Toa ny ahoana i A.tra ao @ imagination-nao

1. rhaj0 ( 06/02/2015 20:22)
Angomiko eto izany ny no-imaginer-ko @ imagination-nareo (raha tsy hilaza ianareo).. tohin'ny resako t@ Strong3 tatsy

Ka tena sur izany ianao fa tena TSISY representation-n'A.tra ao @ imagination-nao ao an... tena sur an... tsy mandainga dia manota na dia tsy afaka verifier-nay azany an... madio sahala @ virijiny ny imagination-nao raha ny @ A.tra an..
[size=11] i A.tra izany dia sady TSY mibika toa ny olb, no tsy mibika toa ny biby, no tsy sahala @ zava-maniry izay hita eto an-tany, tsy sahala @ vato, fa tena mbola tsy hitan'izay voamason'olb mihintsy e... saika hilaza aho hoe, ny lokony izao dia mainty manjavozavo manalokaloka, nefa dia tena TSISY loko koa angamba izao A.tra ao @ imagination-n'i Strong3 ao izao.
raha ohatra izy ka ilay A.tra masiakabe an'i Gasy1zay na I RBNIR ohatra, dia Ingahibeantitra tsy niharatra, manao akanjo rebareba fotsy, mitondra tehina, ary "lava lela" toa io smiley io... izany no maha-masiaka be azy io.[/size]

répondu par RBNIR le 16/02/2015 17:07
2. rhaj0 ( 06/02/2015 20:38)
Ny zanany k'lou dia toatoa izao hozy ny siantista e...

3. endriny ( 07/02/2015 06:15)
Olona lava volom-bava no sady fotsy volo. Dia misy masoandro mazava ao aorianany.Mitondra tehina indraindray, na boky asainy ho vakiako...
4. 5laody ( 07/02/2015 11:35)
Rajh0>>>>> Iza ary aho dia iza ianao amin'ity sary ity?

5. rhaj0 ( 08/02/2015 19:22)
Izaho indray k'lou tsy manisy olana mihintsy raha hoe misy zavatra tsy fantatro na hoe tsy mety amiko.. sahala @ Siantista, dia atrehina ny zava-misy sy izay porofo mivoaka eo, dia miarina sy manarina, fa tsy miziriziry sy bekiry @ izay taloha tany satria "izay ilay izy". Ka raha mielo aho na ianao, na misatroka, dia tsy any ny olana amiko fa ndao atrehina ny satroka sy ny elo.

Dia raha mampiresaka ny hoe ahoana i A.tra ao @ imagination-nao koa k'lou dia tsy @ eritreritro mihintsy ho mi-psy nareo e.. tia ahalala fotsiny aho hoe, ahoana tsara ny ao @ imagination-n'ny tsirairay ao, TSY mandainga dia manota...

Fa raha hoe, tsy te-hilaza moa ianao, dia ahodikodinao @ elo sy satroka ny resaka, dia tsy maninona koa fa mandray note aho kah...
6. 5laody ( 08/02/2015 20:44)

mety ny tafon'ilay trano anie ilay izy fa variana manao i²=-1 eto e. Koboy ho aho ilay Odyssée de Pi fa avy any aminareono nanoratra azy.
7. rhaj0 ( 09/02/2015 04:11)
http://fr.wikipedia.org/wiki/L%27Histoire_de_Pi
... une réflexion sur la spiritualité... d'autres points de vue sur le double désir de survie et de croire... Le livre explore également trois religions symbolisées par Pi : l'hindouisme, l'islam et le christianisme. Un autre personnage, Kumar, symbolise l'athéisme.
8. RBNIR ( 09/02/2015 06:13)
rhaj0:

raha ohatra izy ka ilay A.tra masiakabe an'i Gasy1zay na I RBNIR ohatra, dia Ingahibeantitra tsy niharatra, manao akanjo rebareba fotsy, mitondra tehina, ary "lava lela" toa io smiley io... izany no maha-masiaka be azy io.[/size][/i]

Faly misera namana,
Izay ilay tsy fahaizana mandray toriterny......
Misy toetran'Andriamanitra nafenina tamin-tsika hatramin'izay, Izao vao henontsika (satria nafenin'ny devoly ary nototofany lalina mihitsy) dia otran'ny hoe lasa masiaka be Izy fa raha ireo olona efa notoriana an'izany hatramin'izay no hitoriana an'izany dia faly ry zareo satria mampahatsiahy azireo ny Tompo mba tsy hatoritory....

