SAFIDI-NAO ny Finoanao
21. sitlo
(
18/03/2015 20:38)
Izaho aloha tsy dia hiditra amin'ny statistika hoe iza no nanao diso dia naninona ny hafa no tsy natao statistika.
Fa ny antony tsy hanaovan-dratsy no tiako lazaina. Maninona no misy mpiandry omby na maninona ny omby no afatotra? Satria tsy takatry ny sainy hoe tsy tokony hanina ny taho-mangahazo eo akaiky eo.
Dia tahaka izay koa amiko no ilàna ny fampitahorana. Tsy dia raharahiko loatra hoe iza no milay "mahira-tsaina dia tsy manao ratsy" sa "matahotra dia tsy manao ratsy," fa ny ahy dia hoe "tsy manao ratsy."
Izany akory tsy midika hoe izao antony tsy nanaovan'itsy ratsy dia iry iray iry koa izany tsy manao ratsy raha manaraka an'io. Voalazanao tsara hoe misy manao ratsy nefa mopera, nefa misy tsy manao ratsy nefa matahotra ny ho any amin'ny afo be. Misy tsy manao ratsy nefa "tsy-mino" nefa misy manao ratsy nefa "tsy-mino."

22. fidinirina
(
19/03/2015 03:42)
rhaj0:
fidinirina:
Salamo 111:10Ny fahatahorana an’ i Jehovah no fiandoham-pahendrena
Ito izao, miaraka tsara @ io resaka pancarte-didy-maha-dondrona io, dia tena revin'antitra (na revy fahagola, faha-taona 0) mihintsy.. "fahatahorana" ve no "maha-hendry" ???
Ny ahy izao no mba an'eritreritro : hendry ary manaja ny lalam-piaraha-monina aho, satria mahita soa sy tsara @ izay ataoko izay aho. Fa TSY hoe matahotra ny ho gadra aho dia hendry, na matahotra polisy, na matahotra an'i Sefobe...
Ary nefany ny "fahatahorana" indrindra azany no "mampandositra" na "mampatonga miady" = "Fight or Flight"... izay no reflexe normal.
Fa ny an'ny Kristiana moa izay "fampitahorana" izay izany no takany hampa-hendry ny olony, ary dia arahina tsindri-na verset fotsiny io, na dia mifanohitra @ reflexe normal azany, dia minou fotsiny ao dia basy izany hono...
...tena tsy azoko mihintsy...
Na ny fiaraha-monina aza misy lalàna ifampifehezana ary izao no voasoratra.
Romana 6 : 14 -15
Fa ny ota tsy hanan-kery aminareo; fa tsy mba ambanin’ ny lalàna hianareo, fa ambanin’ ny fahasoavana. Ahoana ary? hanota va isika, saingy tsy ambanin’ ny lalàna, fa ambanin’ ny fahasoavana? Sanatria izany!
Ary ny fahatahorana dia tsy fahatahorana polisy, na fahatahorana biby masiaka fa FANAJANA (respect) FANKATOAVANA, FAHATOKIANA. Noho izany dia marina mihitsy fa ireo no miteraka FAHENDRENA fa tsy ny hoe @ izay ataoko ihany dia samy @ ahitany soa sy tsara @ izay ataony.
Izay ilay hoe zanany: ampianariny, asainy manaja sy mankato azy (@ maha Ray Tsitoha), atorony ny lalan-tsara, ataon izay mahatafita azy. Tsy hitako izay idiran'ny miaina @ fatahorana @ zay. Tsy izany ve no ataon'ny Ray amandreny @ zanany. Sa rehefa lehibe dia mihevi-tena ho mahavita azy tokoa. Zaza mankato R-a-d ve sa ? Rehefa ny zaza tsy matahotra R-a-d, mampanahy ny ho aviny.
Tsy misy fampitahorana ny kristiana izany ry namana a. Marina ny voalaza fa toy ny pancarte na balise ireny. Raha mizotra @ lalana iray ianao (izany hoe manaraka ny dian'i Jesoa Kristy) dia asiany balise eny @ sisiny eny, na eo alohanao, tandremo fa misy hantsana ao an-kavia, jereo tsara fa malama ny lalana, misy olona mitady hisompatra anao iny fa mijanona haingana, sns
Galatiana 2 : 20
Voahombo miaraka amin’ i Kristy amin’ ny hazo fijaliana aho, ary tsy izaho intsony no velona, fa Kristy no velona ato anatiko; fa izay ivelomako ankehitriny eo amin’ ny nofo dia ivelomako amin’ ny finoana ny Zanak’ Andriamanitra, Izay efa tia ahy ka nanolotra ny tenany hamonjy ahy.
Kristy no mitondra ny fiainako ka n'inona n'inona teneniny sy didiny tsy maintsy ataoko dia ataoko izany. Tsy midika velively fa mampitahotra izy. Mbola fitiavana daholo izany.
23. fidinirina
(
19/03/2015 04:08)
.
.
.
1 Jaona 2 : 5
Fa na iza na iza mitandrina ny teniny, dia tanteraka ao aminy marina tokoa ny fitiavana an’ Andriamanitra izany no ahafantarantsika fa ao aminy isika.
1 Jaona 4 : 18
Tsy manan-tahotra ny fitiavana; fa ny fitiavana tanteraka mandroaka ny tahotra; fa mampahory ny tahotra. Fa izay matahotra dia tsy mbola tanteraka amin’ ny fitiavana.
1 Jaona 5 : 3
Fa izao no fitiavana an’ Andriamanitra, dia ny hitandremantsika ny didiny, sady tsy mavesatra ny didiny.

