Faminaniana

41. RBNIR ( 29/04/2015 18:43)
Namana rhajo,
1- Hatramin'izay ka hatramin'izao ny vahoakan'Andriamanitra dia vitsy dia vitsy an'isa hatrany ao anatin'ny maro (oha Noa valo mianaka ihany) lota mianakavy ihany. Ny vahoaka israelianina ihany no Azy fahiny fa ny ankoatran'izay saika tsy izy avokoa....Hoy koa i Jesosy Tompo « Fa èty ny vavahady, ary tery ny lalana izay mankany amin'ny fiainana, ka vitsy ny mahita azy. » (Mat io 7:14)
« Fa maro no antsoina, nefa vitsy no fidina. » (Matio 22:14)
Tsy mahagaga ilay pourcentage kely dia kely nefa izany tsy midika hoe tsy nahalala ilay firenena satria matoa misy ny nanaiky dia efa nandalo tao izay ny fitoriana....
Tahaka anao izao tsy ho afaka mihitsy ny hilaza fa hoe tsy nisy nampahafantatra na koa hoe tsy nampahalalana......
2- Ny zavatra azoko antoka (araka ilay tenin'i Jesosy) Azo atao ny misoroka tsy hiharan'ny loza amin'ny alalan'ny fibebahana namana....
42. rhaj0 ( 29/04/2015 19:55)
RBNIR:
ny vahoakan'Andriamanitra dia vitsy dia vitsy an'isa

Ny vahoakan'ny A.try ny Kristiana no tianao lazaina ?

Nefa ataok'ity ny Kristiana no maroisa indrindra raha samy Fivavahana ?
http://en.wikipedia.org/wiki/Major_religious_groups
2.2 miliara ny Kristiana, 1.8 miliara ny Silamo, 1.1 ary 0.5 ny Hindu sy Boudista..

Ny vavahady vodi-fanjaitran'ny Kristiana aloha dia anareo ao ny anareo miady ny hiditra @ izany ao... Fa ny Hindu sy Bodista ao Nepal anie izao mbo jereo eto ny reviny e.. SAMY HAFA ny concept-n'ny fiainana re eeee.... Ka samy manana ny A.tra-ny io ry RBNIR fa tsy hoe ny anao ihany no izy aaa.. Mety IZY ny anao ao aminao ao, ao @ vohitrao ao, fa @ hafa dia TSISY mahalala ny anao akoriny.

Ohatra izao rizareo ao Nepal ao, rahefa tonga ity horohoron-tany, dia izao ny azy no andraisany azy...
http://www.cnn.com/2015/04/26/world/nepal-earthquake-buddhists-hindus/index.html
But unlike Abrahamic traditions, in which a single God is thought to be omniscient and all-powerful -- and thus, in theory, responsible for allowing natural disasters -- Buddhists and Hindus have another way of looking at tragic events, Lewis explained.

Some place the blame at the feet of karma -- human actions that result in future consequences. But many others just see earthquakes and tsunamis as amoral events, neither caused by angry deities nor visited on deserving sinners.

"Buddhist and Hindu texts make it clear that there are all kinds of causal contingencies that just happen," with no cosmic rhyme or reason, Lewis said. In one famous Buddhist book, "The Questions of King Milinda," the Buddha teaches that the majority of things that happen to people, good or bad, are not related to karma at all. To put it very simply: Stuff happens. The morals and meaning of our lives depend on how we deal with that stuff.
43. RBNIR ( 30/04/2015 00:45)
Raha eran-tany dia kely dia kely ny olom-boafidy mihoatra amin'ny isan'ny olona eto amin'izao izao tontolo izao...
Tsy midika izany hoe tsy mahalala izao tontolo izao fa ny mifanohitra amin'izay no misy...betsaka no nampahafantarina fa minia tsy te hafantatra tsotra izao.......
44. endriny ( 30/04/2015 05:49)
Ny feon'ny vahoaka dia feon'Atra... Fa tsy hoe ny feon'ny vitsy an'isa.... Hihiihih
45. RBNIR ( 30/04/2015 06:49)

endriny:

Ny feon'ny vahoaka dia feon'Atra... Fa tsy hoe ny feon'ny vitsy an'isa.... Hihiihih



« Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mahadiso hevitra anareo ny tsi-fahafantaranareo ny Soratra Masina na ny herin'Andriamanitra. » (Mat.22:29)

Iny ilay fahadisoankevitra namana! vitsy no tena manana ny
feon'Andriamanitra.....« Fa èty ny vavahady, ary tery ny lalana izay mankany amin'ny fiainana, ka vitsy ny mahita azy. » (Mat.7:14)
« Fa maro no antsoina, nefa vitsy no fidina. » (Mat.22:14)
46. rhaj0 ( 30/04/2015 10:15)
RBNIR:
« Fa maro no antsoina, nefa vitsy no fidina. » (Mat.22:14)

Dia reveo ao izany ho'a ny anareo kouh... Vitsy hono izany no ho fidiana, ka handova ny lanitra, aminareo samy kristiana ao e.. i Matio mihintsy no milaza. Ka dia mazotoa "miady lova" ao azany e..

Dia ny vitsy aminareo Kristiana izany ho sambatra any @ ilay "fiainan-tsi-hita", fa ny ambiny maroisa kosa dia mijafajafa anaty afo. Fa mety ianao io anisan'io farany io fa tandremo fa dia miadia mafy eeee... firifiry ho'a no "tena kristiana" talohanao, kristiana h@ ddb-n'ny nnbeny, ary nanokana ny fiainany tao, koa ianao izay mbola kristiana a temps partiel io no hisongona azy ... esy e...

Ny Silamo koa izao mety voisin-nareo ao @ ilay fiainan-tsi-hita ao, ny sasany amin-dreo voahodidina virjiny, dia ny ambiny @ Silamo koa ny azy mijafajafa anaty rano mangotraka.

Ny Boudista sy ny Hindus rehetra kosa anefa ho sambatra rahefa mi-reincarner, ary "fiainana hita" kosa ny azy satria miodikodina hono ny tany.
47. RBNIR ( 30/04/2015 10:21)

rhaj0:

RBNIR:
« Fa maro no antsoina, nefa vitsy no fidina. » (Mat.22:14)

Dia reveo ao izany ho'a ny anareo kouh... Vitsy hono izany no ho fidiana, ka handova ny lanitra, aminareo samy kristiana ao e.. i Matio mihintsy no milaza. Ka dia mazotoa "miady lova" ao azany e..

Dia ny vitsy aminareo Kristiana izany ho sambatra any @ ilay "fiainan-tsi-hita", fa ny ambiny maroisa kosa dia mijafajafa anaty afo. Fa mety ianao io anisan'io farany io fa tandremo fa dia miadia mafy eeee... firifiry ho'a no "tena kristiana" talohanao, kristiana h@ ddb-n'ny nnbeny, ary nanokana ny fiainany tao, koa ianao izay mbola kristiana a temps partiel io no hisongona azy ... esy e...

Ny Silamo koa izao mety voisin-nareo ao @ ilay fiainan-tsi-hita ao, ny sasany amin-dreo voahodidina virjiny, dia ny ambiny @ Silamo koa ny azy mijafajafa anaty rano mangotraka.

Ny Boudista sy ny Hindus rehetra kosa anefa ho sambatra rahefa mi-reincarner, ary "fiainana hita" kosa ny azy satria miodikodina hono ny tany.

Ahitsiko kely , ny filazana an'izany tsy fanamelohana an'iza na iza fa Andriamanitra ihany no mahafantatra izay ho any amin'ny fiainana sy ho any amin'ny Afobe....
Na izany aza ny fahamarinana tsy maintsy toriana araka izay nampianaran'i Jesosy Azy....
Koa rehefa niteny izy hoe vitsy dia vitsy no tsy maintsy tenenina fa tsy afaka kosa aho hamadika hoe ny maro.......
48. rhaj0 ( 30/04/2015 19:22)
Mba dadany kosa k'lou ny style-na gestion-n'ny ressources humaines ataon'i JC ee... Tena asiany hoe "vitsy no fidina", dia @ izay dia misy competition an.. dia samy miezaka ny hanao tsara, na maka 19 ao daholo an...

