Ny andraikitra sy adidy nomen'Atra antsika

1. endriny ( 13/02/2015 13:31)
Araka ny finoana Hebrio izay imatimatesantsika dia ireto no andraikitra napetrak'Atra tamin'ny olom-belona raha mino ny Genesisy sy ny baiboly ianao

1) Hitandrina ny saha...(Jardinier)
2) Hiteraka ka hameno ny tany...(ampitombo taranaka)

Raha miteny amiko ianao hoe: "Misy ny didy folo"
Dia hoy aho aminao hoe lalana anatanterahana io andraikitra nomena antsika io io, raha mino ny baiboly ianao a.

Raha miteny amiko indray ianao hoe: "Fitiavana"
Dia hoy aho hoe: "fepetra asaina ataontsika anatanterahana an'ireo andraikitra roa ireo io" Tsy hiteraka ianao raha tsy misy fitiavana... tsy mahay mikolokolo ianao raha tsy misy fitiavana...
novalian'i endriny ny 25/02/2015 04:27
2. rhaj0 ( 13/02/2015 14:34)
ilay hoe "hitandrina ny saha sy hameno ny tany"..

Io izao aty, @ izao izaho miteny izao, dia tena (efa) nipongatra ary miha-tonga saina ny olona @ ilay controversy... Araka io "finoana" io, hoe "hitandrina ny saha sy hameno ny tany", dia t@ 1493, dia namoaka didy ny Papa, ary hotry ny hoe, nitso-drano ny olony "hitandrina ny saha sy hameno ny tany" rehetra hatraty amerika avaratra ity.

Dia io hitanao io ny vokany.
http://lmgtfy.com/?q=bulle+papale+1493
3. endriny ( 13/02/2015 15:12)
Fa dia ireo aloha no mission nasaina nataontsika... fa ny sasany mantsy mampanantena lanita fotsiny

Raha tsy hoe efa niova tokoa araka ny tenin'ny sasany ny fifanekena nataon'Atra?

Fa io kosa aloha misy koa ny hoe dontom-pinoana sy ny fanararaotam-pahefana, toa ireny fandefasana misionera andeha hamono Indianina sy Afrikanera ireny. Sy ilay fanelezana ilay finoana hoe izay tsy miaraka aminay dia any amin'ny afobe mandrakizay..
4. rhaj0 ( 13/02/2015 17:15)
Eny.. fa jereo tsara @ saina tsy miangatra ho'a, fa noho izay "finoana kristiana" izay, averiko indray, noho izay "finoana kristiana" izay, izay mitondra amina toe-tsaina raiki-tapisaka Kristiana, dia nihinan'ny tsakaokany ny Amerindiana rahefa ni-tapo t@ Kristiana.

Ny amerindiana, ao @ "finoany" ao, izy koa mantsy mba manana ny system-na finoany, na dia ho ahilikareo, na hoe ambanianareo na lazainareo fa tsy tena izylay azany, dia ohatra hoe.. "mitandrina ny saha" tokoany, fa tsy @ dikany hoe "anjakao" (io ilay "finoana" iray kristiana mila ampiana kely ampazava ny zava-misy), fa @ dikany hoe "mpindrana" daholo isika, fa i Grand Manitou ihany no tompony.

Izany no hananan'ny amerindiana reflexe hoe, izay lalovany, dia ezahiny tsy hisy voaelingelina, ary tsisy trace izy nandalo teo an'ala teo.

Ny Kristiana kosany, dia "anjakany" ny tany, ary dia tena "mino" izy fa "tompony" tokoany moa, ary dia nofefeny izay tany nalehany, dia hoz'izy hoe: izaho no tompon'ity tany ity izao... hoz'i A.tray Kristiana.

(nefa @ amerindiana, averiko kely indray, fa ao @ system finoany sy valeur-ny, dia tsisy olona tompon'ny tany ho'a, fa mpindrana daholo, ary i Grand manitou ihany no tompony)
5. rhaj0 ( 13/02/2015 20:05)
Mahavariana ilay conception-n'ny propriete...