25. Strong3
(
19/03/2015 05:41)
Tsy fasidy ny hino fa etam-barotra eny antsena io ka asakasak'izay homana, misy ny arapahasalamana mahavelona misy tsy mahatakatra dia mividy lani-daty
Ezaka ny ho velona ny finoana!
Ezaka ny ho velona ny finoana!
26. Fiffi
(
19/03/2015 09:49)
rhaj0:
Ka dia io no lazaiko hoe, dia tena "SAFIDI-NAO ny Finoanao" : safidinao, eny, ianao, ny "hino", "hanaiky-tsisy-adi-hevitra", ilay firehana/fivavahana iray sy ny kortezy miaraka aminy.
izany izy we "safidy" zany ve ry rhajO dia misy hidiran'we "hanaiky-tssy-adi-hevitra" ?
....amiko aloh de rah toa nisafidy aho dia efa vita ny ady hevitra eh ! zay no nahatonga ahy nisafidy.....
27. rhaj0
(
19/03/2015 10:19)
fidinirina:
Salamo 111:10Ny fahatahorana an’ i Jehovah no fiandoham-pahendrena
rhaj0:
"fahatahorana" ve no "maha-hendry" ???
fidinirina:
Ary ny fahatahorana dia tsy fahatahorana [size=4]polisy, na fahatahorana biby masiaka [/size]fa FANAJANA (respect) FANKATOAVANA, FAHATOKIANA.
Dia mihomehy fotisny re aho ry Fidinirina rahefa asosanao verset, mipetrapetraka ny resaka ets... raha ny hitako azany dia, ny fehezan-teninao manokana koa atombokao @ "Ary ny..." sahala @ verset-mBaiboly.. Ka rahefa mamaky ny resakao eto aho, dia tena sahala @ mihaino an'i Mopera sy Pasitera avy eny @ alitara...
Dia mivanitika aho ho'a fa mampatsiahy ahy t@ nampianatra tany Dago. Dia rahefa manonona lesona aho, dia anaovako ilay somary mikalo manakoako sahala @ Mopera Pasitera ireny koa ho'a. Dia mivanitika fotsiny ho'a ny bandikely; fa ny sipakely no tezitra fa hotry ny maniratsira hono aho. Dia hoy aho anankampo hoe, raha tsy mibesobeso hotr'izany aho tsy henoinareo, dia tonga dia inoanareo.
Ka izaho moa efa tsy conditionnnE @ feom-PasiteraMopera izany mihintsy ka dia ...
k'efa hoe "fahatahorana" re no arangarangan\ny Baiboly ry Fidinirina, koa ahodinao ho "tsy fahatahorana" inona indray???
izany izy we "safidy" zany ve ry rhajO dia misy hidiran'we "hanaiky-tssy-adi-hevitra" ?
ny tiako lazaina... "misafidy" ianao ny "hino", na misafidy ianao ny "finoana" arahinao ao (h@ korteziny).
Dia rahefa tafiditra (tafajanona) ao @ io finoanao io ianao, dia mino = "manaiky-tsisy-adi-hevitra".
28. fidinirina
(
19/03/2015 10:49)
rhaj0:
k'efa hoe "fahatahorana" re no arangarangan\ny Baiboly ry Fidinirina, koa ahodinao ho "tsy fahatahorana" inona indray??? TSY MARINA
FITIAVANA ny Baiboly ry namana
Averiko indray ary ny fitiavany (feno tenim-pitiavana 300 mahery ao @ baiboly)
Jean 3:16
Car Dieu a tant aimé le monde qu'il a donné son Fils unique, afin que quiconque croit en lui ne périsse point, mais qu'il ait la vie éternelle
Mitoriteny mihitsy r'se no ataoko eto ([size=6]tsy fantatrao na pasitera za na mopera[/size]). Ambarako aminareo ny marina izay voasoratra, nareo tsinona tsy mbola manokatra baiboly.
29. rhaj0
(
19/03/2015 11:45)
nanokatra Baiboly tokoany ho'a re izaho e.. ary efa niarahana nohadihadiana teto.
http://forum.serasera.org/forum/message/m54591a2f797f2
Ny Divay sy ny Baiboly
http://forum.serasera.org/forum/message/m53e4e38ba3133
Sex ao anaty Baiboly
http://forum.serasera.org/forum/message/m5310d9c7cbb4a
Ny Baiboly sy ny Vehivavy
http://forum.serasera.org/forum/message/m53a08211a7510
http://forum.serasera.org/forum/message/m53d2b2b5b0295
DISO ny (mpandika) Baiboly