Fa dia asa aloha raha hotr'izany ny ao ampiasana-nareo ao eeee... misy sous-sefo mampino anao ao hoe, "vitsy" aminareo mpiasa ao ihany no mahazo baojy, ilay vakansy any @ rue du paradis, ary tena izay mihintsy hozy ny CEO...

.. dia mino tokoany ianao !... dia hitanao hoe ara-drariny sy ara-kitsiny izany !.... ataovy ao dia reveo ao azany kouh...

i JC anie no miteny fa tsy hoe IZY ee... izaho k'lou mahita fa resak'i JC io fa tsy AZY eee... na i Matio indray no mamalan-kira... na ny mpandika an'i Matio no nohetsehin'ny tsihaitsihay dia manatavy resaka ao...

Fa raha izaho ho'a aloha dia mahita fa TSY ARA-KITSINY izany, raha hoe tena BE FITIAVANA tokoany IZY...

49. Strong3 ( 04/05/2015 09:31)
tena ho lasa kristiana ihany i rhaj0 raha izao no mitohy, lasa mpamaky baiboly tsy fidiny noho nyf anoherana ny baiboly marina... HIHIHI

FA TENA dadany tokoa no nahafahanao nitsongoloka io verset io an. miaiky iaho izay ! :-)

« Fa maro no antsoina, nefa vitsy no fidina. » (Matio 22:14)
« Dia hoy ny anankiray taminy; Tompoko, moa vitsy va no hovonjena? Ary hoy Izy tamin'ny olona: » (Lioka 13:23)
« Miseseha hiditra amin'ny varavarana ety ianareo; fa hoy Izaho aminareo: Maro no hitady hiditra, fa tsy ho afaka. » (Lioka 13:24)
« Rehefa mitsangana ny tompon-trano ka manidy ny varavarana, ary ianareo mijanona eo ala-trano mandondòna ny varavarana ka manao hoe: Tompoko, vohay izahay, dia hamaly Izy ka hanao aminareo hoe: Tsy fantatro na avy taiza na avy taiza ianareo; » (Lioka 13:25)


Ka rehefa tsy miakanjo ny fiakanjon'ny fampakarana kousa ve? sa hoe be fitiavana dia tsy manin na maibo sy feno fotaka aza miaraka misakafo aminao any anty marige namana rhaj0???

fanampin'izay, efa nomena savony hanadiovana akanjo sy botika hangalana akanjo vaovao ilay olona fa tsy hoe: asaina mividy , na hamorona ny tsy misy ... :-) dia ilay Atra indray ve no omenao tsiny? eto eh hihih... azafady

50. bor2lais ( 04/05/2015 11:24)
rhaj0:

i JC anie no miteny fa tsy hoe IZY ee... izaho k'lou mahita fa resak'i JC io fa tsy AZY eee...

:-)
Iza aloha ilay JC lazain-dramose eto ? Ary iza ilay IZY ?
:-)
51. rhaj0 ( 04/05/2015 13:42)
Hoe, i JC (Jesosy) no miteny hoe "vitsy no fidiana" na hoe "èty ny vavahady", fa tsy IZY (A.tra)..

Sa hilaza i dokotera hoe, tena vao avy noresahin'i A.tra, sahala @ Mosesy tetsy an-tampo-kavoana, vao avy niresaka i JC sy Atra dia io nilaza an'io teo io i JC ?

Sa moa i JC indray izao no A.tra ?

(tena tsy hitako intsony izy ity.. .fa rahefa mba mahay ry Bor2lais ho'a dia aza mamilafila fa tonga dia lazao tsory hoe ahoana izy io eee.)
52. rhaj0 ( 04/05/2015 14:19)
aaahh.. ni-google kely aho radoko dia nahita... kay JC kay A.tra koa.. izay ilay baolina 3-1 an'ny krisitiana.. ka dia ny A.try ny krisitiana izany TSY A.try ny Moslimo sy ny Jiosy.. na dia samy A.try Abrahama ihany azany no niankohofana taloha... Dia kay "niova" koa izany A.tra... mety misy dogma 3-1 hafa koa angamba ny @ io... okay.
53. endriny ( 08/05/2015 11:57)
Araka ny faminaniako dia ho tapitra ny fampiasana ny teny Malagasy afaka 50 taona...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0807