creationisma maoderina

41. Strong3 ( 08/05/2015 11:33)
tsy zakan'ny sain'ny siantista sy ny tsimisiAtra mihitsy io fiforonana tamin'ny tsy nisy Nisian'Atra io ...

fa aminy niforona tamin'ny TSY NISY IZAO REHEETRA IZAO, ekeny izany... FA ILAY HOE Atra nisy tamin'ny tsy noforonina tsy ekeny hihihih :-) :-)
42. endriny ( 08/05/2015 11:41)
Tsy zakan'ny fo amam-panahin'ireo milaza fa kristianina mihintsy re ry Strong izany hoe mitovy laharana amin'ny gidro izany a... Fa aleony tsy mino izany ... Fa mino kosa izy fa mitovy laharana amin'ny vazaha fotsy na dia ngita volo sy mainty fihodirana aza... Dia lazainy fa tsy misy ny fivoarana ... Koa naninona ny hodiny no tsy lasa fotsy ohatran'ny an'ny vazaha daholo... Ary volony tsy mila pasohina fera atono isan'andro?
43. rhaj0 ( 08/05/2015 12:36)
Strong3:
tsy zakan'ny sain'ny siantista sy ny tsimisiAtra mihitsy io fiforonana tamin'ny tsy nisy Nisian'Atra io ...

fa aminy niforona tamin'ny TSY NISY IZAO REHEETRA IZAO, ekeny izany... FA ILAY HOE Atra nisy tamin'ny tsy noforonina tsy ekeny hihihih :-) :-)

Tsy azonao mihintsy ilay izy... (tena tsy haiko hoe aiza ilay blocage).. izao indray azany e...

ny Siantista raha miteny hoe bigbang t@ 0 sec, dia TSY midika izany fa hoe, teo no niforonan'ny tontolo. Io no fotoana napetraka fotsiny, toa ny hoe l'an 0 dia napetraka fa t@ naterhanay JC (ny an'ny Sinoa hafa ny l'an 0-ny). Fa ny "talohan'io fotoana io", dia mbola tsy fantatra, satria mbola tsy takatry ny fahalalana @ izao fotoana izao hoe, toatoa ny ahoana ny lalAna fizika mifehy ny tontolo, tsy fantatra hoe toatoa ny ahoana ny lalAna mifehy ny interaction entre particules @ izany fotoana "talohan'ny bigbang" izany.

ka ilay "miforona" dia "mamorona" dia anareo Mpino ao ihany. @ izao samy vory saina vory nofo izao, raha izay no manafaka ny angoisse sy anxiEtE-nareo @ "fangala-piery tsy mety vita" ity, dia reveo ao azany kouh... f'avelao zahay azany mba hivanitika @ caricature eee...

ndao hivanitika:
i Atra no namorona an'i Atra, ary Atra no n(amp)anoratra ny Baiboly.
Ary ny Baiboly no manamarina ny fisian'Atra. Ary ny Baiboly no manamarina ny Baiboly.
44. gasy1zay ( 08/05/2015 14:27)
Tsy azoko hoe maninona ry rhaj0 sy ny siantista no mitoky teny fatratra hoe marina 100% ny "théorie" -ny mikasika ny niforonan'izao tontolo izao nefa rehefa apetraka ny fanontaniana dia manaiky hoe tsy manana valiny fa mbola "work in progress".

Raha mbola théorie basé @ work in progress izany re ry rhaj0 mbola tsy mitombina 100% ny fahamarinany fa mba tokony hiaiky ihany hoe mety ho diso io "théorie de l'évolution" dradradrainareo hoe prouvé scientifiquement! Toa ohatrany tsy misy resaka mintsy ilay hoe "théorie"

hoy i Larousse hoe :

http://www.larousse.fr/dictionnaires/francais/th%C3%A9orie/77735

théorie tsy midika mintsy hoe vérité absolue ka aoka mba hisokatra ny sainareo hoe mety ho diso io fa tsy hanao ilay hoe " ny anay ny marina" :)
45. rhaj0 ( 08/05/2015 14:47)
Oadray.. tena misy mi-cloche tsihaitsihay mihintsy ao ho ao izany... Fa dia averina indray.. TSISY siantista mitoky teny fatratra hoe marina 100% ny "théorie"...