30. rhaj0
(
19/03/2015 18:48)
fidinirina:
(feno tenim-pitiavana 300 mahery ao @ baiboly)
ato ny kaonty... 538 ny teny hoe Love @ ilay version farany..
http://www.christianbiblereference.org/faq_WordCount.htm
Ary firy kosany ny hoe "Kill" ?? fa maninona azany tsy mba noisainy...
Ka dia manao tombatombana ny olona rahefa TSY manome ny tambatr'isa marina ny Baiboly na koa ohatra hoe i Vatican...
http://dwindlinginunbelief.blogspot.ca/2010/04/drunk-with-blood-gods-killings-in-bible.html
Ary dia ny tombatomban'ny isan'olona maty novonoin'A.tra, na hoe novonoina teo ambany fiadidin'A.tra, ary tsipihina manokana fa ny Baiboly ihany no nisokirana ilay isa, dia ...
[size=16]... 2,821,364 ...[/size] (efa ho 3 millions!!!)
Ohatra hoe
Who is on the Lord's side?: Forcing friends and family to kill each other
Ex 32:27-28 = 3,000 maty
God kills 14,700 for complaining about God's killings
Num 16:49 = 14,700 maty
The Ai massacre
Jos 8:1-25 = 12,000 maty
God killed 27,000 Syrians by making a wall fall on them
1 Kg 20:30 = 27,000 maty
...
Ka ahoana : "Fitiavana" daholo ve izany ?
Sa hoe "planiny" daholo izany, f'aza mi-questionner akoriny na dia 1 segondra azany, fa dia minou fotsiny ?
31. fidinirina
(
20/03/2015 10:03)
.
.
.
Isaia 55:8-9
Fa ny fihevitro tsy fihevitrareo, Ary ny làlanareo kosa tsy mba làlako, hoy Jehovah.
Fa tahaka ny hahavon’ ny lanitra noho ny tany no hahavon’ ny làlako noho ny làlanareo sy ny fihevitro noho ny fihevitrareo.
Tsy ho takatry ny sain'olombelona avokoa ny anton'ny fanapahan-kevitr'Andrimanitra. Ary aza ampitovianao @ "niveau d'imagination"-nao ny Azy. Ianao aza no noforoniny.
Matoa nisy zava-nitranga dia tao dia tao tokoa ny antony ary raha te-hanontany ianao dia hoy aho hoe : tsy maintsy manao tatitra mazava any am'i rhaj0 sy ny namany tokoa ve Andriamanitra?
[size=6]raha tsy izany inona no ahazo (ataonareo) Azy ?[/size]
Fanehoana ny heriny, ny fahefany, ny maha-Mpanjaka Azy, ny maha-mpitsara Azy... Izany no heveriko anton'ny fanapaha-keviny, indrindra manoloana ny hevi-petsin'i Satana. Tsy ho avelan'Andriamanitra mora foana raha tsy tanteraka ny planiny. Adin'Andriamanitra sy izay zanaky ny ratsy no efa nisy hatrizay. Ary izay koa no hiseho @ fahataperan'izao tontolo izao, hoavy Izy ary ho faranany tanteraka ny asan'ny ratsy.

32. fidinirina
(
20/03/2015 10:34)
Mpamono olona tokoa ve Andriamanitra? TSIA Izy ary nanangana an'i Jesoa Kristy t@ maty.
33. rhaj0
(
20/03/2015 10:36)
Ka dia FITIAVANA izany ilay "mandotra" ee... ary araka ny lazain'i Fidinirina, dia tena "planina" efa novolavolain'A.tra akoriny azany izany. Izay an?
Fa io ho'a ry Fidinirina dia ianareo (Kristiana) samy mino an'izany rehetra izany ihany no voakasik'izany e... Ny olona hafa rehetra TSY ao anaty Kristianisma dia miriaria any alavidavitra any..
Ohatra ho'a..
- ianareo Kristiana no polipolesin'ny "ratsy" any @ "afobe" any.. ataony grillade ao,
- fa ny Moslimo ohatra, ny "Hell"-ny dia atsy anaty vilany feno rano mangotraka.. any zareo no manao spa.
- ny Taoista ohatra TSY misy "Hell" izany ..
- ny Atheist koa dia tena TSISY an'izany fa rahefa maty dia vita dia basy fotsiny.
Ka dia ao ianao izany e. Safidinao io.

