rakitr'i Flacourt... Genesisy gasy

1. rhaj0 ( 10/03/2015 14:21)
Mahaliana mihintsy ilay rakitra notateran'i Flacourt ny @ razambentsika... Dia ity izany ny ninoan'ny dadaben'i neniben'i dadabe... tany @1650s tany...

http://gallica.bnf.fr/ark:/12148/bpt6k1047463/f81.image
Flacourt page 57: Ils croient qu'après que Dieu eut créé le ciel, la terre et toutes les créatures, il créa Ada de terre, et le mis dans le Paradis, qu'ils croient être dans la Lune ou dans le Soleil, et qu'apres l'avoir logé dans le Paradis, il défendit à Adam d'y boir et d'y manger, d'autant qu'il n'en avait nul besoin.



mahavariana be (ahy) mihintsy ilay izy, satria izany, TSISY Torah, sy mazava ho azy, tsisy Baiboly @ io, satria TSY kristiana ny razambentsika fa na "sans religion" na "nidina t@ Moslimo", ireo Zafiraminia, na "nidina tamina Judaisme", ireo Zafinibrahima.

Ka dia io izany ny LOVA-TSOFINA.. dia io iaraha-mamaky io fa dia naharere ny @ Adam tokoany moa izany zareo, FA KOSA, dia TSY araky ny Baiboly no sisa tavela t@ lova-tsofina fa toatoa io... Ohatra hoe, any @ Volana na ny Masoandro izao Paradisa izao...



novalian'i endriny ny 14/03/2015 06:16
2. gasy1zay ( 10/03/2015 14:41)
Mahavariana tokoa fa alohan'izany mba saika hanontany hoe iza moa ity Flacourt ity ary tena voamarina ve fa tena mitombina ny zavatra nosoratany na navelany?
3. rhaj0 ( 10/03/2015 14:52)
i Etienne de Flacourt dia explorer toatoa ny hoe, Christophe Coulomb nankao zamerika, na Jacques Cartier nankao Canada,fa izy tany @ taona 1650s tany no tojo tany Mada... Dia io izany ny raki-tsoratra navelany.

Nisy fandaharana in-1 mandeha hitako dia hoe... (tsy) soa fa nahita ny zamerika koa ny eoropeana, fa raha ohatra ka niodina tatsy @ Cap de la Bonne esperance foana ny sambo, dia mety voazanaka t@ fomba hafa tao ny gasikely...
4. rhaj0 ( 10/03/2015 15:47)
Dia mitohy ny Genesisy gasy e...

http://gallica.bnf.fr/ark:/12148/bpt6k1047463/f81.image
Flacourt page 57: Quoiqu'il y eut quatre rivières, l'une de lait, l'autre de vin, l'autre de miel, et l'autre d'huile, que toutes sortes de fruits y abondaient. Le diable qui était rusé dit à Adam. Pourquoi ne manges-tu pas de tous ces bons fruits-là? que ne bois-tu de ce bon vin, et de ce lait? Et que ne manges-tu de ce miel qui est si doux et si savoureux, et de cette huile?



F'angaha tsy tao daholo ny PPN? :-)
ary anisan'izany ny divay... nefa toa ny gasy toa TSY nahay nanao divay kouh...
Fa TSISY paoma io an... trandremo kely... ny paoma taty aoriana vao tafiditra tao Dago.
5. rhaj0 ( 10/03/2015 16:18)
http://gallica.bnf.fr/ark:/12148/bpt6k1047463/f81.image
Flacourt page 57: Adam lui répondit que Dieu lui avait defendu, et qu'il ne voulait pas lui désobeir, et de plus qu'il n'avait besoin d'aucune nourriture pour vivre. Le diable sur ce refus s'en va se promener environ l'espacede deux heures, puis s'en vien trouver Adam, et lu idit, qu'il venait de la part de Dieu demander permissino pour lui, de manger de tout ce qui lui viendrait en fantaisie. Adam qui était tenté d'en manger, en mangea tout son saoul.



Jereo tsara ny tabilao fa mbola TSISY an'i Eva teo an... Io izany ho'a ny LOVA-TSOFINA t@ izany ee..

Tena titiko kokoa ity version gasin'ny Genesisy ity kah... @ io izany tsy mila culpabiliser-na intsony ny viavy, ka hoe ny viavy no loza nanodina ny lohan'i Adam tao..

