Izay voasoratra dia voasoratra

21. rhaj0 ( 02/04/2015 12:39)
Izao no paikan'i Fidinirina.. na ny mpitori-teny @ ankapobeny, raha ny fahitako azy.

Ohatra hoe, dia hoz'ianao be questionnement hoe :
ka i Noah izany mamo, dia nandry tamin-janany, dia nahazo taranaka, izay ireo irery no novonjena (na voavonjy) t@ safo-drano ?

Dia hoz'izy...
akanga aloha fa i Sodomalota sy i Gomoranoah anie ka katsaka voanjobory ka dia [size=8]... (ieee marina fa i Noah mamo lava nandry tamin-janany)..[/size] ka hitanao @ izany fa ny Fanahy Masina mihintsy no tsaramaso sy voanemba.

Dia avy tokoany ny toatoan-dry Strong3 manitrikitrika hoe :
hitanao, tsisy an'izany "Noah mamo lava nandry tamin-janany" izany...
22. endriny ( 02/04/2015 14:39)
Tsy raisina ara-bakiteny ange ny Baiboly e. Fa sarinteny daholo ireny (xxx)

Mety tsy nahatanty fofon-toaka kosa ny vadiny, dia lasa aloha izy mba natory teo akaikin-janany fa teo no nisy nalalaka koa... Inona no mahadiso an'izay? Mety tsy niray lamba akory aza ry zareo satria tany mafana ny tany hay... sa ririnina koa moa tamin'io?

Mety koa hoe niara-namindro ry zareo raha ririnina, dia tafandry I Noah noho ny toaka ka niankina tamin'ny zanany...

Inona re paika tsara e?
23. gasy1zay ( 02/04/2015 18:33)

rhaj0:

Izao no paikan'i Fidinirina.. na ny mpitori-teny @ ankapobeny, raha ny fahitako azy.

Ohatra hoe, dia hoz'ianao be questionnement hoe :
ka i Noah izany mamo, dia nandry tamin-janany, dia nahazo taranaka, izay ireo irery no novonjena (na voavonjy) t@ safo-drano ?

Dia hoz'izy...
akanga aloha fa i Sodomalota sy i Gomoranoah anie ka katsaka voanjobory ka dia [size=8]... (ieee marina fa i Noah mamo lava nandry tamin-janany)..[/size] ka hitanao @ izany fa ny Fanahy Masina mihintsy no tsaramaso sy voanemba.

Dia avy tokoany ny toatoan-dry Strong3 manitrikitrika hoe :
hitanao, tsisy an'izany "Noah mamo lava nandry tamin-janany" izany...

Oh ry rhaj0 > i Lota anie ilay nomen'ny zanany divay dia nandry taminy fa tsy i Noah e! i Noah nisotro divay dia hitan'ny zanany ny fitanjahany, sa raha hitan'ny zanakao miboridana ianao dia nandry taminy sy nanana anaka aminy?
24. rhaj0 ( 02/04/2015 19:36)
baiboly:
Genesisy 19:32 andeha hampisotrointsika divay ny raintsika dia handry aminy isika hananantsika fara avy amin’ ny raintsika.
33 Dia nampisotroiny divay ny rainy tamin’ iny alina iny dia niditra ny vavimatoa ka nandry tamin-drainy...

Izy roa vavy kely no nisesy teo fa tsy i Lota. Danz be ilay spin andrana ataon'i Gazy1zay an...

Tsy aleo ve tsotsorina hoe, tsisy an'izany rehetra izany azany, fa izao no izy e :
25. gasy1zay ( 02/04/2015 19:55)

tena mila maka pause kely ianao rhaj0 dia miverina mamaky ilay tantara fa ohatrany hoe ny manitsy anao no diso nefa tantara 2 samihafa mintsy no afangaronao :
Noah t@ andron'ny safodrano
Lota t@ andron'i Sodoma sy Gomoro

