Dia nisy tokoa ve ny safo-drano ? Andramo ity dia mba diniho
1. endriny
(
12/02/2015 14:23)
Ataovy amin'ny saina tsy miangatra: Maka rano tapaky ny kaopy, dia afaka iray na roa segaondra fenoy rano io kaopy io... Inona no nataonao ka nahafeno ny kaopy?
Rehefa avy eo alaivo io rano iray kaopy io dia ataovy miverina tapaky ny kaopy indray ... dia tantarao hoe Inona no nataonao?
Inona no lesona azonao?

répondu par fidinirina le 16/03/2015 11:36
2. Tefigasy
(
12/02/2015 14:47)
Ho an'ny olona tsy mahalala ny herin'Andriamanitra dia misalasala izy ary sarotra aminy izany fisian'ny tranga toa ny safo-drano izany, ny maty mitsangana, ny jamba mahiratra, ny moana miteny, ny malemy mitsangana, sns ....
Averiko foana fa kely loatra raha ny siansa no etinao hanaporofoana ny asa-tanan'Andriamanitra, indrindra moa fa Andriamanitra mihitsy koa no tadiavin'ny hafa porofoina amin'ny alalan'ny siansa, sns
Ahoana no hanazavanao izany ranomasina misaraka roa izany ? Ataovy ny kajy siantifika rehetra fa raha possible amin'ny siansa izany dia efa betsaka ireo siantifika nampizarazara ranomasina teto an-tany !
Ka raha rano anaty vera no hitaritanao entina hanazavana safo-drano manerana ny tany dia hoy ny siansa hoe impossible izany! Miteny anao kosa anefa aho fa betsaka ny trace napetrak'io safo-drano io teto amin'ity planeta ity.
Otran'ny efa nisy namana iray nanadihady an'io safo-drano io teto amin'ity site ity fa jerijereo sao mahasoa e !
Na izany na tsy izany, na mino ny fisian'ny safo-drano ianao na tsy mino, tsy mahatonga any an-danitra intsony izany ary tsy hisy intsony izany fa tantara sisa! Ny lesona avy amin'ny safo-drano no raiso dia ......

3. endriny
(
12/02/2015 15:10)
Aza fady ange ry Tefigasy e...
Raha mety mba andramo aloha io lazaiko io dia mba lazao hoe inona no natao dia inona no nitranga....
Dia izay isika vao milaza izay zavatra efa voavolavola tao anatintsika sy ny boky novakiantsika tao...
Tsy mahadiso ny manandrana

