creationisma maoderina

81. rhaj0 ( 15/05/2015 12:57)
Manaiky ve i Gasy1zay fa "evolution" no fandehan'ny fiainana ?

- raha tsia, dia midika hoe, creation (ihany) izany no eken'i Gasy1zay; ary dia tonga @ hoe "izay voasoratra dia voasoratra", sy koa "izay voaforona dia voaforona"... tsimiova ary mandrakizay. Dia raha izay dia "mahagaga" (ironique) raha @ samy taranak'i Madame Eva, dia lasa mainty sy ngita volo ny sasany (ianao io)

- raha eny, dia midika izany hoe, sady creation-ista (kristiana) ianao izany no evolution-ista (te-ho siantista), dia ... tsy mahagaga (ahy) izany, fa izay ilay lojika Kristiana : izay mampetimety ny baolina dia inoana daholo na misy incoherence azany.

Nefa aloha io ilay lazaiko hoe "creationisma maoderina" e... t@ voanalohany dia "creation", fa avy eo, dia "evolution" ny fiainana.

Ny indro kely fotsiny, dia ilay famaritana ilay "t@ voanalohany". Rahefa mitombo ny fahalalana, dia miha-mihemotra foana ilay "t@ voanalohany". Teo hoe 5000 taona lasa, diua avy eo hoe, kay elastika ny fotoana, ary dia an'aliny.. dia avy eo hoe, tena an-tapitrisany indray kah...

Fa io dia mbola sahala @ bilagin'ny hoe "yatch sa sambo" ihany e... HOe rehefa tsy hay ny (manoratra) yatch dia sambo daholo rehefa mandeha eny ambony rano. Dia io izany:
Rahefa TSY takatra(o) ilay izy dia pehana ho "A.tra". Na raha ity resaka ity, dia lazaina fa "creation (t@ voanalohany)".
82. gasy1zay ( 15/05/2015 18:57)

rhaj0:

Inona aloha ilay évolution tianao lazaina fa vague be anie io e! Raha hilaza i rhaj0 hoe afaka 10M d'année dia mety ho lasa olona ny gidro sisa tavela ao Afrika dia tsy mino izany évolution izany aho satria tsy resy lahatra aho hoe biby tsy misy conscience, tsy mila akanjo no lasa manana intélligence sy fahalalana ohatran'ny raolombelona,

Raha hilaza ianao hoe évolution saka mainty niteraka saka fotsy sy ilay lazain'i endriny hoe couple 1 lasa niteraka zaza tsy mitovy caractère na physionomie aminy dia hoy aho hoe tena possible izany ny fanazavana aloha tsy haiko, fa ilay changement d'espèce gidro lasa olona aloha dia mbola science fiction amiko lolll

Rehefa misy siantista mahavita mamoaka olona @ gidro dia antsoy aho fa tena POROFO tiako ho hita zany an! lolll
83. rhaj0 ( 15/05/2015 19:42)
Dia migoogle re ry Gasy1zay a...
http://lmgtfy.com/?q=evolution+change+of+species
(tsisy valiny ao @ Baiboly ny fanontanianao)..

dia eto aloha jerijereo hozy ny olona
http://www.pbs.org/wgbh/evolution/library/faq/cat05.html
One species does not "turn into" another or several other species -- not in an instant, anyway. The evolutionary process of speciation is how one population of a species changes over time to the point where that population is distinct and can no longer interbreed with the "parent" population.

Fa jereo tsara foana ho'a ilay echelle des temps...
84. rhaj0 ( 15/05/2015 20:56)
http://listverse.com/2011/11/19/8-examples-of-evolution-in-action/
The yellow bellied three-toed skink (Saiphos equalis) is a lizard of New South Wales, in Australia, that appears to be undergoing the change from laying eggs to live birth. (..) It is to be predicted that these two populations will at some point separate into different species as each population becomes fixed in its reproductive strategy.

dia tohizo vakiana fa mbola misy ohata hafa-na evolution... dia io izy izany raha hamisavisa porofo na koa handray ny fanazavan'ny siantista azy..
85. rhaj0 ( 15/05/2015 21:05)
Dia inty koa izao mba vakio e..
http://io9.com/darwin-predicted-this-animals-existence-decades-before-1703223208

Rehefa nandinika orchidee i Darwin, dia "naminany" i Darwin misy lolo ni-evoluer any ho any ka afaka mampitsimoka ilay orchidee...

izany ahay mba "faminaniana" :-)
86. Strong3 ( 19/05/2015 08:55)
dia patsa no mahavelona trondro iray,dia iny trondro iny indray no sakafo mahavelona ny iray dia sakafon'ny lehibe noho izy izy , ary ataon'ny thon telimoka avy eo , nefa ny thon atao am-by fotsy dia tonga hanina mafilotra eo amin'ny vilian'i rhaj0
mba mahay koa i darwin ka ....
87. rhaj0 ( 19/05/2015 13:12)
Ka tena tsy manazava ilay "hazandrano 10" lasa vorona izy io kouh...