Ny point commun @ ireo dia samy ao genesisy sy hoe samy nisotro divay ry zareo fa ny tantara sy ny tranga dia tsy ilay ambaranao io mintsy.
26. rhaj0 ( 02/04/2015 20:15)
baiboly:
Genesisy 19:33 Dia nampisotroiny divay ny rainy tamin’ iny alina iny dia niditra ny vavimatoa ka nandry tamin-drainy...
Loharano: http://www.smartbaiboly.org/online#genesisy%2019

Tsy izaho no "manambara" re ry Gasy1zay a... Sa tsisy an'io ny Baibolinao ao ?
27. fidinirina ( 03/04/2015 03:36)
rhaj0:

baiboly:
Genesisy 19:33 Dia nampisotroiny divay ny rainy tamin’ iny alina iny dia niditra ny vavimatoa ka nandry tamin-drainy...
Loharano: http://www.smartbaiboly.org/online#genesisy%2019

Tsy izaho no "manambara" re ry Gasy1zay a... Sa tsisy an'io ny Baibolinao ao ?

Hoatran'ny efa novaliako tatsy ambadika ity: Lota no nofintahin-janany (Sodoma sy Gomora)
www.smartbaiboly.org/online#Genesisy%2019:%2030-38
Genesisy19:30-38
30 Dia niakatra Lota avy tao Zoara ka nitoetra tany an-tendrombohitra, dia izy sy ny zanany roa vavy; fa natahotra hitoetra tao Zoara izy; dia nitoetra tao an-johy izy sy ny zanany roa vavy.
31 Ary hoy ny vavimatoa tamin’ ny zandriny: Efa antitra izao raintsika, ary tsy misy lehilahy ambonin’ ny tany hanambady antsika araka ny fanaon’ ny tany rehetra;
32 andeha hampisotrointsika divay ny raintsika dia handry aminy isika hananantsika fara avy amin’ ny raintsika.
33 Dia nampisotroiny divay ny rainy tamin’ iny alina iny dia niditra ny vavimatoa ka nandry tamin-drainy; ary izy tsy nahafantatra izay nandriany na izay nifohazany
28. fidinirina ( 03/04/2015 04:11)
Hiverina @ ilay hoe izay voasoratra aho.

Fa Jesoa Kristy namonjy ny olona rehetra
Fa, Jesoa Kristy namonjy ny olona rehetra
Fa Jesoa Kristy ; namonjy ny olona rehetra
Fa Jesosy Kristy efa namonjy ny olona rehetra
Fa Jesoa Kristy dia namonjy ny olona rehetra
Namonjy ny olona rehetra Jesoa Kristy
Novonjen’i Jesoa Kristy ny olona rehetra
Ny olona rehetra, novonjen’i Jesoa Kristy
Ny olona rehetra dia novonjen’i Jesoa Kristy
Ny olona rehetra efa novonjen’i Jesoa Kristy

Iza amin’ireo izany rhaj0 no (ekenao fa) marina ? Dia tsy hino mihitsy ianao raha tsy hajaina ny Forme, sy caractère, sy vocabulaire, sy voambolana sns.
29. fidinirina ( 03/04/2015 04:15)
.
.
.

Fanoharana fotsiny:
Namoaka fiara vaovao ny Mercedez Allemand. I rhaj0 sy endriny no nitondra ny fiara. Electronic moa ny fiara ka nasian’ny mpanamboatra azy boky kely manoro ny fampiasana ny pitsopitsony rehetra. Nony nandeha lavidavitra, nanjavona be ny andro ary lasa sahirana mafy t@ fahitana. Tsy hita ny fampiasana ny jiro sy ny essui-glace. Dia niresaka izy roalahy hoe : avoahy ilay boky jerena. Ity ve no jerena, hoy endriny, artifisialy ity fa aleo ny lalana no tonga dia jerena (eny @ tontolo eny). Tsy mety zany hoy rhaj0, aleo jerena aloha izay voasoratra. Nosakafana ny boky. Ary toa teny frantsay, ity zao mety diso be ny fandikana an’ity fa aleo lesy ilay teny allemand mihitsy no avoaka a. Ka izaho tsy mahay mamaky hoy endriny, nga tsy efa nampianarin’ilay teknisianina moa e, sa ianao tsy nihaino tsara.[rhaj0] Ka tsy maintsy ny boky d’origine, reny teknisiana reny manao pli-vava fotsiny, fa raha tsy izany tsy mandeha io jiro sy essui glace io e, sao dia zavatra hafa no voakitika. Nidona t@ andrinjiro ny fiara fa taraiky teo am-piresahana. Ka izay ilay teneniko hoy rhaj0, tokony ho nasiany sary mihitsy ity boky ity, natao mazava tsara ny point sy virgule fa zao tsika lasa very fotsiny.
Ka izay voasoratra dia voasoratra koa.
30. endriny ( 03/04/2015 04:49)
Tsy mila ijerena boky io fa diso ianao... Misy detektora ho an'ny radar sy GPS mitondra azy. Ka na tsy madeha aza ny jiro... Lasa izao
31. Tefigasy ( 03/04/2015 04:50)
fidinirina:

