creationisma maoderina
61. gasy1zay
(
12/05/2015 16:26)
rhaj0:
Hoy Gasy1zay: "matahotra ianao raha tafasaraka aminy"... tsy azoko.. raha "mitombo fahalalana" AZY ianao izany, dia vao mainka "matahotra" (positif) ??
Noheveriko fa ilay tsy-mahalala, ka mora ambakaina amin-tahotra, no lasa minobe @n'a pas ao... kay koa izany, ireo "mitombo fahalalana", dia vao mainka koa (manambaka-tena) matahotra (fa pozitifa hono)...
Ka dia ao iana(re)o izany kouh... mi-carbure @ tahotra...
Ka aminao ve ry rhaj0 raha tsy mampirafy ny vadinao ianao dia inona ny antony ? Tahotra ny vadinao sa fitiavanao azy? Matahotra ny ho tafasaraka aminy sa tsy te hampalahelo azy sa inona?
Raha tena tianao ny vadinao dia tsy mba nieritreritra mintsy ve ianao hoe tena sambatra aho izaho ary mba lasa ahoana ny fiainako raha sanatria tsy eo izy.
Dia ohatraohatran'izay ilay fiarahana amin'Andriamanitra ka raha tahotra ny motivation an'zany ny fahitanao azy dia tsy maninona satria rehefa mbola tafaraka aminy aloha dia tena mahafinaritra be ilay fiainana e!
62. rhaj0
(
12/05/2015 16:50)
gasy1zay:
mba lasa ahoana ny fiainako raha sanatria...
mba fomba fijery ny fiainana koa ny anao izany... Dia ho angoissE lava ao ianao raha izany... sady @ izay ilay imagination-nao tena mamokatra be magie-magie : "raha sanatria miteny ho azy moa ito soratra @ ecran ity ???"
63. gasy1zay
(
12/05/2015 17:01)
rhaj0:
gasy1zay:
mba lasa ahoana ny fiainako raha sanatria...
mba fomba fijery ny fiainana koa ny anao izany... Dia ho angoissE lava ao ianao raha izany... sady @ izay ilay imagination-nao tena mamokatra be magie-magie : "raha sanatria miteny ho azy moa ito soratra @ ecran ity ???"
Tsy azonao mintsy lay ohatra raisiko fa efa nambarako hoy aho hoe @ izao ntsika miteny izao aloha dia tena mbola mino sy resy lahatra aho fa tsy misy efitra manasaraka amiko @ fahasoavan'Andriamanitra satria tena hitako fa mamaly vavaka izy, ka miaina anaty tahotra ve ny olona mahazo izay iriany? Efa raikitapisaka @ imaginationao ngamba ny kristianana hoe miaina anaty tahotra fa tsy takatry ny sainao hoe misy olona tsy manao "tsara revy" nefa sambatra sy miaina anaty fiadanana?
64. rhaj0
(
12/05/2015 17:17)
Eny azany fa "miadana" ianao ao e... Fa dia mahasoava ao ho'a e... izaho ve moa haninona?
Fa raha izaho aloha, raha mba mijerijery, dia "tsy hiadana" ny saiko ohatra raha:
1- misy kibay mihantokantona foana "hono" eny ho eny, n'aizan'aiza ary na oviana na oviana
2- misy contradiction, misy lojika tsy manjary, nefa ny fi(s)ainako atontona @ izany..

65. gasy1zay
(
12/05/2015 19:34)

Ka mety tsy azon'ny olona tsy raikim-pitia hoe maninona no misy olona manaja ny vadiny fa dia hozy hoe tena masiaka ngamba ny vadiny matoa izy io tsy mampirafy, maika ny hody hamonjy ny vadiny, miantso ny vadiny foana sns sns...
Dia toy izany koa heverin'ny sasany hoe masiaka be ilay Andriamanitra matoa tsy manao izay zavatra mifanipaka @ sitrapony ireto mpino azy ary dia tena mandany andro sy fotoana mivavaka sy miresaka aminy.
Mila hiainana ilay izy vao ho azonao rhaj0, ny finoana sy ny fitiavana dia zavatra tsy ho azon'ny siansa hoazavaina mintsy. Mila andramana sy hiainana zay vao azo.
66. rhaj0
(
12/05/2015 20:19)
okey dokey... befitiavana IZY izany, fa fotsiny hoe, mandrantiranty "kibay mihantokantona foana "hono" eny ho eny, n'aizan'aiza ary na oviana na oviana" (helo/afobe io)
Dia tena lojikabe (amina lojika-kristiana) koa ny zava-drehetra ao, fa fotsiny zahay aty ivelany ihany no mahita "contradiction, sy lojika tsy manjary", ary zahay ihany no manavy raha toa ka "ny fi(s)ainanay no atontona @ izany"..
Fa dia mahasoava ho'a e... "he sambatra tokoa ianao" ao izany an...