Ny an'ny gasy izao dia an'ny Razana koa ny tany, fa raha ny fahazoako azy, dia toa ny hoe, an'ny RazaNAO manokana ao, ka dia ifandovana izany, ary dia "tompon'ilay tany" tokoany koa ianao.

Fa ny an'ny amerindiana io no nahavariana ahy. Ny tany izany dia noheveriny hoe, @ concept-ny hoe "mindrana" dia "samy miriaria" daholo, noheveriny ho izany koa ny an'ireto Kristiana. Ary dia navelany hiriaria daholo teo tokoany. Ilay Kristiana anefa fesse-fesse. Dia nisy kompania Hudson Bay, tonga dia namaritra hoe, taniny hono iny afovoany avaratr'i Kanada iny. Nefa anie nisy amerindiana koa t@ iny. Dia rahefa mi-explore koa ry Kristiana, dia fefeny ny tany dia amboleny. Nony taitra ny Amerindiana, dia efa tara loatra, ary dia tsy naintsy nanao io fifanarahana io, ary dia any @ reserves ny amerindiana no niafarany...

Ka ny fahazoan'ny olona azy (ny amerindiana indrindrindra), dia any @ ilay system-na "finoana" fototra any mihintsy no fototry ny olana. Rahefa hozy ny Baiboly hoe "hitandrina ny saha sy hameno ny tany", dia "anjakao ny zavaboahary" izy teo, dia tena pehan'ilay Kristiana tokoany moa..


Dia ilay hoe ny atsy @ middle east dia an-dranona satria izay hozy ny baiboly sy ny torah.. izany koa dia manginy fotisny koa... Heverovereto hoe, raha tafita ny paikan'i Hitler ny nandefasana ny Jiosy tany Dago, dia avy ry Jiosy avy any Eorapa sy zamerika tonga dia mitokona ao Dago, satria i Moustaraf ohatra eto dia mahita fa hozy ny whatever hoe (an'ny) Jiosy i Mkara, dia nety tena ho sahala @ Palestiniana ny gasikely.. Heverovereto hoe ny tranon-drazanao io, tonga dia hitokonan'ireo Jiosy hipetrahany, satria izay hono no nolazain'i Torah.. sy Yaweh whatever...


fa io aloha, raha ny fahitako azy, dia ... ny "absurdite"-n'ny Baiboly dia tena miteraka @ fahorian'olona, ary tena rava rotika tanteraka izay "tsy mahatakatra" (na koa "tsy mino") ilay Baiboly, satria hafa ny ao @ toe-tsaina lalina ao. Ary ireo "mpino" ny baiboly no mandravarava @ anaran'ny Baiboly ao io.. Na tsy @ anaran'ny Baiboly azany, dia ny system-na finoana ao @ Baiboly io no mivohy azy.

6. Strong3 ( 16/02/2015 06:36)
izy io zany dia izao eh!
misy fiangonana misy mpiandry (politika mety ho ratsy mety ho tsara) de ireo andrasana atao hoe troupeau ... ilay miandry atao hoe berger

ireo troupeau dia tsy mahalala izay politika hitondrana azy fa ny mihinana sy mamoaka ary miaina araka izany no fantany ...

Manarakana io fotompisainana io. Nefa tsy kristiana rehetra no tratran'ny fahadonon-drenana ka hanaiky ho fahanan-dalitra; fa baiboly iray io ka samy manamaso hamaky ary samy manantsaina handinika.

Ohatranao tsy maiky ho troupeau ihany koa ny hafa toa anay ka mivoaka ao anatin'io vala nataon'olombelona io ; ny vala nataon'ilay Nomena fehenfa hanao izany ihany no azo ekana.
__ misy didy manano karaty: "ataovy mpianatro ny firenena rehetra."
fa tsy hoe "ataovy mpianatrareo ny firenena rehetra..."
izay tondo no andrasan'ny olombelona toa azy :-)

ka ny tiako tenenina dia izao; efa voalazan'ny baiboly fa hisy amboadia hitafy hodi-janak'ondry. ireo ilay mpamitaka ka mitondra fampianarana sandoka sy faminaniana sandoka entina hambotriana izao tontolo izao. aza manaiky ho isan'ireo ketrina ambakain'ireo mpanao ampihimamba ny zanak'olombelona amin'ny Fananganana fiangonana misy rafitra berger ianareo. fa ny tenany tsy avony dia ianareo no lasiriny

