Ny Didy Folo (2)
1. rhaj0
(
30/11/2017 14:07)
mivadika ny pejy ka dia tohizako avy eto indray ity lohahevitraity ee...
Fampatsiahivana..
[quote=Didy Folo Jiosy]J1. Je suis le Seigneur ton Dieu Qui t'ai fait sortir du pays d'Égypte.
J2. Tu n'auras pas d'autre Dieu que moi.
J3. Tu ne prononceras pas le nom de Dieu en vain.
J4. Souviens-toi du jour du sabbat.
J5. Honore ton père et ta mère.
J6. Tu ne tueras point.
J7. Tu ne commettras pas d’adultère.
J8. Tu ne voleras pas.
J9. Tu ne feras pas de faux témoignage.
J10. Tu ne convoiteras ni la femme, ni la maison, ni rien de ce qui appartient à ton prochain.
Fampatsiahivana..
Didy Folo Amerindiana:
A1. Restez près du Grand Esprit
A2. Montrez un grand Respect envers votre Prochain
A3. Apportez Aide et Bonté partout où nécessaire
A4. Soyez Sincère et Honnête en tout temps
A5. Faites ce que vous savez être Juste
A6. Prenez soin de votre Corps et de votre Esprit
A7. Traitez la Terre et tout ce qui y Vit avec Respect
A8. Assumez la pleine Responsabilité de vos Actions
A9. Consacrez une partie de vos Efforts pour le plus Grand Bien
A10. Travaillez ensemble pour le Bénéfice de toute l'Humanité
Didy Folo Hindu:
H1. Truth
H2. Non-violence
H3. Celibacy, non-adultery
H4. No desire to possess or steal
H5. Non-corrupt
H6. Cleanliness
H7. Contentment
H8. Reading of scriptures
H9. Austerity, perseverance, penance
H10. Regular prayers
Didy Folo Bodista:
B1. Do not destroy life.
B2. Do not take what is not given you.
B3. Do not commit adultery.
B4. Tell no lies and deceive no one.
B5. Do not become intoxicated.
B6. Eat temperately and not at all in the afternoons.
B7. Do not watch dancing, nor listen to singing or plays.
B8. Wear no garlands, perfumes or any adornments.
B9. Sleep not in luxurious beds.
B10. Accept no gold or silver.
Didy Folo Vatican:
V1. Un seul Dieu tu aimeras et adoreras parfaitement.
V2, Son saint nom tu respecteras, fuyant blasphème et faux serment.
V3. Le jour du Seigneur garderas, en servant Dieu dévotement.
V4. Tes père et mère honoreras, tes supérieurs pareillement.
V5. Meurtre et scandale éviteras, haine et colère également.
V6. La pureté observeras, en tes actes soigneusement.
V7. Le bien d'autrui tu ne prendras, ni retiendras injustement.
V8. La médisance tu banniras et le mensonge également.
V9. En pensées, désirs veilleras à rester pur entièrement.
V10. Bien d'autrui ne convoiteras pour l'avoir malhonnêtement.
[quote=Didy Folo Jiosy]J1. Je suis le Seigneur ton Dieu Qui t'ai fait sortir du pays d'Égypte.
J2. Tu n'auras pas d'autre Dieu que moi.
J3. Tu ne prononceras pas le nom de Dieu en vain.
J4. Souviens-toi du jour du sabbat.
J5. Honore ton père et ta mère.
J6. Tu ne tueras point.
J7. Tu ne commettras pas d’adultère.
J8. Tu ne voleras pas.
J9. Tu ne feras pas de faux témoignage.
J10. Tu ne convoiteras ni la femme, ni la maison, ni rien de ce qui appartient à ton prochain.
novalian'i endriny ny 11/12/2017 18:49
2. rhaj0
(
30/11/2017 14:24)
Tato ilay pejy taloha
http://forum.serasera.org/forum/message/m59c9626a0882e/
Dia ahoana indray azany ny fijerin'ireto fivavahana/finoana isan'isany ny MAHANTRA noho izy.
Didy Folo Amerindiana
A2. Montrez un grand Respect envers votre Prochain
A3. Apportez Aide et Bonté partout où nécessaire
A5. Faites ce que vous savez être Juste
A9. Consacrez une partie de vos Efforts pour le plus Grand Bien
A10. Travaillez ensemble pour le Bénéfice de toute l'Humanité
Didy Folo Hindu
H5. Non-corrupt
H9. Austerity, perseverance, penance
Didy Folo Bodista
B10. Accept no gold or silver.
Didy Folo Vatican
V1. Un seul Dieu tu aimeras et adoreras parfaitement.
Didy Folo Jiosy
J2. Tu n'auras pas d'autre Dieu que moi.
Dia miara-mahita io fa dia ny Amerindiana no mieritreritra sy miombo-po tantaraka @ mahantra noho izy. Io foana ilay averibmberiko eto hoe, tena vaka mihintsy ny sain'ireo Ameirindiana, rahefa nahita ny sivilizasion Judeo-Chretien, izay TSISY mipi-maso, rahefa misy mahantra-ho-faty mihantona eo ambavahady volamenan'i Vatican. Ny Amerindiana, ny Malagasy taloha koa, dia TSY mamela mihintsy ny mpiara-belona aminy ho "mahantra-ho-faty" toa izany.
Ary tena "raiki-tapisaka" ao aminy, noho ny Finoany, ny hanampiana ny namana (mahantra). Io tafapetraka @ Didy10-ny io. Ny hafa rehatra kosa, dia hotsahotsan'ny TSISY dikany, na hoe, TSY zava-dehibe @ fiainana/fiaraha-monina izany fijerena ny Mahantra izany; TSY mila apetraka ao @ Didy10.
Ny Hindu sy Bodista nefa kosa, dia mba manisika ihany hoe, ilay harena sy ny plaisir dia TSY izy. Toatoa ny hoe, ilay "revin'ny Mahantra" dia OK.
Ny an'ny Judeo-Chretien kosa anefa, dia ny "aza mangalatra" ihany no mba fantany, izany hoe, "aza mangalatra" ny haremben'ireo Mpanana sy Puissant. Inona moa no ho angalarina @ Mahantra rey olona.
Fa dia izao miankohoka @ debabe efa puissant be izao foana koa no atao dridra-gilo fa zava-dehibe, indrindra @ Judeo-Chretien. TSY hita mihinitsy (ao @ Didy10) ilay hoe, mbo considérer-o ihany ny malemy sy ny resy ary ny mahantra ee...

