Izay voasoratra dia voasoratra
61. fidinirina
(
13/04/2015 04:03)
.
.
.
Un homme est allé chez un coiffeur pour couper ses cheveux et sa barbe.
L'homme et le coiffeur ont commencé à parler.
Ils ont parlé de tant de choses et de divers sujets. Quand ils ont par la suite touché au sujet de Dieu, le coiffeur dit :
- Je ne crois pas que Dieu existe..
- Pourquoi vous dites ca ? a demandé le client.
- Bon, vous devez juste sortir dans la rue pour vous rendre compte que Dieu n'existe pas. Est-ce que, si Dieu existait, y- aurait 'il tant de personnes malades? Y aurait-il des enfants abandonnés ? Si Dieu existait, on ne souffrirait pas de douleur. Je ne peux pas m'imaginer aimer un Dieu qui permettrait tous ca.
Le client a pensé pendant un moment, mais n'a pas répondu parce qu'il n'a pas d'argument.
Le coiffeur a fini son travail et le client sort du magasin.
Juste après, il voit un homme dans la rue avec des cheveux longs, visqueux, sales. Il semble très sale.
Le client revient et entre dans le magasin du coiffeur encore et il dit au coiffeur :
- Tu sais quoi ? Les coiffeurs n'existent pas.
- Comment pouvez vous dire ca ? a demandé le coiffeur étonné. Je suis là et je suis un coiffeur et je viens de vous couper les cheveux.
- Non ! hurle le client. Les coiffeurs n'existent pas ; parce que s'ils existaient, il n'y aurait personne avec de longs cheveux sales comme cet homme qui est dehors.
- Ah, mais les coiffeurs existent ! Ce qui se produit, c'est que ces gens ne viennent pas à moi.
- Exactement ! affirme le client. C'est bien ca ! Dieu, aussi, existe ! Ce qui se produit, c'est que les gens ne vont pas chez Lui et ne le recherchent pas. C'est pourquoi il y a tellement de douleur et de souffrance dans ce monde.

62. fidinirina
(
13/04/2015 04:07)
Salamo 34:4-10
4 Mitady an’ i Jehovah aho, dia mamaly ahy Izy ka manafaka ahy amin’ ny tahotro rehetra.
5 Mijery Azy ireo ka miramirana, sady tsy mangaihay ny tavany.
6 Ity olo-mahantra ity niantso, dia nihaino Jehovah ka namonjy azy tamin’ ny fahoriany rehetra.
7 Ny Anjelin’ i Jehovah mitoby manodidina izay matahotra Azy ka mamonjy azy.
8 Andramo ka izahao fa tsara Jehovah; sambatra izay olona mialoka aminy.
9 Matahora an’ i Jehovah, hianareo olony masina; Fa tsy hanan-java-mahory izay matahotra Azy.
10 Na dia ny liona tanora aza tsy ampy hanina ka noana. Fa izay mitady an’ i Jehovah kosa dia tsy ho orin-java-tsoa akory.

63. rhaj0
(
13/04/2015 16:23)
ilay fanoharana @ coiffeur-nao koa ry Fidinirina dia .. sahala amina resaka any @ garabola..
"Pete et Repete sont sur un arbre, Pete tombe. Qui reste?"
Inty mba alalino ilay Sakan'i Schrodinger, izay sady maty hono no sady velona ee ... (sahala @ Jesosy io), ary izany dia arak'ilay .. "boky" eee...
http://fr.wikipedia.org/wiki/Chat_de_Schr%C3%B6dinger

64. rhaj0
(
13/04/2015 16:35)
Dia jereo koa ilay toetra hoe "mesomerie" ry Fidinirina a... io izao ao @ benzene ohatra fa dia tonga @ ilay hoe "2 no 1".. marina fa mbola tsy mahtakatra ilay "3 no 1" an'i Atra kosa alongany e.. f'efa dingana lehibe io eeee :-)
http://fr.wikipedia.org/wiki/M%C3%A9som%C3%A9rie

65. fidinirina
(
14/04/2015 09:40)
rhaj0:
Dia jereo koa ilay toetra hoe "mesomerie" ry Fidinirina a... io izao ao @ benzene ohatra fa dia tonga @ ilay hoe "2 no 1".. marina fa mbola tsy mahtakatra ilay "3 no 1" an'i Atra kosa alongany e.. f'efa dingana lehibe io eeee :-)
http://fr.wikipedia.org/wiki/M%C3%A9som%C3%A9rie
Tsisy azoko, tsy ao anaty baiboly angamba. Ilay hoe "Insuffisance des formules de Lewis" sa ny hoe "Ce que la mésomérie n'est pas" Inona ary no idiran'izany @ finoana Kristianina?
66. rhaj0
(
14/04/2015 10:20)
Tena marina ny anao ry Fidinirina fa TSISY idiran'ny finoana na koa Kristianisma ireo resaka ireo, fa resaka Siansa tsotra fotsiny.
Tsy izany mantsy fa nisy namako izay, ka nianatra Siansa, nianatra an'ireo izy, ary dia voatsongotsongo ilay saina mikarokaroka, hoe inona ireto absurditEs an'ny finoany tao ireto... ireo hoe, "sady maty no sady velona" na koa "3 no 1".... ka dia inona hoz'ianao ... fa dia nampifandraisiny, no-scientifiser-ny ny finoany, ka ireo resaka Siansa ireo no nanazavainy ny "sady maty no sady velona" sy ny "3 no 1"... :-)

