OMAR manao politika

41. endriny ( 01/04/2015 04:24)
Aleo anfamba tsy afangaro ny hoe fitatanam-pirenena sy ny fitatanam- pinoana na fiangonana. Fa raha mahazo milatsaka ho prezida i Kardinaly dia minoa ahy ianao fa dia ho lany izy... Raha milatsaka ho prezida ny lehiben'ny miaramila dia ho lany ihany koa izy...

Noho izany no mampisy ny fifandaminana ny amin'ny tokony tsy hitsabahan'ny miaramila na ny fiangonana amin'ny politika

Fa tsy hoe ny hevitry ny teny hoe politika dia ... Ilay tsianjery ... Mankarary an-doha iny... Dia milaza manao politika daholo hatramin'ny izaho...
42. RBNIR ( 03/04/2015 07:44)
TENA TIAN'I JESOSY ISIKA,

ANTSOINA DAHOLO ISIKA REHETRA HANARAKA NY FAMPIANARANA TSY MISY KILEMA SY HINO NY MPANOMPONY IZAY NOFIDINY SY NIRAHANY HANAMBARA NY MARINA....

SAMIA HO TAHIN'NY TOMPO NAMANA....
43. bor2lais ( 03/04/2015 08:39)
Dia izao lasa toy ny "robot" izao ve sisa ianao ry RBNIR !
Ny maha-olona anao mihitsy no toa simba.
Mampalahelo ...
44. RBNIR ( 03/04/2015 09:35)
Misaotra hoy aho e! dia mbola mitondry indray koa izany ilay valisoa koa....


45. RBNIR ( 04/04/2015 04:09)
46. endriny ( 04/04/2015 07:19)
Tsy nisy na iray aza afa tsy ny Loteranina no fiangonana mitaky ny hampandrosoana ny olona mainty hoditra... Fa ny sisa rehetra dia mpanompon 'ny fotsy daholo ka manao izay animbana ny mainty ho entina andevozin'ny fotsy...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5113