3. rhaj0
(
30/11/2017 19:08)
Rehefa tena mandinika eto aho, avy @ io mahavoa ny Mahantra any @ sivilizasiona Judéo-Chrétien io, dia tena miaiky fa ilay système (na FInoana) Judéo-chrétien dia :
1- tena natao iarovana an-dRampanana sy ny Manampahefana. Voasoratra ao @ lalàna fototra, dia ny Didy10 mihitnsy io fiarovana an-RAmpanana/Manampahefana io.
--- V4. Tes père et mère honoreras, tes supérieurs pareillement.
Ary dia nitono-tena ho RaR daholo ny Debabe sy Debakely rehetra.
--- "Aza Mangalatra".
Io ho'a, tsisy hangalarana ny Mahantra, fa tena natao iarovana an-dRAmpanana fotsiny io.
Ary RAmpanana dia tsy hipi-maso koa ny hilaza fa "sitrak'Atra" judéo-chrétien ny mampa-Rampanana azy.
2- fa réciproque io: ny nampalasa ny système JC ho tena mafy orina, dia satria koa narovan-dRampanana sy ny Manampahefana mafy izany.
Ary tsy narovany fotsiny, fa vao mainka naparitany, ary nampihariny an-keriny, hatrany Dago ohatra.
Jereo anie h@ izao ny ao Zamerika ao. Ireo Republicans, antokon'ny mpanankarena, dia Kristiana be, ary tena iringiriny be loza be mihintsy an. Ary dia manaofaofa tanana mitory kristianisma zareo. Ny ataony manafoka ny Mahantra ao izao io, dia ampiarahiny Kristinisma foana.
Valaka mihintsy ny saiko hoe, ahoana koa azany ireo Mahantra (Republicans) no mihaino dia mino dia manohana ny politikan'io Antokon'ny Mpanankarena io. Nefa angaha hanan-karena oviana. Dia satria nolemeny t@ Kristianisma.
Ny Democrates, dia ireo liberaly, ireo progressistes, na dia Kristiana koa azany, dia akaikikaiky kokoan'ny laïc, na koa, ahitana ireo atheist (1%-n'ny atheist ao Zamerika no Republicans).

