FMBM chômage technique :'(
21. rhaj0
(
25/09/2015 14:43)
miodikodina be izany fa fanina aho e... lazao ohatra tsotra iray fotsiny azany hoe, ny inona no
- "volonté parfaite de Dieu"
- "volonté permissive de Dieu"
-"TSY volonté de Dieu tout-puissant"
- "volonté parfaite de Dieu"
- "volonté permissive de Dieu"
-"TSY volonté de Dieu tout-puissant"
22. Radavison
(
26/09/2015 12:32)
Arahabaina dôôly,
mitady ohatra ianao dia ireto misy vitsivitsy :
Volontés parfaite de Dieu : Avy ao amin'ny firenena Isiraely no ipoiran'ny Messia, izay Jeso Kristy izany; i Jeso Kristy no notendren'Andriamanitra hitondra ny otan'ny olombelona eo amin'ny hazo fijaliana sy hitondra fanafahana amin'ny ota ihany koa, sns...
Volontés permissives : raha lehilahy tsy mbola manambady ianao, dia afaka manambady izay vehivavy tsy mbola manambady ihany koa; fa azona atao ihany koa ny manontany AZY hoe izay tena volonté parfaite-nao omena ahy; anao ny safidy eo;
Na hahandro sakafo ao an-tranonao ihanao, na ho any amin'ny resto, tsy misy fahotana izany, tsy misy mifanipaka amin'ny sitrapon'Andriamanitra izany fa anao ny safidy;
Raha hitondra kalaky hamonoana ahy ianao, tsy sitrapon'Andriamanitra izany, kanefa mety hotanteraka raha tadiavinao ny adiresy IP-ko dia tonga ianao, izaho amin'io tsy manampo fa ny pseudo-nao no fantatro, fa ny endrikao tsy fantatro, dia vita matay eo aho... mifona, tsy sitrapon'Andriamanitra izany...
Dia izay ny fanazavana tsotsotra Razoky, fa ho lava be ny lisitra raha mbola hotohizana
Veloma finaritra sy mandra-pisera é
Radavison

rhaj0:
miodikodina be izany fa fanina aho e... lazao ohatra tsotra iray fotsiny azany hoe, ny inona no
- "volonté parfaite de Dieu"
- "volonté permissive de Dieu"
-"TSY volonté de Dieu tout-puissant"
23. rhaj0
(
26/09/2015 15:10)
Radavison:
Izaho aloha tsy nanadihady manoka izay nisy tao, fa ny fantatro ny fanamboarana boky misy lafiny teknika, misy lafiny ara-bola, misy fotoana, varotra, sns...
mety ny iray na roa amin'ireo tafiditra amin'ny voalohany, na ny sasany amin'ilay fahatelo, sns...
rhaj0:
miodikodina be izany fa fanina aho e... lazao ohatra tsotra iray fotsiny azany hoe, ny inona no
- "volonté parfaite de Dieu"
- "volonté permissive de Dieu"
-"TSY volonté de Dieu tout-puissant"
ka ilay tranga FMBM mihintsy no mba hazavao kely @ ilay jiro telon'ny "volonté de Dieu" eee...
24. Radavison
(
26/09/2015 21:09)
mbarakaly,
Ka inona moa ny tombon-tsoa ho azontsika raha mahafantatra précisément hoe ity na ity io cas io? Rehefa mazava aminao tsara ny fisian'ireo cas telo ireo dia azonao tohizana ny fanadihady lalina kokoa mba tsy hanaovana safobemantsina amin'izay zvtr mitranga rehetra hoe sitrapoNY daholo. Raha toa ka tsy mazava tsara aminao dia ivereno jerena indray ilay koveta asiana lasantsy
Veloma sy Bon Korazy é,

25. baibolymasina
(
28/09/2015 06:33)
Mihena ny TINADY ara baiboly ankehitriny, efa lasan'ny version électronique ny tsena, miroborobo koa fitorianteny am radio télé am brochure maivana sy maimaimpoana.... mihena koa ny faharisihan'ny olona mamaky baiboly e, kely v lé soratra sa mavesatra b koa v lé baiboly,
moa izay manana baiboly koa mety tsy mahavaky loatra ??? ny endrika fitoriana ny baiboly masina v no tsy tafapaka am vahoaka manontolo .....

26. baibolymasina
(
28/09/2015 06:58)
samy maka lesona tandrify ny tsirairay ny toe javatra toy izao, aza maika manome tsiny an'iza na an'iza fa tompon'andraikitra avokoa ny olon-drehetra raha mbola velon'aina!!!!
avelan'Andriamanitra miseho daholo ny zava drehetra mba hahaizan'ny olombelona misafidy ny làlana tena marina!!! izay mana maso fa mody tsy mahita na mandre fa mamono sofina manoloana ny FAILLITE mianjady am FMBM dia misaotra e
Andriamanitra manan-karem-pahasoavana no inoako fa mahita làlana ary manilo ny dian'izay mangetaheta hitory hatrany ny teniny........

