Izao no atao hoe tena mino an

1. endriny ( 06/02/2015 13:28)
novalian'i Strong3 ny 16/02/2015 09:32
2. endriny ( 06/02/2015 13:29)
Ahoana zareo no fomba ampandehanana an'ilay rohy a?
3. endriny ( 06/02/2015 13:30)
4. endriny ( 06/02/2015 13:31)
ahahahha misaotra fa haiko ihany
5. gasy1zay ( 06/02/2015 14:59)
siora ve ianao ry endriny fa izao no tena mino? Amiko tsy mbola mino ny famonjena efa vitan'ny Tompo izy matoa mbola mitady hihantona eo koa, nefa ny famonjena efa vita! Na izy tsy mino na tsy dia tena mbola azony tsara ilay famonjen'i Jesoa Kristy.
6. endriny ( 06/02/2015 16:10)

gasy1zay:

siora ve ianao ry endriny fa izao no tena mino?

Fa inona indray ary ireo aminao e? Mpanompo sampy ve?
7. endriny ( 07/02/2015 06:20)
8. endriny ( 09/02/2015 15:04)
Kay rehefa tena mino tena manaonao foana k'ity. Dia ireny ve no atao hoe sitrak'Atra?
9. booboo ( 09/02/2015 17:13)
Dontom-pinoana...
10. Strong3 ( 10/02/2015 07:58)
« Ary nahoana ianareo no miantso Ahy hoe: Tompoko, Tompoko, nefa tsy manao izay lazaiko? » (Lioka 6:46)

« Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra. » (Matio 7:21)

oh!... ny maso tsy mihiratra no mampivily lalana ny atao hoe mino.
__ « Lazaiko aminareo fa homeny rariny faingana izy. Kanefa, raha avy ny Zanak'olona, moa hahita finoana ety ambonin'ny tany va Izy? » (Lioka 18:8)
« Fa hany ataoko: aoka ny fitondran-tenanareo ho miendrika ny filazantsaran'i Kristy, mba handrenesako ny toetrareo (na ho tonga aho ka hahita anareo, na tsy ho tonga), fa maharitra amin'ny fanahy iray ianareo ka miray fo hiara-miezaka hampandroso ny finoana ny filazantsara, » (Filipiana 1:27)

[TSY SANATRIA MANAMBANY na mitsara ireo tranga ireo aho]
fa te hilaza hoe: "MANARAKA NY PLANIN'Atra ve ny fahavitana izao tranga izao...?"
11. endriny ( 10/02/2015 13:25)

Strong3:

« Ary nahoana ianareo no miantso Ahy hoe: Tompoko, Tompoko, nefa tsy manao izay lazaiko? » (Lioka 6:46)

« Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra. » (Matio 7:21)

oh!... ny maso tsy mihiratra no mampivily lalana ny atao hoe mino.


Raha mino ny Genesisy ianao dia zava-droa loha no nampanaovin'Atra ny olona: 1) Hitandrina ny saha... 1) Hiteraka ka mamenoa hameno ny tany...

Raha mahatanteraka ireo izany ianao dia tokony ho any an-danitra avy hatrany

Fa taty aoriana moa asaina mitaintaina sy miady saina amin'izany atao hoe fijalian'ingahy Jesosy tonga nanavotra izany ny olona dia lasa manaonao foana toa izao...
12. Strong3 ( 11/02/2015 10:47)

endriny:


Strong3:

« Ary nahoana ianareo no miantso Ahy hoe: Tompoko, Tompoko, nefa tsy manao izay lazaiko? » (Lioka 6:46)

« Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra. » (Matio 7:21)

oh!... ny maso tsy mihiratra no mampivily lalana ny atao hoe mino.


Raha mino ny Genesisy ianao dia zava-droa loha no nampanaovin'Atra ny olona: 1) Hitandrina ny saha... 1) Hiteraka ka mamenoa hameno ny tany...

Raha mahatanteraka ireo izany ianao dia tokony ho any an-danitra avy hatrany

Fa taty aoriana moa asaina mitaintaina sy miady saina amin'izany atao hoe fijalian'ingahy Jesosy tonga nanavotra izany ny olona dia lasa manaonao foana toa izao...



nga?..

Gen 6:3 dia milaza fa nanenina Atra namorona ny olona toa anao hihihih...

izany no antony fandringanana tamin'ny safodrano ny Noah izay tsy heken'ny sasany eto.
nitohy io hadalana nataon'ny olona io ka hita fa tokony hisy firenena atao fitaratra , dia nantsangana ny zanak'isiraely; nomena ny didy sy ny lalàna.
Saingy indrisy fa vao maika NANDEVOZIN'NY OTA ireto mpanoradalana.
noho izany dia nomena Jesosy hamerina ny olona ho ao amin'Atra amin'ny alalan'ny fanadiovana tongalafatra; ka izay mino dia hiditra ao amin'ny fanjakany.

ka manaotao foana ahoana moa ilay hoe tonga Jesosy ry sakaiza?
__ ny fiainana ny fahendrena dia misy karazany roa
1/manana ny fahendrenao ianao fa mampiantra ny nampianarina anao fotsiny
2/manala ny anao ianao fa miaina tsy misy fangarony amin'ilay vaovao nomena anao

ka amin'ny fijerinao iza no manaonao foana ilay miaina ilay an'olona nefa mampiantra ny an'ny tenanany
sa
ilay manary ny azy dia miaina amin'ny izay natolotra azy?
13. endriny ( 12/02/2015 17:16)

Strong3:


Gen 6:3 dia milaza fa nanenina Atra namorona ny olona toa anao hihihih...