FA RY athée tsy mahalala izany fa ataony safo-be mantsina fotsiny io kristiana io dia izay no ANARATSIANY SY TSY HINOANY INTSONY ny baiboly na i JC . FAHADALANA IZANY FISAINAN'IZANY; TSY AMPY FAHAZAVANA NY FAHIRATANY KA tonga mpanamavo tsy misy porofo izy ireo :-)
7. rhaj0 ( 16/02/2015 12:12)
RAha ny fahitako azy, dia efa tsara aloha rahefa mi-se desolidariser @ "kristiana sasany" i Strong3.. Tsy sahala @ Leglizy Kakolika ohtra, izay manohana sy miaro hatrany ny tradition kakolikany, ary tsy hiala tsiny mihintsy i Leglizy @ ratsy nataon'ny olombeny taloha tany.

Izay nataon'ny "kristiana sasany" taloha na tany @ firenen-kafa dia an'azy ny azy o?... Ary tena asian'i Strong3 ho "kentrina" sy "troupeau" sy "donondrenina" sy "ambodia" sy "mpambotry" ets... halleluia... bravo.

(Fa tsy haiko fotsiny hoe, ianao ve ry Strong3 dia strong noho ireo olombe taloha ireo, izay tena nanokana ny fiainany manontolo mihintsy nandinika ity boky, 365j/365j, 24h/24h, ary mety nahita sy nandalina akoriny azany izy raki-tsoratra betsaka noho ianao, ary nahazo fampianarana avy t@ dadany sy dadabeny nifandovany tao... Fa tena tsorina fa dia tena hotry ny arrogant be anie ianao izany e... ary raha izany dia "mitovy" ihany nareo fa tsy sahala)
8. Strong3 ( 16/02/2015 12:44)
:-) izany an... arrogant :p hihihih

fa isé amin'ity faniliana tanteraka ny baiboly ity izany mba inona? __ présomptueux ngamba eh?

hoe fandalinana...
Efa ambaraka foana ; fa ny rano nitagna tsa mitovy :-)

__ ny téoria tsy midika fahafenoana fahalalana. ny enjeniera tsy tonga enjeniera raha téoria be fahatany fotsiny ihany.
__ ilaina ny FAMPIARANA ka eo no ahalalana na marina na tsia ny fiekena zavatra iray heno Asa 17 dia mampirisika io fisainana tsara lavitra io.

hoy isé hoe : famokaram-boky. yah eh...!
_ ny bokin'ireo teo aloha no novakiako ary nanaovako fandalinana ka namoahako TSOAN-KEVITRA hifanaraka amin'ny baiboly
Tombony ho ahy ny nahalala ny fahalalan'ny hafa mba hihitaran'ny fahalalako bebe kokoa.
io no tsy hanaovako tsinotsinona ny fahalalana vaovao henoko. fa saingy ny fampitahana no ahafahako manilika ny hafahafa toa mody marina.


bravo rehefa mahatsapa ny mahaizaho ahy ianao aloha fa tsy be lou be ohtran'ny sasany mana-sokajy ny ohatranay hitovy lasitra amin'ireo mpanara-drenirano fotsiny ihany.

__ 7/7 na 24/24 na 365j/365 no lanin'izy ireo dia efa nisy gidy ny fandihiny ka tsy afaka nivoana tamin'izany izy ireo. nanandrana ihany ry praotestanta sy ny tariny fa ilay lasitra mbola tavela ka tsy nety nahintsy ny meloka
Teo koa ireo izay niverina ifotony ka taraiky tao amin'ny torah , de nihidy tao ... toa an'ireo zanakin'ny HGW izay mifanindran-dalana amin'ny hebraika mesianika sy ny jiosy gasy ankehitriny sns...
ireo dia Te hisolo ny toeran'ny Berger ka tsy afaka tamin'ny rafitra io. izay mahatezitra ny maro toa anareo ankehitriny