4. Miharena
(
02/12/2017 10:54)
Inona koa no mba mahavaky loha an-dRhaj0 eto e!
Ireo olona tsy mieritreritra afa-tsy politika hampanana sy hitondrana firenena any ivelany any ve no mba mahavaky loha nefa ny tenanao aza tsy hitanao akory eo anatrehan'ny Mpahary anao?
Na ny marina kokoa hoe milentika sy mikombona amin'ny menomenona anaty ao dia tsy mba misy mitsinjo akory ianao dia ny hafa no jerena sy kianina!

5. rhaj0
(
02/12/2017 17:03)
Tsy takatrao Miharena (de garabola) marina hoe, ny (ratsy) ataon'ny (politisiana) hafa eran-tany ihany anie no hakan'ny (politisiana ratsy) any Mada tahaka. ka ny tsy fahalalana (izany Tantara) izany no mahatonga izao fahoriana sy fivarinana an-kady lava izao.
6. Miharena
(
02/12/2017 18:15)
Mba omeo tsara aza hojerena hoe any amin'ireo mpanao didy folo hafa ireo? Ny tsara tiana resahana eto dia hoe tonga lafatra ary tena avo dia avo tsy ahitana olon-dratsy mihitsy ny firenena izay manana ireo didy folo hafa ireo an!
7. rhaj0
(
02/12/2017 20:13)
Tsy takatrao Miharena (de garabola) marina hoe, TSISY ny "lafatra" satria dia "mivoatra" hatrany ny fiainana.
Hafa ny PN (pensée nagique) an-dry Mpinomino foana, ka .. kazaam fotsiny dia lafatra ny tany... abirakadabiraha dia mipotritra tampoka eo ny "forona".

8. Miharena
(
03/12/2017 11:38)
Hitanao! Manaiky ihany hoe tsy misy ny lafatra nefa misy io ao an-danitra ary nisy tany am-piandohan'izao tontolo izao mandra-pivadiky ny tantara teo amin'ny nikomian'ny Devoly.
9. rhaj0
(
03/12/2017 16:02)
Miharena:
... tsy misy ny lafatra nefa misy ...
Asa ho'a inona no resak'i Jesosy ao an-tsofinao ao ry Miharena, ka mampipentsipentsina anao toa io; fa raha toatoa izao no mba teneninao, dia mampanontani-tena mihintsy hoe, iza no midegany ee ???
Izaho "mino" fa TSY i Jesosy, izay "mitabataba ao an-tsofinao" ao no midegany, fa dia ianao mihitnsy ry Miharena no tena.. an?...
11. rhaj0
(
04/12/2017 11:51)
sarcasme.. Fa ahitsiko azany ee..
Izaho "mino" fa [size=15]TSISY [/size]Jesosy ao, fa dia ianao mihitnsy ry Miharena no tena.. an?...