Fanoharana fotsiny:
(.....) Nidona t@ andrinjiro ny fiara fa taraiky teo am-piresahana. Ka izay ilay teneniko hoy rhaj0, tokony ho nasiany sary mihitsy ity boky ity, natao mazava tsara ny point sy virgule fa zao tsika lasa very fotsiny.
Ka izay voasoratra dia voasoratra koa.

tohizako kely ilay tantara (miala tsiny amin'i Fidinirina)
Dia rehefa avy nidona tamin'ny andrinjiro ny fiara dia nitsana ny fil haut voltage telo ary dia nandoro an'ilay fiara. Nijoalajoala ny AFO-BE , dia niteny indray i rhaj0 hoe tsisy ilana azy mihitsy itony fiara allemand itony fa izao ve no hanaovany ny olona ato anatiny ato !
hihihihihihihi
32. endriny ( 03/04/2015 05:04)
Haut Voltage tao anaty Delestazy

Dia tonga ny Anjely Gabriely nitondra sabatra anaperana ny ainay roa... Ka dia faly daholo ny mpisera ary dia fety be tsy nisy toa izany ny teto amin'ny serasera...
33. Strong3 ( 03/04/2015 06:12)

fidinirina:

.
.
.

Fanoharana fotsiny:
Namoaka fiara vaovao ny Mercedez Allemand. I rhaj0 sy endriny no nitondra ny fiara. Electronic moa ny fiara ka nasian’ny mpanamboatra azy boky kely manoro ny fampiasana ny pitsopitsony rehetra. Nony nandeha lavidavitra, nanjavona be ny andro ary lasa sahirana mafy t@ fahitana. Tsy hita ny fampiasana ny jiro sy ny essui-glace. Dia niresaka izy roalahy hoe : avoahy ilay boky jerena. Ity ve no jerena, hoy endriny, artifisialy ity fa aleo ny lalana no tonga dia jerena (eny @ tontolo eny). Tsy mety zany hoy rhaj0, aleo jerena aloha izay voasoratra. Nosakafana ny boky. Ary toa teny frantsay, ity zao mety diso be ny fandikana an’ity fa aleo lesy ilay teny allemand mihitsy no avoaka a. Ka izaho tsy mahay mamaky hoy endriny, nga tsy efa nampianarin’ilay teknisianina moa e, sa ianao tsy nihaino tsara.[rhaj0] Ka tsy maintsy ny boky d’origine, reny teknisiana reny manao pli-vava fotsiny, fa raha tsy izany tsy mandeha io jiro sy essui glace io e, sao dia zavatra hafa no voakitika. Nidona t@ andrinjiro ny fiara fa taraiky teo am-piresahana. Ka izay ilay teneniko hoy rhaj0, tokony ho nasiany sary mihitsy ity boky ity, natao mazava tsara ny point sy virgule fa zao tsika lasa very fotsiny.
Ka izay voasoratra dia voasoratra koa.

hi! :-) ... boky artifisialy _ box-kely
hafa kely ilay fanoharana Fidinirina nefa tena mandona tsara ...
hihih efa sary ihany nge ny soratra namana eh ... fa zalah mbola mitady GPS SY WIKI SY NY DADABE GOOGLE sy ry dara gasy hoe iza no nanota fady tamin'izy roalahy
34. RBNIR ( 03/04/2015 06:44)
TENA TIAN'I JESOSY ISIKA,

ANTSOINA DAHOLO ISIKA REHETRA HANARAKA NY FAMPIANARANA TSY MISY KILEMA SY HINO NY MPANOMPONY IZAY NOFIDINY SY NIRAHANY HANAMBARA NY MARINA....

