Edukasio seksoaly
1. rhaj0
(
24/02/2015 11:46)
Maresaka be aty Ontario izao ny fanavaozana ny fampianarana ny ankizy (T1-T8) ny @ resaka sekisa. @ ankapobeny, dia ho ampianarina @ ankizy dieny efa mbola kely izy, ny resaka sekisa sy ny manodidina ny sekisa eo
Ohatra hoe:
1- ny resaka homosekisoaly. Any @ T-3 dia hazavaina aminy ny fiarahan'ny L&L sy V&V, ny fanambadian'ireo..
2- ny resaka sexting (mifandefa texto resaka sekisa) sy izay rehetra internety sy sekisa... toa @ T5 izy teo
3- ny resaka matsirobasio, any @ T5 koa izy teo.. (ankoatry ny relasio sekisoaly izay efa nampianarina tao foana koa)
4- ny resaka aretin-tsekisa sy ny prevention (kapoty sns..), any @ T6 sa 7..
5- fa ny hitako tena zava-dehibe, dia ity resaka "consentement (sexuel)" ity. ka dia efa any @ T1, nivanaka aho fa dia tena T1 no nolazaina, dia atomboka ampianarina ny Ankizy hoe, ahoana tsara ny hoe "consentement".. ankoatry ny "verbal", dia atomboka asisika @ Ankizy ny mianatra hoe, ahoana izany consentement "non-verbal" izany.. (izy maneho izany, SY izy mandray izany avy @ hafa)
Apetrako eto @ Fivavahana/Finoana ity, satria... na dia Fampianarana/Fitaizana azany ny lohahevitra, dia ... ilay Fivavahana/Finoana no mijabaka ka manohitra mafy an'ireo ambony ireo. T@ 5 taona lasa ireo teboka 5 ireo no efa naroso, fa dia tena nivazavaza ny Mpino, dia nihemotra ny gvt.

novalian'i Strong3 ny 16/04/2015 12:16
2. Strong3
(
24/02/2015 12:43)
ka inona moa no olana raha hitanao fa voa fehy ilay resaka, tsy hivoana amin'ny fivavahana /finoana?
« Ary fantatr'i Onana fa tsy ho azy tsinona ny zaza; koa raha nandry tamin'ny vadin'ny rahalahiny izy, dia nandraraka tamin'ny tany mba tsy hiterahany zanaka ho an'ny rahalahiny. » (Genesisy 38:9)
mampianatra momba ny sékisa koa ny baiboly efa nataoko ao amin'ilay hoe " fanambadian'ny mitovy fananahana" ny andinidininy araka ny voalazan'ny Baiboly.
Ny saina mahay mandray sy mahay mampita no zava dehibe amiko fa tsy izay zavatra lazaina aloha! mianga amin'io fampitana sy fandraisana io no ahatsara ny lohahevitra na tsia!

3. rhaj0
(
24/02/2015 13:22)
An an.. nihomehy irery aho rahefa naheno ilay reforme... hoe, ka dia tena ho betsaka no tsy mi-passe T5 raha izao.. :-)
ka ahoana.. ohatra 1- ny resaka homosekisoaly. Any @ T-3 dia hazavaina aminy ny fiarahan'ny L&L sy V&V, ny fanambadian'ireo..
hi hi hi .. dia raha miondrana aty izany ny Kristiana mpanipaka ny homosekisoaly, dia mila miverina T3..