Nofidiako manoka ny pséudo "Strong" satria manana ny vizionko aho; tsy natao tao foana izany solonanarana izany.

izay ilay lazaiko foana hoe "isé aza nahira-tsaina nahay nanavaka ..." ka aza mihevitra hoe isé irery no afaka hanakatra ... fa maro no toa an'isé any hoany , na dia tsy eto aza isy reny.

efa nifanena tamin'ny olona maro toa an'isé aho. ka izay no ahalalako ny fotompisainan'isé avy hatrany. mbola maro noho ireo aza ny famingavingana ny baiboly , mahery vaika ny fanotaniana toa feno fandrambiana ny mpivavaka.
saingy ireo fanotaniana toa izay ampetrako dia iolahana foana amin'ny farany ka rava ny fifanakalozana

izay ilay lazaiko hoe : fifaliana ho ahy ny mitafa aminareo fa handrefesako ny maha kristiana ahy izany.
Makasitraka amin'ny fiseraserana namana rhaj0 :-)
9. endriny ( 16/02/2015 13:48)
Ho ahy izany raha milaza ny olona iray fa mino ny baiboly kanefa milaza amiko ity fepetra rehetra tsy maintsy arahina ity raha tsy izany dia very any amin'ny afobe ny fanahiko...

Dia hoy aho hoe: Ireo roa ireo ihany ny zavatra notakian'Atra tamiko tamin'ny famoronana anay araka ny baiboly

Raha tsy hoe efa niova koa ilay Atra angambany?
10. rhaj0 ( 16/02/2015 15:23)
Strong3:
...efa nisy gidy ny fandihiny ka tsy afaka nivoana tamin'izany izy..
...fa ilay lasitra mbola tavela ka tsy nety nahintsy ny meloka..
...niverina ifotony ka taraiky tao ...

Fa dia tena mamely ny tenany mafy ao anie i Strong3 izany e...
11. Strong3 ( 17/02/2015 06:08)

rhaj0:

Strong3:
...efa nisy gidy ny fandihiny ka tsy afaka nivoana tamin'izany izy..
...fa ilay lasitra mbola tavela ka tsy nety nahintsy ny meloka..
...niverina ifotony ka taraiky tao ...

Fa dia tena mamely ny tenany mafy ao anie i Strong3 izany e...


lany resaka ry tsy mpino ôh ... lol
12. rhaj0 ( 17/02/2015 12:10)
Rahefa mifanakalo/miady hevitra toa izao ny athee sy ny mpino, dia hotry ny hoe "lany ny resaka" rahefa Impino dia tonga @ Ibaotsimivily, nefa manao (kiboribory) vetaveta, ka hoe:

i Atra no namorona an'i Atra,
Ny Baiboly no manamarina ny Baiboly.
"Taraiky" daholo ireo kristiana sandoka sy ny tsy-mpino, fa izaho Ibaotsimivily irery no izylay..
13. endriny ( 18/02/2015 06:14)
hiiihihihih
14. Strong3 ( 18/02/2015 08:52)
iza hono ity milaza fa Atra namorona an'Atra
na hoe ny tsy ampy fahalalana ka hanamarina ny tenany amin'ny tenany

sao mba ny tsy mpino amatéra aza izany ... na ny maha tsy mpino azy aza mijanona eo amin'ny tsy mpino fotsiny :p

mila mivoatra makany amin'ny fisokafana ilay resaka ka i kiboriboly mijanona ho kiboriboly moa i ibaotsimivily mihitsy hatrany...
hanova ny hevitro sa hanova ny hevitrao ny tanjon'ilay mifanakalo sa ... ? hihihi
15. rhaj0 ( 20/02/2015 11:34)
Strong3:
Iza hono ity milaza fa Atra namorona an'Atra

i Atra no namorona an'i Atra,
Nanontany i Endriny hoe "iza no namorona an'A.tra", dia hoz'ianao toatoa ny hoe, "izy no izy", ka inona indray ? Lazao mazava eto azany hoe "diso" io e...