Ohatra: rahefa nametraka ny modele (na theorie) i Rutherford t@ 1910-20 hoe, izao ny "atolotra" hanazavana ny atoma, dia asa raha mazava aminao fa, dia TSY nilaza mihintsy izy hoe "marina 100%" io. Io hoz'izy no hanazavana an'izao sy izao.

Ekena hozy ny Siantista namany t@ izany 1910-1920 izany. Dia niherina ny taona vitsivitsy, dia hita fa ny modele quantique no mitombona (koakoa) hanazavana an'izao sy izao.

Dia TSY sasatry ny mamerina aho ho'a, fa noho io conditionnement azonareo avy @ Finoana io, izay fisainanareo izay no mampiteniteny foana foana anareo hoe, "misy ny marina 100%". Ary nareo ao @ Finoana ihany no mpanao an'io "mitoky teny fatratra" io, ary dia roritinareo ho toa anareo sy @ fisainanareo koa ny an'ny olona.

Efa hoe TSY hotr'anareo ho'a ny olona...
46. gasy1zay ( 08/05/2015 15:15)

rhaj0:

ka mety tsy niteny ngamba ianao rhaj0 hoe marina 100% izy io fa ny fomba firesakao no ohatrany milaza hoe izy ity no tena marina satria nisy porofo siantifika fa tsara rehefa ekenao eto hoe mety ho diso ihany io théorie hilazanao fa tsy misy Andriamanitra io.
47. rhaj0 ( 08/05/2015 15:24)
Theorie ve k'lou ny hoe "misy A.tra" sa "tsy misy A.tra"...

Raha raisina hoe ity ny famaritana:
Theorie = Système conceptuel élaboré pour tenter d'expliquer certains phénomènes.

Raha ny kely fantatro, dia TSISY Siantista nandroso hoe, inty ny "theorie tsisy Atra".. Sa nahita ianao ? Avoahy to azany.

Iana(re)o mpino ho'a no sampona ... obsEdE ny hanaporofo ny "finoany", nefa ny "finoana", ara-pamaritana, dia "manaiky-tsy-mila-porofo".
48. gasy1zay ( 08/05/2015 15:55)

Taiza aho no nilaza hoe porofoy fa misy na tsisy Andriamanitra fa ianao rhaj0 no nilaza hoe zavatra mba misy porofo siantifika no mitombina sns sns no lasa ohatrany hoe miverina foana ny resaka porofo, izaho efa resy lahatra koa inona no itadiavako porofo?

Théorie ve hoe "misy Andriamanitra" sa tsy misy? sao dia tokony averina jerena kely hoe inona ilay théorie hoy Larousse, amiko dia fanontaniana tsotra io ary ny valiny dia arakaraka izay finoanao-faharesendahatra-fahatsapanao azy ao. Théorie ve izany ny valiteninao? Tsy haiko fa io hoy aho toy ny hoe manontany ahy ianao hoe tia ahy ve ny vadiko dia hoy aho hoe ieeee! Théorie ve izany ilay hoe "tia ahy ny vadiko"??? En tout cas zaho tena mino,resy lahatra ary mahatsapa hoe tena tia ahy izy an! Fa misy olona hiteny foana hoe tsy tia ahy izy satria ....
49. rhaj0 ( 08/05/2015 15:59)
Dia misy reflexe kristiana iray koa tsikaritro.. Dia hoe, koa raha "diso" azany ny aroson'ny Siantista any aoriana, dikan'izany "mety ho diso" daholo izay arosony... Dia hoe, koa inona azany no "hanekena" na koa hoe hiorenan'ny fahalalana sy fiainana ary fisainana @ izany.

Dia hoy aho hoe, izay indrindra ny ... lalao fangala-piery ee... Raha ianao ilay boka mitady, dia mijery toerana #1 ianao, dia hoe tsy ao Ikalasoa, dia TSY ao izany izy ee.. dia mitandrina ianao, mijery toerana #2, sady miverina kely hoe, tena tsy ao @ #1 sy #2 Ikalasoa. DIA MIROSO #3 indray... ets...

