FA MANINONA NY FIVAVAHANA KRISTIANA IHANY....

21. rhaj0 ( 17/10/2016 10:47)
calin.brandon:
Ny zava-manan'aina tsy mety maty aloha dia tsy misy e.

Tena mila mizatra dia mivatra mi-google mihintsy ho'a isika rehetra alohan'ny hamaritana rambon'osy eee... Zahavo ao @ google ao ny fahalalan-draolona 2016, fa ho hitanao fa ny nampianarina anao, indrindra moa izay nampinoan'ny Finoanao anao, na koa ny nasesiky ny Baiboly anao, dia efa tsy mitombona intsony eeee... (mba tsy lazaina hoe dia tena absurde/ridicule/aberrant...). Efa hoe na ny akoho azany efa misy ny toka-nify.

http://lmgtfy.com/?q=longest+living+animal

Dia jerrevo anie ato ee
https://en.wikipedia.org/wiki/List_of_longest-living_organisms
Biological immortality
22. calin.brandon ( 17/10/2016 12:23)

rhaj0:

Fantatro tsara ny fisian'ireo ka. Fa tsy mahavita manao démonstration scientifique amiko ianao fa immortel ireo. Aza mianona amin'ny famakiana sy mi-interpréter google sy wikipédia fotsiny e ! Alefaso lavitra ilay analyse, manjary fahanan'ny vazaha lalitra foana.

Dia tsy mbola voavaly ilay fanontaniako kou. Ahoana ny hanazavanao ny fisian'ny fahafatesana ( et a contrario ny fahavelomana ) ?
23. rhaj0 ( 17/10/2016 12:51)
oadray re ry Calin Brandon...
- asa ho'a ahoana ny fampiasanao ny google ee... Ilay moteur de recherche izany io namoaka ny wikipedia sy artikla maro hafa...
- asa ho'a ahoana ny famakianao wikipedia eee... ilay encyclopedia izany io mamintina ny fahalalana misy eo eee...
- asa ho'a ahoana ny famakianao io article io SY ny references tondroiny avy eo ee.. tonga hatrany ambany @ ilay lisitra lavabe ve ianao io?
- dia asa ho'a ahoana izany "démonstration scientifique" tadiavinao "avy aty ammiko" izany eee... Ngo dia heverinao toa pasitera/mopera azany aho, ka hitory aminao abobo eto..
- Fa ny zava-dehibe dia... mba notsindrinao ve k'lou, na dia iray fotsiny azany, ny @ ireo "references" voa-lisitra lavabe tao @ wikipedia io?

Fa ampieritreretana anao @ fanontaninao lava ny @ hanazavana ny fahafatesana, dia tsindrio io rohy ambany io.

http://lmgtfy.com/?q=entropie+definition

Inty ny mot-clé : dégradation
24. rhaj0 ( 17/10/2016 13:55)
"entropie" no lalàna (sy lalana) ivoaran'ny zava-drehetra rahefa "system fermé" izy @ io. Izany hoe, raha avela @ tenany eo ny zava-drehetra, TSY MISY zavatra hafa manampy azy, averiko indray, TSISY zavatra hafa (élement extérieur) manampy azy, dia mi-se dégrader izy: miha-potika sy miha-lO.

Matoa izy TSY mi-se dégrader, dia ... satria misy zavatra hafa (élément extérieur) no manampy azy.

Ohatra hoe, ny tenanao sy vatabe-nao io, raha TSY misakafo dia .. entropie : miha-potika sy lO, ary fahafatesana no iafarany.

Ny fandrosoan'ny siansa dia miha-manosika hatrany ny "fahapotehina sy fahalovana" @ tenan-draolona, @ fampiasana fanafody sns... fa TSY hary ho voakolokolony mandrakizay anefa ilay vatan'olona.