Samia ho tahin'ny Tompo namana....
9. endriny ( 09/02/2015 06:25)

RBNIR:

Oay koa izany angano... Ny devoly angamba no milaza aminay hoe: "Tsara fanahy Atra, sy be famin-dram-po..." ary tsy navelany hividy ity baiboly ity izahay raha tsy vao haingana. Kanefa kay ilay Atra, olona mpitari-tolona mafana fo be mihintsy... vizaniny daholo izay mpitondra fanjakana na fanjakana tsy manaiky azy...
10. RBNIR ( 09/02/2015 06:38)
endriny:

Ka izay ilay hoe nisy nafenina...hoy ianao hoe tsy navelany hividy ity baiboly ity izahay raha tsy vao haingana......Tsy IZY no tsy namela fa ny devoly mihitsy no nanao izay tsy hahitanao ny tena marina momba an'Andriamanitra....

Ary rehefa hitanao indray ilay MARINA dia ovain'ny devoly indray izay hoe masiaka be sns........
11. RBNIR ( 09/02/2015 06:38)
Ny tanjon'ny devoly, tokana ihany , tsy hanaja an'Andriamanitra ianao, tsy hanantanteraka ny sitrapony ianao.....
12. rhaj0 ( 09/02/2015 11:28)
rhaj0:
Angomiko eto izany ny no-imaginer-ko @ imagination-nareo (raha tsy hilaza ianareo).. tohin'ny resako t@ Strong3 tatsy

Ka tena sur izany ianao fa tena TSISY representation-n'A.tra ao @ imagination-nao ao an... tena sur an... tsy mandainga dia manota na dia tsy afaka verifier-nay azany an... madio sahala @ virijiny ny imagination-nao raha ny @ A.tra an..
[size=11] i A.tra izany dia sady TSY mibika toa ny olb, no tsy mibika toa ny biby, no tsy sahala @ zava-maniry izay hita eto an-tany, tsy sahala @ vato, fa tena mbola tsy hitan'izay voamason'olb mihintsy e... saika hilaza aho hoe, ny lokony izao dia mainty manjavozavo manalokaloka, nefa dia tena TSISY loko koa angamba izao A.tra ao @ imagination-n'i Strong3 ao izao.
raha ohatra izy ka ilay A.tra masiakabe an'i Gasy1zay na I RBNIR ohatra, dia Ingahibeantitra tsy niharatra, manao akanjo rebareba fotsy, mitondra tehina, ary "lava lela" toa io smiley io... izany no maha-masiaka be azy io.[/size]

endriny:
Olona lava volom-bava no sady fotsy volo. Dia misy masoandro mazava ao aorianany.Mitondra tehina indraindray, na boky asainy ho vakiako...

Dia raha ny fahazoako ny an'ny sasany koa izao, dia hoe, ny Zanany moa izany io (toa) @ sary io ambony io, ary "toa an-dRainy Izy", ka dia tena mifanohitra @ imagination-n'i Strong3 izany, fa dia toa olombelona tokoany i A.tra.

ka izany izany dia milahatra @ ilay hoe "olona" araka ny imagination-n'i Endriny, Dia ilay "be volom-bava na tsy miharatra" sy ny "fotsy volo" moa izany dia io @ imagination io koa matetika.

Fa manitikitika kely ahy. Tena tsy mahasahy milaza ny ao @ imagination-ny ve ny Kristiana eto, fa dia maninona loatrany ?
- sa ... toatoa ny Moslimo (sasany) ihany, ka hoe, TSY azo iresahana na atao representation an'A.tra ?
- sa ... matahotra ny mandainga dia manota, satria nanidina be ny imagination-ny tao ka ... mahamenatra tsy azo lazaina ?

13. Strong3 ( 09/02/2015 13:02)

rhaj0:

Angomiko eto izany ny no-imaginer-ko @ imagination-nareo (raha tsy hilaza ianareo).. tohin'ny resako t@ Strong3 tatsy

Ka tena sur izany ianao fa tena TSISY representation-n'A.tra ao @ imagination-nao ao an... tena sur an... tsy mandainga dia manota na dia tsy afaka verifier-nay azany an... madio sahala @ virijiny ny imagination-nao raha ny @ A.tra an..
[size=11] i A.tra izany dia sady TSY mibika toa ny olb, no tsy mibika toa ny biby, no tsy sahala @ zava-maniry izay hita eto an-tany, tsy sahala @ vato, fa tena mbola tsy hitan'izay voamason'olb mihintsy e... saika hilaza aho hoe, ny lokony izao dia mainty manjavozavo manalokaloka, nefa dia tena TSISY loko koa angamba izao A.tra ao @ imagination-n'i Strong3 ao izao.
raha ohatra izy ka ilay A.tra masiakabe an'i Gasy1zay na I RBNIR ohatra, dia Ingahibeantitra tsy niharatra, manao akanjo rebareba fotsy, mitondra tehina, ary "lava lela" toa io smiley io... izany no maha-masiaka be azy io.[/size]

raha ny baiboly no jerena dia hoy Izy: " ...Andeha isika hamorona olona tahaka antsika tahaka ny endrintsika..."

