Maty ka nalevona...Nitsangana t@ Maty.

21. endriny ( 03/03/2015 14:46)
Tsy maintsy mijoro amin'ny fanambakana ataon'ireto milaza ho fiangonana kanefa mi-bizn amin'ny fanambakana fotsiny (Izaho)

Ampanofainy anao mora ny trano namboarinao (Sitlo)

Ilay mpanjakavavy iray izay dia efa nahatakatra an'io efa hatramin'ny taon-jato maro, ary sahy nanilika ilay fiangonana reniny (Katolika) ka namorona ny azy manokana (anglikanina). Izy dia efa nilaza fa varotra ity ataon'ny fiangonana ity, ka raha samy hanome vola ihany hoy izy, maninona aho no andefa ny volako any Roma fa tsy eto amiko ihany. Dia natao daholo ny fika rehetra handrodanana an'ity mpanjaka ity sy ny heviny nandritry ny 12 taona, eny hatramin'ny fandefasana mpitsikilo hamono... fa e e vitan'ny tsy ho faty ny anao vavy...

Ny marina tsy mahatanty ny ilazana ny marina sy ny longoa nitotoany bozaka ny Kristianina
22. rhaj0 ( 03/03/2015 14:48)
[size=8]ilay "questionnement" ange .. par procuration sa ahoana moa ny administration-n'ireny? questionnement[/size] [size=4]anticiper-ko an-janako...[/size] [size=8]... coherent[/size]? :-)
23. endriny ( 03/03/2015 15:33)

rhaj0:

[size=8]ilay "questionnement" ange .. par procuration sa ahoana moa ny administration-n'ireny? questionnement[/size] [size=4]anticiper-ko an-janako...[/size] [size=8]... coherent[/size]? :-)

Fa miverina amin'ny fanontaniana aho e: "Aiza ny vatana mangatsiakan'i Jesosy?"

Ka tsy mahagaga ange ry Rhaj0 raha tsy hita ny vatana mangatsiaka an'i Jesosy satria voalazan'ilay boky artifisialy fa niverina velona indray ilay izy e (film Horera (Francis Turbo))

Fa toa any Japana any ilay izy a Singo Aomori izay no anaran'ilay toerana. Ary nisan'ny ivavahan'ny Japoney io...
24. bor2lais ( 03/03/2015 16:38)
[size=8]Zany hono ramose a ! Endriny hono mahita ny toerana misy ny tadiavinao fatratra e ! :-)[/size]
25. rhaj0 ( 03/03/2015 16:47)
[size=8]sarcasme koa ve ny anao dokotera sa ... tena avelanao any koa izay olona tsy mahay "mampiasa" ny finoana, ary dia io ihomehezanao eo io koa... [/size]
26. bor2lais ( 03/03/2015 17:01)
[size=8]"Tsiky dia ampy" no filamatr'ity sehatra ity ramose a ! :-)[/size]
27. endriny ( 03/03/2015 17:09)
MItsiky tsy ravo ve? Tokony mba misy endrika amin'izay koa eto a
28. bor2lais ( 03/03/2015 17:13)
:-)
29. rhaj0 ( 03/03/2015 18:16)
Ireto misy smiley efa nampiasaina teto, ka ... iza @ ireo ianao dokotera a... :-)

i Atra no namorona an'i Atra,
Ny Baiboly no manamarina ny Baiboly.
"Taraiky" daholo ireo kristiana sandoka sy ny tsy-mpino, fa izaho Ibaotsimivily irery no izylay..
Noforonina ny lhl, dia noforonina koa ny vhv. Dia tampokatampoka teo dia feno ny tany.
Rahefa i JC no "miakatra any an-danitra", dia sakelehiny h@ nofo aman-taolany; fa rahefa ny olb, dia mijanona ao ambany rangolahy ny n&t, fa ny "fanahy" ihany no miakatra

30. rhaj0 ( 03/03/2015 21:52)
hotry ny mampome (ahy) ilay izy... Dia raha hoe ny "fanahy" ihany no "miakatra any an-danitra", dia ahoana azany no fandehan'ilay hoe, "mipetraka eo an-kavanana"...

An an... tena TSY takatry ny imagination-ko kah...
31. Strong3 ( 04/03/2015 09:19)

rhaj0:

Fa ny hitadiavana/hanamboarana fanafody angaha ny anareo dia noho ny tahotry ny fahafatesana ? Rahefa vohizin'ny tahotra ao tokoany ianareo dia ampinoana dia mino tokoany...

Ny olona re vohizin'ny fitiavana a... fitserana ny marary. Dia sahala @ mekanika aotomobila koa re io e.. ezahina mba hitana ny mekanika.

Dia mahita holazaina eo injay.. hoe fitiavana no hanaovana izany... ka izahay mitory ny filazantsara io nga tsy fitiavana koa no manery anay?
mba laozika ve izany hoe; tsy fatahorana ho faty no nitadiavana ireo karazana fanafody sy vakisiny bediabe ireo?... mdr tsss

ny an'i kristiana aza mbola misy toky kokoa , ary mora ho ary ny hiditra ao amin'ny fahafatesa na hisy ao akohatra ao na tsy hisy. Hoy davida izay "raha mamaky ny lohasaha alokin'ny fahafatesa aho dia tsy hana-tahotra..." _ hoy koa i Paoly: " tombony ho ahy ny fahafatesana..."

fa io fitsanganana io hoa efa lazaina foana hoe: metamaorfaozy ka tsy araka ny fampiononan-tsaina hoe... ngamba izay no izy na tsy izany aza. fa ingahy petera aza mba nandeha ambony rano
32. bor2lais ( 04/03/2015 10:31)
rhaj0:

hotry ny mampome (ahy) ilay izy... Dia raha hoe ny "fanahy" ihany no "miakatra any an-danitra", dia ahoana azany no fandehan'ilay hoe, "mipetraka eo an-kavanana"...