4. endriny
(
12/02/2015 17:12)
Tefigasy:
Na izany na tsy izany, na mino ny fisian'ny safo-drano ianao na tsy mino, tsy mahatonga any an-danitra intsony izany ary tsy hisy intsony izany fa tantara sisa! Ny lesona avy amin'ny safo-drano no raiso dia ......
Hay ve... izay indray no tsy haiko ataoko fa ny fandalinana an'io boky tranainy be io no mahatonga any an-danitra. Kanefa rehefa misy mitondra hevitra amin'ny fandalinana tsy mifanaraka amin'ny lasitra napetrakao dia hoe tsy mahatonga any an-danitra indray ny fanadihadiana
Soa aho fa mbola velona eto ambonin'ny tany ary na maty aza mbola hilevina ato anaty tany...
5. Tefigasy
(
12/02/2015 19:33)
endriny:
Hay ve... izay indray no tsy haiko ataoko fa ny fandalinana an'io boky tranainy be io no mahatonga any an-danitra.
Raha ny fandalinana an'io boky tranainy io no mahatonga any an-danitra dia ry Nikodemosy sy ny fariseo no anisan'ny niditra tany voalohany, nefa Nekodemosy aza mbola nahazo hafatra t@ Jesoa mikasika ny fanjakan'Andriamanitra
Dikany, tsy ny fandalinana ny baiboly no mahatonga any an-danitra fa lalana tokana ihany.
endriny:
Kanefa rehefa misy mitondra hevitra amin'ny fandalinana tsy mifanaraka amin'ny lasitra napetrakao dia hoe tsy mahatonga any an-danitra indray ny fanadihadiana
Na ho fenoinao lasitra isan-karazany sy petra-kevitra tsy hita isaina aza dia tsy misy mahatonga any an-danitra ireny na iray aza. Betsaka ny niteny teto hoe rehefa mivavaka asabotsy, tsy mihinana kisoa, atsobo-drano , sns no mahatonga any an-danitra.... Fa @ finoana no hilazako eto hoe na ataonao daholo aza izany rehetra izany dia heripo very maina fotsiny fa mbola tsy ireny no lalana hahatongavana any e !
endriny:
Soa aho fa mbola velona eto ambonin'ny tany ary na maty aza mbola hilevina ato anaty tany...
Dia aza adino fa ho lo sy lanin'ny kakana ao anaty tany ao koa rehefa tsy tonga any an-danitra raha diso lalana na minia tsy te handeha @ le lalana mankany fa variana @ ze manodidina azy fotsiny!
6. Strong3
(
13/02/2015 08:22)
sady tsy siantifika i endriny no tsy biblika .... mba te hilaza hevitra fotsiny ihany tao ireo mpanara-baovao politika , fa tsy mahalala ny fandehany . ka gaga raha mahita an'i Norbert Lala manao bisou an-dra8
[... La molécule d’eau16, de formule H2O, est le constituant essentiel de l’eau pure. Celle-ci contient également des ions résultant de l’autoprotolyse de l’eau selon l’équation d’équilibre : H2O = H+ + OH- (ou encore 2H2O = H3O+ + OH-). L’eau pure n’est pas présente dans la nature et doit être obtenue par des processus physiques.
Cette molécule a des propriétés complexes à cause de sa polarisation (voir le paragraphe Nature dipolaire).
L’eau à pression ambiante (environ un bar) est gazeuse au-dessus de 100 °C, solide en dessous de 0 °C, et principalement liquide entre les deux. C’est là une particularité essentielle : les autres composés proches ou apparentés (sulfure d’hydrogène, ammoniac et méthane) sont tous gazeux même à des températures bien plus basses.
Les chimistes se réfèrent parfois (avec humour) à l’eau avec un nom savant (et justifié) comme du monoxyde de dihydrogène dans des parodies de recherche scientifique sérieuse qui présentent ce produit comme mortellement dangereux et à bannir.]
... tsy mba tonga saina ve isé hoe : "na mitsika na miakatra ho lasa entona hiantona eny ambony io rano io" sa ve hoe kely lohatra ny fotoana 150jours ka mety tsy aharitra rano??? hihih
IZAO NO VOASORATRA: [afaka inoanao kely ihany...]
« Ary Andriamanitra nahatsiaro an'i Noa mbamin'ny bibi-dia rehetra ary ny biby fiompy rehetra, izay niara-nitoetra taminy tao anatin'ny sambo-fiara; ary Andriamanitra nampandeha rivotra eran'ny tany, ka dia nihena ny rano. » (Genesisy 8:1)
« Ary tampina ny loharanon'ny lalina sy ny varavaran'ny lanitra, ka nitsahatra ilay ranonorana nivatravatra avy tany an-danitra. » (Genesisy 8:2)
« Ary nihena niandalana niala tamin'ny tany ny rano; ary rehefa afaka dimam-polo amby zato andro, dia efa nihena ny rano. » (Genesisy 8:3)
__ ampy angamba ny filazan'i tefigasy hoe: "kely lohatra raha ny fanazavana siantifika no hanamporofoana ny FIASAN'Atra"

7. Strong3
(
13/02/2015 08:54)
https://encrypted-tbn1.gstatic.com/images?q=tbn:ANd9GcQoR37ZbbgSr0Zr8biaHEwZc--1mXcmOmI6Prz8rAHw33dwWveGVA
Jereo ao ilay hoe cycle de l'eau ngamba mba hamerina ny lesona fahazaza izany... ka asa re ry endriny na ho inona no nanosika anao anao an'ity ohatra
kaopy asiana rano ity na ahoana eh??? __ sao mba tsy mino ianao hoe: "mifoka rano ny tany ary mety ho lasa entona ny rano??? "

