Caricature Kristiana

21. rhaj0 ( 02/04/2015 13:00)
fidinirina:
Genesisy 19:32 andeha hampisotrointsika divay ny raintsika dia handry aminy isika hananantsika fara avy amin’ ny raintsika.

Io ho'a... nataon'i Fidinirina safon-drano ..tsia, safona-versets tao ny toriteny dia natory ny sain'i Strong3... esy e...
22. endriny ( 02/04/2015 14:50)
Ary ity Caricature ity mety avy amin'ny teny Malagasy hoe karajia a...

Fa ity misy karajia mba noforoniko e...

Ridao lehibe eo amin'ny sehatra misy sarin-javatra toa masoandro (Atra io a) ary misy soratra hoe: Fiainana mandrakizay

Ambadiky ny ridao misy olona manoratra boky, manao sary masina, manao depolia... Eo anoloana misy mamaky ny boky voasoratra sy mandranty ny sary ary mireny hoe: "Ity ny tenin'Atra".... dia misy olona iray mizara ilay depolia amin'ny mpijery sady miteny hoe: "Jereo ato ny lalana mankany an-danitra"
23. Strong3 ( 03/04/2015 08:25)
Matory hoe ny sain'i Strong3 satria izy hoe mino ...

Efa tenenina foana fa eeeh __ lota tsy ho Noa
24. rhaj0 ( 07/04/2015 22:33)
.
.
Tena efa nampidirinay tany @ Paradisa Ikala Maria, satria dia tsy mihatra aminy ireo criteres be dia be ahafahana miditra any Paradisa... fa izy azany mba virijiny (mandrakizay) nefa niteraka..
Ary na ny vatan'Ikala Maria azany dia tafita any Paradisa koa; ny vatanao raolona kosany dia tavela ao ambany rangolahy, fa ny "fanahinao" ihany no hankany... raha ho tafita eo tokoany moa...
[size=6]Pope Pius XII in Munificentissimus Deus[/size]
25. rhaj0 ( 08/04/2015 19:26)
Asa raha hitanao ny ironie an'io ambony io... "virijiny (mandrakizay)" hono Ikala Maria nefa kay I Jesosy nanana rahalahy.. Tsy lazaina akoriny ny hoe ahoana ny niterahany tao an-tranon'omby tao... izy @ io 12-14 taona..

sa efa nisy cesarienne sy sirurzia hymenoplastie t@ izany ?

dia mety efa nandihy t@ ito koa angambany izany zareo t@ izany kouh... tsihaitsihay fa feno "mahagaga" iny vanim-potoana iny..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.278