Izao izao ny "fiction" mandehandeha any dia hoe... Ny ati-dohanao io, dia (mety) afaky ny velomina artificiellement. Mety takatrao ohatra rahefa coma ny marary, dia ny vatany kaputt fa ny ati-dohany mbola tazomina iaina ihany. Ka "indray any andro hono", dia tena mety hoe, ny ati-dohan'ireny olona crane-be ireny, dia tazomina ho velona, ary asaina mizara fahendrena sy fahalalana ho an'ny mbola velona. Dia kisarisary amen'ny mpaminavina dia hoe, misy armoireS feno vilany misy ati-doha, dia ny electrodes tsondromina @ ilay ati-doha dia mampita hafatra @ oridinatera...
25. calin.brandon ( 18/10/2016 06:25)

Manaiky ihany ianao izany fa rehefa tapitra ilay fifanoherana dia tonga ny fahafatesana. Bien!
26. rhaj0 ( 18/10/2016 10:56)

Tsy haiko hoe, aiza ho aiza @ entropie no misy "fifanoherana" (contradiction). Efa nanontaniako ihany moa i Calin Brandon fa tsy namaly.

Afaka mba mizara eto, ankarihary sy ankahitsiana, ny fahitako an'i Calin Brandon eto ve aho?

Ny fahitako an'i Calin Brandon, dia ... nahita ny materialisme dialectique-ndry Karl sy ry The Dong, ary dia voasintona. Niala t@ "finoana" (kristiana sa jiosy ets..) izy (tsara dia tsara izany), fanefa dia... indrisy, fa mbola manana ilay reflexe mpino, manaraka dogme. Ka ilay "dialectique", izay raisin'i Calin Brandon ho dogme, dia lasa, toa ny fataon-dry Kristiana ihany, lasa ataony tere-ko marina toa voalobo-jaza, ary dia tadiaviny hihatra @ izay papango anaty katsaka rehetra izao.

Raha diso aho, dia ahitsio azany. Fa ambara-paha, dia averiko ihany ny fanontaniana:
aiza ho aiza @ ilay resaka entropie io no misy an'izany hoe "fifanoherana" (contradiction) ao @ ilay "systeme fermé"???
27. calin.brandon ( 19/10/2016 05:01)

Tsy dogmatique velively fa pragmatique. Ny fifanoherana resahako tsy ao anaty système fermé (araka ny fahitan'ny olona maro azy angamba et à juste titre araka ny toerana ijereny azy), fa philosophique ary approche scientifique. Io fifanoherana io dia efa voalazanao lavabe araka ny angle de vue misy anao. Nt famaritana io teny izany dia aza raisina araka ny famaritan'ny dictionnaire Larousse ohatra na ny olona sasany mivoaka ao amin'ny Google.
28. endriny ( 19/10/2016 05:26)
INona daholo re ity ry Lanitra o!
29. rhaj0 ( 19/10/2016 10:56)
calin.brandon:
Tsy dogmatique velively fa pragmatique... philosophique ary approche scientifique.
endriny:
INona daholo re ity ry Lanitra o!
rhaj0:
INona daholo (tokoany) re ity ry Lanitra o! ;-)

HIezaka ny hahazo ny fampiharana ny dogme-dialectique azany aho rahefa tsy hanazava i Calin Brandon.. hotry ny ilaozanao mikopakopa-damba fotsiny, fa tsisy fanazavana hitako mihintsy, fa dia hiezaka izany aho eee...

Ny raha roa mifanohitra izany, dia ...
1- ilay systeme fermé, izay mitontongana (noho ny lalàna entropie), sy
2- ilay element exterieur, izay mampanonga.

Ireo izao no azo raisina, @ izay mba mety ilay tere-ko marina araka ny dogme-dialectique

Dia araka ny dogme-dialectique, toko faha-3 andininy faha-4, dia rahefa TSY mitontongana na/sy TSY mampanonga intsony ny eo, dia misy "bond qualitatif", ary dia mivoatra ny tranga/seho (situation).. Dia izay ilay qualité = rafahafatesana.

Afaka mivanitika @ izay ve aho eto, sa... manana fanazavana hafa ianao ry Calin Brandon? :-)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7089