An an.. tena ity no tena coherent koukou noho ny Baiboly kah... :-)
6. rhaj0 ( 10/03/2015 16:40)
http://gallica.bnf.fr/ark:/12148/bpt6k1047463/f81.image
Flacourt page 58: Après que la digestion en fut faite, il lui prit envie de faire les nécessités naturelles, qu'il fut contraint de faire dans le Paradis. Le diable aussitot alla accuser Adam devant Dieu de son ordure. Ce qui fut cause que Dieu le chassa du Oaradis, et l'envoya en terre...



Letia eee... tena resa-tia kiay no nahavoaroaka an'i Adam tao Paradisa...
7. rhaj0 ( 10/03/2015 17:38)
http://gallica.bnf.fr/ark:/12148/bpt6k1047463/f82.image
Flacourt page 58: ... il [Adam] lui arriva un abcès au gras de la jambe, qui lui dura dix mois, à la fin desquels l'abcès s'ouvrit, et en sortit une jeune fille. Adam envoya l'ange Gabriel à Dieu pour lui demander ce qu'il ferait de cette fille, il lui fit dire par l'ANge qu'il la nourrit soigneusement, et que quand elle serait grande, et en age, il en fit sa femme, laquelle il nomma Rahauva, c'est-à-dire Eve.



Dia miala any izany Raheva.. velezo ny kipantsina :-)
Tsy ilay "taolan-tehezana" izany akoriny kay izy fa ilay "ratran-tavim-pe"...

geeez... dia ahoana rahefa mikabary.. raiso ho ratran-tavim-penao inty mamatou...

Fa rehefa samy amorona marina, maninona tokoany moa no tsy "ratran-tavim-pe" eee.. fa maninona no "taolan-tehezana" ? raha analana ny tavim-pe-nao, mbola misy lasantsy tsara ny ho velona ianao, fa raha ny taolan-tehezanao no analana, tonga dia maaaatttyyyyy...

Coherent koukou ho'a ny an'ny gasy ee... fa naninona kosany azany tsy izay no noeken'izao tontolo izao... :-)
8. Strong3 ( 11/03/2015 08:12)
satria enao gasy! :p
9. endriny ( 11/03/2015 13:13)

rhaj0:

Tsy ilay "taolan-tehezana" izany akoriny kay izy fa ilay "ratran-tavim-pe"...

Coherent koukou ho'a ny an'ny gasy ee... fa naninona kosany azany tsy izay no noeken'izao tontolo izao... :-)


Ka tena manimba ny maso kosa ange raha atao hoe "ratran-tavim-pe". Izany hoe tsy maintsy misy ra, dia misy tataka, dia misy nofo mivoaka miaraka amin'ny Tavy...

Fa raha tao fotsiny hoe taolan-tehezana dia toa tsy misy ratra, tsy lazaina hoe ahoana no namoahana ilay taolana fa ilay taolana fotsy botsiaka fatao fanaka fotsiny no hita
10. sitlo ( 11/03/2015 16:50)
rhaj0:

i Etienne de Flacourt dia explorer toatoa ny hoe, Christophe Coulomb nankao zamerika, na Jacques Cartier nankao Canada,fa izy tany @ taona 1650s tany no tojo tany Mada... Dia io izany ny raki-tsoratra navelany.


Ahitsiko kely. Tsy haiko tsara ny dikan'ilay explorer. Fa Flacourt dia miaramila frantsay mpampandry tany taty Madagasikara. Efa ela talohan'ny Flacourt no tonga teto ny frantsay ary efa nanaparitaka ny finoana kristianina. Ka diso izany hoe toa tsy nisy baiboly akory nefa misy tantaran'n genesisy avy amin'ny lovatsofina. Mazava be izany, tsy nahay namaky teny ny gasy ary tamin'ny lovatsofina no nampianarana ny genesisy sy ny tariny...
11. Strong3 ( 12/03/2015 08:03)
ka i paolicowboy mbola mitantara valamaty miaka amin'i rhaj0 eh!

12. rhaj0 ( 12/03/2015 10:37)
rhaj0:

i Etienne de Flacourt dia explorer toatoa ny hoe, Christophe Coulomb nankao zamerika, na Jacques Cartier nankao Canada,fa izy tany @ taona 1650s tany no tojo tany Mada... Dia io izany ny raki-tsoratra navelany.

sitlo:

Ahitsiko kely. Tsy haiko tsara ny dikan'ilay explorer. Fa Flacourt dia miaramila frantsay mpampandry tany taty Madagasikara. Efa ela talohan'ny Flacourt no tonga teto ny frantsay ary efa nanaparitaka ny finoana kristianina. Ka diso izany hoe toa tsy nisy baiboly akory nefa misy tantaran'n genesisy avy amin'ny lovatsofina. Mazava be izany, tsy nahay namaky teny ny gasy ary tamin'ny lovatsofina no nampianarana ny genesisy sy ny tariny...

