Ilay makorel kosa aloha makorelina no fanoratra azy fa tsy .el e
moustaraf:
Ny baiboly dia ahitana nyhoe "bavel " iantsoana ny babela sy babylona: fiodinana, fahavetavetana..
Ary marina ihany izany fa avy aty Madagasikara ny Jiosy a. Babylona izao avy amin'ny hoe Mibabyolona. Ny vehivavy tao izany tia an'ilay lehilahy atao ao aoriana, dia lasa hoe Babyolona no anaran'ilay tany dia nivadika hoe Babylona... Sa diso indray io?
ny El dia midika ho andriamanitra. ary raha Elohim izy dia milaza fahamaroana
Mahagaga ahy anefa ny hanondroan'ny jiosy gasy azy ity hoe "io no tena anaran'Tsitoha ilay Nahary"
ny anaran'iombonana tsy ho anara-tsamirery mihitsy. manana ny anarany manokana Ilay Tsitoha