.
.
.
Firy ny olona « innocent » novonoin’Andriamanitra ?
Ireo zavatra tanisainao ireo anie no ivavahana sy ifonana @ Andriamanitra isan’andro e. Tsy misy (maharitra) mahatanteraka ny sitrapon’Andriamanitra na dia iray aza, aleo mibebaka.
Izany no nataon’i Adama : tsy nibebaka. Vokany! ny fahafatesana no tambin’ny ota. Noforonin’Andriamanitra izao nofontsika izao ary lasa mpanota (tafasaraka) dia tsy maintsy maty.
Na ny voa aza mba maty indray mandeha (maina) mba haverina @ tany mba hampitsiry azy indray.
Izay koa no fampanantenana lehibe atolotry ny Tompo : izay miverina @ Atra ka manaiky, mankato, manaja, matahotra Azy dia ahazo ny valisoany any an-danitra : FIAINANA MANDRAKIZAY (vous pouvez vivre éternellement) [size=6] tsy toy ny akoho amam-borona akory ka vilany no isarahana, dia vita tanteraka koa ny aminy FA OLOMBELONA[/size]
Tsy mba maniry an’izany ve ianareo hoe, na dia tsy hitako maso izao aza izany dia hino aho hijereko an’izany satria efa voasoratra mazava tsara. Tsy ho 70 na 80 taona fotsiny no namoronana anao : fandalovana eto an-tany fa any misy toerana efa voaomana ho an’izay mino Azy.
Any isika mihaona indray (hoy ny hira).