Misy ilay ranamana mpiandry ny zaza (garderie) izay aty.. dia hoe ny mofo dia 2 isan'ankizy; dia nefa hozy ho'a ny ankizy hoe, ameo fanampiny.. dia tapahin'ilery roa ny mofo, dia hoe, iny 4 io ny anjaranao fa mangina @ izay..

ka ilay "hazandrano 10" re ry Strong3 dia, notsipotipotehin'i JC ny hazandrano ho lasa vovony, ary dia samy nahazo grain iray ny olona t@ izay eee... ngo ianao dia mbola mino ara-baki-teny ao indray.. :-)
88. Strong3 ( 20/05/2015 09:10)
kkkkk .... dia vorona lasa atody dia fohy bibilava

enw izao no manambaka akizy kely ao ampianarana ao hoe dôfin lasa alika de alika lasa ragidro dia ragidro lasa rajako dia rajako lasa olona razambenareo tsimisiAtra kou hihihih :-)
89. endriny ( 20/05/2015 10:14)
Misy anjely mandalo amin'ny alina dia izay fanday tondroiny amin'ilay hazo majika dia lasa miova lolo sy samoina daholo... Dia izay tsiboboka tondroiny amin'io hazo majika io koa dia lasa maniry tongotra sy tanana daholo dia lasa sahona sy radaka daholo...
90. rhaj0 ( 20/05/2015 10:42)
hi hi hi.. dia nandalo ny anjely, dia nopehany t@ hazo majika i Strong3...
dia io i Strong3 io mivaninika mameli-tena io
91. Strong3 ( 20/05/2015 10:48)
i zaho indray hono no mamely tena amin'ity evolution inoan'ny tsimisiAtra ... hahahah
92. rhaj0 ( 20/05/2015 11:09)
dia tena tsy kopy marina ianao fa nopehan'ny anjely.. ilay anjely kosany tokony manondro fotsiny fa tsy mipeka eee... :-)
Ka i Strong3 ihany no milaza fa "enw izao no manambaka akizy kely ao ampianarana ao hoe dôfin lasa alika..".. dia kay ianao no "mino an'izany" :-)
93. Strong3 ( 20/05/2015 11:42)

rhaj0:

dia tena tsy kopy marina ianao fa nopehan'ny anjely.. ilay anjely kosany tokony manondro fotsiny fa tsy mipeka eee... :-)
Ka i Strong3 ihany no milaza fa "enw izao no manambaka akizy kely ao ampianarana ao hoe dôfin lasa alika..".. dia kay ianao no "mino an'izany" :-)

hay efa ni evolué indray ny teorian'ny evolutionista tao ka tsy dôfin intsony no lasa alika fa inona indray hono izany? mdr ... :-)
94. rhaj0 ( 20/05/2015 11:56)
Jereo tsara indray ilay fisampanany ry Strong3 a... Dia jereo koa ny echelle des temps... Efa lehibe ianao izao :-)

95. endriny ( 21/05/2015 14:49)
Izay no nahatonga ny trozona na ny zanahairibe ho biby mampinono, satria ny razambeny efa tety an-tanety taloha no niverina any anaty ranomasina...
96. endriny ( 25/05/2015 05:37)
Hoy ny mpampianatra iray izay: "raha tsy mino ny fivoarana ianareo, dia tsy olana izany... Satria tsy finoana ny siansa .. Fa mino kosa isika fa raha misy mpihavana mivady dia mety hiteraka sampona izy"
97. rhaj0 ( 29/05/2015 10:44)
ity izao no tena mba mampihomehy ny olona aty. Creationista Kristiana iringiriny be ilay bainina. Dia isan'ny mitana ilay Musee creationista akoriny azany. Fa nahita fossile i bainina. Dia efa lazaina hoe, tena fossile manjabe io bainina ary tany @ 60 MILLIONS d'annee, fa i bainina tsy te-ahalala, fa ARAKA NY BAIBOLY hono, dia tena 4000 taona lasa ireo, izany hoe, taloha kelin'ny safo-dranon'i Noah.

Raha izy mitapy irery ao moa maninona, efa antitra izy, fa ilay fossile ho asehony atsy @ Musee creationista izao, dia ho laingany hoe, 4000 taona io fossile io... izany ve no ampianarina ny Ankizy ?? Dia eo ianao bainina sy ny hadalanao fa lasa ny Ankizy eee...

http://www.lapresse.ca/actualites/insolite/201505/28/01-4873460-un-creationniste-trouve-des-fossiles-de-60-millions-dannees.php
98. Strong3 ( 29/05/2015 12:30)
izy io moa tsy hinoana fa izay mihitsy satria i rhaj0 sy ry endriny nanatrimaso ... misy prorofo ihany koa ireo ... izao no ampianarin'ny olondehibe any ampita ny zanany dia rafitra manao eny tompoko koa ny gasylahy sy gasy vavy hihihih

de vao maika faly be i endriny hoe razambendrizareo ao st marie ao io trozona io hihih ...

eny waaa zalah ah...
mba tantarao eto ary ny antony nahatonga ny FIVOARANA mba haneken'ny zazakely amin'ny siansa fa marina ny angano tantarainareo :-)
99. rhaj0 ( 29/05/2015 12:39)
Mba hain'i Stron3 ve k'lou hoe,
- ahoana no tonga @ isa-na taona 60 millions ny mpandinika eee...
- dia ahoana koa no tonga @ isa-na taona 4000 ny Baiboly eee...
100. endriny ( 29/05/2015 14:57)

Strong3:

izy io moa tsy hinoana fa izay mihitsy satria i rhaj0 sy ry endriny nanatrimaso ... misy prorofo ihany koa ireo ... izao no ampianarin'ny olondehibe any ampita ny zanany dia rafitra manao eny tompoko koa ny gasylahy sy gasy vavy

Aza maneso tena fa mahamenatra... Sao heverinao fa ny Malagasy nga no nampianatra ny finoana kristianina teto... Koa maninona ianao no rafitra sy sodoka ary milaza mihintsy fa io no marina ary efa nohamarinina....

Aiza indrya ilay sarin'i Giza lasaina fa safo-drano fahiny hita tamin'ny satelia ity?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4084