4. Strong3
(
24/02/2015 13:50)
mdr... ny lesona any ampianarana dia natao hifindrana kilasy fa tsy natao hiainana... eny amin'ny anjery manotolo vao misafidy hoe hanao dokotera sa ho mpitsara... fa tsy hoe zinikôlôgy dia ....
mitady hanao resaka tsy mi-passe an :-)
mitady hanao resaka tsy mi-passe an :-)
5. rhaj0
(
24/02/2015 14:06)
Ny argument-n'ny Mpino aty dia hoe... ireo resaka ireo dia atao eo anivon'ny fianakaviana (sy ny Fiangonana).
Dia hozy ny olona: fa mba iza kosa k'lou @ izao fiainana mandroso sy mihazakazaka izao no mankany am-piangonana e.. Dia taiza koa no nisy nitori-teny ho an'ny ankizy @ izany.. ireo vitsivitsy manao sekoly alahady azany resaka manidina be no andaniana ao..
Dia hoe ao @ fianakaviana, dia tena misy miresaka toa izany tokoany tokoa ve ny isam-pianakaviana ? Indraidray azany, samy mpirahalahy na mpirahavavy sadaikatra ao; ny mpianaka sy mpianadahy moa dia, ohatra rahefa samy mijery filma visa A ao @ salon ao, dia samy miodikodina fotsiny...
(fa ny an'i Strong3 izany any @ Oniversitia ny zanany vao iresahana sekisa ? izay ilay resaka izao io mantsy :-)

6. rhaj0
(
24/02/2015 17:00)
Strong3:
ny lesona any ampianarana dia natao hifindrana kilasy fa tsy natao hiainana
Tsy haiko raha ao @ Baiboly koa io resakao io re ry Stong3. Fa mety ao tokoany (ampazahoy verset indray hoe e) satria nareo mantsy efa mahay tsara sy conditionnE @ hoe, izay atao rehetra, ao anatiny izany izay ianarana, dia tsy "hiainana" ETO an-tany, fa itsinjovana ilay "fiainana mandrakizay any an-koatra tsy-hita paradisa" any...
7. rhaj0
(
24/02/2015 17:07)
Tsy ny ianarana any am-pianarana ve no ho ampiasaina hiainana e ??
Dia rahefa tsy tenenin'ny any am-pianarana ireo zavatra ireo, dia aiza ilay Ankizy no hianatra sy mba hahalala an'ireo... araka ny tokony ho izy ?
Dia ifamokivoky ao izy samy Ankizy samy tsy mahatakatra... dia ho avy ilay Ankizy manao pensee magique dia miteninteny foana na mampanaonao foana..
Ohatra t@ ilay filma vao nojereko t@ herinandro. Dia efa voa-planina daholo hono ilay mba hanaovana voalohany an'ireto zatovo, Fa kay hadino ny kapoty. Dia inona fa tsy ilay plastique namonosana ny sandwich no nampiasaina ho kapoty...
Na koa, efa lehibe ilay ankizy dia mbola miteniteny foana. Ohatra ilay senatera amerikana iray izay. Izy dia mpino-be, ary tena contre ny fanala-jaza satria heloka izany hozy ny Baiboly na i Atra. Dia hoz'izy hoe, ny viavy rahefa violer-na, dia misy mecanisme (lehibe A.tra) mampatonga azy tsy ho bevohoka... ka noho izany, tsy ilaina akoriny ny miady hevitra hoe, raha violEe ve ilay vhv dia mahazo manala zaza...

8. booboo
(
24/02/2015 23:16)
Mampahatsiahy ahy raha niainako izay ity. Tanatin'ny programa nataonay ho an'ny skoto louveteaux ( 8 à 12 ans ) nisy fitsidihana expo iraika tao Paris " le zizi sexuel ". Natokana ho an'ny ankizy mihitsy ilay izy. Tsisy nanaiky ny rad sady tezitra. Amin-dreo koa dia hoe anivon'ny ankohonana ihany no tokony hiresahana an'izany, ary andraikitry ny rad. Hitako dommage ihany mais boh...c'est la vie ouz.
Resaka fampianarana toy izany, fantatro hoe bobaka tena bobaka mihitsy ny pro. de la Petite Enfance sy manomboka Maternelle hatrany @ T5 no mi-s'inspirer ny raha any Canada any.
Zà koa tsy miombon-kevitra @ hoe natao hifindrana kilasy fotsiny ny lesona any am-pianarana. Mahantra indrindra ny ankizy raha izany...