Akanga aloha.. i Flacourt anie tany @ 1600s tany e... tena mbola vao mi-"explorer" mihintsy t@ izany. Ary mazava ho azy fa mbola tsisy Baiboly sy evanjelisitra tafiditra tao Dago t@ izany, ary TSISY mivavaka @ A.try ny Baiboly izany ny gasy t@ izany..
http://fr.wikipedia.org/wiki/%C3%89tienne_de_Flacourt

Fa ny LOVA-TSOFINA no ... iaingan'ny finoan'ny gasy t@ izany. Ary raha ny itarafako ny raki-tsoratr'i Flacourt, nitantara izay hitany io t@ 1650 io, dia influence Arabo/moslimo ny "finoana" ara-lova-tsofina voatantara io.

Dia io nogasiana io daholo ny Rahisa (ISA no Jesus @ Arabo), Ramariama (Myriam no Marie), Ragiborail (Gabriel), etsetra...


13. rhaj0 ( 12/03/2015 10:41)
http://www.bibleandkoran.net/verhaal.php?lIntEntityId=9
Dia mbola resy lahatra aho fa soritsoritry ny nampitapitaina avy t@ finoana moslimo (sy ny Quran) ilay "finoana" nananan'ny razantsika (fa mety ny Zafiraminia fotsiny nefany aloha), araka io raki-tsoratra navelan'i Flacourt io..
14. Strong3 ( 12/03/2015 11:56)
ka mba tadiavo ao aloha hoe: firenena iza no razamben'ny gasy tonga teto voanalohany eh?! __ sa hoe nisy evolution d'animaly koa teto ka izay no atao hoe gasy, dia mety ho taranak'inona i rhaj0 raha evolution d'animao no nampisy olona teto gasikara ?
15. rhaj0 ( 12/03/2015 12:25)
Io indray k'lou ry Strong3 dia ... mbola mifangaro voraka @ (mpino) kristiana ihany koa ny "echelle des temps". Ka ny Kristiana moa nampinoana fa 4000 taona sa 5000 taona ity tany ity, ary dia mikorontana ny sainy (mba mamakafaka) fa hoe, dia ahoana tokoany ny ascendance sy izay lignee eo..

Fa dia sokafy @ izay re ny saina @ evolution de l'homme eee...
http://fr.wikipedia.org/wiki/Histoire_%C3%A9volutive_des_hominin%C3%A9s
Jerevo io ohatra fa efa amina milliers d'annees ny echelle de temps ao.

Dia ny razantsika tantarain'i Flacourt io, dia tany @ taona 1650 tany.
16. Strong3 ( 12/03/2015 12:50)
15milliards années hoe ... dia manin izany izao.

17. endriny ( 12/03/2015 13:32)

sitlo:

Ahitsiko kely. Tsy haiko tsara ny dikan'ilay explorer. Fa Flacourt dia miaramila frantsay mpampandry tany taty Madagasikara.


I Flacourt tokoa aloha dia olona nalefan'ny frantsay haka an'i Madagasikara (Gouverneur). Dia avy teo izy rehefa nahare ny dian'ny Zafiraminia nanavatsava an'i Madagasikara, dia saika mba hanitatra ny fanjakana hianavaratra ihany koa. Taty aoriana dia nametrahan'ny Frantsay Governora ihany koa I Ste Marie, Tamatavy ary Nosivarika
18. endriny ( 14/03/2015 06:16)

rhaj0:

Letia eee... tena resa-tia kiay no nahavoaroaka an'i Adam tao Paradisa...


Mampatsiahy ahy toerana iray izay ity... Ambondrombe-Ambohimahamasina... Na Ambondrombe... Giravy ry zareo fa efa mba tany ny tenako, niakatra ity toerana masina ity... Izay toerana heverina fa andehanan'ny avelo rehetra eto Madagasikara... Eo Ambalavao Tsiemparihy no mitodi-doha miantsinanana raha mba ho any ianao...

Fa ao izany dia efa tsy maintsy mivatsy tavy sy plastika avy aty ivelany ianao, itondranao ny malotonao mivoaka avy ao...

Dia mba eritrereto hoe ny olona tsirairay samy milanja ny teiny ...Ilay fofona amin'io tsy voafehin'ilay plastika akory a...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4896