Maty ka nalevona...Nitsangana t@ Maty.

41. rhaj0 ( 05/03/2015 19:48)
Eny azany e... dia tena (mihomehy) vendrana tokoany aho izany fa tsy mahatakatra ilay lojikan(re)o...

Eny azany kou...
42. bor2lais ( 06/03/2015 13:20)
rhaj0:

Eny azany e... dia tena (mihomehy) vendrana tokoany aho izany fa tsy mahatakatra ilay lojikan(re)o...

Eny azany kou...

:-)
Ka tsy mitovy ny "lojika" takatry ny "2 étages" (vatana+saina) sy "3 étages" (vatana+saina+fanahy) ramose a !
:-)
43. rhaj0 ( 06/03/2015 16:05)
[size=8]ya ya... mety ndeha mba "hino" na "hampino" ny fanahy koa zany aho, fa hotry ny morabe ny fanazavan-javatra... raha hozy ny Ankizy hoe, guiliguili ? valiny: fanahy! na koa hoe, gnagnagnagna ? valiny: fanahy!

Fa raha izay no ataonao dokotera dia mety matimaty foana (@ tsy-fahalalana) ny olona eee.. (ireo Ankizy io ambony ireo mba dondrodondrona fotisny)[/size]
44. bor2lais ( 06/03/2015 17:48)
[size=8]Mety ny ankizy ange no hampianatra an-dramose fa aza lazaina dondrona (foana) izany kosa izy e ! :-)[/size]
45. rhaj0 ( 06/03/2015 18:03)
[size=8]F'efa natao k'lou ilay hoe karazan'ny "fanahy" no valin-teny @ izay manahirana azavaina rehetra eee... Hoe fa maninona no mihintsana ny nify? fee-des-dents! Fa maninona no madio ho azy ny trano? Lutins! Fa maninona no tsy maintsy hendry? tatape-noely! Fa maninona no tsy maintsy matory? bonhomme-des-7:00! MIsy mitabataba izy izany? Monstres! maninona no manginabe izy izany? misy anjely mandalo! avy aiza ny ankizy? cigogne! mankaiza rahefa maty? papillon! Tsy azoko?! A.tra! Tsy azoko?!!! A.tra!!! Tsy azoko?!!!!! A.tra!!!!!![/size]
46. gasy1zay ( 06/03/2015 18:41)

"Tandremo fandrao misy mahalasa anareo ho babony amin’ ny filosofia sy ny famitahana foana, araka ny fampianarana voatolotry ny razana"

Ka izao no mahatonga anareo tsy hino an'Andriamanitra, Andriamanitra ampitovinareo @ dadabe noely, lutins sns sns ... Jereo ny baiboly raha mampianatra anao dadabe noely, lutin, fées , monstre, sns sns izany, jereo raha mba misy milaza ao hoe rehefa mangina be dia misy anjely nandalo :)
47. rhaj0 ( 06/03/2015 19:59)
Ny Baiboly no (entinao) manamarina an'i A.tra, no sady ampianao (corollaire) koa hoe...
Ny Baiboly no manamarina ny Baiboly.

K'ahoana azany no tsy mety aminao mihintsy ny hoe, ny tantaran'ny Lutins no manamarina ny Lutins, ary ny tantaran'ny Harry Potter no manamarina ny Goblins ets...
48. Strong3 ( 09/03/2015 06:39)
anotanio an'i big bang rehefa tsy mahita izay hanamarinanao ny baiboly eh, efa mihalany fanahy izy izao fa marina ny zavatra rehtra lazain'ny baiboly, ny namorona izao rhetra izao.
Iza aza no havoakan'ny ao ?
sao mba i endriny aza ... sa ny razam-beny??? kkkkkkkkkkkk laol
49. endriny ( 09/03/2015 11:07)

Strong3:

anotanio an'i big bang rehefa tsy mahita izay hanamarinanao ny baiboly eh, efa mihalany fanahy izy izao fa marina ny zavatra rehtra lazain'ny baiboly, ny namorona izao rhetra izao.
Iza aza no havoakan'ny ao ?
sao mba i endriny aza ... sa ny razam-beny??? kkkkkkkkkkkk laol

Jereo ao amin'ilay boky artifisialy ao fa misy endriny daholo ny zava-drehetra...
50. Strong3 ( 09/03/2015 11:14)
hihihi i endriny aza eto tsy hita endrika sady tsy hay anarana koa mino fotsiny ny sasany hoe athée kamo mivavaka io fa tsy mpanohitra avy hatrany tany ankibo ...

ny fikarohanareo nge no hamatotra anareo aoriana kely ao eh. ny mpikaroka moa izany eh, fa nareo moa ilay mpitazana sy mpanaraka ny ataon'ny hafa fotsiny, hoe atao ho tsy mpino fa izany no mety amin'izao taonjato faha 21 izao
51. fidinirina ( 16/03/2015 07:50)
rhaj0:

Ilay hoe izy nitsangana k'lou, dia raha izay no inoanao sy ankalazainao izao ao, dia mahasoava ao azany e...

Fa mba asio coherence ilay resaka fa very zahay zaza (ara-pinoana) e... dia mba efa olon-dehibe vory saina ianao ka dia mba araho tsara ny lojikany...

AIZA NY VATANA MANGATSIAKA AN'i JESOA ???