9. rhaj0
(
25/02/2015 00:53)
Nahita fandaharana t@ TV momba ny Jiosy orthodox aho in-1 mandeha. Dia amin-dreo hono, traditionnellement, dia tena tsisy kOzy mihintsy ny resaka sekisa, na ny mpianaka na ny mpirahalahy/mpirahavavy/mpianadahy/mpinamana. Ary dia rahefa tonga @ manambady hono zareo, dia tena tsy mahalala n'inon'inona mihintsy.. ary betsaka no diso lavaka ets.. Ary dia nisy ramatoa dia nanoratra boky sahala @ bandes dessinnees ary dia, efa any @ Oniversitia (toy ny zanak'i Strong3 izany) ireto olona vao mianatra sy mahalala izany sekisa..
ka tsisy n'inona momba sekisa izany angamba ny tao @ Torah (sa koa ny TT) raha tsy izany ve tsy mba nahay izay hain'ny olona ireto Jiosy orthodox.. Ireto mantsy ilay mihivingivina mamaky Torah isan'andro mihiratra..
Ka ilay sekisa anie culpabiliser-n'ilay Baiboly/Torah dia ... aiza moa ireto olona no tsy .. sampona..

10. Strong3
(
25/02/2015 05:49)
rhaj0:
Ny argument-n'ny Mpino aty dia hoe... ireo resaka ireo dia atao eo anivon'ny fianakaviana (sy ny Fiangonana).
Dia hozy ny olona: fa mba iza kosa k'lou @ izao fiainana mandroso sy mihazakazaka izao no mankany am-piangonana e.. Dia taiza koa no nisy nitori-teny ho an'ny ankizy @ izany.. ireo vitsivitsy manao sekoly alahady azany resaka manidina be no andaniana ao..
Dia hoe ao @ fianakaviana, dia tena misy miresaka toa izany tokoany tokoa ve ny isam-pianakaviana ? Indraidray azany, samy mpirahalahy na mpirahavavy sadaikatra ao; ny mpianaka sy mpianadahy moa dia, ohatra rahefa samy mijery filma visa A ao @ salon ao, dia samy miodikodina fotsiny...
(fa ny an'i Strong3 izany any @ Oniversitia ny zanany vao iresahana sekisa ? izay ilay resaka izao io mantsy :-)
inona no asanao izao ary aloha eh?! ... dia inona no nianaranao hatramin'ny T1
efa milaza aminao za hoe ; Tsy hitako izay mahasarotiny raha voahafehin'ny mpampianatra ny resaka séksa any ampianarana. T5 aty mada kou nge mba efa manao izany resaka séksa izany eh! T6 efa miditra lalina... ny rad efa miaina ety amin'ny ville efa mahay miresaka tsara amin'ny zanany an'io séksa io koa;
fa ianao no mandrirotra eo....
Ary any ampiangonana , rehefa manana fahazavantsaina ny mpitarika dia manana fahefana hanambara izany ampitonihana sy ampifatohana tsara miatrika ny mpino rehetra.
fa averiko foana hoe ny mpanaradrenirano no mbola mihidy ao anatin'ny takotakona ka tsy afaka mivelatra
11. rhaj0
(
25/02/2015 11:54)
Ka mampianatra an'ireto azany ve ao ampiangonana ao e... dia mampianatra an'ireto koa ve ianao izany ao an-trano ao...
:-) 1- masturbation... na ho antsika gasy: matsirobasio
;-) 2- orgasme... na ho antsika gasy: "o ry gasy moa e..."
Ireo izao efa mba noresahina lavabe tatsy... rahefa resahina ilay izy, kay betsaka no liana... fa jereo fa efa tonga mihoatra ny 2000 ny mpamangy tao nefa 32 fotsiny ny valinteny... fa mikimokimo daholo ny sisa :-)

