Tatandraza indray !

21. rhaj0 ( 19/03/2015 13:48)
Ka nivaly izany ny vavaka nataon'i Rainitata e... hi hi hi ... voany indray i Toriteny itsy ambony itsy :-)
22. endriny ( 20/03/2015 04:52)

Strong3:

endriny:
Bravo Tatandraza a....

nga moa ra tata tsy efa tafavoaka eh! hihihi __ tsy maharabaovao injay an


Izany ve... Mba naharaka indray a... Mety tsy mazava aminao angamba ilay nosoratako koa.. Aza fade laholo o
23. bor2lais ( 20/03/2015 13:16)
hono:

Marc Tatandraza ilay milaza fa lehiben'ny dahalo, lehiben'ny mpamosavy, lehiben'ny mpanao ody ratsy niova fo

:-)
24. rhaj0 ( 20/03/2015 13:26)
Ka i Rainitata ve izany ilay toatoa ny "Born again Christian" ao Zamerika ao?

Ireo olona ireo mantsy dia toa mpanota be daholo koa hono taloha, fa nilatsahan'ny Fanahy Masina, ary dia lasa mpivavaka be. Ohatra i Georges W. Bush.
25. bor2lais ( 20/03/2015 14:03)
Rainitata ! :-)
Tsy fantatro indray aloha raha mitovy @ G.W. Bush izy na tsia !

Asa raha mitomany ho filoham-pirenena tokoa angamba !
:-)
26. bor2lais ( 21/03/2015 11:55)
Eto indray ny vaovao farany !
Niova asa no mahalaza azy kokoa angamba fa tsy hoe niova fo : lasa dahalo "evanjelika" ! :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7448