Hono ho'a t@ nananganan'i Jesoa an'i Lazarosy sy ilay zazavavy 12taona zanaka vavin'i Jairo, moa nisy vatana mangatsiaka ve? Fa rehefa i Jesoa no nitsangana t@ maty ary niova ny endriny dia mila tadiavina ny vatana mangatsiakany. Ary mitondra inona ho @ finoana Azy moa izany?
Kristy nitsangan-ko velona, niakatra velona any an-danitra, nandeha namboatra fitoerana ho an'ny mino ary ho avy indray haka izay nandray Azy t@ finoana : izany no fototry ny finoana kristiana.
52. rhaj0 ( 16/03/2015 10:05)
fidinirina:
...mitondra inona ho @ finoana Azy moa izany?
rhaj0:
Fa mba asio coherence ilay resaka fa very zahay zaza (ara-pinoana) e... dia mba efa olon-dehibe vory saina ianao ka dia mba araho tsara ny lojikany...

fidinirina:
Kristy nitsangan-ko velona, niakatra velona any an-danitra..
Ka ny VATANY izany no niakatra tany sa ... ny "fanahiny" fotsiny?
53. Strong3 ( 16/03/2015 10:11)
« Izahao ny tanako sy ny tongotro, fa Izaho no Izy; tsapao Aho, ka jereo, fa ny matoatoa tsy mba manana nofo sy taolana, tahaka izao ahitanareo Ahy izao. » (Lioka 24:39)
« Ary hoy Izy tamin'i Tomasy: Atehefo eto ny rantsan'tananao, ka jereo ny tanako; ary atehefo eto koa ny tananao, ka ataovy amin'ny lanivoako; ary aza ho isan'izay tsy mino, fa minoa. » (Jaona 20:27)

nitsangana vatana izy , ary niakatra any andanitra vatana niofo ho araka izay maha zanak'Atra Azy... ka inona no tsy arakao amin'izany rhah0 ?

fa tsy tao ampasana izy dia nitsangana dia niakatra avy hatrany... ny efa mahay tsara ihany hoa no afaka manova ny marina
fantaro ny zavatra toherinao :-)
54. rhaj0 ( 16/03/2015 12:37)
okay dokey.. tena vatana sy nofo izany no niakatra.. dia asa k'lou hoe, niakatra nankaiza, fa raha araky ny gasy (arak'i Flacourt) izany, raha niakatra ka ni-depa ny rahona, dia mety any @ volana izany..

wow.. mandeha tsara ny imagination t@ izany taona 0 izany kah... tena voampita h@ izao...
55. Strong3 ( 16/03/2015 12:59)
" tsy vatana fehi-vatana fa vatana niakatra amin'ny fihofoana ho tena ponin'ny lanitra io ka... "

__ raha mba efa namaky ilay Livre jaune originale isé dia asaiko mba hamaky ilay livre jaune piraty fa dia hanampy an'isé tsy hino tanteraka ny baiboly io livre zaonina piraty io...

fa ity Flacourt ity tsy mahavoa izany ... maiva lohatra ny fanasoketana ataon'io

__Mba jereo ary dia aoka ho pro amin'ny "tsimisyAtra" hihihi... fa aza manao blasfema an'Atra fotsiny sao mba te hivavaka ihany any aoriana any ka ho menatra :-)
56. rhaj0 ( 16/03/2015 13:23)
"mponin'ny lanitra" ??? wow... manana nofo aman-drA koa ve ny mponin'ny Lanitra??

Dia asehoy avy eto @ ity Universe Sandbox ity ohatra hoe aiza ho aiza izy izany ee..
http://universesandbox.com/
nakoa be dia be izao ny Universe Simulator eraky google, ohatra
http://www.space.com/13142-complete-universe-simulation-visualized-3d.html

Fanefa izao ireo TSY ao anaty Baiboly ka dia, trandremo sao dia "manota" raha mijerijery ao an...
57. fidinirina ( 17/03/2015 12:39)
rhaj0:

fidinirina:
...mitondra inona ho @ finoana Azy moa izany?
rhaj0:
Fa mba asio coherence ilay resaka fa very zahay zaza (ara-pinoana) e... dia mba efa olon-dehibe vory saina ianao ka dia mba araho tsara ny lojikany...

Tsy azoko fa azafady. Aleo tohizako kely ilay fehezanteny raha afaka manampy fanazavana : mitondra inona ho @ finoana Azy (an'i Jesoa Kristy) moa izany ny fitadiavana ny fatiny (vatany mangatsiaka)? Dia tohizako ihany hoe raha mahalala ianao fa nitsangana Izy.

fidinirina:
Kristy nitsangan-ko velona, niakatra velona any an-danitra..
Ka ny VATANY izany no niakatra tany sa ... ny "fanahiny" fotsiny?

Valiny:
Jaona 14 : 16
Ary Izaho hangataka amin’ ny Ray, ary Izy hanome anareo Mpananatra hafa mba ho eo aminareo mandrakizay,
Jaona 14 : 26
fa ny Mpananatra, dia ny Fanahy Masina, Izay hirahin’ ny Ray amin’ ny anarako. Izy no hampianatra anareo ny zavatra rehetra sy hampahatsiaro anareo ny zavatra rehetra izay nolazaiko taminareo.
Jaona 15 : 26
Fa raha tonga ny Mpananatra, Izay hirahiko ho aminareo avy amin’ ny Ray, dia ny Fanahin’ ny fahamarinana Izay mivoaka avy amin’ ny Ray, dia Izy no ho vavolombelona hanambara Ahy.
Jaona 16 : 7
Fa Izaho milaza ny marina aminareo; mahatsara anareo ny fialàko; fa raha tsy hiala Aho, dia tsy ho avy at? aminareo ny Mpananatra ; fa raha handeha Aho, dia hirahiko ho at? aminareo Izy.

Lasa i Jesoa Kristy mipetraka eo an-kavanan'Andriamanitra, mbola manohy mifona ho antsika ary ny Fanahy Masina no mitoetra amintsika @ izao fotoana izao. Izay no mampijoro ny fiangonana. Izay koa ilay antsoina hoe Trinité (Andriamanitra Ray, Zanaka ary Fanahy Masina)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2302