ka hono hoa ry namana rhaj0 : araka ny mba fahatakaranao, endrika nofo sa endrika fanahy io lazainy ao amin'ny Gen 1:26
« Ary Andriamanitra nanao hoe: Andeha Isika hamorona olona tahaka ny endritsika, araka ny tarehintsika ; ary aoka izy hanjaka amin'ny hazandrano ao amin'ny ranomasina sy ny voro-manidina sy ny biby fiompy sy ny tany rehetra ary ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin'ny tany. » (Genesisy 1:26)

Araka ny filazan'ny baiboly ihany anefa dia ruah na hoe rivotra sns... ny atao hoe :"fanahy" Atra anefa dia milaza tena fa FANAHY.

[Le mot esprit vient du latin « spiritus » (dérivé de spirare = souffler) qui signifie souffle, vent. Il a aussi notamment donné les mots inspirer (lat. inspirare) et expirer (lat. expirare). Esprit, ou spiritus, est aussi la traduction du grec pneuma et de l'hébreu ruach]

Amin'ny namana rhaj0; inona no mety ho endrik'izany rivotra izany amin'ny IMAGINATION-NAO???

__ amin'ny imagination-ko; atsofoka amin'ny tavohangy lavalava izy dia tonga endrika tavohangy, atsofoka amin'ny bika sy endrik'olombelona izy dia olombelona ny fahitana azy (ilay fanahy eto no resaka)

ka araka ny fandalinako ny baiboly dia sarotra refesina izay mety ho endriny fa " MANENIKA " no azo ambara ny amin'izay.
____ heverin'isé angamba ho tahaka ireo zaza saina aho ka hampanahaka Azy amin'ny rangahy be misy volombava fotsy be (hihihi mdr...)

raha JERENTSIKA NY BAIBOLY DIA MIOVAOVA NY FISEHONY, ...
ohatra:
_ ao anaty andry afo na rahona
_ miaraka amin'ny tadio na rivotra be na kotroka sy tselatra
_ ao anaty rohy memy
_ toa anjely
_ sns...
tranga manokana koa no nasehony tamin'i Mosesy nahita ny lamosiny.
tsy hiadian-kevitra iny fisehoana iny fa izay ilay voalaza teo ambony hoe: maka endrika araka izay tiany isehoana IZY

izay ilay didy faha2_ "AZA MANAO SARIN-JAVATRA VOASIKOTRA" « Aza manao sarin-javatra voasokitra ho anao, na ny mety ho endriky ny zavatra izay eny amin'ny lanitra ambony, na izay ety amin'ny tany ambany, na izay any amin'ny rano ambanin'ny tany. » (Eksodosy 20:4)

°° « Koa ampitovinareo amin'iza moa Andriamanitra ? Ary endrik'inona no ampanahafinareo Azy ? » (Isaia 40:18)
« Koa ampitovinareo amin'iza moa Aho, hitahako aminy? Hoy ny Iray Masina. » (Isaia 40:25)
« Nahoana no miteny ianao, ry Jakoba ô, ary milaza ianao, ry Isiraely ô, hoe: Miafina tsy hitan'i Jehovah ny lalako, ary mihelina tsy hitan'Andriamanitro ny rariny tokony ho ahy? » (Isaia 40:27)
« Tsy fantatrao va? Tsy efa renao va fa Andriamanitra mandrakizay Jehovah, izay namorona ny faran'ny tany? Tsy mba mety ho reraka na sasatra Izy; Tsy takatry ny saina ny fahalalany. » (Isaia 40:28)

Tsy afaka manao sary na sikotra na mamorona sary ao antsaina ao isika olombelona hoarina amin'ny endriny ry olombelona rhaj0 ah!...
FA I NAMANA rhaj0 mba te hampiady imagination ...hihihih
14. Strong3 ( 09/02/2015 13:05)
imagination-i rhaj0 io sari io de mody hoe an'olona
15. rhaj0 ( 09/02/2015 13:36)
Strong3:
imagination-i rhaj0 io sari io de mody hoe an'olona

izaho angaha tsy olona ? dia izaho koa angaha no nanao ny sary ?