12. endriny
(
04/12/2017 13:52)
rhaj0:
Didy Folo Bodista:
B1. Do not destroy life.
B2. Do not take what is not given you.
B3. Do not commit adultery.
B4. Tell no lies and deceive no one.
B5. Do not become intoxicated.
B6. Eat temperately and not at all in the afternoons.
B7. Do not watch dancing, nor listen to singing or plays.
B8. Wear no garlands, perfumes or any adornments.
B9. Sleep not in luxurious beds.
B10. Accept no gold or silver.
Ito izao efa fomba fitondratena nadika ho an'ny tandrefana, satria ao amin'ny Bodista, dia tsy fomba ny mandidy na mibaiko olona hanao zavatra iray. Fa ny mitaiza olona hanao zavatra iray no atao:
Ohatra: io Fomba 1 io dia tony hoe: "Izaho dia hanaja sy hitandrina ny aina sy ireo zavamanan'aina manodidina ahy"
13. rhaj0
(
04/12/2017 14:06)
Ireo didy10 etsy ambony aloha no navoakan'Ineny Gogola.
Fa misy tokoany ity resaka iray ity, izay toatoa milahatra @ resak'i Endriny

The ten good deeds Bodista:
B1. Giving to poor and needy
B2. Being moral and righteous
B3. Mental culture
B4. Respecting others
B5. Service to others
B6. Sharing results of good deeds
B7. Becoming happy in others achievements
B8. Practicing what is preached about Dhamma
B9. Absorbing what is heard and learnt about Dhamma
B10. Transforming one’s attitudes according to rules of teachings
14. gasy1zay
(
04/12/2017 19:11)
ngamba tonga saina i rhaj0 fa na tsy mahalala an'Andriamanitra aza ny olona, na mivavaka @ amin'Andriamanitra hafa noho ny Andrimanitry ny Kristianina dia nahalala na mahalala ny tokony sy ny tsy tokony ho atao e!
Aiza ho aiza anefa ny fanantaterahana izany ankehitrio? Raha mitombina anie ireo zavatra nozarain'i rhaj0 ireo dia ny ankazabeazan'ny olona eto an-tany tokony hahalala fa tsy mety ny mijangajanga, ny mimamo, ny fitiavambola sy harena, etc...

15. gasy1zay
(
04/12/2017 19:20)
endriny:
rhaj0:
Didy Folo Bodista:
B1. Do not destroy life.
B2. Do not take what is not given you.
B3. Do not commit adultery.
B4. Tell no lies and deceive no one.
B5. Do not become intoxicated.
B6. Eat temperately and not at all in the afternoons.
B7. Do not watch dancing, nor listen to singing or plays.
B8. Wear no garlands, perfumes or any adornments.
B9. Sleep not in luxurious beds.
B10. Accept no gold or silver.
Ito izao efa fomba fitondratena nadika ho an'ny tandrefana, satria ao amin'ny Bodista, dia tsy fomba ny mandidy na mibaiko olona hanao zavatra iray. Fa ny mitaiza olona hanao zavatra iray no atao:
Ohatra: io Fomba 1 io dia tony hoe: "Izaho dia hanaja sy hitandrina ny aina sy ireo zavamanan'aina manodidina ahy"
fa nanomboka hoaviana ndray ny forme impérative no tsy mandidy na mibaiko? fa ny didy ve tsy midika hoe ataovy na tanteraho e? Izay ilay mahavoa anareo hoe rehefa mety amiko dia ataoko fa rehefa tsy tiako dia hodiako fanina fa tsy misy mandidy na mibaiko eo lolll ( boudha marina ve moa hibaiko anao eo )
16. rhaj0
(
04/12/2017 19:44)
Asa ho'a raha azon'i Gasy1zay ilay hoe "conscience sociale" ee... Hotry ny tsy mety mi-click amin-dry Gasy1zay ilay izy, mahagaga, nefa efa im-10 kely naverina teto.
Izao indray azany eee.. @ io resaka "conscience sociale" io dia :
1- jereo tsara anie ireo Didy10 isan'isany ee.. Izany dia natao ho an'ny Mpino PN (pensée nagique). Satria ireo Mpino-PN sy ny cocon-jazany dia tsy mety tonga ho azy, miha-lehibe ho azy, ary mahatakatra ho azy hoe, ahoana no tokony ifampitondrana eto @ ity tany ity.
Koa dia naravina tamina "Didy10" ilay fifampitondrana ampamora ny ampiharan'ny Mpino-PN azy, ka ampilamina ny fiaraha-monina.
2- efa hoe "mivoatra" foana koa ho'a ny fi(s)ainana; ary dia "mivoatra" arak'izany koa ny ifanarahana samy olb eto ny tokony ifampitondrana ao @ fiaraha-monina.
Jereo tsara anie ireo Didy10 isan'isany ee.. samy nanao ny azy tany @ tantara/jeogirafiany tany ny isan'isany. Ny an'ny sasany azany navoatrany.
3- Ary araka ny olona eo, dia samy tonga any @ izay ahatongavany @ izay niveau-na "conscience sociale"-ny ny olona.
Ianao Gasy1zay izao dia santionan'ny nandrason be indrindra @ io resaka io. Ianao mbola miantsampy any @ PN (pensée nagique) lava ao vao afaka mi-fonctionne tsara ao @ fiaraha-monina.
Ampatsiahiviko kely ilay PN (pensée nagique); dia apprecier-o tsara ny maha-tsotrabe ny revy rahefa toa izay no ametrahana ny fifampitondrana eo @ fiaraha-monina: ny zaza eny @ garabola no faly milona @ izany PN zany.
- Lamboridy (Baiboly) sy Karoty (Paradisa) ary Kibay (Helo)
- izay Tsara rehetra (Atra) sy izay Ratsy rehetra (Devoly)