67. endriny
(
13/05/2015 03:54)
endriny:
Dia hono ho'a.. ho anareo tsy MINO ny fivoarana ( ataoko hoe tsy mino satria lasa finoana ilay izy ho an'ny sasany)... lasitra samy hafa ve izany no nanamboarana anay Afrikanina be molotra sy mainty ngizina ary ngita volo sy ny lasitra nanamboarana ny Israelianina sy ny Eraopeanina...
Sa hoe nanamboatra adama faha-roa ho an'i Afrika Atra ka diso izy fa fota-mainty no nanaovany anay satria tsy nahita taniravo mihintsy izy taty?
Misaotra e!
Miandry valiny...
68. gasy1zay
(
13/05/2015 14:13)

Raha ny tantaran'ny baiboly no arahina dia isika izao dia taranak'i Noa mianakavy nameno ny tany : "Ary ny zanakalahin’ i Noa izay nivoaka avy tamin’ ny sambo-fiara dia Sema sy Hama ary Jafeta; ary Hama no rain’ i Kanana. Ireo telo lahy ireo no zanak’ i Noa; ary avy tamin’ ireo no nielezan’ ny olona tambonin’ ny tany rehetra"
Ka dia avy @ ireo izany no nisy lasa nakany europe, afrika, asia, zamerika, sns sns ...
69. rhaj0
(
13/05/2015 14:33)
gasy1zay:
isika izao dia taranak'i Noa mianakavy
Dia tena tsy hainao angamba ny tantara sy jeogirafia t@ izany andro izany... Dibo-drano ny vallee de Canaan, ary dia nalefa ny goaika hitsapa raha maina ny tany, fa TSY tonga hatrany Everest akoriny kay izy an... Ny razambenao @ io tsara kenonkenona atsy Azia... ny lemurs efa tonga tao Dago...
70. gasy1zay
(
13/05/2015 15:18)

oay! Marina tokoa fa ny nanoratana ny baiboly dia tsy voa ela raha oharina @ izao tontolo izao e! Azoko ny tianao hihaviana rhaj0 a! Saingy, raha nosoratana t@ 700 avant JC ve ny baiboly dia midika fa t@ 5000 ans avant JC ny genesisy? Misy milaza ve ao @ baiboly hoe i Noah anie ka t@ 4500 avant JC, iza no nilaza fa Noah sy ny safo-drano taorian'ny civilizasiona simeriana?
Raha milaza ny baiboly hoe :"Tamin’ ny voalohany Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany.
2 Ary ny tany dia tsy nisy endrika sady foana; ary aizina no tambonin’ ny lalina. Ary ny Fanahin’ Andriamanitra nanomba tambonin’ ny rano.
3 Ary Andriamanitra nanao hoe: Misia mazava; dia nisy mazava."
Misy milaza ve @ io hoe 10000 ans AV JC io no nitranga?
71. rhaj0
(
13/05/2015 15:50)
Io k'lou dia izay irevenareo azy ao.. rahefa oainina fa absurde ny echelle des temps norafetin'ny olombe tao @ Baibl tao, dia hoe "elastika" anie ny fotoana @ A.tra e... koa na ny nahaveloman'ny patriarisa azany "elastika" koa ny taonany...
Fa dia aza be fanontaniana re ry Gasy1zay fa dia minou fotsy eee...

