Edukasio seksoaly

21. Strong3 ( 27/02/2015 11:24)
hahaha haiko raha volagninao rhaj0 eh! fa ny rs tsy tonga volana koa mitovy amin'ny matsirobasio ihany raha izaho mandinika

__ ilay fiakanjo talohan'ny nidiran'ny fivavahana ve dia ifampanotaniana eto kosa eh, fa taiza ianao no teraka sy lehibe ? fa raha ny an'i merina aloha dia haiko tsara , ary tsy ny kristiana no taitaitra namorona izany soatoavina izany fa ny taolo malagasy talohan'ny fanjanahatany vaovao ny frantsay, fa ireo frantsay ireo no nitondra ity fitafy minizipo sy mampiseho sandry ity... tsy mba misy sarin'ny fahiny nga ao aminareo ao eh ?

ny hanisy ny kristiana foana no mahamaika anao
22. rhaj0 ( 03/03/2015 14:00)
Ny edukasio sekisoalin'i Strong3 :-)

23. endriny ( 03/03/2015 16:10)

rhaj0:



Mba diniho tokoa ange eh. Rehefa tsy misy fananahana izany isika dia tsy mila vady. Dia rehefa te hiteraka dia misy lohan'olona mivoaka avy eo amin'ny takibatsika eo. Afaka roa andro dia mivoaka ny Tanana, dia mifoha ilay loha miaraka amin'ny maso mivandravandra. Afaka telo andro dia mikiviravira efa ho vita ny tongotr'ilay zaza ka tsy maintsy lanjaina amin'ny lambaoany... Ohatran'ny mety atao film a... Ohatry ny mikraoba isika amin'izay

Sa hoe asiana fananahana ihany fa rehefa mitady vady, izay tsy maintsy virjiny dia tonga dia tatahina ny antsy ny takiba ary sintonina avy ao ny taolan-tehezana iray, dia tsofina, dia lasa vehivavy virjiny... fa ohatran'ny hanahirana koa ny hoe anambady amin'izay a... sahala amin'ny hoe ianao ihany no mamely ny tenanao... ahahahhaha
24. Strong3 ( 04/03/2015 12:16)
hein... izao no ao amin'ny imagination-anao ao amin'ny fahitana ny imagination-ako ato an

dia henjana indray izany... hihihi
25. endriny ( 04/03/2015 15:00)
MBa alefa ny saina hijery ny tontolo hafa kely e
26. Strong3 ( 09/03/2015 07:57)
KKKKK .... fa angaha misy tsy mahita ny tontolo hafa kely eto.
fa aorian'ny fahitana dia misafidy na hiakatra na hidina na hanao matsirobasion'i rhaj0 :p

fa ianareo mihevitra anay ho borné toa anareo ve eh? izahay no tena mivelatra amin'ny zavatra rehetra fa ianareo no tsy miditra ao aminay intsony ngamba
27. rhaj0 ( 09/03/2015 12:54)
Strong3:
ianareo no tsy miditra ao aminay

"miditra ao aminao" ahoana koa azany izany resakao zany.. misolifatra ny lelalela an...sirika ee.. sirika. TSISY hiditra ao aminao re eo eee...
28. JOETINA ( 13/04/2015 08:17)
Srong 3 sy Rhajo >>> Fa maninona no toa izao no fomba firesakareo sy fitarihanareo hevitra ?

Inona aloha kay izay izany Anjery manotolo izany aminao ? Sao ilay lazaina ankehitriny hoe : Anjerimanontolo ka adikan'ny sasany ho Oniversite ? Tsy hainareo akory ny nihavian'io teny io sy ny vanim-potona nivoahany dia miteniteny foana. Tsy Ankatso, tsy Ambohitsaina ary tsy Oniversite ny dikan'izany fa zavatra hafa.

Faharoa : ianareo sy ny Baiboly tsy mampianatra momba ny fananahana sy ny manodidina azy. Ny tokony ho hazavaina dia izao : fa maninona ny mandraraka ranonaina na tsirinaina amin'ny tany no ratsy ary inona izay voka-dratsy izay ? Io ilay atao hoe : coït interrompu, eo amin'ny lafiny fitsaboana. Mahavoa ny blenorragie io fomba io na koa mahavoa ny anga-maty arakaraka ny olona. Ary tamin'izany fotoana izany dia tsy mbola lavorary toy ny ankehitriny ny fitsaboana, dia maty ilay olona.
Ary tsy masturbation araka ny lazain'i Strong3 koa izany.

Toy izany ny fanazavana tokony ho hita ety amin'ny forum fa tsy resaka peta-toko toy ny fanaonareo sy mahazatra ny ankamaroan'ny olona. Manjary tsy mivoatra manko e.

Misaotra indrindra
29. Strong3 ( 14/04/2015 10:09)
raha teny adika dia marina ny filazanao hoe tsy matsirobasio ny hoe mandraraka, fa rehefa manala azy fotsiny fa tsy amin'ilana azy io firaisana io dia efa toa fakana fahafinaretana toa io mandraraka io fotsiny. ka inona no mampiavaka izany amin'ny masturbation?

manaraka izany; ny miresaka amin'ingahy io dia tsy hain'ny olona marary fo , fa dia arahina amin'ny lalany any izy mba ho hitany ihany ny toerana misy azy hihihih :-)
30. JOETINA ( 15/04/2015 06:18)
Ny mampitovy azy ? Samy mandraraka amin'ny tany na eny amin'ny zavatra hafa, fa tsy ao anatin'ny vehivavy.
Ny tsy mahasahala azy ? Tsy mitovy ny aretina mety ho azo aminy. Infections de type dermatologique no betsaka amin'ny masturbation ( proteus, staphylococcus non aureus na aureus koa aza, ...sns... ).
Ny tsy mampitovy azy mihitsy ? Araka ny anarany : ny iray masturbation ( manala azy samirery eo hatramin'ny farany ), saingy ny iray kosa coït interrompu izany hoe tao anatin'ny vehivavy no niala satria tsy te-hahabevohoka azy. Ny vokany avy eo no tsy hitovian'ireo mihitsy.
Fehiny : tsy afaka tsorina fotsiny hoe rehefa samy tsy mandefa any anatin'ny vehivavy ireo toe-javatra roa ireo dia mitovy tanterka.
31. Strong3 ( 16/04/2015 12:16)
Joetina:

haintsika izany nge ry namana fa ilay tontolon-dresaka tsy tiana halavaina eh


fa na izany na tsy izany aza dia isaorana ianao maneho fahalala ho an'ny rehetra ...!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5906