27. rhaj0
(
28/09/2015 10:15)
Radavison:
Ka inona moa ny tombon-tsoa ho azontsika raha mahafantatra...
Tena tsy azonao marina ny fi(s)ainan'ny olona... ny olona (izaho ohatra) dia "liam-pahalalana" sy liana ny ahafantatra foana eee... tsy mila "tombotsoa" toa ny 3V io, fa "fi(s)ainana salama sy mazoto" fotsiny.
Eny azany e... tsy mila fantatra izay maha-faillite ny FMBM ao, hoz'ianao, fa izao fotsiny: "sitrapoNY" io... izay ve no tian'i Radavison tenenina ?
28. baibolymasina
(
29/09/2015 07:25)
Samy manana ny fisainanany avokoa ny olondrehetra marina ny anao ary matetika izany tsy fitoviana izany no andaozany tany mandroso ny tany mahantra am lafin'ny ara toekarena sy sosialy... eo iany iny fa fatiantoky ny FMBM no resaka mba endrika hafa ndray mahasarika sy tsy mampatory ndray itondrana ny fitoriana ny baiboly e!! otr zany Jesoa raha niaraka tam mpianany tao antsambokely teo ambony ranomasina nanonja b. Vaovao amnareo v io tantara io e??? AZA AVELA HATORY JESOA E, VERY ISIKA RAHA IZANY ????
29. Radavison
(
29/09/2015 07:37)
Salama rhaj0,
Tsy miteny aminao mihitsy aho hoe "tsy mila fantarina", ny mifanohitra amin'izany aza no nosoratako (ny soratra mipetraka) hoe "vao mainka tsara, ...)
Eny, tsy ny 3v ihany akory no atao hoe tombontsoa,
fa ny nahaliana anao dia ny hoe aiza amin'ireo 3cas ireo no misy ny faillite-n'ny FMBM, fa ts hoe inona marna no naha-faillite azy? fa jereo tsara koa aloha fa tsy faillite no nolazain'i Miarana, fa chômage technique.
Mba tsy itenitenenanao fahatany hoe sitra-poNY n'inon'inona mitrang, dia ataovy mihitsy hoy aho ilay andrana koveta feno lasantsy, ny cas pratique mantsy no mora kokoa andraisana fampianarana, fa ny théorie izany mora roritina zoron-dresaka dia tailanina, tsongolohana, atsimpototra,
Ka d veloma fa aza kanosa
hanao ilay lasantsy anty koveta
fa eo ny afokasoka re no asosa
ho fitsapana ny zava-drehetra
raha midedaka io
d 'zay sitrapoNY
tsy midedaka kosa
sitrapoNY tontosa
Radavison
dia veloma
Tsy miteny aminao mihitsy aho hoe "tsy mila fantarina", ny mifanohitra amin'izany aza no nosoratako (ny soratra mipetraka) hoe "vao mainka tsara, ...)
Eny, tsy ny 3v ihany akory no atao hoe tombontsoa,
fa ny nahaliana anao dia ny hoe aiza amin'ireo 3cas ireo no misy ny faillite-n'ny FMBM, fa ts hoe inona marna no naha-faillite azy? fa jereo tsara koa aloha fa tsy faillite no nolazain'i Miarana, fa chômage technique.
Mba tsy itenitenenanao fahatany hoe sitra-poNY n'inon'inona mitrang, dia ataovy mihitsy hoy aho ilay andrana koveta feno lasantsy, ny cas pratique mantsy no mora kokoa andraisana fampianarana, fa ny théorie izany mora roritina zoron-dresaka dia tailanina, tsongolohana, atsimpototra,
Ka d veloma fa aza kanosa
hanao ilay lasantsy anty koveta
fa eo ny afokasoka re no asosa
ho fitsapana ny zava-drehetra
raha midedaka io
d 'zay sitrapoNY
tsy midedaka kosa
sitrapoNY tontosa
Radavison
dia veloma
rhaj0:
Radavison:
Ka inona moa ny tombon-tsoa ho azontsika raha mahafantatra...
Tena tsy azonao marina ny fi(s)ainan'ny olona... ny olona (izaho ohatra) dia "liam-pahalalana" sy liana ny ahafantatra foana eee... tsy mila "tombotsoa" toa ny 3V io, fa "fi(s)ainana salama sy mazoto" fotsiny.
Eny azany e... tsy mila fantatra izay maha-faillite ny FMBM ao, hoz'ianao, fa izao fotsiny: "sitrapoNY" io... izay ve no tian'i Radavison tenenina ?
30. endriny
(
29/09/2015 07:59)
Tokony asiana accord cadre koa ity finoana ity ka
Amin'izay tsy miady ho lohany ohatran'ny foza nahita T... ny Kristianina