72. endriny
(
13/05/2015 16:31)
gasy1zay:
Raha ny tantaran'ny baiboly no arahina dia isika izao dia taranak'i Noa mianakavy nameno ny tany : "Ary ny zanakalahin’ i Noa izay nivoaka avy tamin’ ny sambo-fiara dia Sema sy Hama ary Jafeta; ary Hama no rain’ i Kanana. Ireo telo lahy ireo no zanak’ i Noa; ary avy tamin’ ireo no nielezan’ ny olona tambonin’ ny tany rehetra"
Ka dia avy @ ireo izany no nisy lasa nakany europe, afrika, asia, zamerika, sns sns ...
Koa raha izany ary dia maninona isika no lasa mainty hoditra sy ngita volo kanefa tsy misy ny fivoarana hoy isika... ?
73. gasy1zay
(
13/05/2015 17:57)
rhaj0:
Io k'lou dia izay irevenareo azy ao.. rahefa oainina fa absurde ny echelle des temps norafetin'ny olombe tao @ Baibl tao, dia hoe "elastika" anie ny fotoana @ A.tra e... koa na ny nahaveloman'ny patriarisa azany "elastika" koa ny taonany...
Fa dia aza be fanontaniana re ry Gasy1zay fa dia minou fotsy eee...
oh leiretsy! Ianao anie rhaj0 no be fanontaniana fa izaho mba mamaly fotsiny e! rehefa tsy valiana manko ianao dia ohatrany hoe miavona izahay, na tankina tsy manankavaly, na tezitra, na mi-spin, dia iny ianao fa hanao théorie araky ny fahatakaranao azy ao loll sa tsy zay moa ilay resaka niaraka t@ Bordelais iny? :)
Izaho aloha dia tena mino sy resy lahatra e! tena velona Jesosy Kristy ry rhaj0 a!
74. gasy1zay
(
13/05/2015 18:21)
endriny:
gasy1zay:
Raha ny tantaran'ny baiboly no arahina dia isika izao dia taranak'i Noa mianakavy nameno ny tany : "Ary ny zanakalahin’ i Noa izay nivoaka avy tamin’ ny sambo-fiara dia Sema sy Hama ary Jafeta; ary Hama no rain’ i Kanana. Ireo telo lahy ireo no zanak’ i Noa; ary avy tamin’ ireo no nielezan’ ny olona tambonin’ ny tany rehetra"
Ka dia avy @ ireo izany no nisy lasa nakany europe, afrika, asia, zamerika, sns sns ...
Koa raha izany ary dia maninona isika no lasa mainty hoditra sy ngita volo kanefa tsy misy ny fivoarana hoy isika... ?
fa maninona ny saka no misy mainty fotsy sns nefa race 1 ihany? Sa tsy mitovy ny razamben'ny saka mainty sy ny saka fotsy ( tsy mijery ireo karazany hoe angora-persan-sphynx),
Fa inona moa izany no tena maharesy lahatra an'i endriny e? Olona caucasien no lasa mainty sy ikalangita sa ny gidro no lasa mainty sy ikalangita? Iza @ ireo izany no fivoarana inoanao?
75. rhaj0
(
13/05/2015 19:49)
@ ankapobeny anie, ho an'i Kristiana, raha ny fahazoako azy, dia tena TSISY mila azavaina, tsy ilaina apetraka akoriny ny fanontaniana, fa raha TSY takatra na tsy mazava izay eo, dia IZY ihany no mahatakatra sy mahalala azy, fa dia minou fotsy RaKrisy aaa...
Ka ny fanontanian'i Gasy1zay izany dia, ny valiny dia "elastika", ary dia mety tsara daholo ireo kajikajinao ireo, rahefa ampiharina ny "elastika"..
Ka tsisy olana io fa visavisao fotsiny, na dia efa hiaino dieny izao, ny "hasambarana" ao @ JC... any @ ilay fiainana mandrakizay eeee...