12. Strong3
(
25/02/2015 12:48)
hihihi... io ra rhaj0 dia tsotra ah!
rehefa hanakatona ny fahafahana miteny ny rehetra dia mikatona io, fa izahay dia nomena fahefana mba hanambara ny marina ka tsy miahambahamba izahay hilaza ny marina.
__ sao ianao dia hisaina hoe: hampianatra ny zanako hanao matsirobasio aza aho raha ilaza izany ao amin'ny ankohonako?
Mivelatra ny resaka, ity no fiainana mahaolona , fa tsy olona ireny no namoronana ny olona fa misy telo mandrafitra azy.
dia mazava ny resaka amin'ireo izay mihaino ahy; ary tsy matahotra intsony aho rha mandeha mivoaka ny tranoko izy ireo na ny fiangonana misy ahy, satria efa feno fahalala na izy , ka raha te hovelona izy dia manaraka ny torohevitro fa raha te ho solafaka izy dia manandrana ireo nandrarana!
mora kokoa ny manome fahalala , satria ny fahalalana no ananan'ny olona iray fifantohana amin'ny zavatra ataony,
raha hanao RS ny olona iray izao, tsy hainy hoe inona no tena antony,
_ hazahoana ny fon'ny pariténérany ve
_ ahabevoka ny pariténérany ve
_ azahoany fahafinaretana fotsiny ve
sns...
rehefa manana ny fahalalana momba io izy dia manao RS amin'ny saina tsy misy fanamelohana sy tsy misy tahotra satria mazava amin'ny ny zavatra ataony
__ ary aza manambany gasy rehefa lasa lavitra any fa mba alaivo sary antsaina ihany ity gasikara mamiko ity , fa mahantra ny be sy ny maro(tsy mba onena azy io ve ianao?)

13. rhaj0
(
25/02/2015 14:47)
ok ok.. aza mihodikodina lavabe toy io azany re ry Stong3 fa dia kOpy zahay fa mampianatra ny zanakao ny @ matsirobasio, ary manazava tsara ny zanakao ny hoe inona ny "o ry gasy moa" izany i Stong3 e... dia TSISY culpabilisation mihintsy ny sekisa fa mandeha zoli tsisy inhibition ao, tsisy kinafinafina, toa ireny pudeur kristiana ireny... fa tena "Mivelatra ny resaka, ity no fiainana mahaolona ...", hozy i Stong3 izay .. .cool :-)
14. endriny
(
25/02/2015 15:02)
Rhaj0
Io no maha fampianarana feno ny baiboly (Araka ny Hebrew). Fa taty aoriana moa nosimbain'ny Kristianina ilay mahafeno ny baiboly eo amin'ny fampianarana an-davan'andro. Fa lasa tsy misy afa tsy ilay hoe: "Lanitra sy Fahotana ary ny Afobe" sisa no mba ataony lemozy.
Madrotsaha kely aloha e

15. Strong3
(
26/02/2015 08:42)
rhaj0:
ok ok.. aza mihodikodina lavabe toy io azany re ry Stong3 fa dia kOpy zahay fa mampianatra ny zanakao ny @ matsirobasio, ary manazava tsara ny zanakao ny hoe inona ny "o ry gasy moa" izany i Stong3 e... dia TSISY culpabilisation mihintsy ny sekisa fa mandeha zoli tsisy inhibition ao, tsisy kinafinafina, toa ireny pudeur kristiana ireny... fa tena "Mivelatra ny resaka, ity no fiainana mahaolona ...", hozy i Stong3 izay .. .cool :-)
ianao no te hanodina azy eo kou... fa nianao izany manao fampianarana piratika amin'ny zanakao ?
izay ilay tianao ho lazaiko ve? __ sanatria raha hampianatra izany amin'ny imagination-anao izany aho... Manazava azy amin'ny anton-javatra aho, fa tsy araka ny imagination-tsara aminao , laol
16. rhaj0
(
26/02/2015 11:48)
Izay no ianarana azy any ampianarana ry Strong3 a..
Fa ny mpino moa.. tadidiko ilay namako vietnamiana taty izay. Dia hoe alefany any @ sekoly katolika hono ny zanany. Dia fa maninona ho'a. Dia hoe, any @ sekoly public ka mampianatra, you-know... Dia mampianatra inona ho'a... Dia hoe, you-know...
An an.. dia na ny miteny fotsiny hoe SEX fotsiny azany dia hotry ny dia efa "manota" @ ilay mpinobe...
(hitako toa izay koa i Strong3 io... miodikodina ka miodikodina, nefa te-ho hoe, "Mivelatra ny resaka, ity no fiainana mahaolona ..."