SAMIA HO TAHIN'NY TOMPO NAMANA....
35. Strong3 ( 03/04/2015 07:21)
[size=6] hino ny mpanompony [/size] ... mah !!!
36. RBNIR ( 03/04/2015 07:54)
Strong3:

[size=6] hino ny mpanompony [/size] ... mah !!!

Miamanakaiky ny fotoana namana a! miamanakaiky.....

Ampitampitao izao hafatra izao raha tia namana ianao.....
1- taomy ny olona hiverina amin'ilay fampianarana tsy misy kilema
2- ampitandremo ny olona tsy hiankohoka amin'ilay bibidia.....
3- Atoroy azy ny fandaharana mba hahafany mianatra ilay fampianarana tsy misy kilema....

Samia ho tahin'ny Tompo namana.....
37. gasy1zay ( 03/04/2015 14:16)

rhaj0:

baiboly:
Genesisy 19:33 Dia nampisotroiny divay ny rainy tamin’ iny alina iny dia niditra ny vavimatoa ka nandry tamin-drainy...
Loharano: http://www.smartbaiboly.org/online#genesisy%2019

Tsy izaho no "manambara" re ry Gasy1zay a... Sa tsisy an'io ny Baibolinao ao ?

Mety mahafinaritra anao ilay tantara fa mba vakio hatr@ voalohany hoy aho e!

Dia niakatra Lota avy tao Zoara ka nitoetra tany an-tendrombohitra, dia izy sy ny zanany roa vavy; fa natahotra hitoetra tao Zoara izy; dia nitoetra tao an-johy izy sy ny zanany roa vavy.
31 Ary hoy ny vavimatoa tamin’ ny zandriny: Efa antitra izao raintsika, ary tsy misy lehilahy ambonin’ ny tany hanambady antsika araka ny fanaon’ ny tany rehetra;
32 andeha hampisotrointsika divay ny raintsika dia handry aminy isika hananantsika fara avy amin’ ny raintsika.
33 Dia nampisotroiny divay ny rainy tamin’ iny alina iny dia niditra ny vavimatoa ka nandry tamin-drainy; ary izy tsy nahafantatra izay nandriany na izay nifohazany.

Ka mbola hiziriziry ihany ve i rhaj0 hoe i Noah no resahina eto? Io efa nohavahiko io hoe LOTA ilay rain'izy roa vavy resahina eto.
38. rhaj0 ( 06/04/2015 10:12)
ok ok... kay ve I Lota izany 'le nandry tamin-janany e... (entre-pa fa nataoko fa viavy I Lota, izany no nanondroako an'i Noah.. ka Noah toa ilay mamolava no fazahoako azy ka dia.. 'zafady eee..)

fa I Lota izany ilay nomamoina dia nandry tamin-janany vavy... ary izany dia teo ambany fiahian'i A.tra... mbola cool foana izany aminareo izany eee :-)
39. rhaj0 ( 06/04/2015 10:26)
fidinirina:
Hiverina @ ilay hoe izay voasoratra aho.

Fa Jesoa Kristy namonjy ny olona rehetra
Fa, Jesoa Kristy namonjy ny olona rehetra.