67. fidinirina
(
14/04/2015 11:14)
Trinité ve no tsy hainao ny dikany. Aleo fa asiako fanazavana vaovao any ambadika.
68. rhaj0
(
14/04/2015 12:40)
ya ya... trinite eeee.. immaculee conception eee... immortality sy eternity eee.. koa na ny conception of time and history koa azany tena danz be...
Izao lojika noforonina t@ taona 0 izao ve ry Fidinirina dia mbola taritaritina h@ izao foana aaa... efa be dia be ny resaka mazava noazavaina nodisoina noamarinina k'n'enao mbola ireo foana no avadibadika sy spinner-na eo...
Raha izany moa no mamparanitra ny sainao ao dia eny azany kouh...

69. fidinirina
(
14/04/2015 13:14)
.
.
.
Fanoharana tsotra ny @ Trinité:
Jereo ny masoandro : 3 no 1
1. Ny masoandro dia planete
2. Ny masoandro dia midika hoe ANDRO (jour)
3. Ny masoandro dia midika koa hoe HAFANANA (beau temps)
Iray ihany izy fa miseho @ endriny 3.

70. fidinirina
(
14/04/2015 13:20)
rhaj0:
ya ya... trinite eeee.. immaculee conception eee... immortality sy eternity eee.. koa na ny conception of time and history koa azany tena danz be...
Izao lojika noforonina t@ taona 0 izao ve ry Fidinirina dia mbola taritaritina h@ izao foana aaa... efa be dia be ny resaka mazava noazavaina nodisoina noamarinina k'n'enao mbola ireo foana no avadibadika sy spinner-na eo...
Raha izany moa no mamparanitra ny sainao ao dia eny azany kouh...
Rehefa marina dia marina mandrakizay r'se a!
Rehefa avy any Atsinanana ny masoandro no miposaka dia avy any foana io mandrakizay.
Apokalypsy 1 : 8
Izaho no Alfa sy Omega, hoy ny Tompo Andriamanitra, Ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy, dia ny Tsitoha.
Apokalypsy 21 : 6
Ary hoy koa Izy tamiko: Tanteraka ireo. Izaho no Alfa sy Omega, ny fiandohana sy ny fiafarana. Izaho hanome maimaimpoana amin’ ny loharanon’ ny ranon’ aina ho an’ izay mangetaheta.
Apokalypsy 22 : 13
Izaho no Alfa sy Omega, ny voalohany sy ny Farany, ny fiandohana sy ny fiafarana.
71. rhaj0
(
14/04/2015 13:26)
bien sur ... bien sur... izaho koa maraina aho manao pizama, atoandro manao sorta, dia hariva mety mi-pataloha velon-drirana raha handeha bal..
Sa hoe izaho manana "triple personnalitE"... eto aho manaraby.. ato ampiasana aho serieux.. miaraka @ vady aman-janako aho tsara fanahy be :-)
entre-pa fa vao omaly aho nahare, dia hoe, ny manana "single personnalitE" indray hono no TSY normal... tsihaitsihay ihany izy ity ee... nefa ao anaty Baibl izao tsisy mahaganga oo? :-)

72. rhaj0
(
14/04/2015 13:31)
fidinirina:
Rehefa marina dia marina mandrakizay r'se a!
esy e... ny akoho azany izao mana-nify kouh.. ary taloha elabe, talohan'i Adama sy Eva akoriny aza, dia efa nana-nify ny akoho :-)
http://www.leparisien.fr/societe/les-poules-ont-maintenant-des-dents
73. Fidinirina
(
15/04/2015 13:44)
ha ha ha. Izao no tonga @ ilay hoe manao an'Andriamanitra ho tsy misy. Tena mi-défier an'Andriamanitra mihitsy ny zanak'olombelona!
74. rhaj0
(
15/04/2015 15:03)
fidinirina:
Rehefa avy any Atsinanana ny masoandro no miposaka dia avy any foana io mandrakizay.
Rahefa manatitra an-janako maraina aho, ka miditra kiho-dalana iray zahay, dia rahefa lohataona, marsa, dia tonga dia anaty maso ny masoandro maraina any Atsinanana iny. Fa rahefa ririnina kosa anefa, desambra, dia dila lavidavitra ny masoandro ka takon'ilay tranobe.
Ka t@ desambra izany ramasoandro nifoha tatsy Avaratra Atsinanana (Est Nord-Est ny marimarina kokoa) fa izao izy vao tena Atsinanana.
Ka ahoana io ry Fidinirina ?
hi hi hi ... kevoka ery ny zanako 12 taona fa nahay ny valiny
75. rhaj0
(
15/04/2015 17:03)
esy aho e ry Fidinirina... fa any @ tendrotany koa azany TSY "matory" mihintsy Imasoandro indraidray kouh... Dia eo ianao sy ny dogme-nao hoe, avy any Atsinanana, "avy any foana io mandrakizay" ..
ka ilay "inoanao" ho "tsy miova" izany dia mihatra @ ao @ moyen orient ao e... Izay no takatr'i ... A.tra tao, dia izay no nampinoany ny mpanaraka azy, dia mamerimberina etry i Fidinirina rahefa mitori-teny... Io no ilazako hoe, mba mivoaha ihany ho'a avy tao @ ilay box-kely-tsisy-afa-tsy-Baiboly tao... nefa dia hotry ny izaho indray no Irainizeloza..

