Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i fidinirina, milahatra araka ny daty
fidinirina ( 18/03/2015 05:43)
La Bible subsistera toujours
[b]La Bible subsistera toujours [/b] Par Rick Warren - [url=http://]www.topchretien.com/topmessages/view/12141/la-bible-subsistera-toujours.html[/url] "Le ciel et la terre passeront, mais mes par... tohiny
novalian'i endriny ny 28/03/2015 03:55
fidinirina ( 10/07/2010 09:50)
Teny manambara ny sitrapon'Andriamanitra
[b]Lioka 6[/b] : 27 Kanefa hoy Izaho aminareo izay mihaino: Tiava ny fahavalonareo; manaova soa amin'izay mankahala anareo; 28 misaora izay manozona anareo, ary mivavaha ho an'izay manisy ratsy anar... tohiny
novalian'i Miharena ny 26/07/2010 15:07
fidinirina ( 21/12/2009 07:28)
Le coiffeur et Dieu...
Un homme est allé chez un coiffeur pour couper ses cheveux et sa barbe. L'homme et le coiffeur ont commencé à parler. Ils ont parlé de tant de choses et de divers sujets. Quand ils ont par... tohiny
novalian'i xxx ny 27/12/2009 16:24
fidinirina ( 18/12/2009 09:40)
L'indestructibilité de la Bible
Jésus a dit : « [i]Le ciel et la terre passeront mais mes paroles ne passeront pas[/i] » (Marc 13 :31). La Bible a subi plus d’attaques que n’importe quel autre ouvrage que le monde ait co... tohiny
fidinirina ( 23/11/2009 09:29)
Les prophéties de la Bible...
La plupart des prophéties de la Bible ont trait à la venue du Christ. Il faut noter que presque tous les aspects de la vie du Christ ont été annoncés plusieurs siècles à l’avance. L’un des... tohiny
novalian'i fijo ny 25/12/2009 20:21
fidinirina ( 21/11/2009 06:02)
une pensée à partager...
Ne dis pas à Dieu, combien ton problème est grand ; Dis plutôt à ton problème, combien Dieu est grand ! [b]Vous vous rendez compte que le mot « problème » n’existe pas dans la Bible.[/... tohiny
novalian'i bor2lais ny 03/12/2009 08:30
fidinirina ( 27/10/2009 13:25)
Ny tantaran’ny Malagasy sy ny filazantsara...
Raha fintinina araka izay azo atao ; ara-tantara, dia tany ho any @ taonjato faha XIII tany no nahitana voalohany an’i Madagasikara sy izay olona mety nipetraka teto. Eo @ tantaran’ny mpanjaka dia... tohiny
novalian'i niryna ny 02/11/2009 05:54
fidinirina ( 22/10/2009 13:04)
Fa inona tokoa moa no helok'i Jesoa Kristy...
[b]Fa inona tokoa moa ny helok’i Jesoa Kristy ?[/b] Moa tsy nanasitrana ny marary ve Izy, nampahiratra ny jamba, nampiteny ny moana, nampitsangana ny malemy, namoaka demonia t@ olona, nanangana n... tohiny
novalian'i xxx ny 22/12/2009 17:46
fidinirina ( 20/10/2009 10:45)
Jesoa Kristy dia Andrimanitra tokoa...
Matio 1.21 ka hiteraka Zazalahy izy, ary ny anarany hataonao hoe JESOSY "Jehovah no Mpamonjy"; fa Izy no hamonjy ny olony ho afaka amin'ny fahotany. 1.22 Ary izany rehetra izany dia tonga mba hahat... tohiny
novalian'i rakaroka ny 29/10/2009 20:56
fidinirina ( 16/10/2009 12:49)
Ny fahotana...
[color=blue][b]Ekeo fa olo-meloka Mpanota hatrany am-bohoka ianao[/b][/color] [b]Ohabolana[/b] 28.13 Izay manafina ny fahotany, tsy hambinina; fa izay mitsotra ka mahafoy azy no hahazo famindrampo. ... tohiny
novalian'i rakaroka ny 29/10/2009 20:58
fidinirina ( 14/10/2009 08:01)
Ny olona marina @ finoana...
