Mba mamakia am-pahatsorana fa aza dia toy ireny voapetaky ny vy mahamay ireny ny atidoha amin'ny fitsipatsipahana befahatany raiki-tapisaka ao aminareo ao Rhaj0 sy Endriny a!
Rehefa tsy mahay manavaka ny TSY NOFORONINA=MPAMORONA sy ny NOFORONINA dia aza manao valin-tenin'ny mpisaina amin'ny lemaka manana fangitra roa (2 dimensions).