Fivavahana, finoana

Strong3 ( 06/03/2015 11:39)
Fahotana ny miteny hoe "tsy misy Atra". Fahotana ny miteny hoe "misy Atra" nefa tsy miaina miaraka Aminy. Fahotana ny tsy mino an'i Jesosy Kristy. Fa ny tena fahotana dia ny mino nefa nanary ny finoa... tohiny
novalian'i Strong3 ny 17/03/2015 07:36
hafahafa ( 06/03/2015 06:51)
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/09b4daf02ccf8f4dac2c9bfa07f410b9.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/09b4daf02ccf8f4dac2c9bfa07f410b9.jpg[/img][/url] ... tohiny
novalian'i endriny ny 11/03/2015 14:17
Fiffi ( 05/03/2015 07:03)
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=3kTGicIGa7o[/youtube]... tohiny
novalian'i endriny ny 07/03/2015 04:21
endriny ( 05/03/2015 05:02)
Raha nilaz aho hoe: "Ny Fiangonana Kristianina dia fitaovam-panjanahana, fandemen-tsaina, sy fanambakana ary fampitahorana...." Dia hoy ilay namako: "Tsy tadidinareo ve ilay fiteny hoe: "Lazao ahy ny... tohiny
novalian'i endriny ny 14/03/2015 05:57
rhaj0 ( 04/03/2015 11:28)
[img]http://smileys.smilchat.net/smiley/expressive/panach1.gif[/img] Aza Mamono Olona ...Fa Ripaho Fotsiny Ihany[img]http://smileys.smilchat.net/smiley/fantastic/fear/hache07.gif[/img] Izany ny Didy ... tohiny
novalian'i endriny ny 18/03/2015 09:09
endriny ( 04/03/2015 05:13)
Teo amin'ny fasan'ny karana Tonga ilay mpitory dia niantso: "Ry havana malala, avy manantona" Dia hoy ilay : "aty eh, aty eh, malakilaky Madama a" Mpitory : "Efa nasehon'ny tompo antsika ny lalana ... tohiny
novalian'i endriny ny 12/03/2015 13:24
Strong3 ( 03/03/2015 07:55)
1/ Raha misy fanahy ny olombelona dia aiza ao anatiny ao no tranony (na hoe misy azy)? 2/ ary raha tsy misy fanahy izy dia inona no mahatonga azy lazain'ny malagasy hoe ny fanahy no mahaolona? 3/ fa... tohiny
gasy1zay ( 02/03/2015 20:00)
Mba saika hanontany an'ireo namana tsy mpino aho na ireo milaza fa kristiana fahiny fa niverina na niova lalana ankehitriny. Inona moa ny tena manosika anareo handresy lahatra ny olona fa tsy misy An... tohiny
rhaj0 ( 02/03/2015 11:20)
Io ilay ankalazaina ny Paska raha tsy diso aho. Dia fony belelo dia ... Dia ny ahy izao dia ilay "nitsangana t@ maty" dia tena nampanidina tokoany ny imagination.. Dia tena nahita talohan'i Michael J... tohiny
Strong3 ( 02/03/2015 11:15)
« Ny olona tera-behivavy dia vitsy andro sady vontom-pahoriana. » (Joba 14:1) « Mitsimoka tahaka ny voninkazo izy ka jinjana*, ary mihelina tahaka ny aloka izy ka tsy mitoetra.[Na: malazo] » (... tohiny
novalian'i Strong3 ny 03/03/2015 06:33
Strong3 ( 02/03/2015 08:09)
Voici un argument qui vous oblige à croire en Dieu gaetan69100@wanadoo.fr Je sais que vous n'êtes pas certain de l'existence d... tohiny
novalian'i Strong3 ny 04/03/2015 08:51
endriny ( 28/02/2015 08:22)
Ireo zazakely mbola tsy vita batisa aloha izany ka nindaosin'ny fahafatesana noho ny aretina mbola kely na ny fahasamponana dia efa hanaraka ahy any satria nandova ny fahotana tamin'ny fototra hono e.... tohiny
novalian'i Strong3 ny 09/03/2015 11:08
endriny ( 27/02/2015 15:56)
Dia ny tena no menatra... saingy mba mipetraka amin'ny toerana ambony indray mantsy a... Ilay Atra inoany aza efa miteny hoe: "tsy hanisy safo-drano hamazaina intsony... " Raha nisy ilay safodrano a.... tohiny
novalian'i endriny ny 05/03/2015 05:47
endriny ( 25/02/2015 04:36)
Rehefa vita ny fampakaram-bady dia voaroaka ireo vehivavy virjiny adala 7. Ary tena nampahonena fa tsy nisy lehilehy mba taitra tamin'ireo nandritry ny androm-piainany ka nijanona ho virjiny mandrakiz... tohiny
novalian'i Strong3 ny 17/03/2015 11:46
endriny ( 24/02/2015 17:49)
Raha misy izany dia aleo soloina ny anaran'io taranja teolojia io... tohiny
novalian'i Strong3 ny 09/03/2015 08:25
Tefigasy ( 24/02/2015 12:00)
Izaho izao tsy mipetraka any an-dafy, tsy manana havana na namana any an-dafy, tsy mpandefa entana na manafatra avy any dia tsy hitako izay hidirana amin'ny resaka diaspora Toa izany koa ny resaka po... tohiny
novalian'i Strong3 ny 09/03/2015 07:34
rhaj0 ( 24/02/2015 11:46)
Maresaka be aty Ontario izao ny fanavaozana ny fampianarana ny ankizy (T1-T8) ny @ resaka sekisa. @ ankapobeny, dia ho ampianarina @ ankizy dieny efa mbola kely izy, ny resaka sekisa sy ny manodidina ... tohiny
novalian'i Strong3 ny 16/04/2015 12:16
endriny ( 24/02/2015 05:14)
Ny alika dia mino fa ny olona sasany dia Atra, ary ny olona sasany dia Demony... Ny alika mino fa ny olona dia Atra dia ireo alika tonga dia mantona olona. NY alika mino fa ny olona dia demony dia ir... tohiny
novalian'i endriny ny 07/03/2015 04:51
endriny ( 24/02/2015 04:28)
Tonga ihany ary dia hitako fa tsy mbola tara akory a ... tohiny
novalian'i Strong3 ny 24/02/2015 05:52
Strong3 ( 23/02/2015 10:23)
MINDRANA NY VOKATRA NATORALY NY SIANSA mba hanamboarana zava-baovao izay ARTIFISIALY Hatramin'ny taovan'olombelona aza dia efa vita artifisialy ankehitriny ... raha lany tokoa moa izany ny natiora de... tohiny
novalian'i Strong3 ny 06/03/2015 12:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1566