Strong3:
na hoe ny tsy ampy fahalalana ka hanamarina ny tenany amin'ny tenany

Ny Baiboly no manamarina ny Baiboly.
Niresaka teo hoe, ahoana Ilaidama sy Imaeva sy Ikainabela sy i Abelakaina, fa tsy mazava fa hotry ny mifamely tao ve zareo tao izany sa ahoana. Dia inona fa tsy namoahanao Strong3 versets maromaro tatsy @ TV...


Fa dia hotry ny mamerimberina aho (satria hotry ny tsy miditra ilay resaka).. fa ianao ihany no kibokiboin'ny tsihaitsihay ao, dia ianao ihany no mameli-tena mafy eo...
16. Strong3 ( 20/02/2015 12:33)
ndrékaky ôh ... laol

ny baiboly lazaina mamely tena
atra lazaina fa mamely tena
de izaho koa lazaina fa mamely tena

satria izaho aminao badra no hamely tena mafy eto ? ... mdr beuhhh koa izany enjana ny imagianation-nao ao an...

__ Atra tsy noforonina fa namorona... hatrizay Izy dia efa Izy
(ny tsy mpino ihany no tsy mino izany hoa ... satria ny imagination-ny dia tereny hoe tsy misy izany... :p)

___ efa namabarako koa fa ny anaran'i vhv tsy voatanisa ao amin'ny Baiboly fa izay nanao asa lehibe ihany no lazaina anarana. ka aza dia miteniteny foana hoa , na dia tsy mino ny inoan'ny olona aza ianao dia mba hajao kely ihany , fa ny Baiboly no mandrara mafy ny sodomita ...

ny imagination-nao izany dia mametraka hoe ny mpino dia minomino foana ny baiboly efa lany andro ... pour kou wahhhhhhhhhhh
17. rhaj0 ( 20/02/2015 13:19)
oadray... "ianao Strong3" no mameli-tena mafy eo, hoy aho, ka roritinao hameli-tena ao koa ny Baiboly sy Atra.. Ny conception-nao ny B sy A no hafahafa ao dia ... aok'etsy..
18. Strong3 ( 23/02/2015 08:16)
eny hoa rhaj0 ah... misy conception mifaningotra indray hoe?! rehefa afaka ny imagination-nao tamiko
izay angamba vao hiditra amin'ny tena resaka tsy misy imagination, fa mba handinika tsara ny réalité ; tsara aloha rehefa tsy hiresaka ambony hoditroka intsony . toin'ny voasary io eh , tsy hoanina amin'kodiny
19. rhaj0 ( 23/02/2015 13:26)
gasy1zay:
Atra tsy noforonina fa namorona.

Izy no namorona "izao rehetra izao", inclus Izy tenany.. :-)

Sa indray hoe, nisy A.tra maro moa taloha, fa kosa, nisy iray hafa, izay mbola mahery kokoa noho ny rehetra, fa tena tsy hay resahina, izay no namorona ny A.tr'Israely (izay namorona an'i Madame Eve), sy i Allah, ary ny A.try ny Hindu, sy koa ohatra ny Atr'i Bobolito (ilay katavy zanany no nandrovitra ny fara-vodilanitra) sns..

gasy1zay:
efa namabarako koa fa ny anaran'i vhv tsy voatanisa ao amin'ny Baiboly fa izay nanao asa lehibe ihany no lazaina anarana

$%^&!!.... ny misogynie ny sekreteram-baiboly efa mankandoa, nefa tena hotry ny mbola ankalazainao ihany... aiza koa azany ianao izany ry Strong3.. efa 2000 ny taona e!
20. Strong3 ( 24/02/2015 11:16)
fa nareo ve nahay nanisa raha tsy nianga tamin'ny batôné ny ry aristaoty eh... ka manin no tsy ilaozana ihany koa ny fahalalana anvelan'ireny, satria ireny no tranainy kokoa noho ilay 2000, fa ny math phy efa 348 av. J.C.

lasa ohatrany hoe iza no taloha ny akoho sa ny atody ilay resakantsika...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0817