31. TenWords
(
29/09/2015 10:53)
Fa eto hoy aho dia ohatry ny hoe i Radavidson sy Rahj0 ihany no mifampiresaka eto E! fa aiza ny hafa? Hovaliana ihany ny lohahevitra rehefa avy eo fa mba te hisintona ny saintsika ny amin'ny hoE sitrapon'Andriamanitra sy ny tsy sitrapony ity izahay E:
Ny Sitrapon'ny Mpahary ve tsy izay rehetra efa noraketina an-tsoratra ao anaty baiboly E? (tsy miditra amin'ny hoe misy dikan-teny diso na marina aho fa raha izany dia efa ho very avokoa ireo izay rehetra nodimandry kanefa mpandala ny Soratra Masina)
ity ary ny fanontaniana: Moa ve Sitrapon'ny Ray ny namela ny Zanany hombohana teo amin'ny Hazo Fijaliana ary aiza ny toeranao manoloana izany tranga izany? eo @toeran'ireo mpianatra izay nanaraka an-tsisintsisiny teny ho eny sa ireo nanombo Azy ka niteny hoe: aoka ny rany ho aminay mbamin'ny zanakay Mat 27:25b.
FMMB : io dia efa faminanian'ny baiboly ary efa ho tanteraka hatramin'ilay tohiny, vakio Matio 24:29 " Ary raha vao afaka ny fahoriana amin'ireo andro ireo, ny masoanddro (=Ny Mpahary sy ny Teniny=baiboly) dia hohamaizinina, ary ny volana tsy hazAva..."
SitrpoNy koa zany izao miseho izao fa aoka ny mpino tsirairay ho Epistily velona hovakian'ny maro

32. rhaj0
(
29/09/2015 12:57)
RAdavison:
ny nahaliana anao dia ny hoe aiza amin'ireo 3cas ireo no misy ny faillite-n'ny FMBM, fa ts hoe inona marna no naha-faillite azy?
Ny mahaliana ahy, dia hoe, ahoana ny raisonnement-n'ny Kristiana ("tena izy") rahefa misy tranga miseho eo @ ity fiainana ity.. Dia niezaka kely aho ni-raisonne t@ toerany, ka hoe Andriamntra-tout-puissant-ominipotent-everywhere no tompon'izao tontolo hono... Fa io izany, kay rahef asokirina nareo dia toa mialahoala, fa kay tsisy idiran'i Andriamntra-tout-puissant-ominipotent-everywhere ny fi(s)ainana, raha ny fazahoako an'i Radavison. fa kay ny voamaso no mila potsirina: "inona marna no naha-faillite azy"
TSara fa tohizo kah... F'izany hoe... i TenWords namoaka feon-dakolosy hafa..
TenWords:
SitrpoNy koa zany izao miseho izao...
Fa dia mifanaraha izany k'lou nareo, dia lazao eto ny rezonema "tena izy" :-)
33. Radavison
(
29/09/2015 14:00)
mbarakaly é,
Ny tena kristiana razoky tsy afaka mirehareha mihitsy hoe mahafantatra ny zavatra rehetra.
Raha tena te-hahafantatra ny tena hevitr'Andriamanitra dia tsy résultat ana-raisonnement, fa avy amina-discernement...
Raha mila fanazavana lalindalina kokoa ianao mikasika an'izany discernement izany, dia tokony hino an'Andriamanitra aloha ianao, fa raha tsy izany lasa resaky ny maona sy marenina sy fandaniam-potoana ary hivadika fanarabia eo indray
io ilay lazain'i Strong3 hoe tontolo tsy mitovy no iresahana
Veloma finaritra razoky an

34. rhaj0
(
30/09/2015 11:03)
Radavison:
Raha mila fanazavana lalindalina kokoa ianao mikasika an'izany discernement izany, dia tokony hino an'Andriamanitra aloha ianao
hi hi hi.. rehefa tsy hanazava ianao dia lasa aho mijery an-dRalarosy eee.. :-)
Action de discerner, de distinguer, de discriminer
Ka dia "discriminer"-o @ anaran'i Jhvh ao azany kouh... :-)
Vazivazy iny fa raha hoy ianao hoe "ny tena kristiana tsy afaka mirehareha mihitsy".. dia inona indray k'lou ilay "mirehareha"... dia hoy ny Rakibolan'i Hery :
Fihetsika miavona sady tsy miraharaha; fianjonanjonana noho ny hery na ny harena na fahaizana... ananana
Tena marina ve izany? Eritrereto kely fanin-2.. :-)
35. Radavison
(
30/09/2015 13:43)
Arahabaina ny mpisera rehetra,
Aiza aloha izay rohy aterineto mba nangatahiko taminao é?
adino ve sa mody fanina é?