Tsy any ilay olana ry Fidinirina a... (ianao koa hotry ny tsy mamaky afa-tsy Baiboly ary Baiboly gasy.. raha mamaky Baiboly alema ianao dia mety hitsangam-bolo... :-)

Efa noresahina taloha teto, fa dia ito averiko ito azany..

rhaj0:

Tohizako eto ny efa natomboka noresahina tatsy, sady ampiarahiko amina andininy hafa siriko.

concession vs mamela malalaka:
1 Corinthians 7 : "I say this as a concession, not as a command."
concession synonyms: compromise, allowance, exception

1 Corinthiens 7 : "Je dis cela comme une concession, non pas comme une commande."
concession definition: Abandon d'un avantage, d'un droit, d'une prétention
Synonymes : compromis, renoncement

Korintiana I toko 7. 6 : "tsy mandidy anefa aho milaza izany, fa mamela malalaka."
Famaritana: mamela malalaka ...

fampianarana voatolotry ny razana vs. tradition des hommes:
Kolosiana 2.8 Tandremo fandrao misy mahalasa anareo ho babony amin’ ny filosofia sy ny famitahana foana, araka ny fampianarana voatolotry ny razana, araka ny abidim-pianaran’ izao tontolo izao, fa tsy araka an’ i Kristy.

Colossiens 2.8 Prenez garde que personne ne fasse de vous sa proie par la philosophie et par une vaine tromperie, s'appuyant sur la tradition des hommes, sur les rudiments du monde, et non sur Christ.

Colossians 2.8 See to it that no one takes you captive through hollow and deceptive philosophy, which depends on human tradition and the elemental spiritual forces of this world rather than on Christ.

bibidia vs. la bete:
Hay ve ity "bibidia" an'i Maranatha lava ity ka "la bete" ao @ baiboly frantsay ary "the beast" @ baiboly anglisy e...

ilay "dia" @ teny gasy izao dia hoe "Biby na zavamaniry tsy ompiana na ambolena fa velona na maniriniry ho azy fotsiny eny".. toa hotry ny tsy dia mampatahotra.

Ny @ teny anglisy nefany mampatahotra, the beast, an animal, especially a large or dangerous four-footed one.

Ny an'ny Frantsay, tena tsy mampatahotra koa, la bete... Tout être vivant, à l'exception de l'homme

ny tenanareo vs. vos ames:
Levitikosy 23 : 27 = ... hampahory ny tenanareo ianareo
Leviticus 23.27 = ... deny yourselves
Lévitique 23.27 = ... vous humilierez vos âmes

fahavetavetana vs. detestable things:
Ezekiela 9 : 4 “Ary hoy Jehovah taminy : Mandehana mamaky ny tanàna, dia Jerosalema, ka asio marika ny andrin’ ny olona izay misento sy mitaraina noho ny fahavetavetana rehetra atao aminy.”

Ezekiel 9:4 and said to him, “Go throughout the city of Jerusalem and put a mark on the foreheads of those who grieve and lament over all the detestable things that are done in it.”

Ezéchiel 9:4 L'Éternel lui dit: Passe au milieu de la ville, au milieu de Jérusalem, et fais une marque sur le front des hommes qui soupirent et qui gémissent à cause de toutes les abominations qui s'y commettent.

virijina vs young women:
Ezekiela 9:6 Fa na lahy antitra, na zatovo, na virijina, na zaza madinika, na vehivavy, dia aringano avokoa;

Ezekiel 9:6 A Slaughter the old men, the young men and women, the mothers and children;

Ezéchiel 9:6 Tuez, détruisez les vieillards, les jeunes hommes, les vierges, les enfants et les femmes;

40. fidinirina ( 07/04/2015 12:47)
rhaj0:
Tsy any ilay olana ry Fidinirina a... (ianao koa hotry ny tsy mamaky afa-tsy Baiboly ary Baiboly gasy.. raha mamaky Baiboly alema ianao dia mety hitsangam-bolo...

Gasy Ray aho ary Gasy Reny, dia hiandry dikan-teny anglisy sa frantsay sa grika ve za vao HINO ? Dia atao ahoana izany ireo Malagasay Havana tsy mahay mamaky teny sy manoratra? ary ireo nahita fianarana ihany saingy votsavotsa @ fitenenana ny tsy tenindrazana.
Dia tokony hianatra tenim-pirenena maro daholo ve izany ny kristiana fa tsy hijanona @ izay teny misy ao aminy? Sa natao ho an'ny mahay fotsiny ve ny Baiboly ka tokony ho tsikerainy daholo ny mahasamy hafa @ karazana fitenena misy ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1088