FA MANINONA NY FIVAVAHANA KRISTIANA IHANY....

1. valohery16 ( 11/10/2016 06:01)
Ny zavatra tsy azon'ny ol sasany dia oe AA dia saro-piaro tahaka ny olombelona koa tsy tiany raha ampifangarona @ fanompona zvt hafa IZY ka ny zava-panahy dia tsy azo ampiasaina logique ka oe rehefa tsy mavo atsy dia domina avy atsy ary zay mitsy no mahavoa ity firenena ity fa na ny resaka ara- panahy aza d heverin'ny sasany tahaka ny loterie. AA DIA MARINA KA ZAY MIVVK
aminy di tsy maintsy mvvk @ fanahy sy ny fahamarinana ary JESOSY sy ny BAIBOLY hany no marina 100/° SATRIA TSY NISY AA naharesy ny fafatesana afa-tsy JESOSY irery hany
novalian'i rhaj0 ny 19/10/2016 10:56
2. stahtam ( 11/10/2016 11:27)

[quote=valohery16]
Ny zavatra tsy azon'ny ol sasany dia oe AA dia saro-piaro tahaka ny olombelona koa tsy tiany raha ampifangarona @ fanompona zvt hafa IZY ka ny zava-panahy dia tsy azo ampiasaina logique ka oe rehefa tsy mavo atsy dia domina avy atsy ary zay mitsy no mahavoa ity firenena ity fa na ny resaka ara- panahy aza d heverin'ny sasany tahaka ny loterie. AA DIA MARINA KA ZAY MIVVK
aminy di tsy maintsy mvvk @ fanahy sy ny fahamarinana ary JESOSY sy ny BAIBOLY hany no marina 100/° SATRIA TSY NISY AA naharesy ny fafatesana afa-tsy JESOSY irery hany

[quote=stahtam]
Toa milaza ity resakao ity hoe ianao izany no tena mahazo fa ny olona sasany tsy mahazo. Mba hanontany anao àry aho hoe ny anarany ve mba anisan'ny mahasaro-piaro azy sa tsy anisany? Ny baiboly dikan-teny malagasy izao dia misy karazany dimy farafahakeliny, ka iza @ ireo ilay lazainao hoe marina 100%? Misy karazan'anarana betsaka mantsy voasoratra ao (Jesoa, Jesosy, Zezo...) ka tsy mba mahasaro-piaro ilay tompony ve ireo?
3. lolo110255 ( 11/10/2016 13:21)

[quote=stahtam]

[quote=valohery16]
Ny zavatra tsy azon'ny ol sasany dia oe AA dia saro-piaro tahaka ny olombelonao an-tany ...

tena marina tsy misy azo kianina izany satria ...olombelona saro-piaro amin'ny fahefany no nanoratra ny testamenta taloha

ilay hoe 100% marina moa dia arakaraky ny finoana arahinao ihany io : samy manana ny fahamarianany 100% ny mpanaradia ny finoana samihafa nisy sy misy ary mbola hisy eto an-tany
4. rhaj0 ( 11/10/2016 14:44)
stahtam:
...misy karazan'anarana betsaka mantsy voasoratra ao (Jesoa, Jesosy, Zezo...) ka tsy mba mahasaro-piaro ilay tompony ve ireo?

Ka ny gasy taloha azany mba nahalala azy koa hono, hozy i Flacourt; ary i Rahisa no anarany t@ izany. Dia t@ izany koa, i Ramariama no anaran'ny Mamany, ary Ragiborail iay arkangely be iny.

Ka ny "memoire"-n'ny taloha no mitombona kokoa, sa ity ovaovaina ankehitrio ity eee ??

Fa ilay anarana azany mba eo ihany, fa ny "sariny" koa angaha ataonao fa tsy foromporon'ny olona @ izay tiatiany anaovana azy ao fotsiny. Ohatra iza @ ireto roa ireto no tena maneho an'i Jesosy?