17. Strong3
(
26/02/2015 12:42)
mdr... you-know hahahaha
tsy haiko daholo ny olona eto , na dia miafina ao ambadikin'pseudo sy ny sarin'jaza daholo aza isika.
ka izay no tsy dia ilazana kosa aloha ny teny toa izany e, alohan'ny fahalalana rehetra dia aza adino fa gasy za, gasy ny rad, gasy ny razambeko na dia nisy nifangaro kely aza...
fa raha ohatra olona efa eo ambany fiandidiako dia afaka atao mazava ny resaka... sa ianao na olona tsy hainao aza dia riatanao any ihany?
aoka kous eeh...!

18. rhaj0
(
26/02/2015 21:22)
tsaingohako fotsiny.. ny "gasy" re ry Strong3, talohan'ny nidiran'ny fivavahana kristiana, dia tsy manana complexe @ SEX izany a...
Nahita aho ho'a lahatsoratra in-1 mandeha, toa i Flacourt raha tsy diso no nitantara, dia hoe, eny an-tsena hono, dia tonga dia raikitra ny kilentidentika etsy @ sisiny etsy... Asa aloha io na Flacourt no te-hampitovy antsika gasy @ biby ka tonga dia hoe, mpanao kilentidentika n'aizan'aiza, na oviana na oviana, fa raha io no marina dia tsisy complexe-na sex ny gasy re ry Strong3 a....
Ny Kristiana angaha... Io ho'a na dia miteny SEX fotsiny azany dia toy ny "manota" @ kristiana (sasany).. Ka ilay Baiboly hono toa mi-culpabiliser giravibe ankolaka ao foana @ resaka SEX.. Asa fa dia naninona loatra t@ ireo olombe taloha mpanoratra Baiboly ny SEX. Sady misogyne giravy koa zareo @ io... dia asa fa dia naninona an-dreo koa ny viavy.. Nefa moa dia ny viavy indrindra koa no matetika fatra-piankohoka ao ka dia... ts'hita ee...
Dia miresaka viavy ihany, dia in-1 mandeha koa aho nahita lahatsoratra koa. Dia hoe, isan-tokatrano hono, fahagola, dia misy sary sikotra-na nono. Ho fankalazana ny viavy ve moa izany io (mifanipaka @ bible-misogyne), sa tena t@ izay ny olona dia efa ilay mirevy @ ilay hira hoe... "Ny Nonon'Azy eee.. Malemilemy eeeee..." fa ny taty aoriana no nihira instinctivema...

