Tafatafa mikasika ny Fiangoanana hatramin'izay ka mandrak'ankehitrio

21. endriny ( 07/03/2015 04:32)
Injay ary ilay lakolosy...
22. Strong3 ( 09/03/2015 08:49)

rhaj0:

izaho indray raha homosegizoaly k'lou dia tsa menatra @izany kah.. izay toe-tsaina (lomorina) milaza hoe mahamenatsa ny natioraly (vita nanahary), izay ihany no manjary mahatonga ity bullying mitapisaona, manilikilika manavakavaka sy mampijaly olona homosekisoaly ity.. TEna mila miverins T3 ianao Strong3 mianatra an'izany hoe, TSY mahamenatsa ny homosekisoalitia


ekah!... tsy contre la natiora izany fa fiainana eh!
tsy misy maneritery ny fieritreretanao ny amin'izany fa safidinao ny tsy hino ny baiboly ka malalaka ianao amin'izay tianao atao... sa inona no mbola tsy mahatonga anao ho homosegizoaly? mbola manenjika ra baiboly na dia tsy hinoana intsony aza ve?? nga tsy manana fantasma hono mba .... u know
23. endriny ( 14/03/2015 05:57)
Andeha hanjono angamba izao no mety. Dia ahoana raha mifanena amin'i Jesosy any? Avy hanaraka ahy hoy izao fa ataoko mpanjono olona...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2061