Fa dia ny an'i Strong3 izany, tsy mandainga dia manota izy, dia hoe tena "tsisy representation-ny" ao @ imagination-ny i A.tra. Ka dia tsisy sary azo haseho eto... Fa ireny caricatures be dia be an'i God ireto dia hadalan'olona daholo
caricature God

Sao indray k'lou ilay sarin'i J.C. no lazainao fa imagination-ko e...
16. Strong3 ( 09/02/2015 13:42)

RAHA MBOLA ZAZA AHO NAMANA rhaj0 dia nino ny lainga hoe ireny Atra sy J C

fa rehefa vori-saina nanana ny fahazavan-tsaina aho dia takatro avy hatrany fa hay adalana ny mamorona sary hitovy amin'ILAY ATRA TSITOHA

fa isé ta hamorsé ahy hanana imagination mitovy amin'isé grrrrrrrrrrr

MITOMBO NY OLONA FA TSY MIHAKELY fahalala ka mihemotra ohatran'ny sasany miverina amin'ny torah indray na efa ela aza hihihi
17. rhaj0 ( 09/02/2015 13:49)
Ataoko'ty ny zaza indrindra no "akaiky" an'A.tra fa tsy navilimbilin'ny olombe ny sainy ?

Fa rahefa "mitombo fahalalana" izany ianao ry Strong3 dia "manary ny akoho taman-trano", dia ilay "imagination" madio sy pioran'ny ankizy ? Jereo nefa ireo caricatures marobe ireo tena mbola manao daholo ny olona :-)
18. rhaj0 ( 09/02/2015 14:08)
Strong3:
RAHA MBOLA ZAZA AHO NAMANA rhaj0 dia nino ny lainga hoe ireny Atra sy J C

giravy sady lalina anie izany affirmation-nao izany e.. sady @ izay majuscules-be mihintsy... (tena lohahevitra iray manokana io)
19. endriny ( 09/02/2015 15:20)
Hoy ny hira: "tsy nisy nahita na oviana na oviana an'Atra eee, fa ny zanany, zanany tokana eo an-tratran'ny Ray... izy ihany no hanambara azy (2)"

Kay na ilay zanany aza mbola tsy nahita azy akory, ka tsy afaka nanambara azy izy tamin'izany, fa mbola "HAnambara azy izy". Izy aza izany nahatsapa fa sarotra ny mampiseho zavatra tsy hitan'ny maso. Dia aleo hoy izy rehefa miverina aho amin'ny andro farany no ampiseho anareo ny Ray.

DIa nanontaniana indray izy hoe: "Fa rahoviana izany farany asainao andrasanay izany? " Dia hoy izy: "Miomana, fa tsy haiko na ny andro na ny fotoana fa ny Raiko no mahalala izay."

Dangy daholo ihany ry zalahy ireo, ny taranany efa im-piry niova. Ary betsaka ireo efa niala tany Israely. fa e e... mbola lavitry ny afo ny kitay..

"Omeo famantarana ary izahay rehefa ho avy ny farany e" dia hoy izy :"Ho hitanareo ny kintana ho levona ary hianjera amin'ny tany".

NOheritreretin'i Jesosy angamba fa zavatra ohatran'ny loham-panondro ny kintana ka raha mianjera amin'ny tany dia mbola tsy ho rava ny tany fa famantarana fotsiny ihany izany....
20. rhaj0 ( 09/02/2015 19:23)
Dadany ilay tantara ry Endriny fa dia..

ka raolona koa anie mila voa tsy hary e.. mangataka zavatra tsy azo tanterahana rehetra izao.. matahotra ny ho faty, dia be zizo amin'Azy ao... ka dia "ampinoany" raha ao tokoany moa, araka izay fahatakarany azy t@ izany fotoan'androny izany... ntsss... izaho tsy @ toerany... dia "mino" tokoany ireo raolona... ary h@ izao..

Rahoviana vao hanaiky sahala @ olon-dehibe hoe, tsisy an'izany fiainan-tsi-hita izany re fa rahefa antitra ianao, miha-potika ny mekanika, dia farany dia maty, vita, sahala @ zava-maniry sy ny biby rehetra ihany... aza alefa lavitra ny imagination eeee... ny Papa Benoa izao efa hendry nilaza in-1 mandeha hoe, ny zava-maniry dia maty dia vita dia izay..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7813