5. calin.brandon ( 12/10/2016 05:28)
Ny zava-misy kosa aloha dia izao e : ny fivavahana dia maro karazana eran-tany ary samy marina ireo ho an'ny mpanaraka azy sy ny mpino azy samy hafa. Marina ny tenin'i Stahtam amin'izay.

Ny fototra iorenan'ireo fivavahana samihafa ireo tany am-boalohany no misy itovizana. Fa izay miteny fa ny azy irery ihany no marina, no atao olona na antokom-pivavahana manana foto-pisainana sectaire na secte.

Ny momba ny endriny indray : ny tandrefana anie no nanao an'io sarin'i Jesoa na Jesosy na Zezo mahazatra antsika io e. Sary nivoaka taorian'ny fivakisan'ny fivavahana kristiana ho anankiroa (fisintahan'ny tandrefana ka namoronany ny catholicisme tao Rome). Fa ny Hebreo tamin'izany dia tsy fotsy hoditra tahaka io sary io. Eritrereto ny endrika Arameana + Asyriana + Egyptiana. Tahaka izany ny endriky ny Hebreo. Raha tsy azo an-tsaina dia ataovy hoe : toy ny endriky ny Malagasy e.

Hihomehy izao i Rhaj0. Tsy boky tonta fotsiny no hahitanao an'izany ry Rhaj0 (ilaina ny boky tonta satria mirakitra TANTARA), fa ny asa fikarohana rehetra efa nivoaka.
6. rhaj0 ( 12/10/2016 13:53)
calin.brandon:
ilainany boky tonta satria mirakitra TANTARA

rhaj0:
Ka ny anao "tantara-angano" no iainganao dia ataonao fiki-maty eto kouh... Imagination-n'ny jiosy t@ fotoan'androny re ireny eee... nanoratra "boky" ny olombe tao (izay ilay "angano"), ary nafangarongarony tao, na ny Finoany tao, na ny zava-nisy tao, ary nampiany ny ozonozona vengeance...

Izany hoe TSY "Tantara" (Histoire) ilay izy fa "tantara-angano" (histoire-legende).
7. stahtam ( 13/10/2016 05:31)
bold text
[quote=calin.brandon]
..."Fa izay miteny fa ny azy irery ihany no marina, no atao olona na antokom-pivavahana manana foto-pisainana sectaire na secte"...

[quote=stahtam]
Misy fanontaniana mba tiako hovalianao ireto calin.brandon :
1- Marina ve ny finoana arahinao sa diso? (valiana eny na tsia)
2- Mahavonjy ve ny finoana hafa ankoatra ny anao sa tsy mahavonjy? (valiana eny na tsia)
3- Raha samy mahavonjy avokoa ireo rehetra ireo; inona no antony isarahana?
Ny katolika romana dia milaza fa izay niala tao aminy dia very (hérétique), dia ireo protestants rehetra izany, ka manana foto-pisainana sectaire ve izy @ izany?
8. calin.brandon ( 13/10/2016 06:18)

1- Ny ahy ny foi dia individuelle fa tsy collective. Ahy manokana fa tsy hitambarako aminao sy amin'ny hafa. Noho izany, tsy afaka valiana Eny na Tsia ny fanontanianao satria midika ho foi collective ny hevitrao ( opinion tendancielle ), dia tsy mety. Rien n'est absolu, mais tout est relatif, hoy ilay scientifique izay.
2- Mahavonjy ny tsirairay ny finoany. Izany hoe, ny finoako mety tsy hahavonjy anao.
3- Izay no mahatonga ny resaka Oecuménisme. Aleo mitambatra, hoy ny kristiana tandrefana (Ecar, Protestanta ) satria mitovy ny fototra hiaingan'ny fivavahantsika. Izany hoe, ho sarotra kosa ny hiverenan'ny kristiana amin'ilay fivavahana tokana izay nisy talohan'ny grand schisme chrétien satria tsy mitovy intsony ny fototra sasany ijoroan'izy ireo. Izay koa ny anton'ny tsy nihaonan'ny Pape François (Ecar) sy ny Patriarche des chrétiens orthodoxes tany anaty efitrano, fa teny amin'ny aéroport tao Cuba fotsiny (tamin'ity taona ity io raha tadidinao).
9. rhaj0 ( 13/10/2016 10:53)
calin.brandon:
Ny ahy ny foi dia individuelle fa tsy collective... ny finoako mety tsy hahavonjy anao.