Raha any aoriana, nilaza ny namanao boka (2 nareo no boka), fa hoe, kay ianao tsy nijery tsara ny toerana #2, dia izay izany koa inona moa ?... Fa ny toerana #1 k'lou efa ekena fa tsy ao Ikalasoa..

Asa raha azonao... sa ianao tsy mba mpanao fangala-piery fony zaza (fa nitokona tany ampiangonana foana) ?
50. rhaj0 ( 08/05/2015 16:04)
gasy1zay:
Taiza aho no nilaza hoe porofoy fa misy na tsisy Andriamanitra

.. z'afady.. si c pas toua, c donc ton firera... kay i Strong3 no "nitoko teny fatratra" hoe, "izay no porofo velona fa misy Atra, sa moa hoe tokana Atra, whatever...
51. rhaj0 ( 08/05/2015 19:32)
gasy1zay:
ny fomba firesakao no ohatrany milaza hoe izy ity no tena marina satria nisy porofo siantifika fa tsara rehefa ekenao eto hoe mety ho diso ihany io

Dia efa nohazavaiko io ambony io
rhaj0:
Dia misy reflexe kristiana iray koa tsikaritro.. Dia hoe, koa raha "diso" azany ny aroson'ny Siantista any aoriana, dikan'izany "mety ho diso" daholo izay arosony... Dia hoe, koa inona azany no "hanekena" na koa hoe hiorenan'ny fahalalana sy fiainana ary fisainana @ izany.

Dia hoy aho hoe, izay indrindra ny ... lalao fangala-piery ee... Raha ianao ilay boka mitady, dia mijery toerana #1 ianao, dia hoe tsy ao Ikalasoa, dia TSY ao izany izy ee.. dia mitandrina ianao, mijery toerana #2, sady miverina kely hoe, tena tsy ao @ #1 sy #2 Ikalasoa. DIA MIROSO #3 indray... ets...

Raha any aoriana, nilaza ny namanao boka (2 nareo no boka), fa hoe, kay ianao tsy nijery tsara ny toerana #2, dia izay izany koa inona moa ?... Fa ny toerana #1 k'lou efa ekena fa tsy ao Ikalasoa..

Asa raha azonao... sa ianao tsy mba mpanao fangala-piery fony zaza (fa nitokona tany ampiangonana foana) ?

Dia @ io izany, ilay toerana #1 dia efa nifanekena fa "mitombona". Ary dia miorina @ io izany.

Fa ny anareo kristiana mantsy, tonga dia hoe, rahef aizany dia arodano daholo izany ireo toerana efa voamarina eee... Raha izany dia TSISY n'inona hanarenana ny fi(s)ainana... Satria mantsy ny ambadika tianareo kristiana ahatongavana @ io dia hoe, ka dia minou fotsy eee...

Ny Siantista dia TSY minou fotsy (hotr'anareo). Fa ny iorenan'ny fi(s)ainany dia efa nifampiadiana/nifanakalozana ary mitombo mitambatra manonga ny fahalalana..

Ohatra hafa indray azany. Dia hoe, 3 etats de la matiere: vainga, ranoka, entona. Izay angamba no nianaranao teny andabilio. Fa izao dia hita fa misy "etats" hafa koa: plasma, supercritique, etc... Dia hoz'ianao izany hoe, diso ilay nitatatata hoe 3 etats, ka dia arodano daholo ny Fizika eee..

Dia i Ramino moa @ io azany mety hilaza ho'a hoe.... ndao mihintsy miverina @ 4 etats, tany-rano-rivotra-afo, fa izany no ao anaty Baibobolily sy Baiboliboly...
52. gasy1zay ( 08/05/2015 20:25)

Tsisy miteny hoe ravao ny fahalalanao rehetra rhaj0 fa ny tiana hiavina dia hoe aza mitoky teny fatratra hoe tsy misy Andriamanitra satria hoy ny siantista hoe .... fa ny ambaran'ireo siantista ireo mety hiova ary mety hilaza izy indray andro any hoe tena misy Andriamanitra, ka raha izay no izy ianao ve mbola velona @ izany afaka haka dern' sa efa lasa niatrika ilay fitsarana farany tsy ninoanao satria hoy tena nahatoky ny voalazan'i Darwin hoe ....ianao
53. rhaj0 ( 08/05/2015 20:55)
gasy1zay:
aza mitoky teny fatratra hoe tsy misy Andriamanitra satria hoy ny siantista