8. hafahafa
(
13/02/2015 10:11)
Raha tsis anondrana ilaza ndray fa difotra hatraminy masoandro ka tsis hanafana hampiakatra ilay entona. hi3
10. hafahafa
(
13/02/2015 11:16)
Strong3:
niahahahah ...!
tena tsy misy menu an'izany mihitsy eto ra hafahafa ah!
io kosa ko
eo fa alefako
11. Strong3
(
13/02/2015 11:23)
io za mamaly io a, fa tsy misy fa izao no misy eto :
malagasy frantsay
serasera malagasy.org
bouton : serasera, namana sns..
de lohahevitra sns...
de valiny
de mamaly
de izay
tsy misy ambony tsy misy ambany
sa ny aty amiko no tsy misy ... mdr
malagasy frantsay
serasera malagasy.org
bouton : serasera, namana sns..
de lohahevitra sns...
de valiny
de mamaly
de izay
tsy misy ambony tsy misy ambany
sa ny aty amiko no tsy misy ... mdr
12. hafahafa
(
13/02/2015 11:48)
Strong3:
io za mamaly io a, fa tsy misy fa izao no misy eto :
malagasy frantsay
serasera malagasy.org
bouton : serasera, namana sns..
de lohahevitra sns...
de valiny
de mamaly
de izay
tsy misy ambony tsy misy ambany
sa ny aty amiko no tsy misy ... mdr
tsy mety lasa eto le sary ary ko
14. endriny
(
13/02/2015 15:38)
Strong3:
https://encrypted-tbn1.gstatic.com/images?q=tbn:ANd9GcQoR37ZbbgSr0Zr8biaHEwZc--1mXcmOmI6Prz8rAHw33dwWveGVA
Jereo ao ilay hoe cycle de l'eau ngamba mba hamerina ny lesona fahazaza izany... ka asa re ry endriny na ho inona no nanosika anao anao an'ity ohatra
kaopy asiana rano ity na ahoana eh??? __ sao mba tsy mino ianao hoe: "mifoka rano ny tany ary mety ho lasa entona ny rano??? "
Aminao ve izany raha mientona daholo ny rano ao an-dranomasina ka lasa orana dia difotra ny tany? Sa raha lasa orana daholo ny rahona dia safo-drano ny tany?
15. endriny
(
13/02/2015 15:39)
fa hatreto aloha tsy nisy nanao io zavatra nambarako io, fa tonga dia ny mamoaka izay efa lasitra efa raikitra any an-tsainy fotsiny no valin-dresaka azo eto
16. booboo
(
14/02/2015 11:54)
Izaho klou tsy nanao lay fanandramana a ( sady manao kaly aho no mi-sous marine ato sy atsy andrefan-trano ), fa tsy azo raisina ho tantara nilazana loza tonga avy @ rano ka nandringana zavamanan'aina ve ilay izy ? ié, tia mamaky thrillers aho dia lasa ny imagination :-D :-D :-D :-D.
17. Strong3
(
16/02/2015 06:51)
mah!....
tany amin'ny kilasy ambany indrindra ngamba no niarako io cycle io eh?!
___ dia hoarinao amin'inona moa izany ilay kaopy? (valio mazava)
___ dia avy aiza ilay rano lazainao?
__ dia avy aiza ilay biriky?
______ de mahagaga ! hihihih
tsy mazava na "ilay tany no kaopy na ilay biriky" ... hifototra aminao ihany ity ohatra TANDRAMETAKA ATAONAO ITY RAHA IZAO NO IZY
hihihi

18. endriny
(
16/02/2015 13:58)
Andramo aloha dia lazao hoe inona no nataonao mba ahatratrarana ireo fetra roa ireo e... rano tapany, rano erany dia rano tapany...
Tsy misy tsingerina izany...
Fa aleo hijanona eo fa sarotra be ho antsika ilay izy

19. endriny
(
17/02/2015 05:52)
Izao fotsiny no ambarako anareo: "Raha tiana ho lasa iray vera ny rano tapaky ny vera dia mila manampy rano tapaky ny vera"
Taiza ary no nakan'Atra rano nanafotra ny tany? Satria isika milaza fa mahay ny cycle de l'eau daholo. Izany hoe voalohany tsy maintsy miakatra 10km amin'ny ahavo misy azy ny ranomasina manerana ny tany.
Raha tiana hiverina tapaky ny vera indray ny rano iray vera dia ariana amin'ny tany na afindra amin'ny kaopy na zinga ny antsasaky ny rano.
Dia aiza ary no nanarian'Atra ny ambin'ny rano ka nahatonga ny ranomasina hiverina amin'ny toerany? Notrohan'Atra nankaiza ny rano nanaforany ny tany?
NY haiko dia izao: Fony mbola tsy nisy ny olom-belona sy ny rajako ary ny dinaozaoro dia ny rano be indrindra teto an-tany... tsy mbola teo ny olona tamin'io a... Ary mbola nitambatra ho iray ny tany maina tamin'izany... 4.000.000.000 taona lasa izany...

20. rhaj0
(
17/02/2015 17:10)
Ilay "safo-drano" anie hono ka nety tena nisy tokoany e... f'izany hoe, mety "safo-drano" local tao ilay izy, sahala @ ireny cyclone fahitantsika ireny... fanefa moa, ny imagination-n'i Noah (mamolava) ka tena manidina ka dia ... h@ biby tany Aostralia toa ny Koala ka h@ sifaka tao Dago hono ka nampiarahiny tsiroaroa tao daholo, satria "nahare feo" hono i Noah izany e..