34. rhaj0
(
20/03/2015 10:38)
fidinirina:
Mpamono olona tokoa ve Andriamanitra? TSIA Izy ary nanangana an'i Jesoa Kristy t@ maty.
tss.. ahoana koa izany lojikanao izany...
Nangala-pihinana ve i Georges? TSIA... Izy azany namboly voanjobory.
35. rhaj0
(
20/03/2015 11:32)
Dia manome rohy i Fidinirina. Dia ao anatin'ilay rohy milaza hoe..
It is true that God has intentionally killed many people... God chose to destroy all mankind in the Flood... God promised Abraham that He would spare the whole city in order to save ten righteous people there... He will destroy the wicked ...
Dia hozy i Fidinirina anefany hoe, TSIA, izany hoe "tsy mpamono olona i A.tra"
tsss.. ahoana ho'a izany lojikanao izany...

36. Strong3
(
23/03/2015 09:35)
A Holy God Of Love and a God of Wrath
Wrath of God, Killer God YHWH is the holy God of love (1 Jn. 4:8,16; Rev. 4:8) yet He has another attribute which very few seem willing to contemplate or address - that he is a killer. He has an intense wrath for wickedness and has slaughtered many people because of sin. Ponder the following seldom quoted verses:
The LORD is a jealous and avenging God; the LORD takes vengeance and is filled with wrath. The LORD takes vengeance on his foes and maintains his wrath against his enemies. The LORD is slow to anger and great in power; the LORD will not leave the guilty unpunished ... (Nahum 1:2,3).
But the LORD is the true God; he is the living God, the eternal King. When he is angry, the earth trembles; the nations cannot endure his wrath (Jer. 10:10).

37. Strong3
(
23/03/2015 09:39)
So God said to Noah, "I am going to put an end to all people, for the earth is filled with violence because of them. I am surely going to destroy both them and the earth" .... The waters rose and covered the mountains to a depth of more than twenty feet. Every living thing that moved on the earth perished - birds, livestock, wild animals, all the creatures that swarm over the earth, and all mankind. Everything on dry land that had the breath of life in its nostrils died. Every living thing on the face of the earth was wiped out; men and animals and the creatures that move along the ground and the birds of the air were wiped from the earth. Only Noah was left, and those with him in the ark (Gen. 6:13; 7:20-23).
38. rhaj0
(
23/03/2015 10:53)
Ka raha safidi-NAO ny hino an'izany rehetra izany dia mahasoava ao azany e..
Fa izaho k'lou dia TSY mino an'izany. na hoe izany God tena danz-be rahefa tezitra izany, indrindra moa ny tantaran'i Noa. Tena tantara fampiesonana ankizy ndeha na tsy hatory ny fahitako an'ireo.
Dia tena tsy hitako mihintsy izay lojika @ izany rehetra izany:
- na ilay God-danz-be-rahefa-tezitra-nefa-be-filaza-tena-fa-be-fitiavana
- na ilay Noa-novonjena-fa-tsisy-ota-nefa-nandry-tamin-janany-nony-mamo
Fa dia io ho'a e: raha safidi-NAO ny hino an'izany rehetra izany dia mahasoava ao azany e..

39. rhaj0
(
23/03/2015 15:33)
Ilay hoe " Noah-novonjena-fa-tsisy-ota-nefa-kay-nandry-tamin-janany-nony-mamo"..
Mba alaharo hoe inona azany no "ota" tena mba "ota" aminao e.. Raha ny ahy aloha, raha taratarafina ireo "ota" hitako ireo ambony ireo, dia izao ny filaharany, ny voalohany dia ny "ota" faran'izay loza..
1- mamono olo
2- mandry amin-janany
3- mamo dia tsy responsable @ ataony
4- tsy manaja r-a-d
5- mijangajanga
6- etsetra..
99- manonontonona ny anarany
kanefa ilay 1- sy ilay 2- izao dia tena... hainao ihany..

40. endriny
(
23/03/2015 16:06)
Ka atao ahoana fa izay no atao hoe masina e... afaka manao izay tiany atao... I Tatandraza aza tsy voafehin'ny lalana