Fihinana ve ny "thon"?

81. rhaj0 ( 21/08/2019 10:38)
Ka efa naseho teto foana ity, fa dia ity izany ny "mug shot" an'i Jesosy eee.. Lahy tahaka an-dRainy izy, ary ny Rainy koa tahaka azy.

Dia ry RBNIR sy NtenakoIhany koa izany HONO "sahala" Aminy ee..



(ny atao hoe "mug shot" dia ilay sary alaina rehefa any @ polisy :-)
82. RBNIR ( 22/08/2019 05:22)
efa nambarako tato ilay endrika itovizan'ny olona amin'Andriamanitra rhajo a!
fanahy(f) ilay izy (tsy hita maso) io no hitovizan'ny olona amin'ny Andriamanitra Fanahy (F) Izay tsy hita maso ihany koa...
83. RBNIR ( 22/08/2019 06:16)
http://forum.serasera.org/forum/message/m5d5bd10cc8041/60#m5d5e2e3753e38
84. rhaj0 ( 22/08/2019 16:11)
http://motmalgache.org/bins/teny2/endrika

Entrée endrika
Partie du discours nom
Définition malgache Ny fandehan' ny tarehy, ny tokotanin-tarehy: Mitovy endrika amindreniny io zazavavy io
¶ Ny fisehoana ivelany: Mamitaka ny endri-javatra matetika
¶ Ny bika: Tsara endrika ny tranonay any ambanivohitra [Rajemisa 1985]
tarehy [SLP 1986]
Définition anglaise image, form, visage, face [Hallanger 1973]
Définition française forme, figure; tournure [Hallanger 1974]
Définition française forme, visage


Dia aboahy eto fanin-2 indray hoe, inona tsara ny resam-Baiboly sy ny resan-Torah @ ilay hoe, Raolona dia "miendrika" Andmntr'Israely??
85. RBNIR ( 23/08/2019 06:18)

rhaj0:

http://motmalgache.org/bins/teny2/endrika

Entrée endrika
Partie du discours nom
Définition malgache Ny fandehan' ny tarehy, ny tokotanin-tarehy: Mitovy endrika amindreniny io zazavavy io
¶ Ny fisehoana ivelany: Mamitaka ny endri-javatra matetika
¶ Ny bika: Tsara endrika ny tranonay any ambanivohitra [Rajemisa 1985]
tarehy [SLP 1986]
Définition anglaise image, form, visage, face [Hallanger 1973]
Définition française forme, figure; tournure [Hallanger 1974]
Définition française forme, visage


Dia aboahy eto fanin-2 indray hoe, inona tsara ny resam-Baiboly sy ny resan-Torah @ ilay hoe, Raolona dia "miendrika" Andmntr'Israely??


Ilay fanahy(f) manana endrika fa saingy tsy hitan'ny mason'olombelona aloha hatreto fa kosa hitan'ny mason'Andriamanitra Fanahy(F),
86. RBNIR ( 23/08/2019 06:19)
ary inoko tanteraka fa endrika mitovy no ananan'ny fanahy(f) ato amiko sy ny ao amin'ny tenakoihany..
87. midrou ( 30/10/2019 12:41)


Salama daholo namana a!


Vao haingana ihany aho no niditra tato ka tsy maharaka loatra e,kanefa mba manana fahavononana ny hamaly kosa ny @ izay mba fantatro..!

Indrindra ilay hoe mitovy endrika @ Andriamanitra ny olombelona...
~MARINA IZANY!!!!!

Mbola hiditra lalina ny @zay aho raha sitrapon ny Tompo,saingy faritiko kosa fa tsy ny hevitro fa izay voalaza ao @ Baiboly ihany,satria olona ihany aho ka voafetra ny hery hananako,fa ny Tompo kosa dia tsy lany laniana a!
88. midrou ( 30/10/2019 19:01)
Tany amboalohany tokoa dia noharina hitovy endrika @ Andrmnitra ny olona ary voalaza fa lahy sy vavy no namoronany azy (Gen.1:27)
dia misy ny mihevitra fa manana endrika roa izany Andrmnitra satria ,dia lahy sy vavy.
tsy izany anefa ilay hoe MITOVY ENDRIKA @ ANDRMNITRA NY OLONA FA:
rehefa noharin Andrmnitra ny olona tany amboalohany dia tena nanana ny endrik Andrmnitra tokoa,izany hoe:
~Tsy nisy ota
~Tsy nisy tsiny
~Tanteraka ary nitafy ny voninahitr Andrmnitra (Gen.2:25 tsy nifankahita henatra satria nitafy (notafina)ny voninahitr Andrmnitra.
nisy anefa ny DIDY na ny LALANA napetak Andrmnitra t@izy ireo
Gen.2:16,17:AZA HIHINANANA.
NODIKAINY ilay didy:Gen.3:6=NIHINANA
~VOKANY~
-Niala ilay voninahitr Andrmnitra Gen.3:7
-Lasa mpanota,mpandika LALANA 1Jo.3:4 OTA=FANDIKAN DALANA
-Nohon ny ota dia tafasaraka @ Andrmntra Isa.59:2
-Maty fanahy Rom.6:23a
-Andevon ny ota Jao.8:34
-Ts handova fiainan mandrkzay satria NOFO I Kor.15:50
=Ts misy afa miala ny olona rehetra
=RAVA ILAY ENDRIK ANDRMNITRA
~LASA ENDRIKA IZ ARY?
89. RBNIR ( 24/01/2020 11:50)
marina daholo izany namana midrou,
ary izay mihitsy ny anton'ny famonjena, velomina indray ilay fanahy efa maty Lio.9:60, esorina ny ota 1jao.3:5, dia soloina ny FM (Asa.2:1-4) mba hitarika ny olona tsy hanota intsony 1 Jao.3:6 fa ho lasa mpanompon'ny fahamarinana kosa indray (Rom.6:18) , avitrana indray ilay fihavanana tapaka teo amin'ny olona sy Andriamanitra Kol.1:20

Ny tanjona moa dia mba handovan'ny olona indray ilay fiainana mandrakizay jao.3:16
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1221