76. fidinirina
(
24/04/2015 05:16)
ok rhaj0 a! iana(re)o tena specialista mihitsy @ lay mahita ny mivilana rehetra. Sao dia mba sanatria iana(re)o mihitsy no mivilana e! hi hi hi
Ny principe biblique no tsy miova amiko. Asa ra tadidinao fa efa nosoratako teto ohatra fa tsy mampaninona ahy ny namantsiana an'i Jesoa Kristy teo @ hazo fijaliana na mitsangana na mivelatra ny tanany na ahoana na ahoana - maty ho ahy ny Tompo : Lehibe loatra amiko izany
... fa tsy hoe rehefa tsy tena atsinanana ny miposaka ny masoandro fa somary Est Nord-Est dia midika (carré carré) fa tsy izao izy vao tena Atsinanana ary za tsy hino.
Za hoa tsy mila mivoaka @ Baiboly ? F'angaha moa ianao rhaj0 efa tao no nivoaka : efa tapitra hainao avokoa izany ny lazainy tao ve sa tsy misy n'inona n'inona hainao dia naleonao nandeha?
Ianao aza toa tsyMisyAndriamanitra koa : mbola tsy niditra akory nefa mitompo-teny fantatra ho manana ny fahamarinana. Aiza re izany e? Loza !

77. rhaj0
(
24/04/2015 13:52)
Ilay absurdités be dia be izany moa dia akipakao fotsiny ... rahefa sirika fa absurde ilay izy.
Fa raha mbola tsy sirika fa absurde ilay izy, dia inonao ara-baki-teny ao...

78. fidinirina
(
28/04/2015 04:44)
rhaj0:
Ilay absurdités be dia be izany moa dia akipakao fotsiny ... rahefa sirika fa absurde ilay izy.
Fa raha mbola tsy sirika fa absurde ilay izy, dia inonao ara-baki-teny ao...
Indray andro nisy mpampianatra anankiray, nihinana voasary teo imason’ny mpianany. Rehefa lany ny voasary dia nanontany ny mpianatra izy nanao hoe : nanao ahoana ny tsiron’ilay voasary ho’zy nareo? Dia samy namaly izy tiany tenenina: Voasary ve moa tsy ho mamy e! hoy ny sasany. An an an misy matsatso na mangidy mihitsy aza, hoy ny hafa, sy ny sisa.
Niverina nanontany indray ny mpampianatra : f’angaha moa ianareo no nihinana ilay voasary fa tsy izaho, sady tsy nandray ianareo, tsy namaofy ? Noho izany tsy misy aminareo sahy milaza ho manana ny marina raha tsy izaho nihinana azy ihany. Ataonareo ahoana no hilaza na mamy na tsara na mangidy na mafaitra ny zavatra tsy nohaninareo akory ?
Salamo 34 : 8 Andramo ka izahao fa tsara Jehovah; sambatra izay olona mialoka aminy.
Isaia 55 : 6 Mitadiava an’ i Jehovah, dieny mbola hita Izy, Miantsoa Azy, dieny mbola akaiky Izy.
79. rhaj0
(
28/04/2015 15:27)
indray andro hono, nisy rampanana izay te-hanana alikabe mazanabe mba hiaro ny tananany. Dia nandeha tany @ mpivarotra. Dia hozy ilehio, manana alika tena mahery loha @ ilavanao azy aho. Dia nitety ny fivarotana azany. Dia hoe, ity bilidaongy ity ve ? tsia.. sao ity berze alema ity kosany.. tsia ... sa ity pitiboule ity ? .. tsia.. dia tonga @ ilay toutou de paris kely zareo... Ito! hozy ilay mpivarotra... Dia izay io ve no afaka hiaro ny tananako ? hoy Rampanana. Eny jereo tsara... Dia iny fa niolika ilay toutou de paris nilelaka ny doviny... Hitanao, raha tsy mahery loha toa io tsy mahavita an'izany...
oops.. hors sujet aho f'azafady :-)
oops.. hors sujet aho f'azafady :-)