Raha ny kely fantatro, dia "milaza" tokoany ny Siantista hoe "tsy misy A.tra", satria rahefa mandinika sy misaina sy manao ny ataony (sy ny ataon'ny namany) ao izy, dia vaky vava hoe tena "tantara" noforomporonin'ny tsy-mahalala n'enareo..

Fa kosa, TSISY olona (na siantista) manao "fikarohana", dia manaporofo fa hoe "tsisy A.tra".

Asa raha azonao izay.. Hoe, ahoana no hanaporofoina fa TSISY ny zavatra iray ?
Satria ny Siansa dia manaporofo ny zavatra MISY na NISY, fa tsy manaporofo ny "zavatra tsy misy".

Ohatra hoe... porofoina hoe, NISY sa TSY NISY tokoany ny Unicorn.
- TSY afaky ny hilaza ianao hoe, TSY MISY izany Unicorn izany satria tsy nahita fati-na Unicorn ianao.
- Fa ny atao, dia manaporofo fa MISY ny Unicorn, ary ny porofo entina dia evidence/zava-misy fa NISY izany, mety hoe ny fatiny izany.

Asa raha azonao aloha hatreto..
54. rhaj0 ( 11/05/2015 15:16)
Ka ny Siantista izany TSY hanaporofo ny TSY MISY (TSISY hanaporofo hoe tsy misy Atra).

Ary ny Siantista koa anefa dia TSY hanaporofo koa hoe "MiSY Atra", raha ny fahazoako azy.

Dia tsorina, fa dia hotry ny hoe, mila hanaporofo ve ny Siantista fa misy ny zavatra fototry ny finoana ? na Finoana (be) na finoana (kely) ? ohatra hoe, Lutins ?? TSIA.

Ka inona izany no "porofoina" ?

RAha ilay "mpinobe tsisy adihevitra" aloha ianao, dia TSY mitady "fanaporofoina" akoriny. Ka dia tsy ilavana andaniana rondoha akoriny izany ny resaka.

Fa raha ilay mpino mba lasa saina kely ihany hoe, inona azany ity atao ity, inona azany ity inoana ity, dia ... eo izany isika izao.

55. gasy1zay ( 11/05/2015 18:58)
ka averiko hoe tsy ho takatry ny sain'ny siantista hoe misy Andriamanitra mahavita manasaraka ranomasina mena izany satria zavatra tsy afaka ho azavain'ny siansa izany satria tsy herin'olombelona ary tsy herin'ny natiora fa herin'Andriamanitra mahagaga.

Inona moa no maha magicien ny magicien raha zavatra hain'ny olona rehetra no ataony? Inona no mahaandriamanitra ny andriamanitra raha hain'ny Einstein na Archimède sns sns ny zavatra ataony?

Fa ny recherche en théologie sy ny archéologie ve izany rhaj0 tsy siantifika sa tsy misy resaka Andriamanitra ny fikarohana ataony?

Izaho koa aloka tsy mino hoe hahita porofo ny fisian'Andriamanitra ny siantista satria tsy sitrapon'Andriamanitra hisy izany (raha ny hevitro manokana) fa manjary tsy amin'ny finoana sy ny fitiavana intsony no hanantonan'ny olona azy fa @ tahotra.
56. rhaj0 ( 11/05/2015 22:06)
Ny papa Francis moa efa nilaza fa tsisy magicien sy baguette magique izany teo... fa ianao izany mbola @ izany, fa dia mahasoava ao @ finoanao an'izany ao izany ee..

Ny fikarohana arkeolozia angaha moa ny hitadiavana an'A.tra ?? Mandalina ny lasa tao Canaan ny olona dia izay .. ka be ny liana sy mpanome vola ny @ io.. nareo moa egocentrista loatrany, fa rahefa mikaroka any Sina koa izany ve ny olona, dia ... ngo dia lazainao fa mitady ny dian-tanana'i Atr'i Canaaan any Sina koa azany ?

