Mitovy endrika.

161. tealala ( 15/03/2020 16:31)

RBNIR:

ka dia minoa an'i Jesosy fa Izy no efa nirahina e! izay tsy mino Azy dia tsy mino an'Andriamanitra...

Hoy Jesosy hoe : « Dia namaly azy Jesosy ka nanao hoe: Tsy Ahy ny fampianarako, fa an'izay naniraka Ahy. » (Jaona 7:16)

Nisy naniraka i Jesosy fa tsy hoe nanira-tena akory.

Efa noporofoiko teto fa nirahin'Andriamanitra marina tokoa Izy satria tanteraka avokoa ireo faminaniana nataony fahiny....« Raha miteny amin'ny anaran'i Jehovah ny mpaminany, ka tsy efa ny zavatra, na tsy tanteraka, dia teny izay tsy nolazain'i Jehovah izany: tamin'ny fahasahisahiana no nilazan'ny mpaminany izany, koa aza matahotra azy. » (Deotoronomia 18:22)

Aiza ho aiza Kay ilay hoe tanteraka..ny fahatongavany izay hoe zanak'i David (taranak'i David) aza tsy tanteraka fa namboarina.. Sdy samy hafa ny isan génération ao Amin i Mtio sy Lioka no mbola lignée 2 tsy motovy ???? ????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4743