Manja eee... revy samy manan'ny azy izany ny an'i Calin Brandon.

ka ny fahazoako azy izany, dia ny "foi" an'ilery ao izany, SY izay representation (ao @ imagination-ny ao) izany "foi"-ny ao izany, dia tena "individuelle", izany hoe, tsy (voatery) mitovy @ izay olona hafa rehetra any, tsy (voatery) mitovy @ ilay "representation collective" any, fa tena orijinaly...

Izay ve k'lou??

Dia mba zarao eto azany hoe, ohatra sahala @ resaka mandea rehetra eto io, toatoa ny ahoana ny anao ao??

Ohatra 1:
Jereo ilay avy eo ankavia, tombano ilay avy eo ankavanana, dia IZA @ ireo no Jesosy aminy, ao @ izany revy individuelle-nao ao izany?

Ohatra 2:
Fa toa izao koa va re ny namoronan'Andrmntra izao tontolo izao, ao @ izany revy individuelle-nao ao izany, ka napetany toa ny punaise @ toile-n'ny Lanitra ny Masoandro amam-Bolana..

10. endriny ( 13/10/2016 13:46)

valohery16:

TSY NISY AA naharesy ny fafatesana afa-tsy JESOSY irery hany

Soeur Fabiola koa a
11. lolo110255 ( 13/10/2016 15:48)

endriny:

valohery16:

TSY NISY AA naharesy ny fafatesana afa-tsy JESOSY irery hany

Soeur Fabiola koa a

salama

raha fintinina :
iza avy no Malagasy efa nifankahita tamin'ny Jesoa mivantanana ka nirahiny manokana hamonjy an'i Madagasikara sy ny ...Malagasy , nanomboka tamin'ny 1960 ka mandrak'ity ny androany ?
12. rhaj0 ( 13/10/2016 18:11)
valohery16:
TSY NISY AA naharesy ny fafatesana afa-tsy JESOSY irery hany

Ity ve ra-Valohery16 tsy efa noresahina tatsy
http://forum.serasera.org/forum/message/m57f26f73624f1/

O Iza Iza, Iza No Namorona an-dRafahafatesana?
Andrmntra No Namorona Ny Fahafatesana

O Iza Iza, Dia Ahoana Koa Ny Manaraka?
Efa Noreseny (Andtrmna) Izao ny Fahafatesana

hi hi hi.. "namorona" IZY, dia avy eo "noreseny" indray ilay "noforoniny"..

Raha ny tena izy (ara-baiboly), dia
- ny Ray no "namorona ny fahafatesana",
- ary ilay Zanany no "naharesy ny fahafatesana".
13. calin.brandon ( 14/10/2016 04:56)

Aleo haroso amin'i Rhaj0 ary ny fanontaniana satria ny azy dia ny eo ihany no averiny.
Andao atao hoe tsy nisy ary tsy misy Andriamanitra ( na izay hiantsoana azy tsy maninona ), satria ianao rahateo milaza fa athée ( na athéiste koa, hoy ianao ). Eo amin'izay lafiny izay ary, tokony misy sa tsia ny fahafatesana araka ny hevitrao ? Raha misy ihany anefa izany fahafatesana izany, dia ahoana no hanazavanao azy satria izay nolazaina fa namorona sy nandresy an'io efa samy tsy misy ihany ?
14. endriny ( 14/10/2016 05:29)

calin.brandon:

Raha misy ihany anefa izany fahafatesana izany, dia ahoana no hanazavanao azy satria izay nolazaina fa namorona sy nandresy an'io efa samy tsy misy ihany ?

Ho anao izay mino ny baiboly ary, ny alika sy ny kisoa ary hazo dia tsy nihinana izany voankazo voarara izany, kanefa nahoana izy ireo no maty?

