Ny tena Fiangonana araka ny Baiboly

1. gasy1zay ( 29/11/2022 18:34)
Ny fiangonana dia tsy synagoga, tsy tempoly toy ny tempolin'ny Jerosalema, tsy katedraly ary tsy ilay trano fandehanan'ny mpino rehefa alahady (na sabotsy hoan'ny sasany).

Ny fiangonana araka ny baiboly dia izay voalaza eo @ Efesiana 5:23 "Car le mari est le chef de sa femme, comme le Christ est le chef de l’Église. Le Christ est en effet le Sauveur de l’Église qui est son corps."

Ny fiangonana ny tenan'i Kristy, izay mitoetra ao amin'i Kristy ihany izany no mitoetra ao @ fiangonana tena fiangonana izay toerana aram-panahy (lieu spirituel) tsy vitan'ny tanan'olombelona
2. harrystyles7117 ( 12/08/2025 04:19)
RBNIR:
Salama e! ary faly koa misera eto indray dia samia ho tahin'Andriamanitra hatrany ry namana isany a https://forum.serasera.org/forum/message/m66053f4a205ed

Toy ny voalaza ao amin'ny Efesiana 5:23, i Jesosy Kristy no Lohan'ny Fiangonana, ary isika mpino kosa no Vatany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.038