36. Radavison
(
30/09/2015 13:44)

37. rhaj0
(
30/09/2015 14:30)
okey dokey... koveta misy lasantsin-dRadavison izany ny resaka tsy vita...
ntss... TSISY idiran'Atra io ry Radavison a... ianao ihany no erany; fantaro hoe ahoana ny vokatry ny ataonao ao...
Dia ny zavatra hafa rehetra koa dia toa izay.
Tantaraiko anao, fa raha ohatra ka manana boule de Sodium (Natirium) ianao, dia atsipy eo ambony rano, dia ho "afobe" hono io.. hozy ny Baiboly... hi hi hi.. ao @ boky fizika-simia mantsy e... tsy takatry ny sain'ilay olombe tao Canaan izany Sodium izany
Fa nanipazako boule de sodium ho'a t@ koveta nisy rano, fa nitsambikimbikina sahala @ jumping bean fotsiny ilay sodium miaraka amina pitik'afo ... f'izany hoe, nila najanoko haingana ny fanandramana azony nisy entona corrosif be koa nivoaka koa
Ka ahoana.. raha ianao izao no nanao io fanandramana io dia hoe, ny mampitsambikina ny boule de sodium dia i Losifera, dia ilay entona corrosif dia fofon'ain'i Losifera, dia ilay pitik'afo dia afobe kely.. Ary dia iny ianao no mivavaka mafibe, manipy tanana any an-danitra, na miankohoka @ tany, manitrikitrika ny Baiboly eo antananao..
Fa tsy may ny trano, fa teo Andriamntra niaro ary namaly ny vavakao... satria ianao zanany tiany, ary hendry tsy mba manota.. ??
ntss... ka dia reveo ao izany ny anao kouh... :-)
(dia inona ilay resaka tsy vita, resaka rohy anterineta angatahinao teo hoe eee..)
Radavison:
Raha mirehitra ao moa ianareo dia lazao hoe izay ny sitrapoNY, raha tsy mirehitra dia lazao ihany koa hoe izany no sitrapoNY!

38. Radavison
(
01/10/2015 05:22)
Salama rhaj0,
Ny fitenenanao ombieniombieny fa hoe "sitrapoNY daholo" no nahatonga ahy nampandray anao iny ohatra koveta feno lasantsy. Koa inona moa ny maha-samihafa izay nolazaiko sy ity lazainao ity, afa-tsy ny fandroritanao ny anao ihany mba hi-dénigré-na ny Kristiana?
Ilay rohy aterineto :
izaho nilaza fa na dia amin'ny tontolon'ny siansa aza dia misy fahamarinana ekena na dia tsy misy azo porofoina aza. Ny navalinao dia "work in process", sns...
Koa raha nahita/mahita site internet ianao milaza fa :
- diso tanteraka,
- na manalasala,
- na mbola eo an-dalam-pikarohana (travaux en cours na work in process),
ilay affirmation hoe "le nombre de décimaux entre zéro et un est infini"
Tsy hila vaniny aminao aho hoe tsy maitsy 0 sy 1 ny bornes raisinao, fa rehefa tsy mivaona amin'io hevitra io ilay site dia mety (na publication scientifique aza vao mainka tsara, saingy mety ho saotrarotra ny hahitana an'izany aty amin'ny tanana...)
Veloma sy mahereza Razoky

39. rhaj0
(
01/10/2015 10:15)
Tatsy ny valindreesaka..
Radavison:
izay miseho na dia tsy araka ny sitrapoNY aza
rhaj0:
Nataok'ty fa omnipotent n'enao.. sady koa hoe, IZY hono no "namorona izao tontolo izao"...
Lany bala ho'a ilay olombe fahiny mamahan-dresaka anareo ao, dia hoe,
---> "Omnipotent" IZY eeee...
dia nefa toa misy tsy hita azavaina, na hoe tsy azo heverina akory fa hoe vitan'i Omnipotent, ka dia hoe,
---> TSY sitra-pon'i Omnipotent iny tsy vitan'i Omnipotent iny eee...
Fa avy eo indray nefa, dia hoe
---> sitrapoNY ary "prérogative-NY manokana" an'i Omnipotent ny mampa-"tsy avotra" anao eee..
dia mino izany resak'olombe fahiny izany tokoany koa ve ianao ? Aiza ilay lojikanao eeee :-)
40. Radavison
(
01/10/2015 13:10)
ny Omnipotent omenao dika hoe "n'importe quoi"
rhaj0:
Tatsy ny valindreesaka..
Radavison:
izay miseho na dia tsy araka ny sitrapoNY azarhaj0: