Iza no mivavaka ?

41. rhaj0 ( 17/03/2015 14:13)
fa rahefa TSY manaraka ny reviNY dia ajedaNY ary ataony mahamay mihintsy (@ andro farany)... okay.
42. rhaj0 ( 17/03/2015 16:49)
fidinirina:
tsy afaka miteny ianao fa zanak'Andriamanitra..

Sao dia toa manao tsipolitra azany aho, ka mandray hoe izaho no tianao tondroina @ ity..
Fa TSY mihevi-tena ho "zanak'A.tra" izany k'lou raha izaho e...
K'efa hoe @ Athee dia tsy misy A.tra, ka "zanaky ny TSY-misy" ve ny athee??

fidinirina:
Ary marina indrindra fa tsy ny zanany velively r'se no andeha hodorany..

Efa azoko tsara koa ity kah..
1- misy (ny olb) TSY zanaNY
2- misy (ny olb) ho doraNY

izay izany ilay izy ao @ finoanareo ao, ka dia mahitA soa amin'azy ao azany eee...
Ireo "TSY zanany" sy ireo "ho doraNY" (araka ny ao @ imagination-nareo irery ao) dia afaka ny mitady dia mahita soa any alavidavitra any... :-)
43. endriny ( 17/03/2015 17:44)
ary misy tsy ankihetsika koa kay ety ... izaho koa mba hilalao..
44. endriny ( 27/03/2015 04:24)
Hitako hoe lasa nodisoin'ny kristianina ilay teny hoe: "mivavaka". Hany ka ny niafarany dia hoe ny kristianina ihany no atao hoe: "mpivavaka sy mpino". Fa ny hafa rehetra raha mivavaka na mino ny Andriamaniny dia lazaina mazava hoe: "mpanompo sampy".

Kanefa ny Atr'Israely ange iray amin'ny sampy misy e... Iray amin'ny Elohym izy...

Fa ny mivavaka dia ilay firesahana moramora ho an'tena manokana mba ahatanteraka ny faniriana tia ho tratrarina... Fa tsy hoe mandeha any am-piangonana ihany koa akory a...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0507