19. Strong3
(
27/02/2015 08:33)
aoka kosa eh! raha ny anivo tany manokana fahiny dia henatra ny mampiseho soroka, lohalika ary tratra , maika fa ny ...you know eny andalana eny (sisitsisiny eny...)
izany akory tsy midika hoe mety na tsy mety ny ataon'ny malagasy sasany , tsy hiditra amin'izay aho, fa fomba-tany samy manana ny soatoaviny io.. tsy afaka ny hifampitsara amin'ny mitovy rà amiko ny amin'izany aho. fa ny hitako no ambarako
Ny mpivarotena izany taloha tena henatra eo amin'ny fiarahamonina, ary miafina dia miafina ny mpanao azy, fa izao na ny DVD pornographique aza dia amidy ohatran'ny mivarotra ananana, hatramin'ny 2009 nakaty izay moa de eeehh ... ny fitafy eny andalana tsy hay intsony hoe gasy sa inona ilay fotom-pisainana! mahonena
tsy manota ny miresaka séksa ao amin'ny baiboly ka, fa ny mampihanjahanja azy hitambahoaka no mampanota anao manao azy sy izay mijery
ohatra fotsiny omeko verset ianao , fa Jesosy dia nampianatra ny resaka séksa:
« Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Izay rehetra misaotra ny vadiny afa-tsy noho ny fijangajangana ihany dia mampijangajanga azy; ary na zovy na zovy no manambady izay voasaotra, dia mijangajanga. » (Matio 5:32)
« Fa lazaiko aminareo: Na zovy na zovy no misaotra ny vadiny, afa-tsy noho ny fijangajangana ihany, ka mampakatra ny hafa, dia mijangajanga; ary izay mampakatra ny voasaotra dia mijangajanga koa. » (Matio 19:9)
« Moa tsy fantatrareo va fa izay miray amin'ny vehivavy janga dia tena iray aminy? fa hoy Andriamanitra: Ho nofo iray ihany izy roroa (Gen. 2. 24). » (1 Korintiana 6:16)
ity izao misy manao matsirobasio : dia lazainy mazava fa tsy fanao izany ka mahavoa sazy « Ary fantatr'i Onana fa tsy ho azy tsinona ny zaza; koa raha nandry tamin'ny vadin'ny rahalahiny izy, dia nandraraka tamin'ny tany mba tsy hiterahany zanaka ho an'ny rahalahiny. » (Genesisy 38:9)
Amiko dia tsotra eh! raha miresaka séksa amin'ny atony misy tanjona dia tsy hitako izay maharatsy na fahotana izany. vatana toa tanana sy sy kibo ihany io ka hisy faritra ho ratsy aiza.
fa ianao ve ry rhaj0 sahy hampiseho ny filahianao ny anabavinao na ny zanakao vavy sanatrian-dresaka eto , ny tiako lazaina dia misy fady foana ny malagasy ... na dia tsy niteny sy tsy namaky baiboly aza ny ntaolo. donku efa kolotsaina nahabe ny malagasy ny tsy firesahana ambahibe maso ny séksa na ny fampisehoana azy ankarihary indrindra eo imason'ny olo-pady... (mialatsiny tsy hoe manivahiva anao amin'io resako io fa ohatra hanazavana azy eto fotsiny mba hampalaky ny resaka... enga anie tsy hotohina ianao :-) )
Ka maika moa ny baiboly ry rhaj0 , izay natao ho boky masina, fampitana hafatra hanambeaza ny mpino. moa tsy tokony ho fomba mihaja sy mendrika ve ny filazana izany ao na atao aza hoe hilaza izany izy io?
fa ireo kolotsaina sy ny tsy fahitana azy ao amin'ny baiboly no nahatonga ny kristiana gasy tena mifehitena tsy miaina be ny falalahana amin'ny firesahana azy na ny fanaovana azy tsy antakonana

20. rhaj0
(
27/02/2015 11:22)
Strong3:
henatra ny mampiseho soroka, lohalika ary tratra
h@ oviana ? ivereno hadihadio hoe ny akanjo talohan'ny nidiran'ny fivavahana kristiana ?
Dia ianao izany ilay kristiana tezitezi-poana ireny rahefa mampinono zaza eny @ parc ny viavy..
Fa mahery ihany kosany izany ny kristiana raha lohalika dia efa mahataitaitra sy mampanary lamba azy :-)
Strong3:
ity izao misy manao matsirobasio : dia lazainy mazava fa tsy fanao izany ka mahavoa sazy « Ary fantatr'i Onana fa tsy ho azy tsinona ny zaza; koa raha nandry tamin'ny vadin'ny rahalahiny izy, dia nandraraka tamin'ny tany mba tsy hiterahany zanaka ho an'ny rahalahiny. » (Genesisy 38:9)
Izany ve ny matsirobasio aminao ?? an an... dia tena mila miverina T5 ianao ry namana :-)