76. endriny
(
14/05/2015 04:02)
gasy1zay:
fa maninona ny saka no misy mainty fotsy sns nefa race 1 ihany? Sa tsy mitovy ny razamben'ny saka mainty sy ny saka fotsy ( tsy mijery ireo karazany hoe angora-persan-sphynx),
Fa satria ianao tsy mino ny fivoarana dia tsy mitovy izany ny razan'ireo saka ireo (vita kabary). saka mainty tokony tsy hiova fotsy mihintsy.
gasy1zay:
Olona caucasien no lasa mainty sy ikalangita sa ny gidro no lasa mainty sy ikalangita? Iza @ ireo izany no fivoarana inoanao?
Raha iverenako ny saka ataonao ohatra dia izao no lazaiko anao: Dia inona no maha samihafa anao amin'i Gaorila? moa ve tsy ny fiparitahan'ny volo eo amin'ny vatana fotsiny?
Fa raha tsy mino ianao dia averiko aminao ny fanontaniana: Ianao ve efa nahita eraopeanina mpivady niteraka mainty hoditra?
77. gasy1zay
(
14/05/2015 14:00)

Ao @ baiboly nanamboatra ny biby Andriamanitra nataony lahy sy vavy dia niteraka ireo dia izay, fa tsy misy milaza hoe nanao saka mainty izy dia fotsy dia mavo sns ...ka mifanipaka ve izany ny fivoarana sy ny fampianaran'ny baiboly?
"Fa raha tsy mino ianao dia averiko aminao ny fanontaniana: Ianao ve efa nahita eraopeanina mpivady niteraka mainty hoditra?"
Tokony hitovy ny endriky ny R+R direct ny zaza saingy tsy midika izany hoe ny ancestre originel dia tsy mitovy ry endriny a!
Tsy mitovy ve izany ny nihavian'ny olombelona aminao satria misy mainty , mavo sy fotsy? I endriny izany manaiky ny théorie de l'évolution, ok! dia inona izany ny hevitrao ny mainty avy @ gidro fa ny fotsy tsia? sa ny fotsy avy @ gidro fa ny mainty avy @ inona?
Tsy haiko raha azonao ilay tiako hiaviana, raha taranak'i Noah no nihaviantsika dia tsy mitombina satria misy fotsy, mainty ary mavo.
fa raha ny gidro no niavintsika dia mitombina na dia misy fotsy mainty sy mavo aza?
78. rhaj0
(
14/05/2015 14:34)
Ka mba fantaizista kosa re ry Endriny i Atra, ary dia mba nasiaNY de toute le koulera sy de touta le saveur a...
Ary ianao teraka io anie, tsy hoe teraka satria ny sperm/ovule miaraka @izay zene sns.. no "nivoatra", fa zavatra dian-tanan'Atra partout e... dia nataony petaka ny oronao, na lasa indrakindrafana ilay zaza (autiste).. dia araka ny Baiboly ihany io fa hoe : Ary hitan’ Andriamanitra fa tsara izany.

79. endriny
(
14/05/2015 15:12)
gasy1zay:
Tokony hitovy ny endriky ny R+R direct ny zaza saingy tsy midika izany hoe ny ancestre originel dia tsy mitovy ry endriny a!
Tsy mitovy ve izany ny nihavian'ny olombelona aminao satria misy mainty , mavo sy fotsy? I endriny izany manaiky ny théorie de l'évolution, ok! dia inona izany ny hevitrao ny mainty avy @ gidro fa ny fotsy tsia? sa ny fotsy avy @ gidro fa ny mainty avy @ inona?
Tsy haiko raha azonao ilay tiako hiaviana, raha taranak'i Noah no nihaviantsika dia tsy mitombina satria misy fotsy, mainty ary mavo.
fa raha ny gidro no niavintsika dia mitombina na dia misy fotsy mainty sy mavo aza?
Hay ve miaky ihany fa misy ny evolution e... saingy minia mikipy fotsiny amin'ity boky artifisialy
80. gasy1zay
(
14/05/2015 15:56)

Tsy azoko hoe inona no tsy mampitombina ny baiboly @ izany, raha manaiky ary aho hoe misy ny évolution tsy vao maika ary ve mitombina ilay eritreritrao hoe Noah lasa nanana taranaka ngita volo sy mainty kely sa tsy manaiky no ho taranak'olombelona tokana mintsy i endriny fa te hanana "ancetre originel" hafa noho ny samy olombelona? Tsy maninona fa mbola in progress ny siansa hoy rhaj0 izay ka afaka manao théorie vaovao i endriny hoe ny razambenay dia avy @ ... fa izay tsy avy @ Adama sy Eva sy Noah ni Gidro nivoatra, ...
Tsy misy bedy ka