Dia nisy tokoa ve ny safo-drano ? Andramo ity dia mba diniho
41. endriny (
28/02/2015 08:15)
gasy1zay:
ny hitranga rapitso aza tsy azonao antoka 100% , ny baiboly irery ihany aloha hatreto (raha ny fahitako azy fa raha mahita hafa ianareo dia mba lazao) no hany afaka hamaly ny fanontaniana rehetra tsy mbola voavaly na mikasika ny fiandohana, mikasika ny fisian'Andriamanitra, mikasika ny aorianan'ny fahafatesana, mikasika ny fiafaran'izao tontolo izao. Ohatra fotsiny no raisiko :
Ohatran'ny hoe milaza marina kanefa diso ilay hevitra sa ahoana? Ny hitranga rahampitso dia tsy azonao antoka 100% fa efa voavalin'ny baiboly ny zava-drehetra... mhhhhh Aleo tsy hiadiako hevitra aloha...
Ary inona hono no fanafodin'ny olona voan'ny cancer?