Mino ve ianao fa ny fotoana dia mifanohitra amin'ny filanao? Nahoana ary.
1. endriny
(
11/02/2015 05:04)
Rehefa mba miramirana aho na mety ny zavatra kasaina dia toa vetivety dia tapitra ny andro. Fa raha sendra misy zavatra enjehina, na mahakamo dia toa mihisatra dia mihisatra ny famataran'andro. Kanefa ny lera iray, lera iray ihany...
Asa raha mino izany ianao?
Asa raha mino izany ianao?
novalian'i Strong3 ny 18/02/2015 10:07
2. Strong3
(
11/02/2015 09:13)
hihihi!!...
hoy ny malagasy , fohy ny andro rehefa ririnina ny andro ka dia lava ny alina izany ;
ary lava ny andro rehefa lohataona ka hatamin'ny fahafaratra.
tsy finoana izany fa FENEKENA NY TSY FAHALALANA fotsiny ihany. na koa hoe manova ny saina mba hanaiky fa izany tokoa.
___ blagy mampisaina ny hoe:
1/ iza no mavesatra;
ny volamena iray kilao (1kg) sa ny volom-borona iray kilao (1kg)???
:-) :-)

3. ombelline
(
11/02/2015 14:10)
Strong3:
hoy ny malagasy , fohy ny andro rehefa ririnina ny andro ka dia lava ny alina izany ;
ary lava ny andro rehefa lohataona ka hatamin'ny fahafaratra.
tsy finoana izany fa FENEKENA NY TSY FAHALALANA fotsiny ihany. na koa hoe manova ny saina mba hanaiky fa izany tokoa.
:-) :-)
Marina kosa io e : ririnina : fohy ny fotoana hananana masoandro , maizina alohaloha kokoa . Izay no tiana lazaina, indrindra ohatra any@ ilabola-tany avaratra
4. bor2lais
(
11/02/2015 14:45)
endriny:
Fa raha sendra misy zavatra enjehina, na mahakamo dia toa mihisatra dia mihisatra ny famataran'andro. Kanefa ny lera iray, lera iray ihany...
F'angaha tsy eo indrindra aza ny olona no miteny hoe "tsy manam-potoana" ? :-)
5. Strong3
(
12/02/2015 07:34)
ombelline:
Strong3:
hoy ny malagasy , fohy ny andro rehefa ririnina ny andro ka dia lava ny alina izany ;
ary lava ny andro rehefa lohataona ka hatamin'ny fahafaratra.
tsy finoana izany fa FENEKENA NY TSY FAHALALANA fotsiny ihany. na koa hoe manova ny saina mba hanaiky fa izany tokoa.
:-) :-)
Marina kosa io e : ririnina : fohy ny fotoana hananana masoandro , maizina alohaloha kokoa . Izay no tiana lazaina, indrindra ohatra any@ ilabola-tany avaratra
eiii... tsy marina izany io e
ny 12ora dia 12 ora foana ; ary ny 24ora dia 24ora foana , na malaky maizina io na malaky mazava.
rehefa somokotra amin'ny ataonao ianao dia ilainao ny ora ho lavalava. nefa izy efa tapitra noho ilay ataonao manahiranana kokoa na mafinaritra kokoa... dia ohatran'ny hoe tsy ampy
6. endriny
(
12/02/2015 13:50)

Ohatran'ny lesona tany amin'ny 7eme tany no nisy an'io fihodin'ny tany sy ny masoandro io a. Dia nisy ilay hoe any @ tendron-tany atsimo misy enim-bolana maizina dia enim-bolana mazava...
Ka rehefa somokotra ianao dia fohy ny fotoana koa...
7. endriny
(
12/02/2015 17:19)
Fony kely aho dia nino fa ela vao ho lehibe sy andeha hiasa... kay nony lehibe aho dia tsy nino ny halavan'ny taona efa nodiaviko fa toa vao omaly ny fahazazako...
Mino aho fa isika rehetra samy mahatsapa izany daholo... a tsy hoe ny 12ora dia 12ora

9. endriny
(
13/02/2015 13:10)
Strong3:
raha izay anga no itondrana azy dia toa marina :-)
Sarotra be manome vilona ny Liona ...
10. endriny
(
13/02/2015 13:12)
Ianao kosa ve dia tsy nahatsapa fa rehefa ririnina dia amin'ny 5.30 hariva dia efa maty ny masoandro ary amin'ny 6.30 maraina vao miposaka?
Sa fitia te hifamatra fotsiny?
Sa fitia te hifamatra fotsiny?
11. rhaj0
(
15/02/2015 18:49)
Io indray dia .. "tout est relatif" e... arakaraky ny axe de reference-nao ao.. sy izay manodidina ao sy izay perception-nao, anao irery ao e...
Tsy miresaka relativite dilatalatation du temps io, izay tsy @ echelle-ntsika, fa samy manana ny point de vue-ny fotsiny e..
Ohatra izao zahay aty rahefa desambra h@ aprily, ka misy lanezy any an-tokotany, dia tena hozy ny olona hoe, aza mitsiky mampiseho nify mihintsy... dia hoe fa maninona? sao ve hoe mangatsiak dia mivaingana ny nify? dia hoe, tsia... fotsifotsibe ny tokotany, ary dia manjary hita lasa mavomavobe foana ny nifinao, dia tsy bogany..