Averiko ihany: inona no fahotana nataon'ny bozaka sy ny ahitra ka mahatonga azy ho faty satria fahafatesana hono no tambin'ny ota
15. calin.brandon ( 14/10/2016 08:47)

Ka tsy resahana intsony eto ny baiboly ka. Efa averina any amin'i Rhaj0 ny fanontaniana hamaliany azy.
16. rhaj0 ( 14/10/2016 11:02)
calin.brandon:
tokony misy sa tsia ny fahafatesana araka ny hevitrao ? Raha misy ihany anefa izany fahafatesana izany, dia ahoana no hanazavanao azy satria izay nolazaina fa namorona sy nandresy an'io efa samy tsy misy ihany ?

Ny @ ilay hoe
- Andrmntra-Rainy "namorona", araka ny "sitrapoNY" ity Fahafatesana (hono),
- nefa indray nodikain-janany ity "sitrapoNY", ary dia noresen'ilay Andrmntra-Zanany ilay "noforonin-dRainy"..

io aloha dia "sarcasme" ho an-dry mpinomino foana an'io tantara-angano io. Ka araky ny fantsin'ilay PM quebecquois aty ho'a, hoe "Bien sur qu'on peut se moquer des religions", dia raha ny tokony ho izy, tokony ho entina @ humour ilay izy, fa ireo mpinomono foana moa, borné giravy bemarenina, ka dia lasa mi-sarcasm sy mi-ironie sisa aho eee... :-)

Ny @ hoe "tokony misy sa tsia ny fahafatesana", hozy i Calin Brandon??
O ry Calin Brandon, dia tena mila mandray vera misotro rano, na mifoka rivotra madio, angamba aho vao hahazo ity resakao :-)

1- ny eritreritrao hoe (mety) "TSY misy ny Fahafatesana" k'lou dia tena ... hotry ny pire noho ny eritreritry ny Mpino (hoe "misy" ilay izy fa "resy"). Lalàna fizika na hoe mekanisma tsotra ny fandehan-javatra ho'a ny hoe "potika sy lO". Fa eto dia tena asianao "pensée magique" hoe, (mety) "tsy misy" ilay izy..

2- ny eritreritrao hoe "tokony tsy misy ny fahafatesana"... hheeee.... "double pensée magique".

Fa "matahotra" an-drafahafatesana ve ianao ry Calin Brandon, dia lasa mametraka ireo fanontaniana (absurde) ireo?

Ny olona rehetra taloha sy fahagola koa dia natahotra toa anao izao io. Ary dia, eritrereto tsara, fa miankina @ fahalalany (niveau de connaissance) t@ izany fahagola izany, dia nametrapetraka ireo fanontaniana (absurde) toa ireo koa zareo, ary namoroporona izao tantara-anganom-pinoana isan-karazany izao.

Ianao izao efa amina niveau de connaissance efa lasa lalina be. Dia mbola miroboka @ izao fanontaniana (absurde) sy hanao fiki-maty @ izao reviredy fahagola izao foana ve??? Ndana re mba mikarokaroka mi-google, dia hitaro sy halalino ny fahalalan-draolona 2016 eee....
17. calin.brandon ( 14/10/2016 14:11)

Tsy azonao marina ny tiako ho lazaina.
18. rhaj0 ( 14/10/2016 14:19)
calin.brandon:
tokony misy sa tsia ny fahafatesana araka ny hevitrao ?

