Any ianao Moustaraf. Inona no azonao ambara amin'ny hoe BobEl?

1. endriny ( 09/01/2015 18:57)
Dia samia ho tsara zanahary amin'ity taona vaovao ity e?
novalian'i Strong3 ny 19/01/2015 12:34
2. moustaraf ( 11/01/2015 11:25)
salama,
Tsy hoe akory miafara amn El jiaby dia misy ifandraisany amn Tsitoha!!! sanatria hoe makorel (??)....

Ny baiboly dia ahitana nyhoe "bavel " iantsoana ny babela sy babylona: fiodinana, fahavetavetana..
3. endriny ( 12/01/2015 06:22)
Ilay makorel kosa aloha makorelina no fanoratra azy fa tsy .el e
moustaraf:

Ny baiboly dia ahitana nyhoe "bavel " iantsoana ny babela sy babylona: fiodinana, fahavetavetana..

Ary marina ihany izany fa avy aty Madagasikara ny Jiosy a. Babylona izao avy amin'ny hoe Mibabyolona. Ny vehivavy tao izany tia an'ilay lehilahy atao ao aoriana, dia lasa hoe Babyolona no anaran'ilay tany dia nivadika hoe Babylona... Sa diso indray io?
4. Strong3 ( 19/01/2015 12:34)
ny El dia midika ho andriamanitra. ary raha Elohim izy dia milaza fahamaroana
Mahagaga ahy anefa ny hanondroan'ny jiosy gasy azy ity hoe "io no tena anaran'Tsitoha ilay Nahary"

ny anaran'iombonana tsy ho anara-tsamirery mihitsy. manana ny anarany manokana Ilay Tsitoha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.1713