12. Strong3
(
16/02/2015 07:33)
Asa eh... hita eny voana ny verité du troupeau
tsy misy mamaly moa ilay hoe: iza no mavesa-danja, ny volamena iray kilao (1kg) sa ny volomborona iray kilao (1kg)
de aleo hoe ; samy amin'ny point de vue-any tokoa angaha...
rehefa tsy misy atao ianao de mihisatra ny léra, rehefa manao fanadinana enao de mora tapitra ny léra hihihih

13. endriny
(
17/02/2015 06:01)
Strong3:
tsy misy mamaly moa ilay hoe: iza no mavesa-danja, ny volamena iray kilao (1kg) sa ny volomborona iray kilao (1kg)
Hoy ny zanako hoe ohatran'ny rano 1kg io ry Dada a...
Dia efa hainao ve fa ny andro ririnina fohy noho ny andro fahavaratra?
14. Strong3
(
17/02/2015 08:53)
hihihih raha any sinina izany dia tsy misy alina 6mbolana; de hoe lava be ny andro fa enimbolana mazava foana ; ilay masoandro koa anefa tsy hita fa hazavana fotsiny no misy ...
eny hoa e... rehefa ririnina dia modia aloha fa maizina ny andro na dia mbola tsy ora firavana aza. _ teneno i dirékitera hoe : hody aloha izaho fa fohy ny andro ka tsy mila léra jerena , fa vao maizina dia tsara ny mody
___ fony aho vao ny asa dia fahavaratra ny andro ; ka tsy nisy irika nivoahana ny trano . dia niandry tao za, rehefa tonga tany ampiasana za dia nilaza tamin'ny diréktera hoe : miala tsiny indrindra fa avy be ny orana ka tara kely za...
HOy ilay vaza menasofina: nanino izahay no tsy tara nefa mba nisy orana koa tany aminay?

15. endriny
(
18/02/2015 06:16)
Strong3:
hihihih raha any sinina izany dia tsy misy alina 6mbolana; de hoe lava be ny andro fa enimbolana mazava foana ; ilay masoandro koa anefa tsy hita fa hazavana fotsiny no misy ...
Iza no nampianatra anao an'izany? Mampanongo tena fa aza dia mivazavaza loatra ry namana a
17. Strong3
(
18/02/2015 09:46)

http://expresse.excite.fr/chine-apparition-de--soleils-fantomes-N13803.html
http://www.youtube.com/watch?v=oP6gyJaQW4U&feature=player_embedded
http://www.google.com/url?sa=t&rct=j&q=&esrc=s&source=web&cd=2&ved=0CCYQFjAB&url=http%3A%2F%2Fwww.lepouvoirmondial.com%2Farchive%2F2011%2F01%2F12%2F3-soleils-apparaissent-en-chine-un-signe-cosmique-annonciate.html&ei=y1rkVJ2ENsHDUpW_g5gF&usg=AFQjCNE8mIdHZoxcLCoik9YeP8ccrtZjWg&bvm=bv.85970519,d.d24&cad=rja
http://www.google.com/url?sa=t&rct=j&q=&esrc=s&source=web&cd=9&ved=0CEMQFjAI&url=http%3A%2F%2Fwww.lapresse.ca%2Finternational%2Fasie-oceanie%2F201404%2F12%2F01-4756899-crise-du-smog-lheure-de-verite-a-sonne-en-chine.php&ei=eF7kVNz7EsPuUOOrgegL&usg=AFQjCNHsFXHxbv8PxOlgFQpFHcFldyAneg&bvm=bv.85970519,d.d24&cad=rja
fa nareo ve mahay mandray resaka sa ahoana eh ..! mampanongo tena marina
18. Strong3
(
18/02/2015 10:07)
http://www.google.com/url?sa=t&rct=j&q=&esrc=s&source=web&cd=4&ved=0CDMQFjAD&url=http%3A%2F%2Fwww.fondation-lamap.org%2Ffr%2Ftopic%2F13960&ei=UGDkVMmeB8XtUqb-gsAP&usg=AFQjCNERn8xR8CEsBgpQKqXOTgz6SevC3g&bvm=bv.85970519,d.d24&cad=rja
https://www.google.com/url?sa=t&rct=j&q=&esrc=s&source=web&cd=7&cad=rja&uact=8&ved=0CEcQFjAG&url=https%3A%2F%2Ffr.answers.yahoo.com%2Fquestion%2Findex%3Fqid%3D20060808182757AAv19Ls&ei=UGDkVMmeB8XtUqb-gsAP&usg=AFQjCNFsh_NYBtIJBcijcbOKDQkOUt37Ug&bvm=bv.85970519,d.d24
http://www.google.com/url?sa=t&rct=j&q=&esrc=s&source=web&cd=5&ved=0CDoQFjAE&url=http%3A%2F%2Fjournalmetro.com%2Fmonde%2F354606%2Fle-faux-soleil-de-norvege%2F&ei=UGDkVMmeB8XtUqb-gsAP&usg=AFQjCNEvCEZ5u5_pR0e6peX-PTk2nw1p3g&bvm=bv.85970519,d.d24&cad=rja
raha tsy présizéna mihitsy izany ilay resaka dia tsy hoazonareo foana eto amin'ity serasera ity.. fa ohatran'ny hoe mampianatra garabola izany indraindray hihihih