Toa ny ahoana i A.tra ao @ imagination-nao

41. Strong3 ( 16/02/2015 10:55)

RBNIR:

Strong3:

mahavariana ahy io fiovana lehibe nentin'ny JC io; nahagaga ahy dia tsy nisy nilaza io fanjakan'ny lanitra io hatramin'ny fahagola.

Faly misera namana,
Efa notoriana taloha ny fanjakan'ny lanitra fa saingy mety tsy voasoratra fotsiny tamin'ny antsipirihiny « Ny lalàna sy ny mpaminany dia hatramin'i Jaona; ary hatramin'izany no efa nitoriana ny filazantsaran'ny fanjakan'Andriamanitra, ary misesika izay rehetra miditra eo. » (Lio.16:16)
, ny bokin'ny fiainana koa dia efa notoriana ela tamin'ny andron'i Mosesy...
« Fa hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Na iza na iza nanota tamiko, dia hovonoiko ny anarany eo amin'ny bokiko. » (Eks.32:33)

Samia ho tahin'ny Tompo namana..

anhan... ilay filazantsara ny fanjak'Atra// mba omeo ohatra hoe izahay
_ raha miteny ianao hoe: manodro an'i JC dia miombo-kevitra aminao za , fa raha milaza ny fanjakan'ny lanitra dia sarotra ny hanaiky izany an. omeo ny verset iarahamandinika :-)

Eks 32:33 // ô ry namana ah , aza adino fa misy fanisana ireo ZI anie eh; ka sao hifangaro ny filazana ity boky?
io tsy mijery contexte io ihany manko no mahavoa anareo rehfa mandinika baiboly. fa tsaingotsaingoina fotsiny ilay teny mifanarakaraka ao amin'ny concordence de ohatran'ny hoe de mety foana.
ary izay no tena tsy mampanjary ny religion tsy misy théologie amin'ny lafiny iray.
_ mba ilaina ny vaimpotoana, ny toerana , hoan'iza, iza no miteny de iza no iresahana, sns... fa raha tsy izany dia hivoana foana izy io.

42. RBNIR ( 16/02/2015 12:23)

......"ary misesika izay rehetra miditra eo." » (Lio.16:16)
Taloha dia efa nampianarina hisesika ny olona hiditra ao amin'ny fanjakan'ny lanitra...
Nohamafisin'i Jesosy taty aoriana....« Miseseha hiditra amin'ny varavarana ety ianareo; fa hoy Izaho aminareo: Maro no hitady hiditra, fa tsy ho afaka. » (Lio.13:24)

43. RBNIR ( 16/02/2015 12:34)

Namana strong3 (zava-miafina hoy aho ny fanjakan'ny lanitra)
« Ary niara-nandeha tamin'Andriamanitra Enoka; ka tsy hita izy, fa nentin'Andriamanitra. » (Gen.5:24)
Moa tsy efa nianatra tsara v izay vao mahay miara-mandeha Aminy.
Iza ary no nampianatra an'i Enoka???

Toy izany koa nisy izany mpisorona be izany atao hoe Melkizedeka (mpisoron'ny Avo indrindra). « Ary Melkizedeka, mpanjakan'i Salema, nivoaka nitondra mofo sy divay; ary izy dia mpisoron'Andriamanitra Avo Indrindra. » (Gen.14:18)
Iza re no mba nampianatra an'azy io nisorona e?? nefa voalaza taty aoriana fa ny fomba fisoronan'io Melkizedeka io no tena sitrak'Andriamanitra « Fa Izy dia nambara hoe: "Hianao no Mpisorona mandrakizay Araka ny fanaon'i Melkizedeka" (Sal.110.4). » (Hebreo 7:17)

-----> Efa ela no "nisy nampianatra" ny sitrapon'Andriamanitra matoa nisy "nahay nandeha" sy nahay nisorona" niaraka taminy ry namana.....

Apetrao ary ny fanontaniana hoe Iza no nampianatra , ary inona avy no nampianarin'Ilay Mpampianatra (mahay) satria tena nisy ny nahay nandeha sy nahay nisorona araka ny takiany marina tokoa.......

Samia ho tahin'ny Tompo namana.....ZAVA-MIAFINA HOY AHO.....TENA ZAVA-MIAFINA......

44. Strong3 ( 16/02/2015 12:57)
aza afangaro hoy aho ny resaka ... teo amin'ny fampanantenana ny olona izay naniky hanaraka ny didy sy ny fitsipika ary ny lalana dia hoy Izy... "homeko ho lova ny tany kanana..."

sa mba efa nahita fampanantenana akohatra izay tao isé?

hitako avokoa ireo lazain'isé ireo fa tsy mitombina amin'ny sujet resahintsika ... mila mahitsy fijery isika rehefa miresaka fa tsy mamilivily ka mahatonga finoana hafahfa , tsy atao amboletra ny resaka
45. RBNIR ( 16/02/2015 13:22)

Strong3:

hitako avokoa ireo lazain'isé ireo fa tsy mitombina amin'ny sujet resahintsika ... mila mahitsy fijery isika rehefa miresaka fa tsy mamilivily ka mahatonga finoana hafahfa , tsy atao amboletra ny resaka

Tsy manao amboletra fa mampieritreritra an,....Diniho tsara IZA no nampianatra an'i Melkizedeka hisorona ary inona no nampianarina azy satria nankasitrahana izany fisoronana izany...
Iza no nampianatra an'i Enoka ka nahazoany ny fiainana mandrakizay rehefa nikirizany mafy ny fandehanany miaraka tamin'i Andriamanitra????

Tany kanana fotsiny marina ve??? nefa i Jesosy aza efa nahita azy any amin'ilay toerana iray izay voalaza fa toerana hampifaliana ny olona izay nanao ny sitrapon'Andriamanitra????
« Fa hoy Abrahama: Anaka, tsarovy fa ianao efa nahazo ny zava-tsoanao tamin'ny andro niainanao, ary Lazarosy kosa ny zava-dratsy; fa ankehitriny izy no ampifalinay . ary ianao kosa no fadiranovana. » (Lio.16:25)

Tsy amboletra fa fampieritreretana am-pitiavana e! Misy olona iray hoy aho tena nampianariny mivantana ary tena voaporofoko fa marina fa tena nampianariny marina tokoa....

Izay manana maso aoka hahita...Izay manana saina aoka hisaina...

Samia ho tahin'Andriamanitra namana......
46. rhaj0 ( 16/02/2015 15:42)
mampme mihintsy nareo mi-ral ireto

mifanaraha ho'a fa zamy zanany anie nareo e... fa dia hotry ny ireny zaza adala miady lova ireny
47. RBNIR ( 16/02/2015 17:07)
rhaj0:

mampme mihintsy nareo mi-ral ireto

mifanaraha ho'a fa zamy zanany anie nareo e... fa dia hotry ny ireny zaza adala miady lova ireny

« Izay soratra rehetra nomen'ny tsindrimandrin'Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin'ny fahamarinana, » (2 Tim.3:16)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1112