Io izany ny laza-adina napetrak'i Calin Brandon. Ka izaho efa namaly; ary ahoana azany no amalianao an'io eee..
19. lolo110255 ( 14/10/2016 18:11)
"Andao atao hoe tsy nisy ary tsy misy Andriamanitra ( na izay hiantsoana azy tsy maninona ), ...tokony misy sa tsia ny fahafatesana araka ny hevitrao ? Raha misy ihany anefa izany fahafatesana izany, dia ahoana no hanazavanao azy satria izay nolazaina fa namorona sy nandresy an'io efa samy tsy misy ihany ?

miarahaba antsika rehetra tsy an-kanavaka indray ny tenako amin'ity zoma mahafinaritra ity

angamba tsy amin'i rajho irery no tokony iantefa ilay fanontaniana fa ho antsika rehetra mifanakalo hevitra eto
anisan'ny fanontaniana goavana nipetraka teo amin'ny zanak'olombelona , hatramin'izay nisiany sy ny naha vory ny sainy ny fisian'ny fahafatesana

-tahotra ny ho faty ny nanjaka teo amin'ny zava-manan'aina rehetra misy atidoha (ny mahakasika ny zava-maniry dia mety mbola ho sarotsarotra kokoa kanefa ny fihetsiny eo amin'izay fitadiavana ny hitozan'ny aina dia endrika iray manaseho ny fiadiany amin'ny fahafatesana koa );lasa tandra vadikoditra io tahotra io amin'ny biby rehetra (ao anatin'izany ny olombelona)

-taty aoriana ela , rehefa nanomboka nametra-panontaniana isika olombelona (homo sapiens) ka nanomboka nitady fanazavana amin'izay zavatra rehetra manondidina antsika (ny loza voajanahary maro karazany , ny fahatsapana fa ...maty daholo na isika na ny biby na ny zava-maniry ...) dia ...niforona niandalana ny finoana sy ny fivavahana ary samy namorona ny azy tokoa rehefa vondron'olona nisy teto an-tany hatrany Amerika (talohan'ny nahatongavan'ny Europena tonga nanjanatany sy nitondra ny finoana sy ny fivavahany) ka hatrany Asia , na ireo Arborigàne tany Australia izany na ny mponona tetsy Afrika na koa ny Vazimba nisy teto Madagasikara

-vao tsy ela , eo aminn'y tantaran'ny zanak'olombelona no nisian'ny foto-pisainana vaovao natolotr'ireo filozofy grika izay nitady fomba famkafakana tsy miankina aminn'y finoana , foto-piasianan izay nietraka n y foto-pisainana siantifika taty aoriana

-revolisiona goavana eo amin'ny famakafakana ny tranga rehetra hita eo amin'ny fianan'ny zanak'olombelona sy ny tontolo manodidina azy no nentin'ireo filozofy ireo satria tsy Andriamanitra (Zeus na Eole ...) intsony no nentina hanazavana ny varatra , na ny rivo-doza ...fa mikaroka amin'ny alalan'ny fandinihana ny zava-misy , manao vinavina ( ny masoandro dia tsy zava-masina intsony fa ...vongan'afo boribory), fanandramana ...

-koa raha miverina amin'ny resaka fahafatesana isika aorian'iny sava ranon'ando iny , dia ;
1.ny fahatsapana fa misy maneran'ny natiora hatramin'izao ny fahafatesana
2.tokony hisy ve sa tsia ? fanontanina mitovitovy amin'ny hoe tokony hisy "lavaka mainty ", galaksia , ...rajako ve sa tsia ?
3.ny foto-pisainana siantifika dia mihezaka manazava ny fomba niforonany sy ny nisian'ireny tranga samihafa ireny : fahafatesana , galaksia , isika manoratra eto , ny pesta , ny varatra , ,y safo-drano ...aminn'y alalan'ny fitaovana mivoatra hatrany hatrany , ny foto-pisainana mamakafaka , sahy mitsikera fa tsy manaiky be fahatany fotsiny , manitsy ny diso na manova mihitsy aza indrindray izay noheverina fa marina teo aloha ,manolotra vinavian-kevitra ...

tsy manakana akory izany ny maminavina izay mety mitranga raha tsy misy ny fahafatesana (mijery ohatra raha misy zava-manan'aian tsy maty ...virus ? ...)
20. calin.brandon ( 17/10/2016 06:12)

lolo110255:

Ny zava-manan'aina tsy mety maty aloha dia tsy misy e. Na inona io na inona.
Dia ahoana ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2099