17. endriny
(
05/12/2017 06:17)
Tena tsy mazava amin'i Gasy1zay ve ny tiako ambara e. Hoy aho miantso an'i Rhaj0 hoe: tsy fomban'ny bodista ny mibaiko. Fa ireo didy notaterin'i Rhaj0 ireo dia efa dika natao ho an'ny tandrefana. Dia nasiako ohatra mazava ny andininy 1. Izay araka ny taterin'i Rhajo eto manao hoe : Tandremo sy hajao ny aina. Ny an'ny bodista dia hoe: Izaho mikajy sy mitandrina ny amin'ny zavatra manodidina ahy.
Ka tsy misy didy na baiko mihintsy eo, fa fampianarana no atao.
Mitovy ve amin'i Gasy1zay ny hoe: 1 Tsy azo amaniana eto sy ny hoe 2 Rarana ny mamangy eto?

18. Miharena
(
05/12/2017 07:47)
Raha jerena anie ireo resaka ataonareo ireo dia fitsipika hiainana avokoa ary mitovy ny tanjona hoe mba hahatsara ny fiaraha-monina samy olombelona ny an'ny bodista sy ny namany mpandinika hafa.
Ny an'ny Mpahary dia mazava tsara fa misy fanampiny eny am-piandohana izay mametraka ny FANAJANA NY MPAHARY ny olombelona aloha vao fifanajan'ny samy olombelona.
Ka inona no olanareo marina fa tena efa olona be mokon-doha loatra e! Hanamarina izay fomba fisainana mibilobiloka lava io hatrany ve?

19. rhaj0
(
05/12/2017 14:22)
endriny:
Mitovy ve amin'i Gasy1zay ny hoe: 1 Tsy azo amaniana eto sy ny hoe 2 Rarana ny mamangy eto?
Io izao toa ny hoe, anehoy "respect" ny olona rehetra, hozy ny Amerindiana, fa hozy kosa ny Kristiana hoe.. "Aza Manao @ Jeanne".
20. endriny
(
07/12/2017 04:08)
Miharena:
Ny an'ny Mpahary dia mazava tsara fa misy fanampiny eny am-piandohana izay mametraka ny FANAJANA NY MPAHARY ny olombelona aloha vao fifanajan'ny samy olombelona.
Mbola avy @ le bilobiloka bibilika ve io?
Hoy i Le Jesosy tamin'ny Fariseo: Fa ataonareo ahoana no hitia sy hanaja izay Atra tsy hitamaso, raha ny olona hitanareo iarahanareo monina aza tsy tianareo sy tsy hajainareo.
Asa aloha raha mbola ao anaty bilobiloka bibilika io na tsia.