivitsy ao amin'ny Testamenta Taloha no tsy mampitovy ny Baiboly Kto sy ny Protstant.
Ny testamenta Vaovaoa dia mitovy. Ny voambolana sy ny pitsopitsony mety tsy hitovy fa arakara ireo mpandika teny sy ny vanim-potoana. Izany tsy mampihena ny fahamarinan'Andriamanitra tiany ampitaina ao.
Raha ity resaka hoe "hetsika fiatsaram-belatsihy " ity aloha dia izao :
isika olombelona tsirsiray dia toy ny mpivahiny anankiray mitondra kitapo roa:
-ataony amin'ilay kitapo eo aloha ka hitany mandrakariva ses (petites) qualités sy ny grands défauts-n'ny sasany;
-ataony amin'ilay kitapo ao aoriany (sac-o-dos :-)) ny féfaut-ny sy ny fahatsaran'ny hafa...
Ny zavatra hitako aloha dia isaka ny fiangonana katolika iray dia misy sekoly miaraka aminy;
Ny fiangonana Protestanta Loterana, ohantra, dia ny Hopitaliny ao Manambaro/Tolagnaro no nanana scanner voalohany indrindra teto anin'ny Nosy tany amin'ny taona 70 tany ho any,... rehefa hitsabo tena ao ny olona tsy misy fanontaniana hoe inona ny finoana arahinao...
Mandra-pitafa indray é
Radavison

endriny:
miarana:
Ka io mbola somary azaka kely izao satria mivaky roa Katolika sy ny Protestanta ankehitrio. Dia baibolin'iza aza no ahely amin'ny volan'iza?
Ny Katolika tsy hanaiky mihintsy hoe baiboly protestanta no ahely amin'ny volany. Ny Protestanta koa toa izay.
Maika moa ankehitriny efa misy ireo baiboly roa amin'ny internet dia aoka fotsiny...
Nisy ilay hoe fanapariahina baiboly itambarana moa izy izay sa dikateny iombonana (Izay hoe iarahan'ireo sampam-piangonana roa lehibe). Saingy izao hetsika fiatsaram-belatsihy nisehoana teo imason'ny olona fotsiny ilay izy fa hoe afaka miaraka ny samy hafa finoana. Fa ny marina ny Katolika tsy maintsy maka ny tenimidina avy any Roma.
Dia ho hita eo e. Mivavaka ho anareo
14. Radavison
(
24/09/2015 13:07)
Arahabaina ny mpisera,
rhaj0 kosa aloha sady be vazivazy no mahay mampmé é :-)
fa ny ahy ity tsy somonga :
raha lazainao fa sitrapon'Andriamanitra daholo izay zava-mitranga rehetra dia aleo mihitsy aloha ianao maka koveta anankiray izay faran'izay lehibe ataovy ao an'efitranonao ao, dia fenoy lasantsy, dia ampireheto ny afokasoka, dia arosoy moramora mankeo amin'ilay koveta feno lasantsy.
Raha mirehitra ao moa ianareo dia lazao hoe izay ny sitrapoNY, raha tsy mirehitra dia lazao ihany koa hoe izany no sitrapoNY!
dia andramo ka zahao, ary mahereza ihany koa é

rhaj0:
Ka raha feheziko araka ny fazahoako azy izany dia - diso ny fandikana - lasa 2 ilay Boky tokana - lasa bizina ilay izy - tsy tia hanome vola sy hanohana ilay izy intsony ny sasany, hatrany ivelany ka hatreto an-toerana - ...
Ka tena mety "sitrapoNY" anie izany io maha-faillite ny FMBM io eee... raha m(amp)isahotaka toa izany ve ilay izy, nefa zavatra tokony mampiray... dia tena "lahatr'A.tra" io ry Miarana aaa...
Ka dia hoy aho ho'a hoe, tena loza-nao raha mitady sy mampirisika ny hanohitra ny "sitrapoNY" sy lahatraNY" ianao manao antso avo mitady "vola" io... "vola", "vola".... ento am-pinoana sy am-bavaka fotsiny eeee... :-)
15. rhaj0
(
25/09/2015 11:23)
Radavison:Ka dia ameo ohatra iray concret izay lazainao fa "sitrapon'Andriamanitra" azany ee...
raha lazainao fa sitrapon'Andriamanitra daholo izay zava-mitranga rehetra..
Raha tsy misy moa ohatra iray @ zava-mitranga rehetra eto an-tany io, dia "tsy misy" izany ("sitrapon'Andriamanitra" izany) eeee.... :-)
16. Radavison
(
25/09/2015 11:53)
Salama rhaj0 an,
Betsaka ny zvtr nety ho nahafaty ahy omahy,
raha tsy hiteny afa-tsy lozam-pifamoivoizana fotsiny aho, dia ireny cam's sy betax ireny v azo antoka dôôly, na hoditr'akondro fotsiny aza ... ?
Izao izaho mbola velona izao dia sitra-pony,
D ataovy wa ilay koveta, fa mbola misy valiny bdb hafa ao

17. rhaj0
(
25/09/2015 12:06)
hi hi hi... dia rahefa mandeha eny @ arabe ianao izany, dia sahala @ ireny marionnette ireny, ka i Andriamanitra no mitondra ny dianao..
Dia ireo olona voadonan'ny tolabila izany, tena tsy hitaNY satria nilaozan'i Andriamanitra niaro anao ho tsy voasolifatry ny hoditr'akondro an... :-)

18. Radavison
(
25/09/2015 12:40)
mbola ao ve ?
- misy volonté parfaite de Dieu;
- misy volonté permissive de Dieu;
- misy zavatra tsy mifanaraka amin'ny sitra-pony fa avelany hitranga koa=> toy ny hoe raha tadiavinao ny adiresy IP-ko d itondranao kalak eo aho dia vita matavy eo aho ... mifona é
dia jereo amin'ireo izay tokony ho valiny rhaj0 an
Mandra-pisera indray é

19. rhaj0
(
25/09/2015 12:55)
Ka io FMBM lasa faillite io azany, "volonté parfaite de Dieu", sa "volonté permissive de Dieu", sa "TSY volonté de Dieu tout-puissant", sa inona eee ?
20. Radavison
(
25/09/2015 13:10)
sokajin-javatra 3 no nasehoko anao teo razoky an.
Io situation hita maso misy FMBM io anie tsy hoe io dia io ohatran'ny vatokely anankiray, dia hoe anaovana 27 d boka fa tsy maitsy tafiditra amin'ny iray amin'ireo 3 ireo.
Izaho aloha tsy nanadihady manoka izay nisy tao, fa ny fantatro ny fanamboarana boky misy lafiny teknika, misy lafiny ara-bola, misy fotoana, varotra, sns...
mety ny iray na roa amin'ireo tafiditra amin'ny voalohany, na ny sasany amin'ilay fahatelo, sns...
Dia izay no azoko avaly aloha, fa raha misy te hanadihady lalina kokoa fa tsy mionona fotsiny amin'izay hita maso dia vao maika anie tsara mihitsy izany é
Samy tsara é