Dia ahoana koa azany ny resakao hoe, raha mahita porofo ny siantista dia, hoz'ianao hoe ... " manjary tsy amin'ny finoana sy ny fitiavana intsony no hanantonan'ny olona azy fa @ tahotra"... Ilay "mahalala" indray izany no manantona "amin-tahotra" fa tsy ilay "mino-be-an'i-be-fitiavana-izay-mamely-mafy-ihany-kay" ?? f'angaha "mampatahotra" ilay Izy ao fa ny olona fotsiny no tsy mahalala izao ???
57. Strong3 ( 12/05/2015 11:25)
tahotra ts mitovy izany eh...
58. gasy1zay ( 12/05/2015 13:44)

rhaj0:

Ny papa Francis moa efa nilaza fa tsisy magicien sy baguette magique izany teo... fa ianao izany mbola @ izany, fa dia mahasoava ao @ finoanao an'izany ao izany ee..

Ny fikarohana arkeolozia angaha moa ny hitadiavana an'A.tra ?? Mandalina ny lasa tao Canaan ny olona dia izay .. ka be ny liana sy mpanome vola ny @ io.. nareo moa egocentrista loatrany, fa rahefa mikaroka any Sina koa izany ve ny olona, dia ... ngo dia lazainao fa mitady ny dian-tanana'i Atr'i Canaaan any Sina koa azany ?

Dia ahoana koa azany ny resakao hoe, raha mahita porofo ny siantista dia, hoz'ianao hoe ... " manjary tsy amin'ny finoana sy ny fitiavana intsony no hanantonan'ny olona azy fa @ tahotra"... Ilay "mahalala" indray izany no manantona "amin-tahotra" fa tsy ilay "mino-be-an'i-be-fitiavana-izay-mamely-mafy-ihany-kay" ?? f'angaha "mampatahotra" ilay Izy ao fa ny olona fotsiny no tsy mahalala izao ???

ka raha milaza ary ve ny olona hoe tena misy Andriamanitra ary misy porofo mivaingana tsy azo idifirana milaza fa marina ny voalazan'ny baiboly dia inona ny mitranga hoy ianao rhaj0? Mbola hiziriziry tsy hibebaka sa hibebaka satria matahotra ny ho lasa any @ helo?

Andriamanitra hoy aho tsy te hanery anao hanantona azo noho ny tahotra fa ny iriany dia hanantona azy ny olona satria mitady azy @ finoana sy ny fitiavana.

Rehefa mahita ny fiadanana sy fahasoavana miaraka amin'Andriamanitra aloha dia tena marina mintsy hoe matahotra ianao raha tafasaraka aminy e! Toy ny hoe tsy mety intsony ny fiananao raha tsy miaraka aminy. Fa tsy ilay tahotra négatif araka io eritreretinao io.
59. rhaj0 ( 12/05/2015 14:21)
Hoy Gasy1zay: "matahotra ianao raha tafasaraka aminy"... tsy azoko.. raha "mitombo fahalalana" AZY ianao izany, dia vao mainka "matahotra" (positif) ??

Noheveriko fa ilay tsy-mahalala, ka mora ambakaina amin-tahotra, no lasa minobe @n'a pas ao... kay koa izany, ireo "mitombo fahalalana", dia vao mainka koa (manambaka-tena) matahotra (fa pozitifa hono)...

Ka dia ao iana(re)o izany kouh... mi-carbure @ tahotra...
60. endriny ( 12/05/2015 15:12)
Dia hono ho'a.. ho anareo tsy MINO ny fivoarana ( ataoko hoe tsy mino satria lasa finoana ilay izy ho an'ny sasany)... lasitra samy hafa ve izany no nanamboarana anay Afrikanina be molotra sy mainty ngizina ary ngita volo sy ny lasitra nanamboarana ny Israelianina sy ny Eraopeanina...

Sa hoe nanamboatra adama faha-roa ho an'i Afrika Atra ka diso izy fa fota-mainty no nanaovany anay satria tsy nahita taniravo mihintsy izy taty?

Misaotra e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1891