Ita ny squelet be any Goliata.

1. hafahafa ( 06/03/2015 06:51)
novalian'i endriny ny 11/03/2015 14:17
2. hafahafa ( 06/03/2015 06:53)
Tena tsara tranndraky ny siansa kosa lay izy a,
3. hafahafa ( 06/03/2015 06:59)
4. hafahafa ( 06/03/2015 07:03)
Dia mbola ho angano ihany ve ny Baiboly?
Asa angabany fa soa fa teo ny siansa manampy nanamporofo azy.
5. hafahafa ( 06/03/2015 07:13)
6. RBNIR ( 06/03/2015 11:11)

hafahafa:



Faly misera namana,
Betsaka ireo fanaporofoana omen'Andriamanitra amin'ny alalan'ny siansa ankehitriny....
IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!

Samia ho tahin'ny Tompo namana....
7. rhaj0 ( 06/03/2015 11:16)
ya.. ya... "AOKA AHITA SY AOKA HISAINA"

Mba ampiasao ary ilay google ohatra mba ahita sy isaina e..
http://lmgtfy.com/?q=goliath+skull+hoax

Dia manketo
http://news.nationalgeographic.com/news/2007/12/071214-giant-skeleton.html
8. Strong3 ( 06/03/2015 11:43)
dia makany amin'ny bing bang :p
9. rhaj0 ( 06/03/2015 14:19)
prout prout hoe e..

Ny nahafaty an'i Goliath mantsy, hono, fa tsy sahy napetraka tanaty Baiboly ny detail-ny, dia hoe... voanjobory hono no natsipin'i Davida.. dia tafatelin'i Goliath hono ilay voajobory..

ka i Goliath tsy mahazaka voanjobory, ary dia ny harivan'iny... prout prout dia nanao kanety tao an-gabine ingahirainy.. fa nisolifatra dia latsaka tanaty lavaka..

Izany hono no nahafaty an'i Goliath..

angano angano arira arira.. izaho mpamaky (loha sola) ianareo mpitsentsitra ...
10. endriny ( 07/03/2015 04:31)

hafahafa:





Na dia olona tsy nianatra aza ve dia azo abadoina amin'io

Jereo ny haben'ny lohan'ilay olona nahita azy, dia ampitahao amin'ily lazaina fa karan-dohan'i Goliata, dia ampitovio amin'ilay vato eo amin'ny karan-doha, fa mitovy amin'ny haben'ny lohan'ilay mpitrandraka ny vato. Dia iza teto ambonin'ny tany ianao no mavahita manipy vato malao amin'ny pilotra?

Ohatran'ny mampatsiahy ahy ilay hoe sarin'ny tondra-drano naseon'i Strong. Kanefa sarin'i Giza any Ejipta.

Fa ilay mpino ve tsy maintsy manao zavatra toa izao foana e.. Izaho taloha dia mpijangajanga... fa nahita an'i Jesosy teo ampihaniana Makorelina aho dia taitra tampoka fa toa sari-dehilahy no hitako fa tsy vehivavy.. dia hoy izy tamiko: "Ry sakaiza, ampidiro ny akanjonao ary mandeha torio fa nahita ny Tompo ianao"... Dia namonjy taxi haingana aho nandeha nody ary noraisiko ny baiboly ka toa izao no voasoratra tao: "Tsy marina no sitrak'Atra fa ny mpanota mibebaka"...

Aleoko mihaino Johny Gasy
11. endriny ( 07/03/2015 04:43)
Mandaitra dia mandaitra ny Haokisa e...

Week World News hono dia rehefa tonga eo amin'ilay daty sy laharana dia manjavona tampoka teo. Kanefa ny tsipika amin'ilay Bar Code aza hita tsara...

Aleoko miandry vary amin'anana ary Ambodivoana fa tsss...
12. Strong3 ( 09/03/2015 07:08)
koy... i Strong3 dia lasa nofiratsin'i endriny ngamba hihihi... sary taiza koa izao izany tondradrano nalefako izany?

asa mba manahirana hoa :p
13. endriny ( 11/03/2015 14:17)

Strong3:

koy... i Strong3 dia lasa nofiratsin'i endriny ngamba hihihi... sary taiza koa izao izany tondradrano nalefako izany?

asa mba manahirana hoa :p

Jereo any amin'ny hevitra tondra-drano o!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2742