Ny olona manam-pinoana mino an’i Jesoa Kristy dia : [color=blue][b]Sahy manaiky sy manatanteraka ny tenin’Andriamanitra Manana hery andresena ny asan’ny ratsy Miasa ho fampandrosoana ny fan... tohiny
fidinirina ( 05/10/2009 12:51)
Ny nihavian'ny farihy mirehitra afo...
Ny nihavian’ny helo : farihy mirehitra afo [b]Isaia 14[/b].12 Endrey! latsaka avy tany an-danitra ianao, ry ilay fitarik'andro, zanaky ny maraina; Voakapa hianjera amin'ny tany ianao, ry ilay mpa... tohiny
fidinirina ( 26/09/2009 07:59)
Ny fifohazam-panahy...
Ny fifohazam-panahy na «réveil spirituel» Ny hoe matory dia tsy mihetsika, tsy manao na inona na inona, tsy mahita fa maizina, mety ho manonofy fotsiny koa…Torak’izany ny matory ara-pan... tohiny
fidinirina ( 18/09/2009 07:31)
Mandehana araka ny Mazava...
[b]I Jaona[/b] 1 Izay hatramin'ny voalohany, dia [color=blue]izay efa renay, izay efa hitan'ny masonay, izay efa nojerenay sady efa notsapain'ny tananay[/color], dia ny amin'ny Teny Fiainana 2 (fa ... tohiny
fidinirina ( 14/09/2009 13:29)
Ny baiboly sy ny tantarany...
[b]Salamao 42.2[/b] "Mangetaheta an'Andriamanitra ny fanahiko, dia Andriamanitra velona; rahoviana no ho tonga aho ka hiseho eo anatrehan'Andriamanitra ?" Ireto misy rohy hanampy betsaka antsika ... tohiny
novalian'i soanja ny 21/09/2009 01:22
fidinirina ( 12/09/2009 09:14)
Fanoharana ny @ baiboly...
Isan’andro isika maika izay tsy izy hividy gazety te ahafantatra ny zava-nisy. Dia vakiana ilay gazety mitantara fa nisy loza nitranga tany @ faritra atsinana ohatra, tena rava avokoa ny zavatra mar... tohiny
novalian'i cutie ny 16/09/2009 22:34
fidinirina ( 08/09/2009 10:11)
Ny fitsarana farany...
[b]Mpitoriteny 12.14[/b] Fa ny atao rehetra dia ho entin'Andriamanitra ho amin'ny fitsarana ny zava-miafina rehetra, na soa na ratsy. Rehefa ho avy Jesoa Kristy, hiverina ka hiseho eny @ rahon’... tohiny
novalian'i cutie ny 24/09/2009 19:00
fidinirina ( 04/09/2009 12:24)
Ny fakam-panahy...
Betsaka ny mieritreritra sy toa manome tsiny an’Andriamanitra mihitsy aza hoe : maninona no misy ny fakam-panahy. Eny fa na dia tamin’i Adama sy Eva, nisy sahady ny voankazo voarara. Na Jesoa Kris... tohiny
novalian'i soanja ny 11/09/2009 23:56
fidinirina ( 27/08/2009 10:02)
Ny fahafatesana sy ny fitsanganana...
FANONTANIANA napetrak'i [Majesty] tao @ dinika "Ilay Atra resahina eto ve ?" 1) Aiza ho aiza ao amin'ny baiboly no misy hoe ny vatana ihany no maty fa ny fanahy tsy mba mety maty ? 2) Dia inona io ... tohiny
novalian'i cutie ny 17/09/2009 14:16
fidinirina ( 24/08/2009 07:27)
Ny baiboly : fanekena ...
[b][color=blue]Ny baiboly[/color][/b] Ny baiboly dia boky, fitambarana boky maromaro (66 no isany) voasoratra sy voakambana nandritry ny arivo taona mahery. Boky tantara tokoa izy satria mitantara ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0407