Fivavahana, finoana
Strong3
(
25/03/2015 12:14)
mba tantarao hoe izay mahatakatra marina :-)
[quote= wikipédia] La voie par le mouvement:
« Il est évident, nos sens nous l'attestent, que dans ce monde certaines choses se meuvent. Or, tout ...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 06/04/2015 12:26
rhaj0
(
24/03/2015 14:08)
Ireto misy lahatsoratra nosoratan'ny Atheists
- ity atolotr'ilay pastera advantista, nanandrana ny miaina TSY ao anatin'ny kristianisma, Ryan Bell
http://www.cnn.com/2015/01/08/opinion/bell-god-athei...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 30/03/2015 10:20
endriny
(
24/03/2015 12:47)
Mahonena zareo, fa misy fikambanana (ONG) roa lehibe tantanin'ny fikambanam-pinoana miasa any Androy, saingy tsy afaka manome hono ry zareo raha tsy mahazo ny vola natokana ho amin'ny vonjy taitra avy...
tohiny
novalian'i endriny ny 02/04/2015 14:53
rhaj0
(
23/03/2015 20:09)
Nisy resaka t@ radio aninaraina... dia hoe, ny "Finoana" no nahatonga an-draolb hivoatra (evolution) @ maha-izy azy izao.
Hoe, manana reflexe ny sain'olb ny "hino", na God io, na Razana io, na Lutin ...
tohiny
novalian'i endriny ny 27/03/2015 04:12
endriny
(
18/03/2015 17:28)
Ara-tantara dia teo Ambohitrandriamanitra, akaikin'i Tsiafahy izy no nitoetra... ...
tohiny
novalian'i endriny ny 08/04/2015 07:45
rhaj0
(
18/03/2015 12:53)
Raha mbola eo am-pinonoana ny zaza, dia izay Finoan'ny r-a-d sy ny fiaraha-moniny ao no "ampinoana" azy ao. Rahefa mihalehibe kosany izy, rahefa vory saina iny, ka mahazo ny fahalalana sy fahalalahana...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 24/03/2015 13:03
fidinirina
(
18/03/2015 05:43)
[b]La Bible subsistera toujours [/b]
Par Rick Warren - [url=http://]www.topchretien.com/topmessages/view/12141/la-bible-subsistera-toujours.html[/url]
"Le ciel et la terre passeront, mais mes par...
tohiny
novalian'i endriny ny 28/03/2015 03:55
zatra
(
17/03/2015 18:07)
adimizana ahoana nomety aminy .ary ahoana ra miaraka aminy alahamady de inonana no atao...
tohiny
novalian'i zatra ny 09/06/2015 15:42
endriny
(
17/03/2015 10:26)
afa tsy ny Jiosy, ny Arabo, ny Azianina, ny mainty, ny mpanala zaza, ny kaominista, ny maormona, ny lesbianina ary ny mpivady samy lehilahy... dia ny zaza tsy vita batisa?...
tohiny
novalian'i Hajarilala7 ny 22/07/2015 06:41
Tefigasy
(
16/03/2015 06:33)
Iray volana lasa aho izay no nametraka ilay lohahevitra hoe "misy olona tsy mino ny fisian'Andriamanitra nefa dia tsy miala mihitsy amin'ny resaka fivavahana sy finoana"
Iray volana aty aoriana aho t...
tohiny
novalian'i endriny ny 27/03/2015 04:24
rhaj0
(
13/03/2015 12:50)
[i]http://gallica.bnf.fr/ark:/12148/bpt6k1047463/f112.image
[b]Flacourt page 86[/b]: Pour ce qui regarde l'hospitalité, ils l'ont entre eux, s'entre-assistent de vivres les uns des autres, et ne deni...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 17/03/2015 08:00
rhaj0
(
12/03/2015 19:41)
[i]http://gallica.bnf.fr/ark:/12148/bpt6k1047463/f111.image
[b]Flacourt page 85[/b]: Ils sont fort adonnés (?) à la paillardise (?) et estiment aussi celui-là malheureux qui n'a point de femme, et ...
tohiny
novalian'i endriny ny 17/03/2015 07:57
bor2lais
(
12/03/2015 14:29)
"Des émeutes ont éclatées à Mahajanga ce matin entre les fidèles d’une secte dirigée par Marc Tatandraza. Les Forces de l’ordre ont dû intervenir pour calmer las situation. Plusieurs blessÃ...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 21/03/2015 11:55
rhaj0
(
10/03/2015 19:34)
Dia nahalala an'i Noa sy ry Mosesy ary Davida ihany koa iznay ny LOVA-TSOFINA raha ny fitantaran'i Flacourt azy, fa rahefa tonga @ Jesosy dia hoe...
[i]http://gallica.bnf.fr/ark:/12148/bpt6k1047463/f...
tohiny
novalian'i endriny ny 18/03/2015 09:01
rhaj0
(
10/03/2015 14:21)
Mahaliana mihintsy ilay rakitra notateran'i Flacourt ny @ razambentsika... Dia ity izany ny ninoan'ny dadaben'i neniben'i dadabe... tany @1650s tany...
[i]http://gallica.bnf.fr/ark:/12148/bpt6k104746...
tohiny
novalian'i endriny ny 14/03/2015 06:16
rhaj0
(
09/03/2015 13:19)
http://gallica.bnf.fr/ark:/12148/bpt6k1047463/f111.image
Misy resaka fivavahana ao, sy koa SEX.. mazotoa.. dia mba zarao eto hoe ny voavakinao ao...
tohiny
novalian'i booboo ny 12/03/2015 21:27
Strong3
(
09/03/2015 09:48)
raha sambofiara ity misy mpandray anjara telo ihany koa, ny roa hita ny iray tsy hita.
fa ahalalana ny mahagasy koa io mijerijery io an... :-)...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 09/03/2015 12:26
Strong3
(
09/03/2015 07:40)
« Indro Izy avy amin'ny rahona; ary ny maso rehetra hahita Azy, na dia izay nandefona Azy aza; ary hitomany Azy ny firenena rehetra ambonin'ny tany. Eny, Amena. » (Apokalypsy 1:7)
« Izaho no Alf...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 16/03/2015 08:58
endriny
(
07/03/2015 05:01)
Ry Andriamanitra o. Ianao no nanao anay olom-belona, nanao ny rano, ny tany, ny lanitra.... nanao ny kitana an'apitrisany sy ny fasika an'arivorivony...
Fa mba inona re no vitako Atra o?
Dia hoy At...
tohiny
novalian'i endriny ny 18/03/2015 09:04
rhaj0
(
06/03/2015 16:43)
TAo @ [url=http://www.lagazette-dgi.com/index.php?option=com_content&view=article&id=44919:reconciliation-nationale-et-refondation-de-la-republique-le-ffkm-veut-un-regime-theocratique&catid=57&Itemid=...
tohiny
novalian'i endriny ny 24/03/2015 11:53