Ka asa koa ange izay nahazo ity Atrareo ity e... aiza ve koa amin'ny andron'ny demonia (Andro faha-6) izy vao manao ny olom-belona... Raha izaho aloha izy ny olom-belona no nataoko voalohany e... dia nataoko naniditsidina teny fotsiny... dia taty aoriana aho vao nanao tany nipetrahany mba akany aina
14. Strong3 ( 13/02/2015 08:36)
mdr...
15. endriny ( 13/02/2015 13:26)

Strong3:

mdr...


Averiko aminao indray fa ireto no andraikitra napetrak'Atra tamin'ny olom-belona raha mino ny Genesisy sy ny baiboly ianao

Raha mino ny Genesisy ianao dia zava-droa loha no nampanaovin'Atra ny olona: 1) Hitandrina ny saha... 2) Hiteraka ka mamenoa hameno ny tany...

Raha miteny amiko ianao hoe: "Misy ny didy folo"
Dia hoy aho aminao hoe lalana anatanterahana io andraikitra nomena antsika io io, raha mino ny baiboly ianao a
16. Strong3 ( 16/02/2015 09:32)
Nareo nge mody tsy mino ny baiboly nefa mamaky sy mahay baiboly ihany eh; ary ny tsy fahatanterahanareo ny voalazany ao no mahatonga anareo manototra mafy azy io tsy hinoana intsony de mitaona namana hiara anaiky aminareo fa tsy marina ny baiboly.

1/ hitandrina ny saha:
_ fahafinaretan'Atra ny nanao izany. toa anao manao zoo ihany io eh, fefenao mba tsy hivoaka tao ny biby ary misy ataonao mpiambina ao sao misy mandrongatra.
2/ ny biby aza mitombo ka tsy laozika ve raha mba mitombo koa ny mpikarakara sy ny mpanaramaso azy?

Didy folo: _ efa arivo mifandimby aty ariana koa ve ry sakaiza vao nomena ny didy folo ka no lazaina fa hanaovana ny andraikitra tao amin'ny saha?
__ Fifanekena sy famatarana fa tena firenena navahan'Atra no nametrahana io didy folo io; ka ny fomba nomen'Atra ihany no tsy maintsy atao mba hanavahana azireo amin'ny fomban'ny tany hafa.
____ asa raha mba azonao onona fa ; ny firenena rehetra dia samy manana ny fitsipika mitazona azy.

fa mba porofoy amin'ny fomba tsotra hoa hoe; nahoana no teto amin'ny planeta tany ihany no nisy evolution ; fa naninona no tsy nisy tany amin'ny galaxy hafa tany?

misy galaxy firy moa eo amin'ny onivera ? de nahaona no teto no nisy izao zava-manan'aina izao?
Les astronomes estiment qu’il y a entre 100 milliards et 200 milliards de galaxies dans l’univers connu. Une seule galaxie, comme la Voie Lactée, peut contenir plus de 200 milliards d’étoiles normales. Environ 75 % de toutes les étoiles de la Voie Lactée sont moitié moins massives que notre Soleil. Dans l’univers dans son ensemble, la majorité des galaxies sont classées dans la catégorie naines, chacune avec moins de quelques centaines de millions d’étoiles.

___ ity indray dia milaza fa toa misy systema saoléra any ho any fa tsy hay izay mbola ho toin'ny fikarohana na hisy fiainana miaraka amin'io na mba fitoviana fotsiny ihany:

Des astronomes, en utilisant l'instrument leader mondial HARPS de l'ESO, ont découvert un système planétaire contenant au moins cinq planètes en orbite autour de l'étoile HD 10180, une étoile semblable au Soleil. Les chercheurs ont également des indices très prometteurs indiquant que deux autres planètes doivent être présentes, dont l'une serait la planète la moins massive découverte jusqu'à présent. Si tel est le cas, ce système serait semblable à notre Système Solaire en termes de nombre de planètes (sept planètes comparées aux huit planètes du Système Solaire). De plus, l'équipe a également trouvé des preuves que les distances séparant les planètes de leur étoile suivent un schéma régulier, comme on peut également le voir dans notre Système Solaire.

"Nous avons trouvé ce qui est très probablement le système avec le plus de planètes découvert jusqu'à présent" déclare Christophe Lovis, le premier auteur de l'article présentant ce résultat. "Cette remarquable découverte met également en évidence le fait que nous entrons maintenant dans une nouvelle ère de la recherche des exoplanètes : l'étude de systèmes planétaires complexes et plus seulement celle de planètes individuelles. L'étude des mouvements planétaires de ce nouveau système révèle des interactions gravitationnelles complexes entre les planètes et nous donne des indications sur l'évolution de ce système sur le long terme. "
....

KA MBA ETO NY tsy finoana ny famoronana hita ao amin'ny baiboly hoe; nahoana no eto ihany no misy fiainana toa izao hitantsika izao ?


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4515