An an... tena TSY takatry ny imagination-ko kah...

:-)
Dia raiso araka izay takatry ny imagination-nao ao re (dia mahasoava) ! :-)
33. rhaj0 ( 04/03/2015 11:13)
mahay indray ry dokotera dia mamilafila dia ihomehezany ny tsy mahay...

ka raha hoe ny "fanahy" ka tsisy nofo sy taolana, izany hoe tsisy fitombenana, k'ahoana no hitombenany?
Sady @ izay nisy seza fiandrianana hono ao @ ankavanana ao...
34. Strong3 ( 04/03/2015 12:13)
rehefa tsy takatra dia miandry mana avy any andanitra fa ny fanamporofoan'ny kristiana absurde lohatra ka mampihomehy hono eh!!
dia mifampihomehimehy eto izany kouuuu
35. rhaj0 ( 04/03/2015 13:41)
Strong3:
rehefa tsy takatra dia miandry mana avy any andanitra

Ny "Mpino" no mpanao an'io... aza mameli-tena ho'a ry Strong3 a...
36. Strong3 ( 05/03/2015 12:40)
ny kristiana hoe no mpanao an'io.... niahahah ___ aza atao anreo fa mifendraka!!
ny kristiana mpanaradrenirano hoe sy ireo mpitety fiangonana toa andr'i endriny no manantena mana hilatsaka avy any andanitra izany
__ fa isé no mampalahelo eo izao, tsy mahalala isé, tsy sur isé hoe misy fanahy marina ve isé io sa tsia... dia miandry ny manan'ny siansa hilatsaka hoe rahoviana no hovita ny fikarohana nefa ho faty ihany ka sao misy tampoka ilay afobe ka ho may any .... hihih
37. rhaj0 ( 05/03/2015 15:29)
F'hotry ny ahoana azany k'lou ilay "fanahy" ao @ imagination-n'i Strong3 ao e... Dia raha ilay "fanahy" no miakatra any an-danitra, na koa lasa any @ afobe, dia ahoana?

- hoe miady seza seza etsy ankavanana hoe e? Tsisy taola-nofo ny fitombenana ka hoe hipetraka?
- dia f'angaha tsy inflammable/invisible, koa inona ilay fourche handraisan'i Devoly azy ao izany?

Ihomehezan'ny Devoly fotsiny ianao fa matahotahotra azy ao @ n'a pas..
38. gasy1zay ( 05/03/2015 17:15)
rhaj0, endriny > dia inona izany ilay nofo nametrahan'i Tomasy ny tanany ka nampiaiky azy hoe Tompoko sy Andriamanitro raha mbola tavela tao ampasana ny nofon'i Jesoa Kristy?

Raha mpino kristiana ianao dia Jesoa Kristy = zanak'Andriamanitra

fa ny fanontaniana miverimberina ao andohanareo dia tsy hahafampo anareo mintsy ny valiny satria ianareo tsy manaiky hoe Jesoa=zanak'Andriamanitra ka hanana ny hery sy fahefana rehetra, satria ianareo hanontany hoe aiza ny vatan'i Jesoa dia izahay hamaly hoe efa niakatra any an-danitra, koa rehefa tsy mino an'izay ianareo dia mazotoa mitady miaraka @ ireo Jiosy tsy nanaiky ny fitsanganana :)

Ary misy itovizana(re)o @ Jiosy/Israely ihany ny farany rhaj0 sy endriny an! :)
39. rhaj0 ( 05/03/2015 17:52)
Dia izao izany hoz'ianao: ny "vatan'i Jesoa dia (..) niakatra any an-danitra"...satria IZY dia A.tra, ary dia ny taola-nofoNY dia tafakatra any. Tsy mila anontaniana akoriny hoe @ ahoana no mampety an'izany, fa fotsiny hoe, rahefa A.tra dia ... misitery izany zanakou, minou fotsiny ihany.

Sa indray hoe, ilay taola-nofon'i Jesoa teo kay toa hologramme fotsiny, fa nony naty izy dia nipika ny Laser. Dia nefa indray moa, rahefa tafakatra any izy, dia niverina indray ny fitombenany, nampirehetina ny Laser, ary dia io IZY hita "mitombona" etsy ankavanana io.

Fa ianao kosa dia ny nofo-taolanao kosany dia tavela ao ambany rangolahy ao. (ianao mahantra, na angaha hoe TSY andriana, ary dia tsy mahatakatra Laser)

Izay izany dia tena lojika be mihintsy @ fisainana (sy imagination) anareo ao an... sady "siantifikabe" ilay fikabe-na hologramme/laser..

ekena azany mba tsy hifandirana ee....

[size=8]Fa aleo aho azany k'lou hikisaka eto ambany eto dia mba hiaraka @ Sitlo @ ity indray mitoraka ity eeeee...[/size]
40. gasy1zay ( 05/03/2015 19:10)

Ka raha ny Fanahy Masina no nametraka azy tao @ kibon'i Maria, nateraka virjiny ve dia hitovy aminao na izaho?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1367